Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère"
62. ouioui
(
24/08/2010 12:44)
an an an , ika ihany no réponse à tout hihihii
novalian'i ikaretsaka ny 24/08/2010 17:02
63. ikaretsaka
(
24/08/2010 13:10)
gholemains hono ianao ko.. aza matahotra fa hivavaKA ho anao aho e :)
64. ouioui
(
24/08/2010 13:18)
Izany ve tsy azon'ialahy e, hery ihany no eugène
apokalipsy=baiboly aloha mbola tsy azoko foana hatramin'izao
Izy rehetra mikambana no baiboly fa tsy io tapany io fotsiny , inona aloha no tena tian'ika hatongavana fa tsy mazava e

65. ikaretsaka
(
24/08/2010 14:15)
le apokalipsy =baiboly dia ny sain'ialahy no nofefen'ialahy tsy hahazo azy ka.
ny hafatra voaraiko ato milaza hoe mazava aby

66. ouioui
(
24/08/2010 14:18)
Mistery e mistery hihihihi mazava amin'ny saiko fa tsy mahay mampianatra ialahy
67. ikaretsaka
(
24/08/2010 15:00)
possible koa hoe raha 10 ny nampianarina ka ny 9 tsy nahalala lasa nahalala fa ny 1 no tsy nety nahazo mihitsy na nahazo ihany fa ninia namehy ny tenany mba tsy hahafantatra...
mety hoe ilay 1 tsy nety nahafantatra no tsy norme a fa tsy hoe ilay mpamianatra no tsy nahay a

68. ouioui
(
24/08/2010 15:11)
Ny ahatroatr'ialahy hoa tsy any foana , ny mapety an'ialahy foana no raisin'ialahy , raha 10 ny mpianatra nametra fanontaniana ka 1 ihany no voavalin'ilay mpampianatra dia ahoana hihihi
69. ikaretsaka
(
24/08/2010 15:42)
kiii za foana..
efa hoe aoka izay za hoa
tsy za io fa @ realite en general, tsy hoe ze mampety azy amiko fa ny fandehan'ny fiainana en general
raha fanontaniana kidaladala kosa ve no apetraky ny mpianatra sady tsy ao anatin'ny vala famaritany.. normal raha tsy mahazo valiny araka izay tiany ny mpianatra
imagineo ange hoe any @ classe de latin ohatra no misy mpianatra manontany hoe "firy moa ny 2x2?"
possible ianao hahazo valiny fa mety sadaikatra ilay mpampianatra sy ny ankizy @ voalohany hoe ahoana koa ary ilay ity?
.. possible koa ny hoe valian'ilay mpampianatra @ teny latinina ny valiny dia mainka tsy azonao
.. possible ianao mety bedy
possible ianao mety ho tebahin'ny ankizy
dia tahak'izany no ataonao ra ouioui
Mety tsy azonao io fa tsy maninona...

70. ouioui
(
24/08/2010 15:55)
ika
raha fanontaniana kidaladala kosa ve no apetraky ny mpianatra sady tsy ao anatin'ny vala famaritany.. normal raha tsy mahazo valiny araka izay tiany ny mpianatra
Ka raha mpampianatra adala ve no anontaniana hoe 1+1= 1 sady teny gasy no gasy rahateo daholo ny mpametraka fanontaniana
Ohatrohatra tsy miady hoa ny an'ialahy fa samy afaka manao ohatra izay mampety azy raha tsy arguments , citations sns fa tandremo ihany hoy hery fa mety mampivika , nefa efa manomboka lany pasy lery @ io dia borkeny ialahy tsy hamoaka hihihi
Teny gasy daholo ny fanontaniako teo , fa ny valitenin'ialahy no nahatonga an'ialahy ni-perdre ny latin lapin'ialahy tany hihihihi
71. ikaretsaka
(
24/08/2010 16:21)
possible ny 1+1+1=1 arakaraky ny vala ka..
raha theologie momban'ny trinity de mety.. misy branche matematika mampety azy koa
fa misy misy koa nampianarin'i madamanareo=tsy mety
oay... raha resaka IP koa kay vao no demontrena teo koa fa mety ;) (fa iny tsy hidirantsika lalina)
ny hoe mampivika.. tsy taitra ialahy fa tsy mbola very repere aho hoe aiza ny vala misy ahy dia inona no ataoko izao .. sy mbola tafitako @ olona norma tsara foana ny ideeko sady mora azon-dry zalahy

72. bor2lais
(
24/08/2010 16:36)
H.S
Ika > mba ataovy "amen" @ izay ilay "tolona" Ra-Ika fa toa lasa "sento" izy izany a !
H.S-tapitra

73. ouioui
(
24/08/2010 16:37)
Fanina be aza ialahy ato ko lasa mifangaro daholo ny resaka ,tsisy mandeha @ laony intsony fa blibli tsisy farany , sao tsy norma hihihi
74. ikaretsaka
(
24/08/2010 17:02)
bor2lais:
H.S
Ika > mba ataovy "amen" @ izay ilay "tolona" Ra-Ika fa toa lasa "sento" izy izany a !
H.S-tapitra
na 1 aza tsy ao de afoiny ny 99 hono fa "hitolona" izy de ... raha mbola "misy 50.. de midina tsidimidimy hatrany"
haindrabord ny tiako lazaina
75. ikaretsaka
(
24/08/2010 17:06)
Rabord a> :)
raha misy 1 @ 99 hono nge de avela kely aloha ny ambiny raikitra aloha ny "tolona" e sa atao hoe tsisy sansa intsony ny an'i lery?
ka na misy "50 aza? ok 45 aza e aoka re fa 5 aza fa efa niohaino anahy ihany ianao e"
(arak'i Bord le allusion ngamba o?)
Ok aza: Amen!

76. ouioui
(
24/08/2010 17:15)
bor2lais
Ika > mba ataovy "amen" @ izay ilay "tolona" Ra-Ika fa toa lasa "sento" izy izany a !
tsy mety tafa ny tolon-dra ika tomany ouin ouin ouin , lany pasy lery , ty ny mosara dia mangina @ izay e hihihihi
79. ouioui
(
24/08/2010 18:29)
Manompa sisa mompra klé hihihi lany pasy ,marina ihany ny voalazan"ialahy fa mpanao asa alafay
Amen
Amen
80. ikaretsaka
(
24/08/2010 18:31)
aiza no ompa eo.. mba remarque ohatran'ny remarque rehetra ihany io