Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jimna, milahatra araka ny daty
jimna ( 14/12/2006 05:49)
25 Decembre??
avy aiza ny daty 25 decembre izay lazaina fa nahaterahan'i Jesosy Kristy tô tsy hita ao anaty Baiboly manko izy io mba afaka manome valiny marimpototra ve? ... tohiny
novalian'i booboo ny 19/12/2006 17:12
jimna ( 12/09/2006 05:15)
Jesosy Kristy, Andiamanitra sa zanak' Andriamanitra?
raha ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy, nefa maro @tsika... tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 09:59
jimna ( 08/08/2006 03:44)
inona no atao hoe kristiana?
be dia be mihintsy no milaza azy ho Kristiana,mbola betsaka anefa no tsy dia mahalala ny atao hoe kristiana! mba mangataka hevitra avy aminareo!!... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 08:16
jimna ( 01/03/2006 05:47)
ANJARA SY LAHATRA
Ahoana ny hevitrareo @io lohahevitra vaovao io?... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
jimna ( 17/02/2006 03:48)
FIAINANA ANY AN-DANITRA, IZA AVY NO HO ANY?
Ny olona rehetra tsara ve no ho any?... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/03/2006 00:28
jimna ( 07/02/2006 04:21)
inona no zava-kendren'ny fiainantsika eto antany?
fanontaniana goavana mbola betsaka ny manontany anio ka sao dia mitovy hevitra amiko ianareo, de mba zarao ze valiny e... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 00:46
jimna ( 26/08/2005 04:30)
misy ve ny fivavahana marina?
samy mitompo teny fantatra daholo ny fivavaha eto @tontolo ity hoe samy marina, koa iza @ireo ary no tena marina ,,, ... tohiny
novalian'i daran ny 19/10/2005 09:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0255