Ahoana ny hevitrao ?

61. gasy1zay ( 20/05/2015 18:38)

rhaj0:

Fa dia ito hozy Madonna e... vaovao vao teo ito... Jiosy sy Arabo io...

Raha ohatra ka ny toa io, hoz'nareo, TSY mila ny "fitahian'A.tra", na hoe, fitiavana BE toa io TSY (no)tahian'A.tra... dia, raha ny fahitako azy, dia ny A.tra-reo, anareo irery ao, ao @ imagination-nareo irery ao ihany re izany TSy tia fitiavana izany eee...

Fa dia mahasoava miaraka @ A.trareo irery ao...

Ka tsy azoko hoe fa maninona moa no angataka ny fitahian'Andriamanitra ry zareo nefa ny lalàna na didin'ilay Andriamanitra aza tsy hajainy, tsy ekeny, tsy arahiny? Ohatrany contradictoire anie izany e!
Eritrereto hoe handeha hangataka fitahiana na tso-drano any @ toerana fady kisoa nefa ianao mitondra saucisson ary tsy afenina anaty paosy akory fa arantiranty hitan'ny be sy ny maro.
62. gasy1zay ( 20/05/2015 18:50)
Amiko aloha ireo "couple gay" mangataka ny fiangonana kristiana hanamasina ny fanambadiany dia na tsy fahalalana ilay fiangonana tiany hanamasinana ny fanambadiany, na tsy fanajana tsotra izao ny rafitra sy ny fampianarana ao @ ilay fiangonana. Azony atao ny manambady any @ mairie raha avelan'ny lalàna izany saingy raha ny lalàn'ny fiangonana sy ny baiboly mitsipaka izany dia tokony tsy hangataka akory ny hanao izany ao am-piangonana ry zareo na dia ho fanajana ny finoan'ny sasany fotsiny aza.

63. rhaj0 ( 20/05/2015 19:07)
Tsy haiko ny revinareo re ry Gasy1zay, fa manome ny fomba fijeriko fotsiny aho, @ masoko (atheista) manana compassion. Fa ireto misy wiki anankiroa mamahabaha ny @ io.

1. http://en.wikipedia.org/wiki/Blessing_of_same-sex_unions_in_Christian_churches#Theological_differences_between_support_and_opposition
2. http://en.wikipedia.org/wiki/Religious_views_on_same-sex_marriage#Religious_support

.. dia jereo tsara fa deba ao @ Kristianisma mihintsy no "mampianatra" na/sy "manohana" fa tokony na/sa azo "hohamasinina" ny fiarahan'ireo gay/lesbo ireo.

Fa raha ny hevitro manokana ho'a, dia rahefa amenareo ny voatehamaina ry gay/lesbo tsy hanakorotana ny fiangonanareo na ny finoanareo ets... Dia nareo azany moa mahavita an'izany, "voninahitra anareo @ io", fa dia tsara ho an'ilay gay/lesbo ny mieritreritra ho an'ny fahasalamany (na ara-tsaina na ara-piaraha-monina) ka hoe ... any alavidavitra any indray mba mitady a...

64. gasy1zay ( 20/05/2015 19:32)

Io indray aloha rhaj0 na i Papa François, na i Pastera iza, na mpitondra fivavahana iza aza no hanome alalana ny pretra/pasitera hanamasina fanambadiana "gay" dia tsy hanova ny hevitro mintsy satria amiko dia efa mazava ny voalazan'ny baiboly ka ny tenin'Andriamanitra no arahiko vao ny tenin'olombelona eny fa na mpitondra fiangonana aza izy ireo.

Mbola averiko foana hoe tsy azoko mintsy hoe fa maninona tokoa moa no miady ny hangataka hamasinina any ampiangonana nefa ry zareo aza tsy manaiky ny voalazan'ny baiboly akory e? Mety enjehin'ny eritreriny izy ngamba hoe tsy mety ny ataony.
65. rhaj0 ( 20/05/2015 19:38)
Asa ianao raha namaky tsara, fa ny interpretation-nao, eny anao irery (sy ny sasany aminareo kristiana) anie io hoe "izay no voalazan'ny Baiboly" eee.. fa ny Kristiana hafa dia milaza koa fa "araka ny Baiboly" (sy ny interpretation ameny) dia OK ny manamasina mariazy gay/lesbo e...

