Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i isambilokely, milahatra araka ny daty
isambilokely ( 28/04/2005 03:02)
Raha handany andro ihany, tsy aleo ve ...
Raha handany andro ihany tsy aleo ve mba mampitombo fahalalana ato amin'ity siten'ny akama ity : [b][url]www.anglaisfacile.com[/url] [url]www.espagnolfacile.com[/url] [url]www.allemandfacile.com[... tohiny
isambilokely ( 24/04/2005 04:03)
Sehatra ahitana ny ARNAQUE
Araka ny voalaza dia mety ho misaringotra ato ny serasera raha mandinika ianareo manoloana izao fitakiana vola izao, eny fa na dia miendrika fananmpiana aza izany. Izay tsy mazava ny lalan'ny vola ? ... tohiny
novalian'i lilbon ny 18/07/2005 13:37
isambilokely ( 24/04/2005 03:58)
Toy izao no atao hoe ARNAQUE ...
Niniana natao amin'ny teny frantsay ilay fanazavana amin'izay tsy misy ny fandikana vilana. [b][u]Comment reconnaître une arnaque[/u] ? [/b] D'une manière générale, l'arnaque se caractérise ... tohiny
novalian'i zandrypte ny 27/05/2005 18:05
isambilokely ( 24/04/2005 03:38)
TOY IZAO NO ATAO HOE : ARNAQUE na ARNAQUERIE
Fitakiambola na fakana vola amin'ny fomba mivantana na eny fa na amin'ny fomba ankolaka izany. Tsy iray amin'ireo ve ity hakana vola amin,ny namana izay efa mahantra eto amin'ny serasera ity ? Tsy ... tohiny
isambilokely ( 23/04/2005 08:30)
Tratra ilay mpanendaka sy mpangaro-paosy malaza tao ...
TANDREMO RY ZAREO FA MISY TSY MILAMINA NY TANY Sao dia tsy rariny ny fanatazana rakitra eto amin'ny serasera ? Tsy aleo ve manao takelaka entina mampiditra vola manokana hanohana ny serasera toy i... tohiny
novalian'i sonwin ny 03/05/2005 14:34
isambilokely ( 23/04/2005 05:31)
Famoriana hetra fanampiana ho an'i serasera
Tsy ratsy aloha ilay hevitra nalefan'i Betty. Raha tsy diso izahay dia toa gratos io serveur io fa tsy an-doavambola satria feno pub be isaka ny voa mivoha. Na izany na tsy izany dia feno serveur... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078