Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère"

21. ouioui ( 23/08/2010 18:57)

Dia fanontaniana efa novaliako niharo fanontaniana anie io fanahy iniako natao an'izay mihitsy mba tsy hahatonga hoe izaho irery no mitory dia ialahy mihaino fa hoe hifampizara isika satria za koa liana @ hevitr'ialahy ..

Raha mahay réponse à tout hoatran'ialahy aho dia novalivaliako fahatany koa , ialahy anie no niatra mompra va tsy izaho e, izaho jentilisa mba miady hevitra fa raha tsy hitory amiko ialahy tsy olana , raha tsy voavalin'ialahy ny fanontaniako dia tsy maninona fa ny tena mapimé dia ialahy matahotra ny ho perdre la face sao de owainn ve , tsisy manakora an'ialahy eo fa inona ary ty , tsy hoe tsy mpino be fahatany koa , raha ialahy io angamba no sendra an'izany Saoly izany dia nanary baiboly klé, nefa dia lasa Paoly lery
Aza mitory intsony e, aleo ialahy torianay jentilisa ny baolina kitra hihihi
22. ikaretsaka ( 23/08/2010 19:03)

ouioui:

Ahoana nahita mangirana ve e, azavao koa ary ilay resaka saika nelefan'ialahy fa maty ny pc e hihihi, mbola mihantona daholo ny fanontaniana ,tsss tsisy valina na iray aza nefa efa tsy mihomehy an'ialahy intsony ary izaho izao na dia te hihomehy aza @ ilay mihondikodina foana hoe ialahy manaratsy e, ialahy mandika google e , ka mitady arguments ialahy dia mbola bla bla foana no havaly , izay angé no mahatonga ahy hiteny hoe borné hoe ialahy na misy arguments izanya na tsia dia hitovy foana ny valinten'ialahy , izany hoe boribory tsisy contre arguments , makà indray ohatr'ohatra mapetipety e hihihi


.
aiza @ io nolazaiko momban'ialahy io izao no tsy marina?
tsy nanaratsy ve ialahy?huhuhu
tsy nandinka site lavabe t@ google translator ve ialahy ? huhuhu

fomba fialan'ny tsy manana havaly ny manaratsy ny olona rehefa tsy manana hevitra mitovy @ iny intsony letsy a
iza no mihodikondina eo iza? ny an'ialahy ny atsy ihany no averina ato.. mifetra eo @ borne sy ny bloky ny fivelaran-tsaina
23. ikaretsaka ( 23/08/2010 19:22)




Dia fanontaniana efa novaliako niharo fanontaniana anie io fanahy iniako natao an'izay mihitsy mba tsy hahatonga hoe izaho irery no mitory dia ialahy mihaino fa hoe hifampizara isika satria za koa liana @ hevitr'ialahy .

.

Raha mahay réponse à tout hoatran'ialahy aho dia novalivaliako fahatany koa , ialahy anie no niatra mompra va tsy izaho e, izaho jentilisa mba miady hevitra fa raha tsy hitory amiko ialahy tsy olana , raha tsy voavalin'ialahy ny fanontaniako dia tsy maninona fa ny tena mapimé dia ialahy matahotra ny ho perdre la face sao de owainn ve , tsisy manakora an'ialahy eo fa inona ary ty , tsy hoe tsy mpino be fahatany koa , raha ialahy io angamba no sendra an'izany Saoly izany dia nanary baiboly klé, nefa dia lasa Paoly lery
Aza mitory intsony e, aleo ialahy torianay jentilisa ny baolina kitra hihihi


taiza t@ fanontanian'ialahy moa no tsy voavaliko.. fa izany hoe somary narary sy tsy tantin'ialahy ny fomba namaliako azy nivantana be, moa @ mba fijereko hoe mba olona misy saina sy mba manan-kevitra ihany ialahy fia notaritiko mba hamaly sy hamosaka izay ao an-tsain'ialahy ao... kinanjonony nasaiko mba naneho ny hevitr"ialahy ialahy ka tsy nahita atokona dia lasa fanenjehana mivantana sisa ilay izy

izhao ange tsy matahotra ny hi perdre la face izany raha izany no ahiahin"ialahy e... fa ny hi conscientiser ny foto-pisainan'ialahy hoe rehefa tsy mahita afitsoka dia aza ny olona no henjehina fa aoka ny hevitra no haroso...

