Ahoana ny hevitrao ?

21. vahiny2004 ( 19/05/2015 11:57)

rhaj0:

ka io no ametrahako fanontaniana ireo mpanohitra ny fiarahan'ny lesbienne sy gay: mba fantatrareo ve nefa aloha ireo olona ireo ? mba fantatrareo ve ny fi(s)ainany sy izay ataony ao ?? Raha te-hiaraka na hiray zareo, na miray ara-panjakana na miray any ampiangonana, dia tsy mba, 1- takatrareo (comprendre) ve, dia, 2- ekenareo (accepter hozy vahiny 2004 io ambony io) ???

Ny hitako prejugE, na koa azany dia tsoriko fa dia tena ignorance crasse, ny an'ny sasany @ ireo mpanohitra ny mariazy gay/lesbo, dia hoe, hotry ny mandray an'ireo olon ireo ho obsEdE sexuel ary tsy mieritreritra afa-tsy anal sex (ny gay)... Nefa anie, rahefa izy no manambady aho, angaha misy miteny hoe, izy dia obsedE(e) sexuel, tsy mieritreritra afa-tsy crac-crac sahala @ (mpandeha) makorelina ??

Tena mba nitovy hevitra t@ rhaj0 aho t@ ity indray mitoraka ity :-D

Mahavariana tokoa raha raha vao misy miteny hoe homo dia maro ny miteny avy hatrany hoe "maharikoriko" ? satria ve ny saina maloto no lasa aloha ?
22. RBNIR ( 19/05/2015 12:00)
ny baiboly dia milaza hoe "mahamenatra" sy "fahavetavetana"......
23. Strong3 ( 19/05/2015 12:01)
dia ataovinareo sy rhaj0 ao izany ny baolina kou... sitrany ianareo mba tsy mampitombo taranaka
24. rhaj0 ( 19/05/2015 12:50)
Strong3:
ka nga kosa moa firaisana any ampiangonana ry rhaj0??? fivavahana any kou

Ianao aloha rahefa ampahalalana ny zava-misy aty, dia hitako mihitnsy fa hihazakazaka hiverina hihidy ao @ ilay box-kely fa tena tsy zakan'ny tsenanao ny fiainana e... na tonga saina ianao fa ilay fantasme-nao kay misy manao :-)

Ny aty izao ny malaza indray dia hoe, "champing".. na hoe manao camping ao anaty church, fiangonana... Dia hainao ihany fa mi-crac-crac ny olona rehefa hotrhotr'izany.. indrindra fa hoe doublement voarara hono io, ka dia vao mainka atao..
25. RBNIR ( 19/05/2015 12:57)

Normal be izany satria io miankina amin'ny habetsahan'ny jiro mpanazava sy ny sira hanamasina ihany.....Izay no porofo fa vitsy dia vitsy ny jiro mpanazava ary kely dia kely ny sira mba ho fanasina any.....Mety ny koa ny aizina diso be loatra dia mitsilopilopy izay mba jiro kely any.....
26. RBNIR ( 19/05/2015 13:07)
Fa ho avy ilay fitoriana lehibe farany, ny marina tsy misy kilema no hotoriana....ho maro ny ho resy lahatra satria fahamarinana avy any an-danitra fa tsy fampianarana norotovina tety an-tany....na izany aza mandrampahatongan'izay dia tanteraho izay fahamarinana efa fantatrao...oh eto : tsy sitrapon'Andriamanitra ny lahy sy lahy ary koa ny vavy sy ny vavy...zava-dehibe ny fialana amin'izany satria ho afaka amin'ny atao hoe fahavetavetana.....
27. endriny ( 19/05/2015 13:26)
Angaha tsy azo idiran'ny mpanota moa ny tranon'Atra (fiangonana hono izany e...efa manana trano ety an-tany ihany koa mantsy Atra)?
28. vahiny2004 ( 19/05/2015 14:20)

RBNIR:

ny baiboly dia milaza hoe "mahamenatra" sy "fahavetavetana"......

Minoa ahy ianao fa tsy noho ny @ Baiboly no mahatonga ny betsaka hilaza hoe maharikoriko rehefa miresaka "homo" .

29. gasy1zay ( 19/05/2015 15:49)
oh ry zareo a! Raha TENA KRISTIANINA ianao dia tokony tsy hankasitraka fahotana na tsara fanahy ilay namana gay, na mpampiasa anao izy, na mpiara-miangona aminao, ...

Tokony handinika baiboly misimisy kokoa isika rehefa mandinika zavatra toy itony fa tsy izay fihetsem-po mahaolombelona fotsiny (amitié, compassion, tolérence) marina fa voalazan'ny baiboly hoe tiavo ny namanao, mandefera sns sns... Fa voalaza ao koa hoe fahotana ny fiarahan'ny L+L sy V+V, ary voalaza ao koa hoe ny fankasitrahana ota koa dia raisina ho fahotana.

