Ahoana ny hevitrao ?
42. bor2lais
(
20/05/2015 09:57)
Rohy mankany @ kaonty fb-n'i Jean-Marc Potenti (ilay Mpitandrina lazaiko) io : izany hoe mila manana kaonty fb ianao raha te-hijery ! :-)
Ity ataoko "kopy/kole" eto ambany ity ilay izy raha mahaliana antsika
*********
J’ai passé la journée d’hier à régler les conséquences institutionnelles du vote de l’EPUdF sur la bénédiction des couples de même sexe, j’ai maintenant envie de réagir sur un plan personnel.
Oui je crois qu’un couple est formé d’un homme et d’une femme.
Oui, je crois que cette altérité est au cœur du récit biblique de la création, il demeure pour moi un fondement inébranlable pour le mariage.
Oui je crois au mariage en tant que projet de Dieu pour l’homme et la femme même s’il n’est pas normatif (le célibat est aussi un don de Dieu).
Pour cette raison, je ne me sens pas autorisé à prononcer une bénédiction sur un couple homosexuel.
Non, refuser de bénir un couple n’équivaut pas au rejet des personnes.
Je peux tout à fait entendre la demande, mais je revendique le respect de mes convictions.
Je souhaite toujours plus accepter l’autre quel qu’il soit, mais rien ne me peut m’obliger à approuver tout ce qu’il fait.
Pour autant, j’ai suivi les débats de l’EPUdF, j’ai assisté à certains d’entre eux, j’ai lu avec intérêt le texte qui a été voté.
J’ai entendu le souci de l’accueil des personnes homosexuelles que ce vote et la réflexion qui l’a précédé veulent exprimer. Je partage ce souci, je ne partage pas les conclusions.
J’ai perçu la densité et la qualité du texte en question..
Non ! L’Église Protestante Unie ne marie pas les couples homosexuels, pas plus d’ailleurs qu’elle ne marie les hétérosexuels, puisque le mariage n’est pas un sacrement en théologie protestante.
Non ! Je ne me livrerai à aucune attaque envers l’Église, les personnes ou les opinions qui se sont exprimées par ce fameux vote.
Je mesure ce que cela engendre comme difficultés, tensions tant à l’intérieur de l’EPUdF que dans les relations avec cette Église, mais je ne m’autoriserai aucune ironie facile ou vacharde pour autant.
Oui ce vote m’a attristé et inquiété... Mais je ne laisserai pas cette inquiétude altérer mon jugement et conditionner mes propos.
Je suis évangélique, je suis protestant, rien ne me coupera de cet héritage que je revendique avec beaucoup d’autres, et je continuerai à dialoguer, à confronter, à bâtir des ponts plutôt qu’à élever des murs.
source : fb - Jean-Marc Potenti
***************
:-)

43. endriny
(
20/05/2015 10:04)
Io hoy aho resaka kil io... Efa hita fa mihamaro ny olona mirona amin'ny homo. Dia atao izay itarihana azy sy hiantsona azy satria efamiha vitsy ny kil...
Sady izao e... Ny fiangonana tsy natao ho an'ny olo-marina fa ho an'ny mpanota...

44. Strong3
(
20/05/2015 10:15)
fa i endriny izao efa marina dia nivoaka tao sao miverina ho tsy marina hihihih :-)
46. rhaj0
(
20/05/2015 10:33)
rhaj0:
... rahefa "tsy mankasitraka" (araka ilay didy), dia...
- "passive" ve : tsy d'accord ianao, fa kosa, an'azy ny azy, ary resak'izy sy IZY izany fa tsisy idiranao, fa ny anao dia ny fiainanao ihany no atrehinao..
- sa "active" : tsy d'accord ianao, ary lasa mitory teny aminy, na manao hetsika hanakana azy tsy hiray, na hanakana azy tsy hiaraka aminao sy ny fiangonanao ohatra, ary raha manam-pahefana ianao, na sefokely na debabe, dia tena mandray action ianao fa tsy mijery fotsiny...
Potenti:
... refuser de bénir un couple n’équivaut pas au rejet des personnes.
... Je souhaite toujours plus accepter l’autre quel qu’il soit, mais rien ne me peut m’obliger à approuver tout ce qu’il fait.
Raha ny fazahoako azy izany dia lasa "passive" i Potenti.. Raha ny fahitako azy, raha olon-tsotra ianao, dia zonao ny mihoalahoala fotsiny, fa raha olombe ao ianao, dia "adidinao" ny tsy mihoalahoala. Toa izany ny premier secours aty aminay aty.. afaka mihoalahoala ianao raha olon-tsotra.
Fa dia ihomeheza(ko) fotsiny io e... hi hi hi...
- passive i Potenti ? lozanao fa ilaozanao ny ondrinao..
- active i Potenti ? lozanao manao tsindry hazo lena...
49. RBNIR
(
20/05/2015 12:45)
« Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apok.22:18)
« ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity. » (Apok.22:19)
Tsy azo ampiana, ary tsy azo analana ny tenin'Andriamanitra.....

