Nahoana....
41. rhaj0
(
14/10/2014 14:50)
Hoe "maninona ny olona rahefa ahitsy" sy ny hoe "fitiavana daholo ny fitaritana ny olona"...
Io ho'a dia toa ny mitaiza ny Ankizy tokoany e... Samy manana ny fitaizany marina.
Efa noresahana teto fa averiko indray: ka nareo izany, raha ny tazako avy eto, dia ilay "parent-sergent" ka manao "fitia rotsa-kazo" na "fitia-be-fitarihana" na koa "fitia-be-condition-be-punition", ary nareo (ihany) no mahalala ny mahasoa ny Ankizy ao.
Ho anay izay miezaka ny ho "parent-idealy-taona-2000", dia ilay Ankizy no mahalala ny mahasoa azy ao, fa zahay dia manamora sy manampy azy fotsiny. "How can I help you?" no lazainay, fa tsy hoe, "ahitsy ianao, ary fitiavana izany".
Fa efa no-caricaturiser-na ilay izy, fa dia mbola averina indray. Nareo izany ilay rehefa any ampianarana dia ilay "mpaka-19" ireny ho'a, ka nareo mahay lesona sy manaraka ny didin'ny mpampianatra tsara. Nareo "manitsy" anay bado, ary "fitiavana" izany hozy nareo. Nefany ho'a, hoy zahay hoe, nareo ve k'lou mahalala fa (mety) efa niresaka t@ mpampianatra anie zahay io e ???

42. vahiny2004
(
14/10/2014 14:53)
toriteny:
VF:"C'est pourquoi celui qui mangera le pain ou boira la coupe du Seigneur indignement , sera coupable envers le corps et le sang du Seigneur.Que chacun donc s'éprouve soi-même, et qu'ainsi il mange du pain et boive de la coupe; car celui qui mange et boit sans discerner le corps du Seigneur, mange et boit un jugement contre lui-même.C'est pour cela qu'il y a parmi vous beaucoup d'infirmes et de malades, et qu'un grand nombre sont morts."
Dia ahoana izao no fandraisan'i toriteny an'io ? Vakiana foana io izao alohan'ny fandraisana .
Amiko io izao dia rappel ho an'izay rehetra ao am-piangonana hoe fotoana izao hibebahanao , à l'instant où le prêtre /pasteur parle ...
Raha ny didy 10 no resahina, mino aho fa tsy hisy na 1 aza amin-tsika kristiana afaka hitsangana eo anatrehan'ny Tompo hiray latabatra aminy ...
sa ve misy sahy ?
43. gasy1zay
(
14/10/2014 15:27)
rhaj0 > tsy azoko ilay fanoharana mpampianatra sy mpaka 19 lazainao fa amiko matoa ny olontsotra tahaka ahy miezaka ny mandresy lahatra olona hitodika @ Andriamanitra na manitsy olona dia araky ny voalazan'ny Baiboly foana :mitoria ny filazantsara hoan'ny olombelona rehetra, ataovy mpianatro ny firenena rehetra, ...
Maro be ny hafatra navelan'ny Tompo hoan'ireo izay manaradia azy (kristianina) ka raha ny izy zany dia fanarahana ny voalazan'ny Baiboly daoly izany, mety ho hitanao na hitan'ny sasany ho "be moral" na "mpaka 19" raha manao izany dia hifonako tokoa raha izaho gasy1zay no ohatrany misehoseho fa inona moa zay izaho fa Andriamanitra no reharehako sy nahatoy izao ahy, raha nilaza ianao hoe efa niresaka t@ Andriamanitra ( izay lazainao ho mpampianatra @ le exemple raha azoko tsara ) dia efa vita ny anjarako satria nasainy nilaza sy nitory ny fitiavany, fahasoavany aho ary ny famonjeny dia vitako ny adidiko, izaho raha nandresy lahatra ny mpamaky forum mbola misalasala na tsy resy lahatra tsy mahalala ny ao ampony marina, tsy mahalala ny fiainany na vavaka efa nataony koa raha nahatafitohina ny sasany dia hialako tsiny mialoha fa tsy fanahiniana tompoko.

