Liste des messages

Liste des messages, inserés par admin, par ordre de date
admin ( 04/07/2009 09:36)
Ity no ps admin fa tsy i hery
Tiako homarihina fotsiny ho antsika miresaka politika fa ny ps hery entiko dia tsy ps amin'ny maha-Admin ahy fa ps amin'ny maha hery ahy :-) Raha ohatra ka ity ps admin ity no niresaka politika dia i... suite
répondu par ndotofetsy le 05/07/2009 16:42
admin ( 05/08/2004 06:50)
Lohahevitra vaovao : Zaridaina
Napetraka tato amin'ny forum androany ny lohahevitra iray vaovao "Zaridaina" izay hilazana mikasika ny fikolokoloana ny zaridaina, ny fizarana traikefa momba ny teknika fikarakarana vonikazo, sy ny si... suite
admin ( 11/03/2004 11:25)
Lohahevitra vaovao
Nasiana lohahevitra vaovao momba ny vaovao mitranga tiana ho zaraina amin'ny namana [Vaovao tselatra] Efa misy lohahevitra momba ny Radio vazo Gasy hitanareo ao amin'ny lisitry ny lohahevitra ao. ... suite
répondu par fijo le 28/04/2004 04:44
admin ( 10/03/2004 17:50)
Fa dia inona loatra?
Gaga mihitsy aho mahita fa manao izao fomba rehetra izao ny olona hahazoana biz'oroka sy hahazoana isa. Tsy voatery hanao an'izany fa mitombo ho azy eo io arakarak'izay fampiasanao ny site sy fitiavan... suite
répondu par fijo le 29/06/2004 00:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161