Ahoana ny hevitrao ?

81. rhaj0 ( 21/05/2015 16:00)
OK.. hitako i Paoly
https://www.biblegateway.com/passage/?search=1+Corinthians+6&version=NIV
9 Or do you not know that wrongdoers will not inherit the kingdom of God? Do not be deceived: Neither the sexually immoral nor idolaters nor adulterers nor men who have sex with men[a] 10 nor thieves nor the greedy nor drunkards nor slanderers nor swindlers will inherit the kingdom of God..

Dia jereo tsara indray anie e... TSISY resaka travesti ilay version anglisy... ary ny resaka azany, @ fine print etsy ambany, dia toa hoe, tian'i Paoly avahana @ gay, ilay mamely sy ilay asiana... esy e ry Paoly eee...

Ka raha io baiboly anglisy io indray izany no jerena dia TSY i Paoly no manana kakay @ transvesti eto fa ilay nandika azy t@ teny gasy ee... Andrianaivoravelona ve ???
82. gasy1zay ( 21/05/2015 16:54)

rhaj0:

Ny nandika gasy koa toa tonga dia nataony hoe sodomita fa tsy nasiany hoe "travesti" izany koa, ny frantsay no nanasaraka hoe travesti +homosexuel, amiko io no tena mikasika ny rehetra satria raha ny gasy hoe sodomita dia hibitaka ny V+V hoe tsy zay zany fa ny anay tsy misy sex anal.
83. rhaj0 ( 21/05/2015 17:19)
hi hi hi... ahoana no ahalalanao fa tsy manao sex anal ao ampandrianany ao na ny straight na ny lesbo... (koa na ianao azany, iza no mahalala? :-)
Dia efa hoe ho'a hoe, ny homosekisoalitia dia tsy resaka sex fotsiny..

Fa @ ilay sora-madinika ao @ bible gateway, dia marina ny anao, fa i Paoly dia te-hanavaka ilay asiana sy ilay mamely.. ka transvestite ve izany ilay manao sari-bav mba ho asiana, dia sodomita ilay mpamely.. dia tena mila soritana tsara fa manota daholo izy roaroa ireo ?

Fa nasorin'ny mpandika teny anglisy izany ilay transvestite eee... izany hoe, raha ianao izany ilay anglisy manao sari-bavy mba ho asiana, dia tsy manota eee ... hi hi hi.. efa hoe ho'a hoe, mety nanandrana i Paoly (mety izy ilay nasiana), dia nataony hoe, tsy manota raha asiana.. fa kosa ireo mpanely dia tonga dia afobe...

Izy Ipaoly no miteny io, fa ampinoany ianao fa tenin'Atra izany.. ka dia ao koa ianao izany eee...
84. gasy1zay ( 21/05/2015 19:07)

Ka io anie na mpanota aza ka manaiky hoe tsy nety ny nataoko ary tsy hanao intsony aho dia ho voavela ny helony ary afaka miditra ny lanitra indray e! Efa i Jesoa no nisolo voina anao teo @ hazo fijaliana,fa ianao no mila mino sy mandray ilay famonjena nataony, fa tsy hoe "gay" za dia tsy avotra tsony ka aleo tohizana izy ity.
85. rhaj0 ( 21/05/2015 21:04)
Ka ny mpanota izany mety ho avotra ihany rahefa misy condition tsihaitsihay.
Ilay homo koa izany mety ho avotra ihany.
Ka maninona azany ianareo no mitsivalana raha ohatra ka te-hanao izay tiany ataony, na hampanao anao ny tiany ataony ao ilay homo ee... raha izay no maha-sambatra azy ao @ finoany ao.. Fa maninona ianareo mitsivalana @ izany !

Izay no tsy azoko.. i JC nefany azany, hoz'nareo, mety hamela azy.. Koa na ilay "jiolahy" tatsy azany efa nampanantenainy paradisa kouh...
86. endriny ( 22/05/2015 07:07)

gasy1zay:

Ka io anie na mpanota aza ka manaiky hoe tsy nety ny nataoko ary tsy hanao intsony aho dia ho voavela ny helony ary afaka miditra ny lanitra indray e! Efa i Jesoa no nisolo voina anao teo @ hazo fijaliana,fa ianao no mila mino sy mandray ilay famonjena nataony, fa tsy hoe "gay" za dia tsy avotra tsony ka aleo tohizana izy ity.