44. rhaj0
(
14/10/2014 15:44)
Eny tsapako fa manana fikasana tsara (bonnes intentions) ianareo. Fa ny "parent-sergent" koa dia nanana fikasana tsara (sady izay no hany takany @ fitaizana ny Ankizy). Fa ny vokany dia "ratsy"... rahefa mi-revolte @ "sergent" ilay Ankizy. (Ny "parent-ideal-2000" dia manome ny Ankizy Safidy, ka dia TSY hisy Ankizy hi-revolte @ safidiny nataony izy tenany tao ihany)
Ny olana izany, raha ny fahitako azy, dia mbola raiki-tapisaka (intrinseque) @ Kristianisma ihany. Hoy ianao hoe "mitoria ny filazantsara" hozy ny Baiboly, fa no-caricaturiser-na koa izany, ary dia midika @ olona ivelany hoe : "tsy avotra raha tsy mitory".
Fa raha atambatro ireo rehetra ireo, dia TSY soa ho an'ilay olona lazaina(reo) fa ho ahitsy izany ilay resaka(reo) fa toa soa "ho anareo" ao fotsiny.. Io ilay lazaiko hoe "egocentriste" giravy be ny Kristiana...

45. gasy1zay
(
14/10/2014 16:10)
rhaj0:

Tsy azoko hoe maninona moa no tsy hahasoa an'ilay olona nitoriana ny fitorinteny atao aminy raha ohatra ka hoe izay no hanova ny fony hitodika @ Andriamanitra na hahazoany fiainana mandrakizay, ny olon'izao tontolo izao no mitazona ny tsiambaratelon'ny fahombiazany ho azy irery fa ny kristianina no miezaka mizara ny nampahomby ny fiainany, mizara ny fitahiana noraisiny, mizara ny famonjena noraisiny, égocentrisme ve izany?
Ny resaka fitazaina indray dia subjective be ny hilaza hoe iza no tsara sy ratsy, fa ny fitazaina kristianina dia efa mazava koa ao @ baiboly :" zaro @ lalana tokony halehany ny ankizy dia tsy hiala @ izany izy na antitra aza" mazava ho azy fa tsy mitovy velively ny fitaiza occidental izany
46. rhaj0
(
14/10/2014 17:31)
http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89gocentrisme : L’égocentrisme est caractérisé par une tendance à ramener tout à soi. Les égocentriques se focalisent principalement sur leur propre intérêt et considèrent leur opinion comme la plus importante.
"intérêt"-nao ilay "mitory" @ izay ianao ... mahazo 19 (fa hoe nanaraka ny Baiboly).
Fa ny "intérêt"-n'ilay olona, dia ny hi-regler ny fiainany miaraka @ mpampianatra direct.
Sady mihevitra ianao fa ny ataonao (sy izay hevitrao izao ao io) dia "plus importante" noho ... "ny (mety) resaka mivantana" ataon'ilay olona any.
Ny olana dia ho lazainao indray izao fa "Izy" no mampiteny anao; dia hoe ho'a hoe, ary ilay olona angaha tsy nampiteneniny fa ianao ihany izany no mahay an'io? (tout à soi)

47. gasy1zay
(
14/10/2014 18:30)

Ny voalazan'ny Baiboly dia hoe " Izay mino sy atao batisa no hovonjena " tsy misy milaza mintsy ao anaty Baiboly hoe mila mitory teny na mandresy lahatra olona vao voavoanjy donc tsy hitako hoe inona ny intérêt personnel hoan'ny mpitory teny indrindra raha laika izy fa tsy mpitondra fivavahana, raha toa moa araka ny voalazanao hoe efa niresaka direct @ mpampianatra ilay notoriana teny dia efa tratra anie zany ny objectif e, satria ny tanjona dia tsy ny hahazo 19 velively fa hampitodika ny olona @ Andriamanitra, ka raha lasa mivavaka izy dia tena hoy ny Baiboly hoe " Raha misy mpanota iray miova foa dia misy fifaliambe any Andanitra".