F'ianao moa mihevitra fa ny interpretation-nao ihany no "tena izy" ka dia ... ao nareo izany.
66. vahiny2004 ( 21/05/2015 06:44)

rhaj0:

Raha "fahotana" ilay izy dia "sitra-po" : azo natao, na azo tsy natao..
Nefa ilay hoe "gay/lesbo" dia, TSY hoe "azo natao/azo tsy natao", fa tena attirance ao anatiny lalina ao.

Ary ampiana kely sy averina foana: tsy attirance sexuelle fotsiny, tsy anal sex fotsiny koa, fa mety sentimentique romentale na platonique be toa anareo mivady ao ihany eee...

Tena marina ! Izay foana no ao an-dohan'ny olona raha vao hoe "homo" : resaka sexuel ! Rehefa mazava amin'ny sain-tsika fa tsy resaka sexuel fotsiny io dia milamina ny saina

Nisy article hitako t@ magazine protestanta omaly, pasitera ihany koa no manoratra. Dommage tsy mbola hitako en ligne ilay izy. "2 pauvres versets dans la Bible" hoy izy no mampiziriziry ny olona. Betsaka anefa ny versets mifanohitra ao @ Baiboly raha tena te hitsimpona, tsy mikasika ny homosexualité ihany.
67. bor2lais ( 21/05/2015 07:00)
ramose rhaj0:

Raha miara-mihinana ny manta sy ny masaka, miara-mizara ny hafaliana sy alahelo, miara-mihary sy mikolokolo, miara-mipetraka (miampy crac-crac) SAHALA @ MPIVADY REHETRA izany ilay couple .. dia TSY "fanambadiana ara-pamaritana ara-baiboly" izany izany, hozy Bor2lais...

:-)
Mbola tadiavin-dramose entina tsofindrano any am-piangonana daholo koa angaha ny 2è, 3è, ... birao rehetra ao ? :-)
ramose rhaj0:

bor2lais:

Tsy tsodranon-drapasy no izy ramose fa tsodranon'Andriamanitra a !

Io ho'a ve tsy PLAGIARISME, fa mivadika eeee...
Tsodranon-dRapasy ilay izy, aveeriko ihany, an-dRapasy ny tso-drano, izy no manondraka rano teo io, fa tonga dia apetak'i Rapasy hoe, an'A.tra io fa tsy ahy...
Taiza A.tra nitso-drano an'iza teo ? tsisy nahita an'izany

[size=8]Raha tahaka anao daholo ny "homo" Ramose dia tsy nipetraka ny olana e ! :-)[/size]
ramose rhaj0:

Dia io ho'a, ilay couple izany mitia sy mifankatia, ary mba te-ho "hoamasinina" izany fitiavana izany, ...

Tsy aleo tokoa ve manatona an-dRamose "hoamasininy" dia vita e ! :-)
68. rhaj0 ( 21/05/2015 10:16)
rhaj0:
.. dia TSY "fanambadiana ara-pamaritana ara-baiboly" izany izany, hozy Bor2lais...

bor2lais:
Mbola tadiavin-dramose entina tsofindrano any am-piangonana daholo koa angaha ny 2è, 3è, ...

Io dia zeneralization-nao irery ao dokotera kristiana a... Nefa anie ianao tsisy manao zaneralizasio hoe, rahefa hivavaka amin'Atra ihany, maninona tsy mivavaka amin'A.tra 2eme sy 33eme.. satria nareo @ io monotheista, ary ilay gay/lesbo monogamous...

Mitovy @ ilay zeneralizasio kristiana kinga be ihany ho'a io hoe, rahefa anal sex, maninona tsy bestial koa... nefa izy kristiana tsisy miteny hoe, rahefa mitia, maninona tsy manao A-la-Lota-l'inceste koa, na menazy-a-trou-a-miaraka-aminy ??

tena manana pirobilema tsihaitsihaiko mihintsy nareo zalahy... OLONA (tsy) toa anareo anie ireo olona ireo, nefa dia, toa tonga dia anatontonareo an'izao fantasme-nareo izay voaporitry ny finoanareo ao izany ilay olona: 2eme bureau eee, anal sex eee, bestial sex eee, inceste eeee...
69. Strong3 ( 21/05/2015 12:29)
dia mitonotena koa ry rhaj0 izany hoe ... u know amin'ny anal bestial inceste eee
ndrékaki ôhhhhhh
70. bor2lais ( 21/05/2015 12:30)
ramose rhaj0:

...

