Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dezy, milahatra araka ny daty
Dezy
(
18/01/2007 10:22)
hanta
ty njay aza é,samy mafantatra an'i HANTATIANA mpihira doly vé???matoa tsy mamaly mafantatra zany:-P:-P
Inona ary ny laoka(sakafo)tian'i renin'i Hantatiana .
Dia iza no anarany(prenom)
zé mah...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/01/2007 07:32
Dezy
(
17/01/2007 10:29)
ze??
man'inona aza ny 4x4 mety neuf????:-w:-w:-$...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 26/01/2007 15:16
Dezy
(
14/06/2006 07:57)
nga???
Mahavelom-panotaniana ty fitiavana ty .Mitombo vé ny fitiavana an'oul iray,sa mitovy @ taloha ,sa mihena.Ohatra:t@ vao mifapisipa mitsena azy eny an-tsekoly,manao zay mahafinaritra azy sns....Vao miv...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 30/06/2006 08:11
Dezy
(
13/06/2006 11:30)
filokana
Nisy vhv efa nahazo azo taona ihany niditra tao @ banky,nanotany .
Aiza ny DG nareo??
Efa nahazo randaka ve ianao tompoko??
Tsy nahazo za fa zavatra important be no resahako azy.
De lasa niantso n...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/06/2006 08:22
Dezy
(
27/05/2006 09:09)
tena
Nisy bandy 2 lahy tena mpinamana be atraminy fahatanorany,tsy ny fanary mihitsy.Ndray andro nefa nifanasa zareo miaraka @ vadiny avy ary zavatra mbola tsy fanaony izy mitsamy zany.Nandé ny ady hevitr...
tohiny
novalian'i Dezy ny 02/06/2006 07:35
Dezy
(
24/05/2006 08:32)
sipa milay
Nisy sipa nanao vokansy tao paris tao ,nijanona herin'andro de nde hody.Tonga tao @ aeroport de nafarana tsara we etsy @ ry porte ry ndry miditra ,de tadidio fa manao escale ray ihany ao afrika zay va...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2006 06:05
Dezy
(
17/02/2006 09:35)
ze malala
inn ny mahasamiafa ny 51(pastis) sy ny 69??...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
Dezy
(
01/02/2006 16:12)
angidina
Nisy kofa sy joba nirevy tao anaty fiara teny amoron-dalana somary mangina ihany.Ela ela teo de nangataka lé kofa ,nieritreritra we efa ampy zay ny échofément,kanjo tsy nety lé joba.De nidongy teo...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:33
Dezy
(
21/12/2005 09:37)
vampira
misy bar iray fivoriany vampira isakiny hariva deny zavatra sotrona ao tsy maintsy ra daholo. ndray andro zay anefa nisy vampira iray tsy nanam-bola de nikomandy izy
._Rano mafana iray
Taitra be lay...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:16
Dezy
(
22/06/2005 15:14)
zay vao tany
Ty angamba tokony ho ary fa hezahana tsy asiana teny maloto
Nisy bandy ,zay vao nanao sivy ambi-enina de faly be nitantara t@ bandy rehetra teo @ pompy (bandy le refa hariva de mipetraka eo zany e)sa...
tohiny
novalian'i dadabe ny 12/07/2005 03:03
Dezy
(
16/06/2005 09:29)
nivakinina
Nisy bandy saripiaro be natratra ny sipany niresaka t@ na bandy bogany sady be sandry ,de lasa nody lery fa tsy sahy nanantona akory.Nony tonga tao an-trano izy de nieritreritra ny hamono tena.Vao ton...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:52
Dezy
(
08/02/2005 14:41)
tonga tany dago ny bozolé nouveau
nisy bandy 17 ans teo mpatory eny andalana eny isakiny alina ary tia misotro divay .Isak'ariva lery katry fona tsy maray tena.Nisy pelaka mamba be kosa nandalo ndray hariva tonga de nanao zay nataony ...
tohiny
novalian'i loum ny 03/04/2005 20:42
dezy
(
21/10/2004 09:16)
Ny kofa sy ny eritreriny
Ahona ny momba ny kofa mande any @ viavy (kody).Fijangajangana ,fafinareatana(mitady) sa mitady ny tsy ampy ao an-trano raha manam-bady.Aza raisina zavatra ratsy fa mba fanotaniana io ee
Misaotra...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 22:36