Ny secte ry rhaj0 no mitady olona dépendant @ mpitondra ao aminy fa ny kristianina mitady olona hametraka ny fiainana @ Andriamanitra koa raha izy ve no tonga dia vonona hanantona ny Tompo sy hiala @ fanaony taloha hisy tsara noho izany, ary izahay dia mino fa Andriamanitra mahay manova olona.
Ny opinion chrétienne aloha dia approximativement opinion ana olona + de 1 Milliard dans le monde fa tsy an'i gasy1zay ihany
48. rhaj0
(
14/10/2014 19:00)
gasy1zay:
tsy misy milaza mintsy ao anaty Baiboly hoe mila mitory teny
gasy1zay:
araky ny voalazan'ny Baiboly foana :mitoria ny filazantsara hoan'ny olombelona rehetra, ataovy mpianatro ny firenena rehetra
Dia tsy hay ihany izay lazainao kosa e... Fa caricature ho'a: misy Kristiana "mino" fa "tsy avotra raha tsy mitori-teny".
Io izao toa ilay resaka in-1 mandeha t@ Toriteny ihany. Hoe, izy dia nanontany ahy hoe, ka hanampy ilay mpangataka ve raha ianao (fa i Toriteny mantsy hotry ny hoe nobitsihaNY mba hanampy ilay mpangataka), dia ny navaliako, t@ ambagonvangony, dia hoe:
- toa ny ego sy ny eritreritrao fotsiny no sambatra fa ilay olona anipazanao ariary mbola tsy tafavoaka (raha tena hanampy olona hono ianao hoy ny fahendrena malagasy dia ameo angady izy; ny hevitro indray dia raha hanampy olona, dia ny profesionely, ONG na Fiangonana, izay mpanampy no ampazahoy)
49. gasy1zay
(
14/10/2014 19:28)

rhaj0 > izao ataonao izao anie ilay lazaiko hoe raisinao en partie ilay tenin'Andriamanitra dia lasa mandringa e, io no mahaimportant ilay hoe fampianarana tsisy kilema , izany hoe jerena ilay contexte an'ilay texte dans son intégralité. Hazavaiko aminao ilay izy fa ohatrany hoe mifanipaka aminao ilay hevitra, mino aho fa olona be diplaoma ianao io ka hahazo soa aman-tsara ny tiko hazavaina.
Tsy condition ahazoana famonjena ny fitoriana ny filazantsara, fa ny baiboly dia milaza fa izay mino sy atao batisa no hovonjena, izany hoe izay mino fa i Jesoa Kristy ilay nohombona t@ hazo fijaliana ka nitsangana t@ maty no ilay Mesia nambara t@ testamenta taloha ka vonona ny hatao na efa natao Batisa @ anaran'ny Ray, sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina dia hovonjena. tsy misy milaza @ io hoe tsy voavonjy ianao raha tsy mitory.
Jesoa Kristy koa anefa ao @ Baiboly dia mamporisika ny mpianany sy ireo mpanaradia azy (kristianina) mba hitaona ny olona hino sy ho atao batisa mba ho voavonjy koa izy ireo, ireo tsy mino izany , io dia tsy misy impact @ ilay eo ambony hoe nino sy vita batisa aho dia ho vonjena, raha maka ohatra @ fiainana occidental zany dia ohatrany hoe manao bénévole za ry rhaj0 raha mitory teny fa tsy misy hoe tsy voavonjy raha tsy manao.
50. rhaj0
(
14/10/2014 19:42)
Ka dia hiaraka "hino" aminao aho raha izany, ka hoe "izay nino sy vita batisa dia ho vonjena".. Ka dia tsy hitsararatsara, na hanankatsankana, izay olona "vita batisa sy mino" aho izany, satria ny any am-pony tsy miloaka an'ny olona any dia (mety) mino, na homosexoaly izy na divorsE...
