Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fejere, milahatra araka ny daty
fejere ( 12/06/2011 03:34)
Loterie nokarakarain BILLGATES LOTTERY FONDATION
SAIKA MBA HANONTANY ARY MILA FANAZAVANA AHO AZAFADY fa misy namana mpiaramiasa akaiky , miasa saina izy ra- nahazo mail avy any amin' ny BILLGATES LOTTERY FONDATION. Voasoratra ao am le mail fa anisan... tohiny
fejere ( 30/05/2011 03:34)
Tsy afaka mi-telechager
Salama daholo, Tsy afaka manao telechargement ny PC ampiasaiko rehefa avy nofafana tao ny antivirus rehetra nampiasaina teo aloha, marihiko fa ni- desactiver-na ny pare-feu am zao. Windows XP Sp3 no m... tohiny
novalian'i nilex ny 10/06/2011 05:42
fejere ( 09/07/2008 09:40)
Bevohoka sarotiny
Salama, Bevohoka 1mois eo ho eo ka mando isan'andro, mety misy fomba hanafoanana le fandoavana isan' andro ve? Misaotra amin'ny toro-hevitra mahasoa.... tohiny
fejere ( 02/07/2007 01:34)
Inona no antony azafady?
Tsy mahafantra de manontany ny antony ary aleo manontany toy izay manao² foana. Misy lignes fotsy horizontales maro² eo @ écran le ordi portable iray zay ampiasaiko, toy ny misy rivotra mitsoka, ar... tohiny
novalian'i wanalen ny 06/08/2007 12:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1373