Farany, marina ny voalazanareo hoe Jesoa niaraka t@ mpanota : mpamory hetra, mpinjangajanga sns, saingy ...ireny olona ireny ve navelany ho toy izany fa tsy hoy izy hoe : " @ izao sisa izao aza manota intsony?" , i Matio lasa mpianany, i Zakaiosy lasa namerina ny volan'ireo nakany tsolotra. Niaraka t@ mpanota izy mba hanala azy @ fahotany fa tsy hoe nitsondrano azy ireo hanohy ny fanaony.
30. rhaj0 ( 19/05/2015 16:20)
okey dokey... dia lazao azany hoe ahoana ny fiarahanareo "TENA KRISTIANA" monina miaraka @ mpanota eran-tany e.. inona tsara ilay ataonareo rahefa "tsy mankasitraka" ?

- tsy miaraka mitakisina, na dia miara-misakafo fotsiny aza, amin-dreo, sa
- tsy miara-miasa amin-dreo, sa
- tsy miara-monina amin-dreo, sa
- tsy mampiasa ny zava-bitan-dreo, sa
- ...
31. gasy1zay ( 19/05/2015 17:13)

Oh ry rhaj0, ny fahotana anie no tsy ankasitrahana fa tsy ilay olona nanao azy e! Aleo hazava tsara fa tsy ilay mpanota no olana fa ilay zavatra nataony, toa anao tsy mankasitraka ny "fahadisoana" ataon'ny zanakao dia miteny azy ianao , fa tsy midika izany hoe lasa mitsaoka ny zanakao ianao satria tsy nankasitraka ny zavatra nataony.
32. rhaj0 ( 19/05/2015 17:40)
dia "tsy mankasitraka" ny homo izany ianao, dia inona azany no ataonao e...
33. gasy1zay ( 19/05/2015 17:51)

rhaj0:

dia "tsy mankasitraka" ny homo izany ianao, dia inona azany no ataonao e...

Tsoriko aloha fa tsy dia misy zavatra goavana afaka ataoko satria izaho tsy pasitera na mompera no sady tsy mifanerasera akaiky @ olona manao izany. Ny kely azoko atao dia mba mampianatra anareo eto hoe maninona no tsy mety ny mankasitra ny fanaon'zareo ireny, mizara ny toko sy andininy ao @ baiboly manamafy fa fahotana izany ary ho lasa sakana handovana ny lanitra.
34. rhaj0 ( 19/05/2015 17:59)
Dia rehefa mitaky izy, Kristiana toa anao koa izy @ io, rahefa mitaky izy mba hoe, ho hamasinina ny fiarahany @ ilay olon-tiany ao, dia ahoana ? Io izao notaterin'i Bor2lais io fa afaka hohamasinin'ny prostetanta (sasany) ny fiarahany, dia ahoana hoz'ianao ? Mitsipaka ianao, ary dia
- tsy hanatrika ny fanamasinana, sa
- tsy hisaraka @ mpanamasina, tsy ho any @ fiangonany intsony (fa fiangonana mpanota?), sa
- ...

Dia ianao izany koa raha fantatrao fa homo ny mpiara-miasa aminao, dia
- ho torianao teny izy, sa
- hihatakatahanao (sao mamindra ilay izy, na koa sao kitihiny ianao), sa
- ...

Sa tena na homo izy na tsy homo, na mpanota izy na tsy mpanota, dia ... hoz'ianao hoe, an'azy ny azy, ary izy sy IZY no miresaka @ izany, fa ny fifandraisanao @ ilay homo dia sahala @ tsy fantatrao akoriny izy fa homo... (miitatra @ mpanota hafa toa ny mpijangajanga, na ny mpaniratsira r-a-d, na ...)
35. gasy1zay ( 19/05/2015 18:30)

Tsy afaka ny hanatrika ilay mariazy homo aloha aho e! Amiko ny mamela azy ho hamasinina dia ohatrany manaiky hoe tsy fahotana izany.
Tsy d'accord @ ilay pasitera nanamasina koa aho saingy tsy manakana ahy hiaramiangona aminy izany.

Raha misy mpiara miasa homo aloha dia tokony hanarina izy saingy ny fomba fananarana tsy mitovy, indrindra raha olona tsy mino akory izy mety tsy ho azony izay resaka sitrapon'Andriamanitra sy fandovana ny lanitra resahina. Misy olona ouvert resahinao fivavahana raha tsy mpino, fa misy olona resahanao Jesoa Kristy izany dia toy ny manompa azy ianao ka izy mintsy no misitaka.