Ka mety miombo-kevitra ihany isika izany ? :)
Ka mety miombo-kevitra ihany isika izany ? :)
51. Fiffi
(
15/10/2014 07:48)
toriteny:
Izay no teneniko hoe, ary mifandray amin'ny tenin'i Hery aho milaza an'ito: aza mandray mihitsy aloha satria hozona ho anao ny fandraisana ny mofo sy ny divay nefa ianao ao anaty fahotana.
tout à fait d'accord am nao zah eto....
fa mbola averiko eto iany , Dieu merci fa tsy mikasika anah perso ity dinika ity fa tam journal....
....fa na izany aza dé misaotra be dé be anareo namaly ity dinika ity.....be dé be ny lesona azo raisina....
(voavakiko daholo)
merci
52. toriteny
(
15/10/2014 12:29)
vahiny2004:
Dia ahoana izao no fandraisan'i toriteny an'io ? Vakiana foana io izao alohan'ny fandraisana .
Amiko io izao dia rappel ho an'izay rehetra ao am-piangonana hoe fotoana izao hibebahanao , à l'instant où le prêtre /pasteur parle ... Raha ny didy 10 no resahina, mino aho fa tsy hisy na 1 aza amin-tsika kristiana afaka hitsangana eo anatrehan'ny Tompo hiray latabatra aminy ... sa ve misy sahy ?
Mba hamaliako anao dia andeha aloha fantarintsika ny karazam-pahotana lazain'ny baiboly satria miankina be dia be amin'izay ny valin'io. Marina mihitsy ny anao fa ny fahafatesana no tambin'ny ota (Rom6:23) ary koa satria isiaka rehetra efa samy nanota avokoa tamin'ny nidiran'ny ota tamin'ny olona iray, dia mendrika ny ho faty avokoa izany isiaka (Rom5:12) ka samy tsy tokony hisy mendrika ny hiray latabatra ny Tompo
Misy karazany 4 ny ota ao amin'ny baiboly
1)Ny ota tsy nahy na ota tsy tsaroanao natao. Manao ota tsy nahy daholo isiaka rehetra, eny na ny efa mpanara-dia ny Tompo aza. Ny tiako tsindrina fotsiny dia manana sanda fahafatesana tahaka ny ota rehetra ny ota tsy nahy ka tokony hifonantsika amin'ny Tompo fa tsy hoe tsy nahy dia avela any fa tsy maninona na tsy hangatahiko famelan-keloka aza
2) Ny didy 10 sy ny variante-ny nomen'i Jesosy any amin'ny TV. Ny mpanara-dia ny Tompo raha tena misy fifandraisana marina amin'ny Tompo izy, dia tokony tsy mahadika an'ireo intsony satria efa nomena Fanahy izy ireo hitarika azy any amin'ny marina (Jao16:13) sy hampianatra azy isan'andro ny tena sitrapon'Andriamanitra (Jao14:26). Ary tena mora ho an'ny kristianina izany tsy mangalatra izany, izany tsy mijangajanga izany, izany tsy mandainga izany , izany tsy miteny ratsy ny namana izany izany noho io Fanahy ao aminy io. Ary raha solakafa ianao ka mahavita manao ny iray amin'ireo ihany indray andro any dia tokony mangataka famelan-keloka ihany koa
3)Ny ota mangeja sy manandevo (1cor6:12b). Ny ota mety mangeja ny olona dia ny toaka, ny fijangajangana, ny fahatezerana,... fa raha bangoina dia izay voasoratra ao amin'ny 1Kor6:9-11. Raiki-tampisaka amin'ilay olona mihitsy ilay izy ary efa mamaritra ilay olona (MPimamo, MPanompo sampy, MPIjangajanga). Ianao mety nisotro indray mandeha tamin'ny fety ohatra fa tsy izany akory no tokony hamaritana anao hoe MPIMamo tahaka ny olona eto.Na mety hoe indray mandeha ianao no mety nangalatra ohatra fa tsy izany akory no mamaritra anao hoe mpangalatra toy ny eto.