1) tsy ianao no Atra ka tsy hainao izay sitrapony
2) vao tary amin'ny lohahevitra hafa tary ianao no nilaza fa tsy hitsara sy hitsabaka izay hasambaran'ny hafa, izay mody naveriko kely teto, kanefa inona ary ity... Manao teny tsy tsaroana ohatran'i Strong ihany koa a... Sa izay moa ilay milalao baiboly..

Androany didy fahaxxx ny aza mamono olona... Rahampitso be fitiavana Atra fa nomeny natao sorona ny zanany lahitokana... Hihihihihi
87. RBNIR ( 22/05/2015 07:21)
Faly misera namana isany,
Inona moa no dikan'ny hoe fitsarana?
Fitsarana dia famohahana didim-pitsarana entina hanamelohana na hanamarinana olona iray....

Raha mahita ny masoko fa "meloka" na "marina" ny olona iray dia nitsara aho izay (izany hoe naka ny toeran'ny mpitsara aho ka afaka nandanja tsara fa ny olona iray dia tena meloka tokoa ary tokony hohelohina na tena marina tokoa ka tokony hohamarinina.....
Iny ilay voalaza fa tsy azon'ny olona atao (satria tsy anjaran'ny olona ny manao izay fa anjaran'i Jesosy sy Andriamanitra irery ihany) .....

Raha mananatra kosa aho hoe tsy mety zalahy ny manao an'ity sy iry fa araka ny tenin'Andriamanitra ange dia mahavery any amin'ny afobe io e!!!!!

Inona no mahadiso ahy amin'izany????? Tsy fitiavana v izany e?????
Izaho tsy nanameloka na dia kely aza fa kosa nananatra mba hifohazan'ny matory sy ny maty fanahy rehetra........

Samia mamisavisa hoy ny hiran'i dedesa izay......

Samia ho tahin'ny Tompo namana.......
88. vahiny2004 ( 22/05/2015 07:49)

http://www.evangile-et-liberte.net/2015/05/la-benediction-de-tous-les-mariages/

Tsara vakiana raha manam-paharetana.

89. RBNIR ( 22/05/2015 07:54)
« Aleo anatra imaso Toy izay fitia afenina. » (Ohabolana 27:5)
90. Strong3 ( 22/05/2015 08:50)
dia mahazo fafiny ve ry rhaj0 ilay plan a trois ao sa manao tohivakana mifampidipiditra toa lamasinina mifanaraka ao hihihih...

ka nareo any nge efa tsy misy soa toavina sy baiboly atahorana hibedy ka inona ary no olana raha atao ao izay atao ao
Aty amin'ny tany andala-pandrosoana ihany io mbola mihidy anaty box-kely , mijaly eritreritra mba te hanao nefa ny feon'ny fieritreretana tsy manaiky famatahotra ....

91. gasysud ( 22/05/2015 08:57)
Raha ny fahafantarako ny resaka homosexualité dia zavatra efa nisy izy io hatramin'izay, eny fa na dia talohan'i kristy aza dia efa nisy izy io. Ny fiaraha-monina dia tsy nanaiky azy io mihitsy nefa ny mahagaga dia tsy nahasakana ny homos izany fa vao maika aza niroborobo be izany ary nitaky ny zony amin'ny maha olona azy ireo homos ireo.

Vokany;
- efa maro ireo firenena tandrefana manaiky ny fisian'izireo sy ny fanambadian'izireo
- Efa manaiky azireo koa izany izao ny fiangonana protestanta frantsay
- Ny manaraka mbola tsy fantatra.

Lasa resa-be izany eto Madagasikara amin'izao fotoana izao:

- Ao ny milaza fa tsy tokony atao fanamasinana any am-piangonana izany
- Ao ny milaza fa tsy misy olana izany

Ny fahitako azy dia toe-javatra tsy ho voasakana intsony io resaka io... Tsy aleo ary ve ry zareo hiaina amin'izay mahasambatra azy rehefa tsy mamono olona, mangalatra, misoloky sns...???
92. vahiny2004 ( 22/05/2015 10:14)

vahiny2004:

Raha toa anio ny zana-tsika kristianina ireto misy miteny hoe homo aho ry Dada sy Neny ? Dia inona no holazain-tsika aminy sy hataon-tsika ?

- ekena ?
- roahina ?
- hangalàna mpiandry ?

gasy1zay:

Efa nolazaiko tany aloha hoe ilay homosexualité dia fahotana toy ny fahotana rehetra ."Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’ olona sy ny sodomita [Izahao Lev.18.22]
10 sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra
."

Raha dinihana tsara io voasoratra io dia mitovy lanja ny homosexualité(sodomita eto) sy ny mpijangajanga, mpanompo sampy, mpangalatra ...

