Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andoniaina, milahatra araka ny daty
andoniaina ( 01/09/2006 16:32)
Hanokatra MSN !
Mbô mila toro-hevitra avy aminareo aho hoe:ahoana kay ny zvtra tokony hatao raha vao hanokatra boîte MSN mihintsy,de misaotra mialoha :!::!:... tohiny
novalian'i fens ny 03/09/2006 18:46
andoniaina ( 18/08/2006 18:20)
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?:-w:-w:-w... tohiny
novalian'i Fomena ny 28/08/2006 11:51
andoniaina ( 01/07/2006 15:30)
Fitivana mamela ratra,,,,,
Tojo zava-manahirana aho ry reto fa mba toroy hevitra à!nanao rend car t@n'i miary aho androany(pseudo:__NOFAFAINA__)t@n'ny 10h du matin,de niteny t@n'ny vadiko aho hoe handeha ho any am-pianarana,ts... tohiny
andoniaina ( 19/06/2006 16:21)
Ny fitiavana sy ny taona !!!!!!!!
Nisy tovolahy kely 1 notezai-ndrenibeny,15 taona izy mbola mianatra,mipetraka eto tana,efa maty R.A.DR,tsy misy 1tampo fa tokana,ny havana any amoron-tsiraka dôly,nisakaiza tamina tovovavy mitovy tao... tohiny
novalian'i Aino ny 22/06/2006 19:53
andoniaina ( 17/06/2006 16:30)
Aza mbô manao2 fôna @ ty resaka fitiavana ty ihany ry retoà!
Tapa-bolana teo hoeo zay no nahitako ty tantara 1 ty,8):lol:sendra nandalo teny @ iny faritr\'ivato iny aho no nahita VHV 2 nifamaly ka ny 1 bevohoka be,Kay ty madama bevohoka ty MPANAMPY an\'le madam... tohiny
novalian'i sasa ny 22/06/2006 05:00
andoniaina ( 10/06/2006 12:31)
Ny jôba ankehitriny sy ny foto-pisainany,,,,!
Miala tsiny @ izay jôba tandrifin'ity resaka ity fa de adi hevitra moa no atao eto.nisy jôba akama 1 zay,nirehareha be izy t@ vao vaky voalohany hoy izy taminay:vaky ihany reto izy ty à,faly be aho... tohiny
novalian'i xxx ny 17/07/2006 08:31
andoniaina ( 05/06/2006 16:59)
Hasarotampiaro !
inona no mahatonga ny vhv iray saropiaro @ rehefa andeha hivoaka ny trano aho na de madio ary ny eritreritro,nefa refa miaraka izahay eny andalana de miarahaba lehilahy izy nefa tsy miteny aho.NY FANO... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 16/06/2006 17:23
andoniaina ( 04/06/2006 10:34)
Fitiavana ve ny fampirafesana sa fampijaliana ?
Tantara 1 tena nisy teo @tokan-tranon'ny namana1.Tsy ampy na koa hoe tsy maharaka ny filan'ilay rangahy ny fafiny azony avy any @ madama ka voatery izy any ivelany no mameno an'izay banga izay.Mbô ma... tohiny
novalian'i Silo ny 11/06/2006 13:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085