Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bobimarolahy, milahatra araka ny daty
bobimarolahy
(
24/08/2010 17:49)
EFA AZY TANTERAKA KAY LAY AMBOARA FA ISIKA NO VARIANA TSY NANISA
Tonga saina tampoka aho raha tsy nikitikitika pôlitika elaela, kay tokoa moa ka efa nody any antranon'ratsirahonana ny amboara @ fanonganam-panjakana (91-2002-2009).
Tena breziliana mintsy lery amin...
tohiny
bobimarolahy
(
11/06/2010 09:17)
4 no hitako fa ho enjana
Bresil,Argentine,Espagne,Allemagne. Tsy miala @ iray amin'ireo io coupe io. Lafrantsa manonofy atoandro,Italie efa tsy defensif firy intsony,Angleterre tsy dia hita loatra saingy nanafay izay nihaona ...
tohiny
novalian'i Vuvuzela ny 12/07/2010 21:11
bobimarolahy
(
11/06/2010 06:18)
invite donera
Nahazao fanasana hanatrika ny ceremonie d'ouverture ny coupe du monde avy @ Zuma I Ravalomanana @ maha namany azy dia tokony mba ahazo avy @ Sarkozy koa I Andry @ maha filohan'ny tetezamita voafidin'n...
tohiny
novalian'i ouioui ny 11/06/2010 14:31
bobimarolahy
(
15/05/2010 03:08)
Tsy ny filatsahana na tsia no nandrasana
Tena voatery hiteny ihany aho ry zalahy fa otran'ny hoe vohizina mba halaza izany fanambarana tsy filatsahana hofidiana izany,
Tsy izany mihitsy akory no zava-dehibe fa aza atao izay ahavariana ny ga...
tohiny
novalian'i diloo ny 17/05/2010 10:50
bobimarolahy
(
21/04/2010 06:41)
resultat barca 1-3 inter
Naneho fahaizana mihitsy ny inter teo @ taniny raha somary nahazo tsindry t@ mpijery ny barca.
Efa niseho anefa ny faharesena antanin'olona tahaka izao ho an'ny barca nanoloana an'I chelsea fa voaha...
tohiny
bobimarolahy
(
19/04/2010 18:16)
barcelone vs inter
Finale prekaosy hoy ny frantsay ratsy tarehy io fihaonan'I barcelone sy inter rahampitso io, demi aller .
Manana vintana betsaka ny ekipan'I Pep manoloana an'I Zanetti sy ny namany satria milalao all...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/04/2010 14:44
bobimarolahy
(
27/03/2010 19:14)
TSY MISY TIA TANINDRAZANA NA IRAY AZA
Mpandainga iray tanàna no sady koa mpanano kobaka ambavany ireo olona nitondra ny gasy anaty lavaka toy izao. dia misy ve izao mihevitra fa raha tsy niala teo ravalomanana dia mbola ho mafimafy noho ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/03/2010 11:45
bobimarolahy
(
23/03/2010 20:11)
ny hira ankehitriny
maninona ny hira ankehitriny no tsy mahari-daza?
misy milaza fa feno tenim-boto nefa raha mandinika aho dia misy hira koa taloha ary mbola be mpitady ankehitriny no misy tenim-boto ohatra LOLO sy ny ...
tohiny
novalian'i milamm ny 12/04/2010 16:22
bobimarolahy
(
07/03/2010 13:58)
TIAKO IANAO fa tsy afaka miaraka isika
Tena teny mankarary saina io teny io.nefa tena marina no nambarany,ataony ahoana tokoa moa ny andeha hanary tena hiaraka @ olona tsy azo hianteherana @ ho avy? Toy izany no sehatra hiainako ankehitrin...
tohiny
novalian'i soanja ny 29/03/2010 14:07
bobimarolahy
(
25/02/2010 09:21)
mijery video
Vonjeo e!
Tsy mety mahay mijery video mihitsy ny tenanay fa efa nanao ny hevitra rehetra ka mba ampianaro e!
Na video alefan'I vatofototra na alefan'I tsisifototra dia tsy kobonay daholo
Vonjeo ...
tohiny
novalian'i neo83 ny 13/04/2010 06:45
bobimarolahy
(
18/02/2010 06:29)
EFA VITA NY ADIDIKO RAHA IZAHO NO R8
Raha izaho no tahaka an-dRavalomanana dia efa nanasa tanana aho ny @ty firenena ity satria efa nanao ihany fa ny kely natsangako ary noravana ka inona intsony.
Izany hoe mety mbola manana risi-po an...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 20/02/2010 19:55
bobimarolahy
(
17/02/2010 09:35)
VIZANA TANTERAKA NY GASY
Vizanina tanteraka ny gasy izay no fanamby nataon-drajoelina t@ lafrantsa ary tanterany izany ankehitriny. Tsy hisy fihinanana ho an'I lafrantsa tsony teto afrika raha Ravalomanana no filohan'ny vondr...
tohiny
novalian'i moi ny 18/02/2010 12:09
bobimarolahy
(
13/02/2010 15:24)
aiza le kofy be teny ratsy be iny?
Ninan'nenanany fa tavela ao ambavahady ao lery. Hon hon hon atovy mahita rahery a. ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:09
