Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i gasyihany, milahatra araka ny daty
gasyihany
(
03/08/2011 08:00)
Aoka hazava tsara aminareo olona mifanerasera eto fa tsy Ravalomanana mihitsy no voahongana fa ny vahoaka malagasy sy ny zony no notifirin'ny miaramila sy andry devoly.
Izay no marina. Raha toa ka Ravalo irery no narary efa elabe isika no nilamina, saingy ny VAHOAKA MALAGASY mihitsy no voan'ny T totohondry, G gidragidra, V vono olona miampy D devoly sy J jiolahy....
tohiny
novalian'i milamm ny 19/08/2011 13:39
gasyihany
(
27/07/2011 07:48)
Fa iza no tena maniratsira ny vahoaka malagasy eto ? No injay ompaina dia tezitra. Ompa maloto isan'andro hatr@n'ny taona 2009 anie izao hiainan'ny malagay izao e.
Fa inona no atao hoe fangalana fahefana an-terisetra ? Izany no tena ompa, tsy vitan'izany fotsiny fa mbola novonoina ary mbola vonoina hatramin'izao izay rehetra mampibaribary ny marina. Koa mbola o...
tohiny
novalian'i diloo ny 02/08/2011 23:45
gasyihany
(
27/07/2011 07:43)
Matahotra rahom-bava @n'y finday i risara, angaha lasa bomba koa ny telefaonina ? Ampahafirin'ny fampitahoranareo basy ny vahoaka anefa izany ?
Tsy mahagaga fa ny mpanao ratsy ihany no mahana. Raha izay rahom-bava amin'ny telefaonina tsy maha-faty, fa hianareo mivoaka mirongo basy arangaranga, inono no dikan'ireny, ireny no tena fampitahorana...
tohiny
gasyihany
(
22/07/2011 07:29)
Vatokely izany izao dia ahazoana fanamelohana ho faty tsy misy fitsarà na. Tonga dia famonoana no nahazo ilay rangahy teny ankasina.
Nolazain'ny fitondràna "faty" aleo ahitsy mihitsy fa izany no tena marina, fitondràna faty masiso no eto madagasikara. Io olona maty nolazainy fa nitifitra flesy ny kortezin'drajoelina dia nosambor...
tohiny
novalian'i pulm ny 25/07/2011 08:38
gasyihany
(
18/07/2011 11:13)
Politika no resahina eto @n'ity sehatra ity, feo re isan'andro ny hoe mijaly ny malagasy, marina ary tena marina. Iza no nahatonga izao fijaliana sy fahorina izao.
Tsy hoe rehefa miteny ny tsy mety ataon'i andry rajoelina dia diso ny tena, tsia, aleo habaribary tsara, ary aoka hahatsiaro tena ny malagasy fa nisy olona tsy vanon-toetra eto amin'ity firenena malal...
tohiny
novalian'i papala ny 20/07/2011 13:07
gasyihany
(
21/01/2011 12:17)
Ampihorohorona ny mpitsara ao Anosy amin'izao fotoana izao ny amin'ny fitoriana nataon'dRavalomanana, ny lalà na dia lalà na velona avy amin'ny vahoaka anjaranareo ny mampibaribary izany.
Nanao fianihanana hianareo mpitsara....
tohiny
novalian'i laza5700 ny 21/01/2011 17:56
gasyihany
(
21/01/2011 12:07)
Ka hisambotra an'i andry lehiben'ny jiolahy mpanongam-panjakana amin'izay ve i risara bomba sa tsia ?
Aiza izao no hametrahana an'i andry ? ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/01/2011 01:43
gasyihany
(
21/01/2011 12:02)
Ka mbola hampirisika ny TIM izay tarihiny hifandinika amin'ny mpitondra faty ihany ve izany Ravalomanana sa tsia ? Efa aty amin'ny vahoaka matsy izao ny raharaha amin'izao fotoana izao.
Ny fitoriana izay nataon'dRavalomanana mantsy tsy amin'ny anarany manokana, fa amin'ny maha filoham-pirenena azy, fahefam-bahoaka izany. Ny mbola fanohizana ny fifampidinihina amin'ny fitondràna faty...
tohiny
gasyihany
(
21/01/2011 11:55)
Satria nivoaka ny marina, nitory Ravalomanana, dia foana ny tetezamita hiaraha-mitantana izany, tsy misy intsony ny fifampiraharahana, valim-pitsarà na izao no andrasana.fa raha manaiky izany i Ravalomanana dia anisan'ny mpamadika Tanindrazana ihany koa.