raha hitan'ialahy aho fa manana reponse a tout sy nampihaiky an'ialahy hoe nianatra fa ialahy tsy nianatra momba ilay sobkektra ... mianara letsy e! izany no tanjoko ary tsy hahamenatra anahy mihitsy ny hiperdre la face raha hahatonga saina an la izany

sady za tsy mitory izany... mandrisika olona hamoaka ny heviny aho ary manindrona aza indraindray mba hampivoaka io hevitra io
24. ikaretsaka ( 23/08/2010 19:25)
indo ny mosoara....de aok'izay fa tss
25. ouioui ( 23/08/2010 19:36)
Ahoana e, mila fanampiny ve sa ahoana , forme ny resaka indray ity ny no hihondikondinan'ialahy , ny fond mompra toriana fa raha tsy hanao ingahy dia tsy ankanery e, ialahy efa niarahako niresaka fa mbola be vinany ihany
Lazaiko an'ialahy fa tsy olona hanao arrangement @ ialahy daholo ny olona hiresaka @ ialahy fa ity ialahy coûte que coûte manao valiny à côté ity no tokony asian'ialahy fiheverana kely ; lasa masininana bla bla sisa , mahaiza miala raha tsy zaka,'ialahy
Torohevitra jentilisa ihany iny ry lery a, aza atao mampalahelo raha tsy hanao arrangement @ ialahy aho @ manaraka , tonga dia contre fotsiny ny ataoko dia anjaran'ialahy manaporofo resaka fivavahana io satria ialahy mahay ny retraretra ok
26. ouioui ( 23/08/2010 19:45)

Avia aty ary ialahy hampanginiko e
27. ouioui ( 23/08/2010 19:53)
Mbola mila mianatra e, tena asa alafay marina ny tenen'ialahy iny ka hihihi, oviana ny exam manaraka fa atoroko ny tena izy ialahy e hihihi
28. ikaretsaka ( 23/08/2010 20:06)
teneno eo na misy 1 aza aza ny valiny a cote e..
tsy ialahy ihany fa ny olona rehetra rehefa misy manontany na mitondra hevitra dia mitovy hatrany ny principe-ko:

na hoe
" inona ny anton'izao dia novaliako foana hoe amiko izao ny anton'izao satria izao, raha tsy izany no hiheritreretanao azy dia arosoy ny hevitrao eritreretinao fa antony hiarahantsika mijery "
na hoe
"alohan'ny hamaliantsika ny momban'izao dia tsara angamba raha jerena akaiky ianarana sy dinihina aloha ny momban'izao sao tsy hainao akory ka dia hanahirana rehefa lasa lalina ohatran'izao isika, raha tsy d'accord ianao dia asehoy ny tsy maha d'accord anao"

ireo foana ny ahy ny fomba famaliko fanontaniana teto hatr@ izay...

fa noraisin'ialahy personnel be le izy avy eo .. asa? noho ilay hevitrotian'ialahy hovaliana mafy nefa t tsy nahitan'ialahy hevitra tsaratsara kokoa hahavaly azy ve ? noho ilay valinteniko nitontona tany @ zavatra tsy nampoizin'ialahy ve nefa tsy hitan'ialahy ny hi contrer-na azy, noho izao manana info kokoa momba ilay fanontaniana napetrak'ialahy ve, noho izao misy katolika foana manampy sy mitovy hevitra manazava kokoa ilay drafitra efa napetrako ve isaky ny mametraka fanontaniana momban'ny katolika ialahy?

aleo ialahy sy ny consiansin'ialahy sy za sy ny konsiansiko no hamaly an'izay!
29. ouioui ( 23/08/2010 20:12)
Aiza ny toriteny e, tsy misy valiny foana , ny koansiako madio satria nanontany aho fa tsy notorian'ialahy na tsy voavalin'ialahy na iray aza , fa mody miala bala @ endriky fanontaniany e, ohatra mapety an'ialahy e, ny fond ny resaka tsisy mivoitra , mihodinkodina fotsiny ialahy, nefa anie tena réponse à tout no nahitako an'ialahy teo izay e
Alefaso ny dinik'elahy fa aleo tsy maninoa fa izaho hitory teny raha matahotra ary ialahy , izay mantsy no tena hatahoran'ialahy fa aleon'ialahy mijapy comme d'hab hihihi
Avia fa tsy adalaiko intsonye , mangina zaza an,
30. ouioui ( 23/08/2010 20:17)
Hay ve izany resaka kato no tena mapifezaka an'ialahy io e, inona anefa no atahoran'ialahy manazava ny finoan'ialahy amiko , efa napetrako foa ny fanontaniana fa ialahy no mamaly tsisy arguments dia raha tratrariko @ iny ialahy vao mimenomenona , dia averiko any @ ialahy any ny fametavetan'ialay ny mpisera ireny izay ilahy vao mibababa, noteneniko aza ialahy hoe aza asiana ompa fotsiny , marina sa tsy marina
31. ouioui ( 23/08/2010 20:26)
Tsy mampanino ahy mihitsy na ataon'ialay translator azo aho fa izay moa no tian'ialahy , fa nadikako teo ho hitan'olona foana @ izay fa tena misy , ialahy ty mantsy mauvause foi loatra
Ahaoa e, mbola ao ve ialahy izany sao mitsitra eo devant ny aordi eo e , aza tezitra fa somonga fotsiny iny ka hihihi
32. ikaretsaka ( 23/08/2010 20:33)
forum ato ramose fa tsy pilipitra a... samihafa... izay no ilazako foana hoe tsy toriteny no fatao eto fa adihevitra

