Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ianao, milahatra araka ny daty
ianao ( 08/08/2007 01:53)
debit internet
Inona kay no mampaambany be debit internet aty Madagasikara?... tohiny
novalian'i jefra ny 09/08/2007 17:35
ianao ( 02/08/2007 12:02)
dadatoa
Saika mba hitady ilay hira misy hoe: Dadatoa dadatoa dadatoa Nenitoa nenitoa nenitoa Sady masiaka no tsara fanahy Etsy ataonay ba tsy haiko ny mpihira,... tohiny
novalian'i ianao ny 03/08/2007 12:41
ianao ( 07/07/2007 13:41)
manina
Misy olona mahamanina ahy fa tsy fantatro mitsy anefa. Tsapako somary banga izany fiainako kanefa. Normale ve zany ra ny fahitanareo azy? ... tohiny
novalian'i Rajordri ny 26/10/2007 12:46
ianao ( 06/07/2007 14:40)
ohatrinona any kay ny manao klipy
Eto Antananarivo Dia aiza no mahay mamboatra. Mba hoe klipy miavaka fa tsy ilay mahazatra ireny fotsiny? Misaotra... tohiny
ianao ( 19/03/2007 00:48)
mitady namana
Manao ahoana daholo, Mba mitady namana malagasy mba hifanerasera raha misy azafady. Rojo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075