Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ialahy, milahatra araka ny daty
ialahy
(
29/03/2014 15:58)
iza mba mahay sy mahatadidy ity hira ity
{ xxx - 06/09/2007 11:32
manahoana daholo,
mba saika hanontany ho aho zah hoe: iza moa no mihira ilay hoe:
malabary rovidrovitra tsy misy tanana iny
izay no fanaovany
.....izay no fananan'ny tary e, ...
tohiny
novalian'i andry zatovo ny 23/10/2019 05:32
ialahy
(
27/12/2013 16:50)
Pffff mbola tsy fay ihany! io tsy fahatokisana gasy io mbola tsy maha tonga saina foana.
eny hoa ra malagasy, fa dia inona loatra no tsininao no dia tsy antokisana ianao aminy zavatra ataonao, fa tsy maintsy hoe andefasana iraka manokana? raha izaho no eo aminy toeran'ireo gasy voakitika ...
tohiny
novalian'i Tanora ny 28/12/2013 23:44
Ialahy
(
28/10/2013 13:43)
Tsy aleo ve efa miomana hidina andalam-be e! otrany taminy 2002 :)
efa tokony miomakomana raha sahy an! 1er tour de vita hoe de tonga de midina andalambe @zay, izay fanafodin'io fa raha 2e tour lavitry ny afo ny kitay, tsy adala ny HAT nanao candidats bobaka be fa mi...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 29/10/2013 17:38
ialahy
(
23/10/2013 13:24)
Aza hitako, aza mahita ahy
izao no mety ho sarisary hipotra enga anie tsy ho izay pouah pouah pouah
lany soamatsara ny N33 nandresy ny tolona hono, ekena, fa i dadavalo te hiverina eo aminy fitondrana mihitsy no tanjony, asaina...
tohiny
novalian'i Ialahy ny 28/10/2013 13:40
Ialahy
(
09/09/2013 12:53)
Mazava tsara ny tenin'i filoha taloha Ravalomanana! SAHIA IANAREO, AZA FITAHINA INTSONY NY VAHOAKA...
Mazava ngambany izay, sahia hoy izy... aza fitahina intsony ny vahoaka...
raha adika tsotsotra dia hoe ento atao sorona reo vahoka reo dia efa vita ny tolona dia mody milamina aho, mora ny mibaiko fot...
tohiny
Ialahy
(
28/08/2013 17:52)
Sarotra ny hiteny hoe maty momoka ny tolona (PAO-TSATROKA HO ANAREO)
Sarotra ny hiteny hoe maty momoka ny tolona natao nadritry ny 4 taona, koa aleo tohizana foana na ho any na tsy ho any, mba tsy hanakivy ny olona tonga tao aminy magro isan'andro, nandritry izay 4 tao...
tohiny
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:37
Ialahy
(
24/08/2013 15:10)
Izao no atao hoe nanary jocker ka sendra vato midofotra
ilay mpitarika mihitsy no tsy izy e! nankaiza daholo le jocker bedabe taminy 2002 reny ooo?? izao ry zanak'i Dada no fitsondrohana taim-bato a! tsy izy tsony ireo mpitarika anareo ireo, soloy na pasoy...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/08/2013 20:08
Ialahy
(
22/08/2013 13:04)
Tsy aleo ve tohizana ilay fahendrena ry zareo?
hendry be ianareo mpomba an'i Ravalomanana nandritry ny 4 taona izao, ko maninona raha tohizana 5 taona indray, dia afaka 5 taona i dada sy neny miaraka milatsaka e! hatrizay handrinareo ihany ve dia ...
tohiny
novalian'i Ialahy ny 24/08/2013 14:59
ialahy
(
17/05/2013 16:08)
Mba omeo vaovao an'ilay 3 art azafady ze mba mahalala oo
Nisy nikalou hono Ramora, nilakou mantsy e! so de mba misy afaka mazava misimisy hamoronana hira ho anazy e!...
tohiny
ialahy
(
03/05/2013 15:36)
Ary mba nanahona hoa izay bebe Razay e?
Mba nanahona tokoa izay bebe Razay ry zareo a?
...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/05/2013 16:52
ialahy
(
03/05/2013 12:15)
Misy lalana ve ahafahana manova olona nilatsaka ho fidiana, hiova olona hafa tampoka?
ny tiako ahatongavana dia izao, raha misy mpahay lalana, na mpanodikodina lalana, hoe tsy afaka tampoka ny candidat iray nony antony maro tsy voatanisa, dia omeny olona hafa ny toerany?
dia tsotra ome...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/05/2013 23:22
ialahy
(
25/04/2013 14:27)
1er tour hono de vita indray!
mila mailo raha vo zany ny feo mandeha an! efa fikany ireo mihitsy io! eto no tena ahitana hoe 1er tour zany. Sady te ahita an'i Lalao hitarika olona eny aminy 13 mai a zany, sady hivazavaza hoe 1er t...
tohiny
novalian'i misratana ny 01/05/2013 08:15
ialahy
(
22/04/2013 19:51)
Efa tsy dia misy safidy intsony angambany....
efa tsy dia misy safidy ntsony angamby ny Malagasy fa ny hanaperana ity tetezana ity no tanjony. Dia mino ve anefa isika fa raha tapitra ny tetezana ka hisy olona lanim-bahoaka indray eo dia hilamina ...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:19
