Liste des messages
Liste des messages, inserés par ikalakintina, par ordre de date
ikalakintina
(
14/02/2007 12:02)
lalatiana
aiza ry reto no mba mety ahitana le album n i lalatiana vaovao navoakany tam octobre iny mba valio e?misotra...
suite
répondu par ikalakintina le 23/02/2007 11:31
ikalakintina
(
10/10/2006 09:18)
be fitetika
hoatr'izao le tantara:
nilalao le sipakely de niakatra teo ambony hazo, de sendra nandalo le mopera de gaga raha nahita azy teo ambony hazo:
mopera: fa inona ity ataonao eny ry zanako, midina iana...
suite
répondu par vale le 18/10/2006 11:20
ikalakintina
(
28/05/2006 06:22)
fetin'ny reny
tratry ny fetin'ny reny daholo reto ze reny sy ze ho reny a!, de samy hotahian'Andriamanitra daholo am adidy aman'andraikitra izay atao!de mirary soa bedeba e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*...
suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 04:02
ikalakintina
(
09/05/2006 12:01)
efferalgan (azafady fa am teny frantsay le izy)
MERCI DE LIRE ET DE PARTAGER CECI AVEC MOI.
INFORMATION TRES INPORTANTE
Ne jetez pas ce mail lisez le jusqu'au bout (il ne
vous sera rien demandé ni argent ni effort) juste
une lectu...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 06:28
ikalakintina
(
08/05/2006 20:45)
dispensaire prive
so reto nareo mba mahafantatra ong afaka mi parainé na manampy dispensaire privé atao any dago,indrindra mamatsy ara pitaovana sy fanafody mba ahamora ny vola alohany olona, mba valio ze mba manana ...
suite
répondu par ikalakintina le 09/05/2006 18:40
ikalakintina
(
07/05/2006 15:49)
ity ndray mba misy dinika e!
nareo ve reto efa nahita an zao, leo na efa tsy tia an le iray le iray na lahy io na vavy, de mbola miaraka ihany, satria oe misy engagement morale ohatra oe, efa niaraka efa ela , efa fantatry ny ray...
suite
répondu par Fiffi le 13/05/2006 14:31
ikalakintina
(
16/04/2006 16:07)
kalaroa
za reto mitady an'i kalaroa a!, so de mba misy malala azy nareo, angamba efa teto am serasera izy asa na niova anarana hafa na tsy manketo intsony!, de misotra o!...
suite
répondu par Fiffi le 28/04/2006 15:23
ikalakintina
(
08/04/2006 11:32)
tany ampenarana
tany ampianarana no niseho ity tantara ity; nanao soratononina tam teny frantsay ny kilasy iray nisy ireto bandy kely, de nanonona le pampianatra oe; bicyclette;
hoy le bandy kely iray tam namany: a...
suite
répondu par kala le 12/04/2006 05:34
ikalakintina
(
06/04/2006 07:43)
ny fahaizana sy ny fitiavana
misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra t...
suite
répondu par soanja le 01/06/2006 04:41
ikalakintina
(
27/03/2006 12:34)
inona ary zany!
ze mahay o!
raha mahatratra ahy de babeko!...
suite
répondu par kala le 04/04/2006 07:06