:-)
Nataoko ity fa mba mora mahazo resaka ange Ramose (be kritika ny fivavahana Kristiana) ity e !

Aza ny fanondroko oua no jerena Ramose fa izay tondroiny a ! :-)

Raha ny fanondroko fotsiny no jeren-dramose dia tafajanona eo @ "rihana faha-2" (vatana+saina) fa tsy tafakatra ny "rihana faha-3" (ara-panahy) izay tondroiko ! :-)
71. rhaj0 ( 21/05/2015 12:39)
ka ny fanondron'i dokotera mandehandeha tsihaitsihay, ka mila kaodikaody tsara hoe mankaiza izy izany..

Fa tsy hitako izay hidiran'ny rihana @ resaka io ambony io.. Izaho miresaka fanambadiana ankehitrio, i dokotera tonga dia manitatra 2eme buro.. ino ataon'ny fanondronao ao @ ascenseur ao dokotera kristiana ?
72. gasy1zay ( 21/05/2015 14:36)

vahiny2004:

rhaj0:

Raha "fahotana" ilay izy dia "sitra-po" : azo natao, na azo tsy natao..
Nefa ilay hoe "gay/lesbo" dia, TSY hoe "azo natao/azo tsy natao", fa tena attirance ao anatiny lalina ao.

Ary ampiana kely sy averina foana: tsy attirance sexuelle fotsiny, tsy anal sex fotsiny koa, fa mety sentimentique romentale na platonique be toa anareo mivady ao ihany eee...

Tena marina ! Izay foana no ao an-dohan'ny olona raha vao hoe "homo" : resaka sexuel ! Rehefa mazava amin'ny sain-tsika fa tsy resaka sexuel fotsiny io dia milamina ny saina

Nisy article hitako t@ magazine protestanta omaly, pasitera ihany koa no manoratra. Dommage tsy mbola hitako en ligne ilay izy. "2 pauvres versets dans la Bible" hoy izy no mampiziriziry ny olona. Betsaka anefa ny versets mifanohitra ao @ Baiboly raha tena te hitsimpona, tsy mikasika ny homosexualité ihany.

Raha lalàna ao @ testamenta taloha no tsy atao na tsy nohamafisina intsony ao @ testamenta vaovao (toy ny famorana, fananterana fanatitra hoan'ny ota) dia mety mitombina ilay resaka, fa ny fijangajangana sy ny homosexualité dia voalaza fa fahotana sy fahavetavetana eo imason'Andriamanitra hatrany @ genesisy (sodoma sy gomora) ka hatrany @ Apokalypsy. Ka raha tiana ho adika @ izay mampetimety ny fijery na fisainantsika ny tenin'ny baiboly dia izay ilay hoe fampianarana misy kilema satria novaina hifanaraka @ filàna (besoin-envie-...)
73. endriny ( 21/05/2015 14:38)
Rehefa izay no mahasambatra azy ireo dia tsy anjarako ary tsy anjaranao ny misalovana ny fahasambaran'ny hafa..

Fa raha antsika sy ny fianakaviantsika fotsiny ilay fiangonana dia hidio gadana folo raha tsy maha ambina ny anjelin'Atra... Amin'izay isika samby antsika aby ro mivorivory ao isaky ny alahady...
74. gasy1zay ( 21/05/2015 15:07)

rhaj0:

Asa ianao raha namaky tsara, fa ny interpretation-nao, eny anao irery (sy ny sasany aminareo kristiana) anie io hoe "izay no voalazan'ny Baiboly" eee.. fa ny Kristiana hafa dia milaza koa fa "araka ny Baiboly" (sy ny interpretation ameny) dia OK ny manamasina mariazy gay/lesbo e...

F'ianao moa mihevitra fa ny interpretation-nao ihany no "tena izy" ka dia ... ao nareo izany.

Ny teny ao @ baiboly mikasika ny homosexualité ry rhaj0 dia mazava be ary tsy mila interprétation izany, efa nalefako teto foana ito toko sy andininy ito fa dia mbola averiko satria mety olona tsy namaky an'io matoa mbola misalasala hoe mety sa tsy mety ny "couple gay" @ fivavahana kristiana.