Fa ireto olona ireto tena izay mihitsy ny fiainany: Mamo foana, mijangajanga foana, manompo sampy foana.Ary ao anatin'ireto ny fijangajangana sous toutes ses formes(ao anatiny ny divorce raha tsy fijangajangan'ny vavy no antony hisarahana), ao anatiny ihany koa ny homosexuel.
4)Ny ota tsy ahazoana famelan-keloka: izay fitenenana ratsy ny Fanahy Masina.
Lasa ary isiaka. Averiko tsindrina etoana aloha fa ny fibebahana(na ny marimarina kokoa ny famelan-keloka) dia tsy natokana ho an'ny olon'izao tontolo izao. Fa olona efa nandray ny Tompo no mangataka famelan-keloka fa na mangataka famelan-keloka aza ianao isa-tsegondra nefa mbola tsy nateraka indray dia naman'ny tsy voavonjy ihany satria ateraka, vao voavonjy ianao vao afaka mangataka ny ràn'i Jesosy hamela heloka anao.
Raha hiresaka amin'izay aza isiaka hoe mila mibebaka alohan'ny firaisana latabatra ny Tompo, tsy ny ota 1 sy 2 no resahina amin'io ary tsy tokony an'izay ianao vao afaka mangataka famelan-keloka (fa tsy fibebahana). Ny ahy manokana izao isaky ny mivavaka aho dia mangataka foana ny ràn'ny Tompo mba hanasany ahy.Na izany aza afaka mangataka tsara ny famelana ny 1 sy ny 2 alohan'ny firaisana latabatra Aminy ianao
NY 4 ihany koa araka io anarany io tsy mahazo famelan-keloka satria tsy hahazo mihintsy izany. Fa eo amin'ny 3 izany no tiako asiana resaka kely
Ny fibebahana lazaina eto izany dia mikasika ny ota 3 izay mbola mamatotra ny olon-izao tontolo izao ary mety mbola hamatotra ny olon'Andriamanitra ka mila handinihantsika tena. Raha namela an'ilay vehivavy janga izao Jesosy ao amin'ny jao8 tsy ny fahotana 1 sy 2 an'ilay vehivavy akory no noteneniny hoe "mandehana ka amin'izao sisa izao aza manota intsony" fa ilay fanahin'ny fijangajangana tao aminy no nafahan'ny Tompo teto. Na izany aza anefa ny 1 sy ny 2 rehefa mamela heloka Jesosy dia voafafa miaraka amin'izay 3 izay avokoa.
Ary efa tsy asaina manota intsony dia tsy hiverenana intsony iny. Izay no noteneniko hoe ny olona divorcé sy homosexuel tsy mbola ao amin'i Jesosy aloha efa tsy hahazo famelan-keloka raha tsy mibebaka ka hateraka indray.
Avy eo raha mibebaka izy vonona ve izy tsy hanao intsony ireo otany ireo? Izany hoe tsy hiverina amin'ny homosexualité sy ny divorce intsony?
53. rhaj0
(
15/10/2014 12:45)
toriteny:
Izay no noteneniko hoe ny olona divorcé sy homosexuel tsy mbola ao amin'i Jesosy aloha efa tsy hahazo famelan-keloka raha tsy mibebaka ka hateraka indray.
Avy eo raha mibebaka izy vonona ve izy tsy hanao intsony ireo otany ireo? Izany hoe tsy hiverina amin'ny homosexualité sy ny divorce intsony?