Ka ny tokony ho ataonao raha R+R manan-janaka "gay" dia toy ny R+R manan-janaka manao ny tsy mety hafa ireo ihany :
1- Mananatra sy mampafantatra azy fa tsy mety ny ataony
2- Mivavaka ho azy mba hiova izy (Jesoa Kristy no afaka manova olona sy manafaka azy)

Raha arahinao ara-bakiteny ny Baiboly dia tokony vonoinao ny zanakao, na tsy resaka homosexualité aza no "ota" nataony

18 Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon'ny rainy, na ny feon'ny reniny, ka tsy zakany anarina, 19 dia hosamborin'ny rainy sy ny reniny izy ka ho entiny amin'ny loholona amin'ny tanànany, eo amin'ny vavahadin'ny tanàna onenany, 20d ia hiteny amin'ny loholona amin'ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony. 21 Dia hitora-bato azy ho faty ny mponina rehetra ao an-tanànany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy; ary ny Isiraely rehetra dia handre izany ka hatahotra.
93. RBNIR ( 22/05/2015 12:56)

io lalàna teneninao io dia tafiditra ao amin'ilay karazan-dalana antsoina hoe : lalàna ateraky ny fandikan-dalana (izany hoe lalàna napetraka hamaizana ny olona mandika ny lalàna iray....
Izany dia efa nofoanan'i Jesosy araka ny hita ao amin'ny tantaran'ilay vehivavy janga tratra VAKIO ATO AZAFADY
Nanomboka teo dia foana ireo lalàna rehetra napetraka mba ho famaizana ny mpandika lalàna namana....

Samia ho tahin'ny Tompo....
94. gasy1zay ( 22/05/2015 13:20)

endriny:

gasy1zay:

Ka io anie na mpanota aza ka manaiky hoe tsy nety ny nataoko ary tsy hanao intsony aho dia ho voavela ny helony ary afaka miditra ny lanitra indray e! Efa i Jesoa no nisolo voina anao teo @ hazo fijaliana,fa ianao no mila mino sy mandray ilay famonjena nataony, fa tsy hoe "gay" za dia tsy avotra tsony ka aleo tohizana izy ity.

1) tsy ianao no Atra ka tsy hainao izay sitrapony
2) vao tary amin'ny lohahevitra hafa tary ianao no nilaza fa tsy hitsara sy hitsabaka izay hasambaran'ny hafa, izay mody naveriko kely teto, kanefa inona ary ity... Manao teny tsy tsaroana ohatran'i Strong ihany koa a... Sa izay moa ilay milalao baiboly..

Androany didy fahaxxx ny aza mamono olona... Rahampitso be fitiavana Atra fa nomeny natao sorona ny zanany lahitokana... Hihihihihi

Ka ny an'i endriny zavatra tsy mitovy no ampitahaina, i rhaj0 nanontany ahy t@ iny hoe iza no sambatra izaho gasy1zay (kristianina) sa ny Ntaolo (nivavaka t@ razana) ka aiza @ io no misy sitrapon'Andriamanitra ry endriny?

Raha mahita Andriamanitra hafa any ianao ry endriny ka nahafoy ny zanany hanavotana ny olombelona dia mba teneno anay, didy fahaxxx aza mamono olona?Fa ilay mamono olona no tokony nolazainy ve?
95. gasy1zay ( 22/05/2015 13:40)

vahiny2004:

vahiny2004:

Raha toa anio ny zana-tsika kristianina ireto misy miteny hoe homo aho ry Dada sy Neny ? Dia inona no holazain-tsika aminy sy hataon-tsika ?

- ekena ?
- roahina ?
- hangalàna mpiandry ?

gasy1zay:

Efa nolazaiko tany aloha hoe ilay homosexualité dia fahotana toy ny fahotana rehetra ."Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’ olona sy ny sodomita [Izahao Lev.18.22]
10 sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra
."

Raha dinihana tsara io voasoratra io dia mitovy lanja ny homosexualité(sodomita eto) sy ny mpijangajanga, mpanompo sampy, mpangalatra ...

Ka ny tokony ho ataonao raha R+R manan-janaka "gay" dia toy ny R+R manan-janaka manao ny tsy mety hafa ireo ihany :
1- Mananatra sy mampafantatra azy fa tsy mety ny ataony
2- Mivavaka ho azy mba hiova izy (Jesoa Kristy no afaka manova olona sy manafaka azy)

Raha arahinao ara-bakiteny ny Baiboly dia tokony vonoinao ny zanakao, na tsy resaka homosexualité aza no "ota" nataony

18 Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon'ny rainy, na ny feon'ny reniny, ka tsy zakany anarina, 19 dia hosamborin'ny rainy sy ny reniny izy ka ho entiny amin'ny loholona amin'ny tanànany, eo amin'ny vavahadin'ny tanàna onenany, 20d ia hiteny amin'ny loholona amin'ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony. 21 Dia hitora-bato azy ho faty ny mponina rehetra ao an-tanànany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy; ary ny Isiraely rehetra dia handre izany ka hatahotra.