50. rhaj0
(
20/05/2015 12:55)
bor2lais:
Toy izao no tapaka araka ny voalaza ato dia "La bénédiction des couples homosexuels n’est « ni un droit, ni une obligation », mais une « possibilité », et « ne s’impose à aucune paroisse, à aucun pasteur »
:-)
Ka ny "tso-drano zava-mahery" hozy ny Ntaolo... oops.. kay moa Kristiana ity resaka ity..
ka ny tso-dranon'i Rapasy ve izany "TSY zava-mahery", ka dia tsy quoi na hanome izy na tsy hanome eee ?
Sa ny "TSY-tso-dranon-dRapasy" no zava-mahery, ka dia .. hotry ny arahin'alahelo ao ra-couple homosekisoaly eee ?
Ny mba toro-hevitro an-dreo, dia ialao ao, fa nareo koa ve dia iaritra ny omeko-tsy-omeko na ny ok-fa-arahin'alahelo ao eeee...
51. rhaj0
(
20/05/2015 13:43)
RBNIR:
amin'ny bokin'ity faminaniana ity (...) ny tenin'Andriamanitra
Ka ilay izy ve "faminaniana" nataon'ilay "mpaminany"[size=4]be vinany[/size] sa tena "tenin'A.tra" eee ??
Dia rahefa hotr'izany ihany, dia indraindray koa ho'a, hitanao eto foana io, fa ny tenin'i Apostolin'i RBNIR, na koa azany ny kOzin'i RBNIR, tonga dia petahany ho "tenin'A.tra"... izany ve tsy plagiarisme ry RBNIR aaa ... Fa dia "mino" tokoany ny mpanaraka azy... Ka dia ao izany ho'a nareo eee...
52. vahiny2004
(
20/05/2015 14:36)
Raha toa anio ny zana-tsika kristianina ireto misy miteny hoe homo aho ry Dada sy Neny ? Dia inona no holazain-tsika aminy sy hataon-tsika ?
- ekena ?
- roahina ?
- hangalàna mpiandry ?
- ekena ?
- roahina ?
- hangalàna mpiandry ?
53. bor2lais
(
20/05/2015 15:35)
Averiko eto ity valinteniko t@ booboo ity :
:-)
Tsy tsodranon-drapasy no izy ramose fa tsodranon'Andriamanitra a !
Rehefa mitsodrano rapasy ao am-piangonana dia manonona izany amin'ny Anaran'Andriamanitra fa tsy amin'ny anaran-drapasy ! :-)
izaho:
booboo > ataoko fa tsy dia resaka fanilihana na tsy fitiavana "homo" loatra ilay izy fa toa fahatsapana fanimbana sy fanaovana tsinontsinona (ary fandravana ankolaka) ny antsoina hoe fanambadiana na mariazy araka ny voalaza ao amin'ny Soratra Masina.
:-)
rhaj0:
Ka ny "tso-drano zava-mahery" hozy ny Ntaolo... oops.. kay moa Kristiana ity resaka ity..
ka ny tso-dranon'i Rapasy ve izany "TSY zava-mahery", ka dia tsy quoi na hanome izy na tsy hanome eee ?
Sa ny "TSY-tso-dranon-dRapasy" no zava-mahery, ka dia .. hotry ny arahin'alahelo ao ra-couple homosekisoaly eee ?
Tsy tsodranon-drapasy no izy ramose fa tsodranon'Andriamanitra a !
Rehefa mitsodrano rapasy ao am-piangonana dia manonona izany amin'ny Anaran'Andriamanitra fa tsy amin'ny anaran-drapasy ! :-)
54. rhaj0
(
20/05/2015 15:59)
bor2lais:
... fandravana ankolaka) ny antsoina hoe fanambadiana na mariazy araka ny voalaza ao amin'ny Soratra Masina.
Raha miara-mihinana ny manta sy ny masaka, miara-mizara ny hafaliana sy alahelo, miara-mihary sy mikolokolo, miara-mipetraka (miampy crac-crac) SAHALA @ MPIVADY REHETRA izany ilay couple .. dia TSY "fanambadiana ara-pamaritana ara-baiboly" izany izany, hozy Bor2lais...
Dia io ho'a, ilay couple izany mitia sy mifankatia, ary mba te-ho "hoamasinina" izany fitiavana izany, fa dia, hozy ry Bor2lais izany hoe, "ndana mahazo".. okey dokey. Tsy mifanditra aminao @ izany aho, fa ilay couple mahazo ny voatehamaina no mampalahelo ahy.. ary "hadalany" raha mbola mamikitra miaraka aminareo ao izy..
bor2lais:
Tsy tsodranon-drapasy no izy ramose fa tsodranon'Andriamanitra a !
Io ho'a ve tsy PLAGIARISME, fa mivadika eeee...
Tsodranon-dRapasy ilay izy, aveeriko ihany, an-dRapasy ny tso-drano, izy no manondraka rano teo io, fa tonga dia apetak'i Rapasy hoe, an'A.tra io fa tsy ahy...
Taiza A.tra nitso-drano an'iza teo ? tsisy nahita an'izany :-)
55. gasy1zay
(
20/05/2015 16:04)
vahiny2004:
Raha toa anio ny zana-tsika kristianina ireto misy miteny hoe homo aho ry Dada sy Neny ? Dia inona no holazain-tsika aminy sy hataon-tsika ?
- ekena ?
- roahina ?
- hangalàna mpiandry ?
Efa nolazaiko tany aloha hoe ilay homosexualité dia fahotana toy ny fahotana rehetra ."Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’ olona sy ny sodomita [Izahao Lev.18.22]
10 sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra."
Raha dinihana tsara io voasoratra io dia mitovy lanja ny homosexualité(sodomita eto) sy ny mpijangajanga, mpanompo sampy, mpangalatra ...
Ka ny tokony ho ataonao raha R+R manan-janaka "gay" dia toy ny R+R manan-janaka manao ny tsy mety hafa ireo ihany :
1- Mananatra sy mampafantatra azy fa tsy mety ny ataony
2- Mivavaka ho azy mba hiova izy (Jesoa Kristy no afaka manova olona sy manafaka azy)
56. rhaj0
(
20/05/2015 16:19)
Raha "fahotana" ilay izy dia "sitra-po" : azo natao, na azo tsy natao..
Nefa ilay hoe "gay/lesbo" dia, TSY hoe "azo natao/azo tsy natao", fa tena attirance ao anatiny lalina ao.
Ary ampiana kely sy averina foana: tsy attirance sexuelle fotsiny, tsy anal sex fotsiny koa, fa mety sentimentique romentale na platonique be toa anareo mivady ao ihany eee...