Dia lasana azany aho ni-google, ary toa misy efa lasa "masina" kay hono ny homosekosoaly sasany, ka dia eo ianao ry Toriteny sy ny kabarinao hoe "mibebaha ry homosekosoaly"... :)
http://lmgtfy.com/?q=homosexual+saints
54. toriteny
(
15/10/2014 12:50)
rhajo:
Ho anay izay miezaka ny ho "parent-idealy-taona-2000", dia ilay Ankizy no mahalala ny mahasoa azy ao, fa zahay dia manamora sy manampy azy fotsiny. "How can I help you?" no lazainay, fa tsy hoe, "ahitsy ianao, ary fitiavana izany".
Efa novaliako ato io resaka fitaizana io. Ary ito sujet ito mihitsy izao no m'illustrer ny zavatra noteneniko anao tao. Au risque de me faire traiter de chrétienne dictateur, dia ito fotsiny ny zavatra teneniko anao. Tsy mbola antonona anao ito sujet ito mba tsy hamerenako ny Heb5:13-14
rhajo:
Dia tsy hay ihany izay lazainao kosa e... Fa caricature ho'a: misy Kristiana "mino" fa "tsy avotra raha tsy mitori-teny".
Izany ve no fandraisanao ny fitoriana teny eto? Ho fanavotana ilay mpitori-teny? Izaho aloha no fantatro fa tsy haiko ny namako hafa fa izaho efa 15 ans izay no efa voavonjy sy efa nandray ny Tompo fa tsy hoe mitori-teny hitady famonjena akory no alehako eto. Ary mbola tsy niteny an'io mihitsy aho fa ohatran'ny tonga dia izaho no mandeha manaraka ilay izy fa vérifier -o ny resa-tsika sy ianao tany aloha tany.
rhajo:
Io izao toa ilay resaka in-1 mandeha t@ Toriteny ihany. Hoe, izy dia nanontany ahy hoe, ka hanampy ilay mpangataka ve raha ianao (fa i Toriteny mantsy hotry ny hoe nobitsihaNY mba hanampy ilay mpangataka)
Efa novalian'' gasy1zay fa ny mino sy ny atao batisa no hovonjena. NEFA tsy vita hatreo akory fa na mino aza ianao ka tsy mitombo dia toy ilay virjiny 5 adala ihany: narany fotsiny nosafidiana tao anatin'ny maro, nomena jiro fandrehitra ihany nefa tsy nanisy solika fitaiza ny fanalany dia tsy nanatrika ny fampakaram-bady toy ny olona tsy nofidiana ihany.Ary anisan'ny fikolokoloina sy fitomboana ao amin'ny Tompo ny asa ary maty ny finoana tsy arahin'asa (Jak2:20)
rhajo:
toa ny ego sy ny eritreritrao fotsiny no sambatra fa ilay olona anipazanao ariary mbola tsy tafavoaka (raha tena hanampy olona hono ianao hoy ny fahendrena malagasy dia ameo angady izy
dia mampianatra ny mpanompony ho égoïste ve izany ny Tompo raha miteny ao amin'ny Mat25:35-35 hoe:"fa noana Aho , dia nomenareo hanina ; nangetaheta Aho dia nampisotroinareo ; nivahiny Aho , dia nampiantranoinareo ;" tsy nanan-kitafy Aho , dia notafianareo ; narary Aho , dia notsaboinareo ; tao an trano maizina Aho , dia novangianareo ". sady mbola hampandovaina ny fanjakan'Andriamanitra koa en plus ilay égoïste? Mat25:34?).
Afaka manangana ONG mihitsy ianao fa aza adino ihany na izany aza ny manome ny tsy manana.
rhajo:
Ka dia hiaraka "hino" aminao aho raha izany, ka hoe "izay nino sy vita batisa dia ho vonjena".. Ka dia tsy hitsararatsara, na hanankatsankana, izay olona "vita batisa sy mino" aho izany, satria ny any am-pony tsy miloaka an'ny olona any dia (mety) mino, na homosexoaly izy na divorsE...
Aiza moa i Moustaraf no tsy hilaza fa tsy izy ny fivavahana kristianina satria milaza mino nefa mbola miaina ao anaty fahotana ihany.
