Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Andriambelo, milahatra araka ny daty
Andriambelo ( 08/08/2006 10:57)
Voambolana
Nanokatra ny takelaka aho. Eo amin'ny hoe "dinika mandeha" dia misy resaka hoe "misy namako izay nympho". Dia lasa ny saiko hoe ahoana moa izany no azo ilazana ny hoe "nympho" amin'ny teny malagasy ma... tohiny
Andriambelo ( 02/08/2006 06:39)
Xhi sy Ma
Mba mitady mafy ny tonon'"Ilay malala" (raha misy enregistrment moa vao maika tsara) fa tsy mety afaka ato an-dohako nefa tapany kely sisa tadidiko : "Avo ny lanitra, ka tsy takatro, Endrey rey olo... tohiny
novalian'i jean2014 ny 03/11/2014 14:41
Andriambelo ( 21/07/2006 07:08)
BAO ANGELE
Maromaro ihany ny sehatra nandramako fa na samy tsy nisy nahafa po aza, ny serasera no azoazo indrindra. Mba mitady ny tononkiran'i Bao Angèle, tsy haiko ny tena lohateniny, fa miatomboka amin'ny ho... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 06:50
Andriambelo ( 03/01/2006 09:00)
Rivo RAMANDIAMANANA
Faly miarahaba ny namana rehetra tratry ny taona. Misy mpanankanto, tsy dia hoe manjelatra be eny ambony lapihazo izy nefa mahavita zavatra be dia be amin'ny kolontsaina malagasy. Anisan'izany araka ... tohiny
andriambelo ( 01/07/2004 14:44)
Endriky ny harena
Lasa ny eritreritro rehefa misaina ny mpanan-karena malagasy. Ny fisehoana no lasa adanjana azy. Ny isan'ny invités sy ny fiara rehefa mariazy, ny isan'ny 4x4 rehefa mandevina ...sns. Toa "signes ex... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/07/2004 12:47
andriambelo ( 16/06/2004 09:28)
XHI sy MA
Tsy hoe nostalzika fotsiny fa tena mba nitondra zava-baovao tamin'androny ry Xhi sy Ma. Aiza kay no mba mety ahitana ny horonam-peo mirakitra ny hirany ? Ary mety mba ho tonga eto amin'ny Tononkira ... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 21:16
andriambelo ( 04/05/2004 23:01)
Antoko Mpihira Malagasy eto Frantsa
Any La Grande Motte, Montpellier, ny 20-23 May amin'ity taona ity. Firavoraoam-be fa tongava daholo e.... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2004 00:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079