Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i cbd, milahatra araka ny daty
cbd
(
23/10/2013 11:52)
rakotobe425
HO AN'IO RAKOTO IO !!! MISY TOERANA MANOKANA HASIANA NY DINIKA ATAON'LAH FA TSY ZAY TIAN'LAH HASIANA AZY !!!
ALEFASO AO @ DINIKA RESAK'OLONDEHIBE FA TSY ETO !!!!
http://namana.serasera.org/vondr...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 29/10/2013 17:24
cbd
(
25/08/2013 17:04)
misy olana ve ?
sali sali
misy blèm nga ny serasera fa toa mihova ny teny soratana ?
ohatra: lasa miverimberina foana ny teny we: LOUFOQUE, JE , DANS, PAS, UN
teny gasy b zao no soratana d mivadika ho azy mdrrrrr...
tohiny
novalian'i shannie ny 28/10/2013 13:27
cbd
(
15/04/2013 08:30)
Madagasikara ho an'ny Malagasy?
Madagasikara ho an'ny Malagasy?
TSY AZO HODIAN-TSY HITA NA ATAO HOE TSY MIKASIKA AHY IZANY…
Miangavy antsika mbola mahatsiaro ho Malagasy, AMPARITAO ,
Miangavy antsika AROVY re ny TANINDRAZANA
...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2013 09:56
cbd
(
09/02/2013 08:12)
JOBILY WEBER
o ry zareo é ! hay ve maty tam 26 janoary teo io artista mpihira io é ?
maty tany frantsa izy
MAMPALAHELO...
tohiny
novalian'i cbd ny 10/02/2013 18:36
cbd
(
31/12/2007 07:14)
bon annif Hery , Prime sy lé sipa kely zay
bon annif Hery séfo
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img]
bon annif lesy Prime aaaaa
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img]
bon annif le sipa kely zay fa e...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 13/01/2008 10:30
cbd
(
12/06/2007 16:40)
Draidraidrayyyyyy...... ! :-S
Ahoana ny fihetsikareo raha otr'izao ny ataon'ny vadinareo rehefa ao ampandriana ao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/pete-au-lit-2943.gif[/IMG] ...
tohiny
novalian'i sympa ny 23/06/2007 11:00
cbd
(
16/05/2007 10:21)
Iza no mahay? Ny fosty sa ny Mainty?
Manontany anareo ao hoe iza @ ireo no tena mahay sy mendrika indrindra. Ny fotsy sa ny mainty ( sens figure io an :!: sao mihevitra zvtr hafahafa eo indray nareo)?
Raha @ko manko de ny mainty no hita...
tohiny
novalian'i internaute ny 11/07/2007 21:23
