Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dragon2madagascar, milahatra araka ny daty
dragon2madagascar
(
07/08/2009 06:13)
Popety sy Rain'ny jadona
Salama e!
Saika hizara fomba fijery kely e! http://www.youtube.com/user/dragon2madagascar
Ampitao @ manodidina anao raha heverinao fa mety ahasoa ny tanindrazana.
Mankasitraka e!
...
tohiny
novalian'i rurale ny 16/09/2009 08:15
dragon2madagascar
(
07/08/2009 05:38)
popety sy rain'ny jadona
Salama jiaby,
Saika hizara fomba-fijery kely @'ny vahoakan'ny serasera.org.
TGV etsy andaniny, Legaliste etsy ankilany, mouvances ho an'i Rakoto sy Rabe etsy @ sisiny...rehefa dify Maputo, dia m...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:55
dragon2madagascar
(
13/07/2007 07:58)
film momban'ny gasy
salama e!
Ho an'izay tsy mbola nahita, topazo maso ito rohy ito izahy ahitanao oronan-tsary 53 minitra mikasika an'ny malagasy: http://www.dailymotion.com/relevance/search/j%27irai+madagascar/video/x...
tohiny
novalian'i Nickovy ny 05/08/2007 06:49
dragon2madagascar
(
27/06/2007 07:25)
Vaovao
Arahaba tafahoatra ny tsingerintaonan'ny fahaleovantenan'ny Firenena Malagasy. Hoentina hanamarihina izany dia indro vaovao kely natoraka ao @'ny takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 09:13
dragon2madagascar
(
17/06/2007 10:37)
Fitiavana Ambony Ambany
Salama daholo e!
mba te ampita vaovao fotsiny. Misy raki-kira hivoaka ao aoriana aho, mitondra ny lohateny he: "Fitiavana Ambony Ambany". ka ato ny hira an-tsary mamaky lay: http://www.dailymotion.co...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2007 06:56
dragon2madagascar
(
28/06/2006 07:32)
An-dalana
Salama e!
"An-dalana" ny hipetraka ao Roissy CDG i Ra-Mika.
Raha hiaino ny hira dia vangio ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/
Veloma e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 07:05
dragon2madagascar
(
13/06/2006 11:22)
Lala Simba
Salama e!
KOA SATRIA VOLANA NATOKANA HOA AN'NY ANKIZY ITO DIAVIN-TSIKA ITO, DIA ANDEHA ARY ANOKANA PEJY HO AZY IREO. ANDEHA HILAZALAZA MOMBA NY TSY DIA LAZAINA. INDRO ARY NY TANTARAN'I LALA, ANKIZY...
tohiny
novalian'i dragon2madagascar ny 28/06/2006 20:23
dragon2madagascar
(
28/05/2006 01:16)
Internet
Salama e!
Matoa mamaky an'ito dia mpisovaly internet zay...
Internet no loha-hevitra vaovao ao @'ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/
Miatomboka @'ny hoe:
"...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 10:49
dragon2madagascar
(
04/05/2006 07:49)
Hantamalala
Salama e!
[b]Hantamalala[/b]no lohatenin'ny hira vaovao ao @ takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.over-blog.com/
"Fa indray andro any
Dia mbola ho tia ahy ianao
Fa matoa tsy an...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 04:30
dragon2madagascar
(
22/04/2006 06:47)
Ingahy manana
Salama e!
Ingahy manana no lohatenin'ny hira vaovao ao @ takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.over-blog.com/
Ny antsoina hoe ingahy manana
dia ireo izay mihazona ny lamboridin'ny ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 12:12
dragon2madagascar
(
12/04/2006 06:51)
Felaka raozy
Salama e!
Misy dinidinika momba ny fiaraha-monina karana sy Malagasy ao @ takelaka http://dragon2madagascar.over-blog.com/ ho an'izay liana @'izany.
Veloma e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 03:21
dragon2madagascar
(
02/04/2006 09:26)
Nandao Akany
Salama e!
toy izao sy toy izao ny tonon'ny hira vaovao ao @ ny takelaka MALAGASY POLI-ZIKA ao @:
http://dragon2madagascar.over-blog.com/
NANDAO AKANY
Raha nandao ny akany
Hitady izay mahaso...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:19
dragon2madagascar
(
28/02/2006 18:42)
Hira vaovao
Salama e!
efa henonareo ve ilay hira hoe "[b]Didier sy Marc[/b]"?
Raha tsy mbola dia tsidiho ny takelaka "[b]MALAGASY POLI-ZIKA[/b]" izay hitanao ao @'ny lisitry ny takelaka hafa eto @ serasera.org
...
tohiny
novalian'i kiadytsilaitra ny 25/03/2006 05:39
dragon2madagascar
(
22/02/2006 09:46)
zava-baovao sy hafakely
Salama e!
Ato amin'ity adresy ity ilay hira mampiresaka ny elakela-trano aty @'ny tanana (Didier sy Marc) sy ilay "blog" hafakely :
http://dragon2madagascar.over-blog.com/
Veloma e!...
tohiny
novalian'i kiadytsilaitra ny 25/03/2006 05:51
