Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fatou, milahatra araka ny daty
fatou ( 11/06/2004 06:52)
Nisehoan Atra koa aho
de hozizy lery tamiko hoe i landivola hono no lasa vadiko de hiteraka roa hono zahay.ny voalohany hono de atao hoe zanadandy ny anarany,ny faharoa i zanabola de raha misy fanitelony hoà de iza? de ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 05:24
fatou ( 07/06/2004 06:48)
blague kely ao@ jeremia 6:13
"satria izy rehetra,na ny kely(landivola) na ny lehibe(polisy sy maihlol), dia samy fatra-pila harena avokoa;na ny mpaminany(izy ireo) na ny mpisorona(richard A.) dia samy mamitaka avokoa" azafady Ã... tohiny
novalian'i hadasy ny 19/07/2004 06:28
fatou ( 28/05/2004 21:09)
aza mitapitapy
mba sport tsy mila vatana be atao ry gasy à oh: boule,haiady,course de fond,cyclisme,... mandany vola fotsiny mankany andafy nefa tsy ao mihitsy. éla ve de mieritreritra handresy vazaha @ basket n... tohiny
novalian'i totty ny 26/12/2004 14:28
fatou ( 05/05/2004 10:01)
Mahery mihira Jeneraly sy Henri R.
Raha i Poopy na iFafah na artista hafa no mihira hiran'oulnkafa dia fantatra foana hoe i anona izay na i anona.Fa raha i Mahery dia tsy fantatra mihitsy fa tena mitovy ny feo,tena mahay izy,saingy ts... tohiny
novalian'i six ny 28/05/2004 10:40
fatou ( 05/05/2004 09:46)
Peut-on choisir les parents adoptifs de son enfant?
tokony ho mety angamba é... tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:03
fatou ( 03/05/2004 07:39)
Angano kay ny GEN.1-6
Vao haingana vao kopy aho @ io toko sy andininy ao@ ny baiboly io.Nampametra-panontaniana ahy mihitsy mantsy izy io(toa otrn'ny misy zavatra tsy mety izany) oh:ny safidy nomen Atra ,ny momba an ilay v... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2004 23:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075