Izaho aloha resy lahatra hoe Andriamanitra manana fomba maro hitoriana teny @ olona 1 na tsy makany ampiangonana aza ilay olona, ary ny vokatry ny toriteny @ olona 1 dia tsy mitovy, ka aza matahotra ianao rhaj0 fa misy fomba foana ahenoan'ireo namana "gay" toriteny na tsy hanantona mivantana azy ary i pasitera, na i mompera, na i gasy1zay na ny katekista sns sns ...
36. rhaj0 ( 19/05/2015 19:19)
okey dokey.. .dia hono koa ho'a... ohatra koa hoe, raha manala zaza ilay olona (tsy voatery homo intsony eto). Dia ahoana ? ho an'ny Kristiana sasany (katolika ohatra) dia "mamono olona" izany. Ota be izany. Fa ho anao ohatra, dia ahoana koa ?

Ny tiako ahatongavana dia ... ianao Gasy1zay, na izay Kristiana gasy iray izay any, dia rahefa "tsy mankasitraka" (araka ilay didy), dia...

- "passive" ve : tsy d'accord ianao, fa kosa, an'azy ny azy, ary resak'izy sy IZY izany fa tsisy idiranao, fa ny anao dia ny fiainanao ihany no atrehinao..

- sa "active" : tsy d'accord ianao, ary lasa mitory teny aminy, na manao hetsika hanakana azy tsy hiray, na hanakana azy tsy hiaraka aminao sy ny fiangonanao ohatra, ary raha manam-pahefana ianao, na sefokely na debabe, dia tena mandray action ianao fa tsy mijery fotsiny...
37. RBNIR ( 20/05/2015 05:15)
vahiny2004:

RBNIR:

ny baiboly dia milaza hoe "mahamenatra" sy "fahavetavetana"......

Minoa ahy ianao fa tsy noho ny @ Baiboly no mahatonga ny betsaka hilaza hoe maharikoriko rehefa miresaka "homo" .

Raha mamaky ilay romana 1 dia ny olona rehetra tsy ankanavaka (na dia tsy mamaky baiboly aza ary na dia tsy kristianina aza) dia tokony hahafantatra tsara ny fitsipik'Andriamanitra sy hahala ny mahamenatra rehetra......
38. RBNIR ( 20/05/2015 05:22)

rhaj0:

okey dokey... dia lazao azany hoe ahoana ny fiarahanareo "TENA KRISTIANA" monina miaraka @ mpanota eran-tany e.. inona tsara ilay ataonareo rahefa "tsy mankasitraka" ?

- tsy miaraka mitakisina, na dia miara-misakafo fotsiny aza, amin-dreo, sa
- tsy miara-miasa amin-dreo, sa
- tsy miara-monina amin-dreo, sa
- tsy mampiasa ny zava-bitan-dreo, sa
- ...

Faly misera namana,
Amin'ny fiarahako dia amin'i KRISTY dia izaho sy ny ankohonako ihany aloha izao no mbola manaraka ilay fampianarana tsy misy kilema....
Tsy misy olana mihitsy ny fiarahako amin'ny reniko, rahalahiko ny anabaviko, ary ny fianakaviako manontolo (na dia tsy mbola nanaraka ahy amin'ilay lalana aza izy ireo)......
Vao maika aza mitombo ny fitiavako azireo rehefa nahafantatra ny tena marina aho.....
39. bor2lais ( 20/05/2015 08:14)
Ho an'izay mety ho liana dia ity misy resaka nataon'ny Mpitandrina (ao @ facebook) am-perinasa iray ao amin'ny EPUdF taorian'ny fanapahan-kevitra noraisin'io Fiangonana io mikasika ity lohateny ity.

Tsindrio eto
:-)
40. Strong3 ( 20/05/2015 08:18)

rhaj0:

Strong3:
ka nga kosa moa firaisana any ampiangonana ry rhaj0??? fivavahana any kou

Ianao aloha rahefa ampahalalana ny zava-misy aty, dia hitako mihitnsy fa hihazakazaka hiverina hihidy ao @ ilay box-kely fa tena tsy zakan'ny tsenanao ny fiainana e... na tonga saina ianao fa ilay fantasme-nao kay misy manao :-)

Ny aty izao ny malaza indray dia hoe, "champing".. na hoe manao camping ao anaty church, fiangonana... Dia hainao ihany fa mi-crac-crac ny olona rehefa hotrhotr'izany.. indrindra fa hoe doublement voarara hono io, ka dia vao mainka atao..

inona moa no tsy hazakana izany... ny fiangonana boritra nga mba misy ... fa dia manao izay tiany atao ao ny rehtra; mifoka migoka mampirafy ,tsy mpitandrina tsy môpera tsy presbitera ... sns

tsy vaovao izany fa ny fombany no mitombo sy mivohatra makany amin'ny ratsy kokoa eh :-) .. dia izay no hitako mahavoa anareo sy ry endriny nitsoaka andaharana hoe tena tsy mety intsony ity, fa tsy mba nandinika ny baiboly hoe sao mba misy fomba hafa hanantonako an'Atra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1119