IZA NO MBOLA MAHATANDRINA 100% ny LALAN'NY SABATA !?

81. tealala ( 30/12/2015 16:14)

rhaj0:

Ka "mino(mino)" (foana) tahaka anao Tealala ihany kosa anie i Yahl eee... satria ve TSY tahaka ny raisonnement-nao ny azy, dia pehanao hoe tokony mba ho menatra izy? Nefa nareo mitovy samy "mpino an'Andrmntra" ao ihany??

Dia ahita raha avy @ ilay Andrmntra inoanareo ao moa izany nareo roaroa ireo ee.. ataovy eo ihany mouh kouh...

Ny an'i rhaj0 moa izany dia tsy fantany akory hoe izy no tena mitovy ami'ny kristiana tsy mino Andriamanitra tokana ianareo, ny an'ny kristiana misy panelanelana dia mijanona eo amin'ilay olona panelanelana vao mihakatra any any amin'ilay hoe ray.
82. rhaj0 ( 30/12/2015 16:22)
OK, tsy takatro iny f'azafady eee.. ka ny ao @ imagination-nareo tsirairay ao anie ka (samy) sampona ka dia... fa miezaka aho eee.. .efa miezaka ary manontany..

Ka hono ho'a.. Andrmntra iray tokana ihany ve no ivavahanao Tealala sy i Yahl, na koa i Bor2lais ohatra??

Dia ahoana hoz'IZY rahefa "(mody) tena miady" na "(tena) mody miady" io ianareo??
83. tealala ( 30/12/2015 16:29)

Ny azy jesosy no andriamaniny ko
84. rhaj0 ( 30/12/2015 16:35)
K'io kosa aloha, raha ny fijeriko azy avy aty ivelany, dia... ao @ imagination-nao irery ao izany hoe "jesosy no andriamaniny"...

Fa raha ny fazahoako azy, dia toa hoe 3 no 1 hono ny Andriamaniny.... hanontanio indray anie ry Bor2lais sy ry Strong3 na RBNIR eee... ka ilay 1 izany dia ilay Andrimanitrao koa e...

sa tena tsy te-ho havan-dreo (ny) anao???
85. tealala ( 30/12/2015 16:52)
miala tsiny amin'ilay valinteny boribory a, fa tsy mitovy ilay izy. ny azy efa nofeheziny ho finis ihany ko, nijanona teo amin'ilay hoe Dieu est bon sns... dia tsy hitany intsony izay tenenina rehefa tonga ny tsunami cyclone matanjaka b sns, ary avy teo napiny jesosy... resaka lava be (za kamo bee anoratra lavabe)
86. rhaj0 ( 30/12/2015 17:16)
Ka iray ihany ve io Andrmntra ivavahanareo roaroa ireo, sa tena ""tsy mitovy, na samy hafa?
87. tealala ( 30/12/2015 17:45)

rhaj0:

Ka iray ihany ve io Andrmntra ivavahanareo roaroa ireo, sa tena ""tsy mitovy, na samy hafa?

Hoy ny aty dago hoe ataovy resaka misy volombava, fa tsy ef nolazaiko eo ambony eo ve hoe tsy mitovy e?
Masokoditra nga no atao mijery ny an'ny tsy mino? mdr!
88. rhaj0 ( 30/12/2015 18:07)
he he he... mila confirmation fotsiny aho, fa ngo dia lazaina fa mampiteniteny foana anao eo .. izao mazava fa ianao no mi(teni)teny io :-)

Ka dia TSY MITOVY hono izany ny Andrmntr'i Tealala sy ny an'i Bor2lais na Yahl ohatra ee...
Mila manontany an-dreo koa aho izany raha izay koa ny fazahoany azy.

Fa dia hoy aho hoe, "aza miady" nareo fa IZY roa lehibe "ao ambony ao" no tokony (asaivo) mifanaraka eee... nareo koa no voaporitporitra eto, nefa IZY any izany no miady kouh..

