Liste des messages

Liste des messages, inserés par bitrokel, par ordre de date
bitrokel ( 12/03/2008 18:15)
lehilahy kely feo
fa inona no mahatonga ireny lehilahy kely feo ireny???ary matetika dia somary sarim-bavy foana izy ireny....!... suite
répondu par melody le 19/03/2008 14:32
bitrokel ( 02/01/2008 08:55)
bonne anniversaire i kelly13
miarahaba andry tratrany taona vaovao sy tratry ny tsingeren-taona aky kelly13 tohizo hatrany ny fety aloha fa mbola anatiny tsara izao e!:-*:-*:-*:-*:-*... suite
répondu par bilakarenjy le 11/01/2008 17:51
bitrokel ( 19/12/2007 11:25)
dakaoro sa tsy dakaoro???????????
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa... ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa. Ny hevitrao??????^:^... suite
répondu par ari.malala le 02/01/2008 06:11
bitrokel ( 17/12/2007 06:34)
nouvel amour de sarkozy
nahazo cadeau de noel manja be kosa i sarkozy an! mba hitanareo mifanetana ihany ve izy sy i carla bruni......:roll:? ... suite
répondu par kelly13 le 27/12/2007 18:37
bitrokel ( 08/12/2007 23:00)
miss france
harabaina aloha ry kallie fa azonareo ny miss france an! aleo kosa aloha mba hahazo ny la reunion e! fa na izany aza tsy safidiko ilay sipa fa ny ahy ilay pays de loire na vouvelle caledonie no tiko ... suite
répondu par tsikih le 02/01/2008 17:54
bitrokel ( 08/12/2007 20:27)
lamaodim-behivavy ankehitriny
vetivety dia miova ny lamaody ho aho e! tena ho an'izay manaraka alodia tena tsy maintsy hoe hisalasala ihany...itako ny akanjo amidy eny amin'ny magasin toa mitovitovy daholo, ny robe lasa otran'ny ... suite
répondu par xxx le 02/01/2008 22:17
bitrokel ( 21/11/2007 18:28)
jacques chirac
dia ahoana indray io ex dadaben-tsika nanodikodina volam-bahoaka io hono????... suite
répondu par fijo le 22/11/2007 22:10
bitrokel ( 15/11/2007 15:10)
fidedahana...(dedaka)
Aminao.... toetra ratsy ve ny fidedahana???? afaka hialàna ve izy io...? mety hanimba ny fiaraha-monina amin'ny olona manoddidina azy ve??? satria amiko manokana, io toetra io raha tafahoatra loah... suite
répondu par niryna le 26/11/2007 06:06
bitrokel ( 15/11/2007 12:19)
fifanorohana, oroka, bizz, bakely
Ny tiako lazaina eto dia ny fanomezana bakely ho an'ny mpifankahalala na mpihavana , mpinamana, na olona tsy fantatra fa tsy ny fifanorohana entra samy mpifankatia. Iza no namorona an'io mifanome b... suite
répondu par bimanoa le 29/11/2007 12:12
bitrokel ( 13/11/2007 18:27)
tchat
Hono ho aho ry zareo,?????? fa nahoana ho aho izaho no tsy tia mitsaty izany e! betsaka ny namana maniry ny te hi tchat amiko fa izaho tsy manana fahazotoana mihitsy ny amin'izany... inona no ten... suite
répondu par sarobidy le 19/11/2007 11:09
bitrokel ( 04/11/2007 18:36)
star'ac
Izany hoe dia gasy i kala eva ao ami'ny star academy 7??????ahoana no fahitanareo azy????tohano izy e!8)... suite
répondu par lanto le 18/11/2007 19:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0707