57. gasy1zay
(
20/05/2015 16:58)

Attirance vola no mahatonga mangalatra, ary mety misy sentiment koa raha hilaza ny mpangalatra hoe hanasoavany ny fianakaviany ny antony nangalarany, narary ny zanany dia nila vola izy ...
Attirance sexuelle+sentiment koa no mahatonga ny sasany hampirafy? Azo atao sa tsia?
Tsy hoe misy sentiment noble ao ambadika dia lasa tsy ho fahotana ilay izy ry rhaj0 a!
58. rhaj0
(
20/05/2015 17:06)
Fa dia ito hozy Madonna e... vaovao vao teo ito... Jiosy sy Arabo io...
Raha ohatra ka ny toa io, hoz'nareo, TSY mila ny "fitahian'A.tra", na hoe, fitiavana BE toa io TSY (no)tahian'A.tra... dia, raha ny fahitako azy, dia ny A.tra-reo, anareo irery ao, ao @ imagination-nareo irery ao ihany re izany TSy tia fitiavana izany eee...
Fa dia mahasoava miaraka @ A.trareo irery ao...

59. rhaj0
(
20/05/2015 17:22)
gasy1zay:
Tsy hoe misy sentiment noble ao ambadika dia lasa tsy ho fahotana ilay izy ry rhaj0 a!
Raha ny fahazoako azy, dia ny homosekisoalitia dia "sentiment/attirance/..." ao anaty, toa ny "sentiment/attirance/..." tsapanao @ Ivadinao ao.
Raha ny fahazoako azy ihany, dia ilay "mangalatra" kosa ohatra, dia tena "calcul" ary natao fanahy iniana. Ary "izay" no "fahotana". Dia io dia "anarina" sy "ivavahana" .. hono ... ary dia vaotafarina ny calcul, ary dia TSY manao fanahy iniana "mangalatra", na "manota", intsony ilay olona.
Fa TSY toa izany ilay attirance... "TSY fanahy iniana ilay attirance".
60. gasy1zay
(
20/05/2015 18:25)

Eny hoy aho fa raha efa manambady ianao ka "attiré" @ vehivavy hafa ankoatry ny vadinao, manaiky aho hoe mety tsy fanahinianao dia aona? satria ve mifankatia ianao sy ilay vehivavy io dia mety ny ataonareo raha miaraka ianareo?