Liste des messages
Liste des messages, inserés par Tahiry, par ordre de date
tahiry
(
16/11/2015 13:05)
mpandoko fiara mahay
K'aiza k'aiza daholo.
Hanontany sao misy mahalala na mahita hoe aiza no misy mpandoko fiara mahay eto Tana (ankoatra ireo orinasa lehibe efa fanta-daza, izay tsy dia araky ny fahefa-mividy ny sarany)...
suite
répondu par zazabel le 08/12/2016 12:01
tahiry
(
09/06/2015 10:24)
sao misy mahalala ilay hira
Sao mba misy mahafantatra ny mpihira na ny titre an'ilay hira misy hoe:
" ... anio aho hisaintsaina
sy hijanona ato an-trano
hanokana fotoana ho ahy ..."
Asa na Njakatiana no mihira an'io na iza.
Mi...
suite
répondu par 5laody le 10/06/2015 10:15
Tahiry
(
23/08/2012 06:20)
perruque
slt daholo e
Misy namako, nanontany hoe misy perruque naturelle amidy ve any Tana. Dia mba ilako valiny aminareo, hoe misy ve, dia raha misy dia aiza ho aiza any?
Misaotra mialoha ry namana isany!...
suite
répondu par Tahiry le 03/09/2012 05:32
Tahiry
(
17/07/2012 10:55)
sao misy mahalala e...
slt slt dôly e. Misy mahafantatra ve hoe iza no mpihira (génération Rebika) dia aiza no mety hahitana ilay hira misy hoe:
"...Ny ora niarahana teo
Foana sy rava avokoa
Tazako ianao fony isika talo...
suite
répondu par Tahiry le 18/07/2012 12:31
Tahiry
(
28/06/2007 06:34)
kaporaly boby
:Dela zany ry reto a
zay mba naharaka anlé resaka kaporaly boby nivôka t@ gazety midi t@ 27 Juin iny mba soraty eto e, nisy resadresaka défi izy zay
ok dôly e...
suite
répondu par Fiffi le 28/06/2007 13:15
Tahiry
(
16/03/2007 05:27)
Hanitra Ranaivo
Salu dôly, sô mba mis manana lé
"Lay bamdy niady taminao
Nilaza fa hoe hilalao
Fa tsy mila afatotrao intsony..."
Hiran'i Hanitra Ranaivo
OK dôly...
suite
répondu par ari.malala le 20/03/2007 07:08
Tahiry
(
23/02/2007 10:58)
Hery Tiana
Hono oa ry reto a iny @clip an'i Hery Tiana le oe "mety amiko ianao" iny ve no vadiny e.:^)...
suite
répondu par tambawaks le 26/02/2007 05:52
Tahiry
(
23/02/2007 08:30)
hira evanjelika
:roll:azfd alou fa de tshaiko ny titre sy ny mpihira fa hira evanjelika le iz de mis hoe:
=Do^o
"Ne T'éloignes pas de moi
Car Tu es pour moi
Mon réfuge, ma forteresse"
Mba meo tonony ze manan...
suite
répondu par Tahiry le 28/02/2007 10:57
Tahiry
(
30/11/2006 12:41)
taovolo: extension par tissage
Hono hoa aiza sy aiza eto Tana ankoatra ny Annick Beauté no manao extension par tissage, dé lafo b ve izay reny
D mety eo @hôtrinona eo rah volo naturel
Ary hono hoa le eo Ampefiloha (akaiky ENS)...
suite
répondu par mimich le 11/12/2006 15:47
Tahiry
(
30/11/2006 08:36)
taxi b 133
:xazafady fa tsy ny ligne 133 retra no tiako ho resahana eto, nefa tsy afaka hitonona ny numerao n'lay fiara koa ny tenanay fa zao
misy @izy reny mijanonjanona b sy maharitra ela @arrêt sy @zay toer...
suite
répondu par vahatra22 le 12/01/2007 09:41
Tahiry
(
30/11/2006 08:08)
momba ny taovolo e
;-)mba tiako raha mba mis serasera momba ny taovolo misokatra ato
misy fanotaniana tiako hapetraka mantsy momba ny toerana misy ny ANNICK BEAUTE nefa tshaiko hoe aiza e
Tsy hita fa vao2 eto @namana ...
suite
répondu par booboo le 30/11/2006 08:10
Tahiry
(
29/11/2006 14:37)
ody fitia ô
:twisted:Mba anorato lé "ody fitia" an'IFANIHY zay mahay fa tsy ampy lé tonokira efa ao.
Maztoa daholo miketriketrika e...
suite
répondu par balite06 le 07/12/2006 12:35
