Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i OLPolonaleopolitika, milahatra araka ny daty
OLPolonaleopolitika ( 22/06/2006 16:42)
Nahoana no notambazana 4*4 ny HCC tsotra ny antony?
Aoka aloha mbà hazavaina ho an'izay tsy mbola mahalàla fa miisa 6 ny faritany eto MADAGASIKARA:ANTSIRANANA ,MAHAJANGA, TOLIARY ,FIANARANTSOA , MAHAJANGA, ary ANTANANARIVO. Raha ny zavatra hita ... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/06/2006 11:49
OLPolonaleopolitika ( 22/06/2006 08:07)
MADAGASIKARA izany tokony ho any @ G7 koah!!!!
Raha mijery ny zavatra soratanareo eto aho dia tokony ho any @ G7 izany i MADAGASIKARA ,satria maro ny miteny fa : -tsy mahantra izany ny gasy!!! tokony antsoina hiverina ingahy KOFFI ANNAN hoe hidi... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:22
OLPolonaleopolitika ( 19/06/2006 10:40)
FAUT PAS REVER les malgaches..aza manonofy ra-malagasy o!
Betsaka no nanakiana iny reportage izay nataon'ny FR3 izay nalefa tao FRANTSA t@ alalan'i FR3 ny 06 martsa 2006 lasa teo.Isan'izany moa atoa ambasadôro ao FRANTSA izay nandefa ttasy . Raha hijery fo... tohiny
novalian'i papala ny 09/10/2006 12:57
OLPolonaleopolitika ( 18/06/2006 18:42)
LOZA ITY ZALAHY! LOZA ITY ZALAHY!...
Loza ity zalahy! loza ity zalahy !tsy aretin-kibo angamba ity ka ho sotrana GANIDAN... -Variana te ho leader ny foko rehetra indrindra ny fa ny Merina nefa efa maro ny mihinana: fako ....natakalo p... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:39
OLPolonaleopolitika ( 15/06/2006 17:15)
TSY HIFIDY AHO @ 03 /12/06 satria nahoana?
Dia miàla tsiny aminareo namana malagasy aloha fa dia tsy hifidy ny tenanay @ 03 désambra 2006 ho avy izao noho ny antony maro. Lasa ny assassins t@ 2002 nefa dia tonga ny tueurs avy eo. Noeritre... tohiny
novalian'i arson ny 19/06/2006 13:05
OLPolonaleopolitika ( 11/06/2006 16:59)
Ny fanatanjahan-tena ataon'ny mpitondra ankilabao!!!
MAMPALAHELO!!!:(:(izay angamba no azo ilazàna azy raha mijery ny fanatanjahan-tena malagasy ankehitriny.Ny zavatra mety tsy tsapan'ny mpitondra anefa dia isan'ny zavatra afaka mampiroborobo ny toe-ka... tohiny
OLPolonaleopolitika ( 09/06/2006 13:32)
Inona tokoa no tena marina e?
GASIKARA eeee be sipa tsara eee kanefa tara ee fa lany drala e hoy i ROSSY .... GASIKARA eee tsara e ny tantara ianao tsy tara ee miaka-miadana ianao tsy diso o hoy i TIANA Raha tena di... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 14:14
OLPolonaleopolitika ( 02/06/2006 14:01)
AKAIKY TOKOA NY FIFIDIANANA MANKO AN!
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa toy ny vôngory ny mpanao pôlitika malagasy.Ny vôngory refa malemilemy ny tany izany hoe avy iny ny orana dia foy dia mivoaka manidina etsy sy eroa. Ka moa tsy to... tohiny
novalian'i tsoupou ny 08/07/2006 12:02
OLPolonaleopolitika ( 31/05/2006 15:37)
Fifidianana @ 03 desambra 2006 mahalasa saina tokoa!...
Raha arahina tsara ny zava-niseho depuis fin 2001 (desambra)izay nanaovana ny fifidianana ka nampisy olana sy crise t@ 2002 dia mahalàsa saina ihany . -raha ny lalàna velona dia ny HCC no milàza... tohiny
novalian'i rapala ny 06/06/2006 12:16
OLPolonaleopolitika ( 30/05/2006 13:34)
Tsolotra , écolage,...inona re no tena teny mety e?
Tsolotra,écolage,hasintanana,piston,tsolotra,pitika,...teny daholo izany momba ny corruption izay mambotry ny firenena mandrak'izao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:03
OLPolonaleopolitika ( 25/05/2006 19:27)
ANTANANARIVO no tsara trano ......
ANTANANARIVO no tsara trano ka.. http://www.madanight.com/madagascar-photo-25987.htm IVAKINIADIANA no sola vantony http://www.madanight.com/madagascar-photo-17553.htm atao ahoana e zanako ô ... tohiny
OLPolonaleopolitika ( 13/05/2006 14:14)
Mahamay...hira iray atolotro @ izao 13 mai izao
1-Misavorovoro tsy mety milamina ity GASIKARA! marary tsy mety salàma ka manalasàla Marasily,sivily,bôdega,prà te hitondra volant. te hifaninana hitondra ny tany avokoa ry zalahy! Izay vok... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 09:41
OLPolonaleopolitika ( 13/05/2006 12:52)
Hôpitalim-bahoaka rahoviana vao mbà hivoatra?
-Isika rehetra efa samy narary satria olom-belona voajanahary mahafantatra tsara ny momba an'izany na dia hoe tsy mpiditra ny Hôpitaly -Trano natao hitsaboana marary dia mizara 2 ary miharihar... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 08:51
OLPolonaleopolitika ( 11/05/2006 18:04)
Raha sanatria ka hisy grévy indray @ 2007 ary dia...
Raha sanatria ka hisy gréve in1 ary @ 2007 dia mbà mitonona anarana eto hoe izay -hanao ny fiambenana andra8 eny FARAVOHITRA. -hanao barrage etsy sy eroa -hilahatra eny @ 13 mai -... Izaho ... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/05/2006 21:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086