Izay diso t@ lalàna teo @ zanak'israely dia na novonoina ho faty na nanao fanatitra hoan'ny ota naterina tany @ mpisorona(zanak,ondry tsy misy kilema t@ izany), foana io satria efa i Kristy no nanolotra ny tenany ho faty, hisolo anao mpanota , ary izy ihany koa no naka toeran'ny zanak.ondry hanadio anao hahafahanao mihavana amin'Andriamanitra.

Ka @ izao isika miresaka izao tsy ny lalàna nampiarina t@ zanak'Israely intsony no hiainana raha diso ianao na nanota fa ny mpanalalana antsika amin'Andriamanitra dia i Jesoa Kristy nohomboina t@ hazo fijaliana no mila raisinao sy hinoanao.
96. rhaj0 ( 22/05/2015 13:45)
gasy1zay:
Ka @ izao isika miresaka izao tsy ny lalàna nampiarina t@ zanak'Israely intsony no hiainana

sy hiSainana... sa ahoana ?
97. gasy1zay ( 22/05/2015 13:48)

rhaj0:

Ka ny mpanota izany mety ho avotra ihany rahefa misy condition tsihaitsihay.
Ilay homo koa izany mety ho avotra ihany.
Ka maninona azany ianareo no mitsivalana raha ohatra ka te-hanao izay tiany ataony, na hampanao anao ny tiany ataony ao ilay homo ee... raha izay no maha-sambatra azy ao @ finoany ao.. Fa maninona ianareo mitsivalana @ izany !

Izay no tsy azoko.. i JC nefany azany, hoz'nareo, mety hamela azy.. Koa na ilay "jiolahy" tatsy azany efa nampanantenainy paradisa kouh...

Raha te ho voavonjy ny mpanota (gay-jiolahy-mpangalatra-mpijangajanga-mpandainga-...) dia mila miaiky ny fahadisoany ary mila mino fa i Jesoa Kristy no efa nahafoy ny ainy ho faty teo @ toerany mba hahazoany famonjena. Io no nahavotra ilay jiolahy ry rhaj0 a!

Ny problème @ gay te hanambady any ampiangonana, ry zareo tsy manaiky mintsy hoe fahotana ny homosexualité.
98. rhaj0 ( 22/05/2015 13:56)
Koa na manaiky izy na tsy manaiky, ino moa ny olanao na idiranao @ izany... i JC ihany no tompon'ny teny farany.. mety avotan'i JC izy, fa ianao koa no toa be fanilikilika eto foana eo..

Sa efa niteny anao mihintsy i JC hoe, tena akipilio faty any ireo mpanota ireo fa mandoto ny Fiangonana ?
99. gasy1zay ( 22/05/2015 14:40)

rhaj0:

Koa na manaiky izy na tsy manaiky, ino moa ny olanao na idiranao @ izany... i JC ihany no tompon'ny teny farany.. mety avotan'i JC izy, fa ianao koa no toa be fanilikilika eto foana eo..

Sa efa niteny anao mihintsy i JC hoe, tena akipilio faty any ireo mpanota ireo fa mandoto ny Fiangonana ?

Tsy misy resaka manakipily ngambany fa fanairana @ torimasom-panahy, misy manko diso hevitra na voafitaka araka ilay verset nozaraina tao aloha tao, satria misy manambara azy na mihevitra fa tsy fahotana na tsy gravy ilay fiarahan'ny L+L sy V+V, après, safidy ny azy na hino na tsia.

Ny olako @ ilay izy rhaj0 dia misy olona eny fa na dia mpitondra fivavahana tsy mahalala intsony ny tena voalazan'ny baiboly mikasika ity resaka homosexualité ity, raha mahafantatra izy fa nisafidy ny hanao izany dia hafa indray izay.
100. rhaj0 ( 22/05/2015 14:57)
"fanairana @ torimasom-panahy" hoz'ianao.. Fa ireo olona anie efa mahalala ny kabary lavanareo ee... efa mahafantatra izy fa nisafidy ny hanao izany ... dia raha izay ho'a no mahasambatra azy ao @ finoany ao, ino moa ny olanao na idiranao @ izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5141