Tsy misy fototra hijoroany intsony izany tetezamita hiara-mitantana amin'ny mpanongam-panajakana izany...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/01/2011 01:44
gasyihany
(
21/01/2011 07:43)
Tokony handray fe-petra haingana ny fitsarà na, atao haingana ny famotorana ireo nahavanon-doza, averina ny fitondrà na ara-dalà na izay tsy mbola lany fe-potoana dia miverina ny zon'ny vahoaka malagasy, kely sisa rendrika ny sambo
Mazava izany fa tsy maintsy esorina haingana teo i andry devoly, ary tazonina amin'ny toerana manokana mandra-paha vita tanteraka ny famotorana rehetra, ny HCC dia foanana ihany koa, tsy ara-dalàna d...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 21/01/2011 18:09
gasyihany
(
17/01/2011 07:05)
Mandalo ny fitondrà na faty tarihin'i andry devoly (vata-paty io) dia mody lazaina hoe sambo, efa ho rendrika mantsy, koa izay te hamono tena miaraka aminy dia midira.
Tenin-jiolahim-boto, izany no azo hilazana azy. ...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:38
gasyihany
(
14/01/2011 11:18)
Tsy ampy fitaovana hono i risara bomba rehefa hisambotra jiolahy, fa tamin'ny nanongam-panjakana tena tafahoatra loatra aza ireo fitaovana.
Fa natao aiza ireo fitaovana tsy tambo hisaina tamin'ny volana martsa 2009 ?...
tohiny
novalian'i 3188 ny 14/01/2011 15:43
gasyihany
(
14/01/2011 08:10)
Handray fepetra entitra i jeneraly sandoka ravalomanana @n'ny asan-jiolahy. I andry izay lehiben'ny jiolahy mpanongam-panjakana tena hita maso samborina raha tena olo-marina.
Aza manao ronono an-tavy....
tohiny
gasyihany
(
14/01/2011 07:53)
Mirongatra ny jiolahy mitam-basy, heloka izany. Ary ny fanonganam-panjakana ? tena heloka ratsy indrindra na eto an-tany na any an-danitra, loza mahatsiravina mitataho ho an'ny vahoaka malagasy i andry sy ireo tafika ireo.
Ho ratsy ary tena ho ratsy fihafara ny taranaka malagasy raha toa ka tsy misy famaizana ho an'ireo olona izay nahavanon-doza tamin'ny vahoaka malagasy izay tarihin'ity andry ity....
tohiny
gasyihany
(
14/01/2011 06:51)
Ny zava marina nisy teto hatramin'izay dia izao, vitsy ireo malagasy ao @n'ny fitondrà na, na sivily na miaramila, no tena tia fahamarinana, lainga sy fitaka no manavanana azy ireo, tsy hain-dRa8 izany, hany ka halan'ireo izy.
Raha ny filoham-pirenena hatrizay nitondra teto M/kara dia i Ravalomanana irery no tsy dia tia nandainga tamin'ny vahoaka, tsy fanindrahindrana io fa fijery tsy mitongilana, ny mampalahelo anefa dia a...
tohiny
novalian'i xhavier ny 18/01/2011 06:15
gasyihany
(
10/01/2011 07:45)
May volo tratra i njivason teo anatrehan'ny fanambarana nataon'i kly charles, izy indray no miseho miaramila noho ny miaramila, hipoitra eo foana ny marina, ny fandoroana ny TVM sy RNM io no anjaran'i njiva fa tsy ny tafika.
Tena sahirana dia sahirana ireto mpitondra sandoka sy mpanongam-panjakana ary mpanitsakitsaka zon'olombelona fa hiseho ary tsy ho takona hafenina intsony ny fanonganam-panjakana izay nokotrehina ka na...
tohiny
novalian'i nalaina ny 11/01/2011 17:51
gasyihany
(
06/01/2011 06:45)
Mazava be ny tenin'i kolonely charles, tena famotehana no nataon'ity andry devoly ity t@n'ny malagasy, namidy ny malagasy, vola kely no namadihana ny tanindrazana ho an'ny tafika.
Tsy tokony avela andeha fotsiny ireny fanambarana nataon'i charles ireny, satria dia tena fiainam-pirenena tanteraka no voahosihosy, raha toa ka avela hanjaka eo ny ratsy....
tohiny
novalian'i ziva6 ny 06/01/2011 22:21
gasyihany
(
21/12/2010 08:13)
Samy milaza ny fisian'ny olana misy eto M/kara na i andry rajoelina, na ny vahoaka sy ireo mpanao politika, nanomboka ny volana martsa 2009, fotoana mari-pototra io.
Ny mahagaga dia mody fanina ireto mpangalatra zom-bahoaka an-keriny ka naka fitondràna tamin-kerisetra, ka nanangana fanjakana sandoka, ohatran'ny hoe tongatonga ho azy izany krizy izany, ary dia eza...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 21/12/2010 19:15
gasyihany
(
17/12/2010 07:34)
Izao no atao hoe endriky ny fanandevoazana vaovao ampiharin'ny frantsay eto madagasikara
Mampalahelo satria dia mitotongana tanteraka ny fari-piainan'ny malagasy. Tsy manana izany atao hoe fahalalahana izany intsony, fa ambava-basy lava izao raha vao maneho hevitra tsy mifanaraka amin'ire...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/12/2010 08:50