Fa entre-pa... TSY mitovy hoz'i Tealala, nefa raha ny fazahoako azy, dia niainga t@ Andmntr'i Abrahama-nao ihany zareo. Dia tsy mba miteny mihintsy koa ve azany izao Andrmntra iraisanareo izao eee ??? Sa mba miteny ihany IZY... ao @ imagiination-nareo tsirairay ao ??? Dia samy hafa ve ny "lazainy anareo", sa moa nareo no mamalan-kira eee ???
89. tealala ( 30/12/2015 18:23)

Mba ainao moa hoe inona izany idôlatrie? rehefa fehezinao ho fini ny andriamanitrao dia idôlatrie izany. ny andriamanitry ny kristiana ray, dia lazaina fa io ihany no zanaka, aveo apina hoe fanahy masina...dia avy eo anontanio zareo hoe iza no nanome ny didy folo, dia iza no nanome ny didy hoe mifankatiava ianareo toy ny hitiavako anareo.
Mazava ve?
90. rhaj0 ( 30/12/2015 18:29)
za koa mba nganga eee... :-)
Fa raha ny @ io dia i Bor2lais no specialiste @ io 3 sy 1 io, fa dia izay ifanazavanareo any izany ee...

Fa n'enao izany ny Andrmntra dia tokana.. IZY ve ilay Andrmntr'i Abrahama sy ry Mosesy ?
91. tealala ( 30/12/2015 18:30)
92. rhaj0 ( 30/12/2015 18:35)
Ka ivavahan'i Yahl (sy ny Epicecoco-ny) sy ry Bor2lais (any @ 3eme etage-ny) koa anie IZY io eee...

Fa raha izany, raha ny fahatakarako azy, dia SAMY HAFA no teneniNY anao (sy ny mitovy aminao) sy ny teneniNY amin-drizareo iretsy eee..

Dia hitanao izao hoe, maninona azany aho ity no mivanitika lava eto :-)
93. tealala ( 30/12/2015 18:40)

Fa ny an dri zareo ireo va tsy ny dadan'i jesosy e? ilay fahavalon'i satana, ovay ihany ny zavatra lazaiko dia eto isika miodikodina eto e :D
94. rhaj0 ( 30/12/2015 18:45)
Manaja ny Andrmntr'i Abrahama kosany zareo ee.. dia manaja ilay Andrmntra namorona an'i Madame Eve koa... Ireo nefa dia Andrmntrao koa.

Ary na tianao io na tsy tianao... (fa tsy hoe mihodikodina ny eto)
95. tealala ( 30/12/2015 18:50)
Izay no heverinareo.
96. tealala ( 30/12/2015 18:52)
Izy ko anie mihevitra fa sady dada i jesosy no zanaka no fanahy masina e..Ianao izay tsy misy spiritualité na dia kely aza tahaka ireo nohalalin'i Mr Darwin ary mahatakatra ny absurdité ny izany.
97. rhaj0 ( 30/12/2015 18:59)
Ka ianao sy ny Andrmntrao, na Andrmntrareo, namorona an'i Madame Eve azany ve tsy "absurde" koany kouh eee...
98. tealala ( 30/12/2015 19:12)
Io boky io anie ry rhaj0 efa nolazaiko fa rehefa tsy mahay mamaky an'io ianao dia tsy misy mahasamihafa anao amin'ny olona miheritreritra zavatra tahak'izao http://forum.serasera.org/forum/message/m527650888ff27/
99. rhaj0 ( 30/12/2015 19:26)
Ka raisina toa ny ahoana azany ilay (concept) Madame Eve ao @ Genesisy eee...

ianao mahay azy izao tena mety vita mazava fohy paragraph iray izany..
100. tealala ( 30/12/2015 19:35)
ie za mahay ka :D, fa tena kely dia kely ny zavatra marina raha hoarina amin'ny diso voizinareo, ka io tsy ho takatrareo raha tsy hoe manova famindra e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2875