1 Korintiana 6 :" 9 Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’ olona sy ny sodomita [Izahao Lev.18.22]"

"9 Ne savez-vous pas que les injustes n'hériteront pas du royaume de Dieu ? Ne vous y trompez pas : ni ceux qui vivent dans l’immoralité sexuelle, ni les idolâtres, ni les adultères, ni les travestis, ni les homosexuels,
10 ni les voleurs, ni les hommes toujours désireux de posséder plus, ni les ivrognes, ni les calomniateurs, ni les exploiteurs n'hériteront du royaume de Dieu."

Ka dia inona @ io voasoratra io no sujet à interprétation? Sa tokony nampiana hoe homosexuel avec ou sans sentiment ve?
75. rhaj0 ( 21/05/2015 15:16)
ntss.. dia ny travesti koa ve ? Nefa misy kolotora tsy quoi ny manao akanjom-behivavy ny lhl (et vice-versa).. Ny finakams mahantra izao izay akanjo eo dia rakofana fa mangitsy eee..

Ka ny vadinao sy zanakao vavy ao izany ve ry Gasy1zay, raha mba sendra manao pataloha, dia "anarinao sy ivavahanao" ho hendry ???
76. gasy1zay ( 21/05/2015 15:19)

rhaj0:

ntss.. dia ny travesti koa ve ? Nefa misy kolotora tsy quoi ny manao akanjom-behivavy ny lhl (et vice-versa).. Ny finakams mahantra izao izay akanjo eo dia rakofana fa mangitsy eee..

Ka ny vadinao sy zanakao vavy ao izany ve ry Gasy1zay, raha mba sendra manao pataloha, dia "anarinao sy ivavahanao" ho hendry ???

tsy resaka efa nandeha ve ity rhaj0 a! Tsy tadidinao sahady ve sa mba fitiavana te hamadika resaka?
77. rhaj0 ( 21/05/2015 15:26)
Tsy tadidiko ny lojikanao ny @ travestis fa mba ampatsiahivo kely azany ee..

Fa io mitovy trousse io izany ny travesti sy ny homo ka mamadika resaka ahoana aho ?
Ka ikimpinao ve ny manao pataloha, sa tena velivezinao sy atositosikao tsy hiditra fiangonana koa ?

Dia rahefa hozy ny tegna hoe, "ny lojikan-drizareo dia izay mampetimety ny baolinany ao fotsiny, ampiany fanamafisana/fanamarinana ara-baiboly, araka ny interpretation-ny azy manokana irery ao".. dia hotry ny izaho no Irainizeloza...
78. gasy1zay ( 21/05/2015 15:41)

Ny travesti resahina eto dia tsy olona manao deguisement any @ fety akory fa lehilahy travesti toy an-dry zalahy mpivarotena eny Antaninarenina,
Fa nga moa tsy efa malaza be any Canada io resaka trans-travesti-LGBT-transgenre sns sns io ry rhaj0 fa dia gaga aho raha ianao indray no ampianarina loll :)
79. rhaj0 ( 21/05/2015 15:46)
Gasy1zay:
Ne savez-vous pas que ...

Dia hono ho'a.. IZA io miteny io ?

Fa raha ny fahitako azy ho'a, dia misy olombe miteniteny foana ao, dia ampinoany fotisny nareo hoe, tsy teniny io fa "tenin'A.tra", dia .. izay ilay plagiarisme-mivadika e...

Dia ny fahatakarako azy koa, dia ny traikefa nanjo an'i olombe tao no mampiteniteny foana azy ao.. Ka asa ... oahtra hoe, nofitahan'ny travesti angamba ingahirainy, ary dia manozonozona an'izay travesti rehetra... na nanadrana homosekisoalitia, dia narary tao, ary dia io sakay kely rano @ n'a pas io...

Misy zaavtra hita tatsy @ iilay vaton'i Mosesy ve ireo "Ne savez-vous pas que ..." ireo ???
80. gasy1zay ( 21/05/2015 15:54)

I Paoly no nanoratra io hoan'ny kristiana tany Korinto t@ izany, misy lien ao nosoratany hoe jerevo ny voalaza ao @ Levitikosy (testamenta taloha)

Dia i Jaona koa nanambara mitovitovy @ io ao @ apokalypsy saingy ao izy dia voasarorana ao @ hoe mpijangajanga fa tsy voasoratra miavaka toy ilay nosoratan'i Paoly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1277