Ny olona Mino tsy manao an'ireo intsony ry Rhajo a. Fa mbola tsy mino, mbola tsy nandray ny Tompo (mbola ny nofo no manjaka) ianao matoa mbola minia mijanona amin'ireo nefa efa nampahafantarana ny sitrapon'Andriamanitra.
55. toriteny
(
15/10/2014 13:00)
rhaj0:
Dia lasana azany aho ni-google, ary toa misy efa lasa "masina" kay hono ny homosekosoaly sasany, ka dia eo ianao ry Toriteny sy ny kabarinao hoe "mibebaha ry homosekosoaly"... :)
http://lmgtfy.com/?q=homosexual+saints
Dia hiandry ny nanjo an'i Sodoma indray ve vao ho tonga saina?
Le20:13:"Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny lehilahy, tahaka ny fandry amin'ny vehivavy, dia efa nanao fahavetavetana izy roa lahy ; hatao maty tokoa izy ; ny rany dia ho aminy ihany ."
1 Kor6:9-10:"Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra ? Aza mety hofitahina ianareo : fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao ankeriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra
56. rhaj0
(
15/10/2014 13:03)
[size=9]Entre-pa fa rhaj-0 (zero) fa tsy rhaj-o (litera o) ny pseudo-ko... efa naka ilay pseudo rhaj aho taloha, fa tsy tafiditra intsony ka dia manomboka zero indray... Fa ny anarako dia Haja Raza (anay aty Kanada, dia Raza sy Rako daholo ny ankabeazanay aty.. lava loatra ilay anarana ka mandreraka be fa ambara-paha-voateny ilay anaranay dia mety efa may ny trano :)[/size]
Fa dia eto koa ny olona lasa "masina" nefa efa divorsehy
http://lmgtfy.com/?q=saints+who+were+divorced
Fa dia eto koa ny olona lasa "masina" nefa efa divorsehy
http://lmgtfy.com/?q=saints+who+were+divorced
57. rhaj0
(
15/10/2014 13:07)
toriteny:
... ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao ankeriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra
Ka dia iza intsony sisa re ry Toriteny no ho mpandova ?
(dia nefa nisy versets hafa nilaza hoe, nanao ireo ilay olona, dia navelan'i Jesosy handeha...)
58. gasy1zay
(
15/10/2014 13:09)
Rhaj0 > raha mahaliana anao dia mba vakio kely ity lien alefako ity , ao no mitanisa ireo teny ao @ baiboly mikasika ny homosexualité, tsy hevitro manokana tsy hevitry ny Pape, tsy hevitry ny mpiserasera fa ny nalaina tao @ baiboly no nohezahina hazavaina @ olona mametrampanotaniana toa anao,
http://www.gotquestions.org/Francais/peche-homosexualite.html
Marina tokoa fa tsy an'olombelona ny fitsarana farany fa an'Andriamanitra fa na izany aza tokony ho hain'ny olona tsirairay indrindra izay mihevitra ny tenany ho efa nandray na manaraka an'Andriamanitra ny sitrapon'Andriamanitra mba tsy ho diso lalana izy

59. toriteny
(
15/10/2014 13:14)
rhaj0:
Ka dia iza intsony sisa re ry Toriteny no ho mpandova ?
(dia nefa nisy versets hafa nilaza hoe, nanao ireo ilay olona, dia navelan'i Jesosy handeha...)
Ny olona divorcé sy homosexuel,sns nibebaka sy nandray ny Tompo ka manaiky ny tsy hiverina ao anaty fahotana intsony rehefa nateraka indray
60. rhaj0
(
15/10/2014 13:23)
... hi hi... mety tafa ihany izany raha mahay "maka dern"... TSY mila "maka-19" mandava-taona, fa ny atao no atao, dia @ andro farany "mibebaka"... toa izany daholo no (hitako) ataon'ny olona kouh...