Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fanantenana2003, milahatra araka ny daty
fanantenana2003 ( 06/08/2009 08:18)
fisamborana tanora
oay, raha taminy 1991 ireny izany no nisy ny fisamborana tanora ohatrany tamin'ity taona 2009 ity de miteny irery aho hoe efa tany tsiafahy ary efa voa-torturer à mort tahaka ny mahazo ireo tanora vo... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:48
fanantenana2003 ( 21/01/2008 13:08)
fialonana sy fiatsarahabelatsihy
inona marina no atao hoe fialonana eo amin-tsika olombelona, inona koa no mahatonga ny olona ihatsara velatsihy! ... tohiny
fanantenana2003 ( 18/01/2008 12:27)
lolo sy ny tariny
le 1 mars izao indray izany i lolo sy ny tariny no ho ao aminy cigale ka iza avy ianareo no mety mba ho any fa izaho izany dia efa namandrika ny place-ko aloha ! ahatsiarovana ny fahazazana eh... tohiny
novalian'i Soniamada ny 28/01/2008 13:42
fanantenana2003 ( 15/06/2007 07:56)
ICT Envent 2007 fianaratsoa
tsy haiko na ato no tokony atao ity fa izaho mba manontany hoe misy mahalala an'i zandrikely na i Andryfaly avy any Eni fianratsoa ianareo, ary sao dia misy manana lahatsoratra momba an'ilay ICT Event... tohiny
fanantenana2003 ( 27/03/2007 08:39)
groupe toto
iza no mapakafy ny groupe Toto ianareo ato, nisy nijery ve le concert tao paris bercy omaly hariva! ny groupe toto dia groupe rock californien , ka izay mpakafy dia afaka miresak izany eto, ny tenako ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2007 15:25
fanantenana2003 ( 19/02/2007 10:29)
cesariena
tamin'izaho niteraka ny zanako dia natao cesariena aho satria tsy nety nivadika mihitsy izy jusqu'à hatraminy farany dia norefesina ny bassin dia hoe kely loatra fa tsy ho tafavoaka, efa nivonona an'... tohiny
fanantenana2003 ( 28/09/2006 17:20)
sciatique
akoatran'ny repos au lit, ary ny sceance de kine , inona no fanafody haingana hanasitranana ity aretina dos ity ry zareo, 3 semaine d'arret nefa toa tsy misy vokany le izy plus 10 sceance de kine, iza... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2006 21:53
fanantenana2003 ( 12/04/2006 12:40)
momba ireo gasy manambady vazaha
handeha ho any madagasikara izahay aminy volana jona sy juillet io hamonjy famadihaha, donc ny conjoint-ko sy ny zanako dia handeha ho any koa, matahotra ihany anefa nytena momba an'ireo zavatra nises... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.377