rehefa madio ny konsiansin'ialahy dia an'ialahy sy Atra izany ka..ny ahy koa madio satria rehefa rehefa notaritiko handinika ilay olona dia tsy nety ..akory atao?

jereo akaiky tsara fotsiny
jereo tsara hoe iza no mihodikodina...

impiry naverin ialahy isaky ny sujet izao io teny "mihodikodina" io? iza ary no tena mihodikodina amin'izany?;)

ny zavatra navaliko fotsiny no borken'ialahy ny sain'ialahy tsy hanakatra azy fa ilay izy mi traiter tsara an'izay fanontaniana napetrak'ialahy, dia mody hoe eeeeeh ika mihodikodina.... .. ny antony? satria tsy ilay valiny noheritreretin'ialahy ny valiny napoitrako fa valiny mampiseho ilay realite izay nioitra tampoka foana kanefa tsy hitan'ialahy izay hi contrevana anazy...

za ange tsy matahotra ny manazava ny finoako @ ialahy koa e.. mamaly misy arguments za fa izany hoe tsy takatr'ialahy ilay arguments satria nifanohitra tanteraka @ ilay idees preconcues ao antsain'ialahy ... dia lazain'ialahy foana hoe mihodikodina sy a cote...
hasaiko milaza ialahy hoe hazavao ny maha a cote azy.... mody miala bala @ ny kakay personel na hoe heee tsy hainay izany fa zahay tsy katolika e.. maketsy no mankerokatra e...
33. ouioui ( 23/08/2010 20:42)
Dia mhevitra ve izany mompra fa mitori-teny daho izahay mpandefa dinika , ary @ ialahy mahalala ny retraretra inona no atahorana , naveriko satria tsy mety valin'ialahy foana ny fanontaniako
Tsisy miborka an'i mompra e, izaho ve afaka mamafa no ataon'ialahy fa miborka
Tsisy valiny nalefan'ialahy teo fa rahery no nandefa ny an'ialahy hoe maty ny masinina hihihi
Inona no kakaiko @ ialahy , tsss lasa resaka hafa ny an'ialahy izany , fialana foana , tezitra avy eo rehefa atao fa borné hihihih
34. ouioui ( 23/08/2010 20:48)
ika
za ange tsy matahotra ny manazava ny finoako @ ialahy koa e.. mamaly misy arguments za fa izany hoe tsy takatr'ialahy ilay arguments satria nifanohitra tanteraka @ ilay idees preconcues ao antsain'ialahy ... dia lazain'ialahy foana hoe mihodikodina sy a cote..

Ahoana no ahaizan'ialahy ny aoa an-tsaiko aloha , manaraka izay tsisy voantombin'ialahy daholo ny resaka hanontaniako , tena tsy nampoizin'ialahy fa hanaraka foana ny valin-tenin'ialahy mantsy dia miantso an-drahery foana ialahy , ny azy efa nazavainy fa ialahy miseho mahay an'izao rehetra izao no handrasako hanazava tsara ny dikan'ny teny hoe tsy "hanampiana tsy hanalana ny tenin"Andriamanitra " tsotra io fanontaniako io saingy taperin'ny mompra @ rediredy ny valiny hihihi
Dia avadika iza no ananal iza no nanampy , aza miolankolana hoa
35. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:02)
1)ny ahalalako ny ao an-tsain'ialahy? miseho @ ataon'ialahy, ny nosoratann'ialahy sns...afaka vinaniana avy hatrany io hoe izao no anticipen'ialahy @ izao fanontaniana izao ....

2)ny momban'ny filazana fa miantso an-drahery> rehefa eo izy izy afaka anontaniana hoe niantso azy sy naka sopapa tany aminy ve ahako? dia aleo ho vaky bantsilana eo!
ny hany azoko hambara fotsiny dia hoe i hery @ maha katolika azy dia mahalala koa ny arofanina ka na antsoina izy na tsy antsoina dia fantany hoe aiza ny plans ary raha manao zavatra tsy katolika izy na manao zavatra tsy katolika aho @ zavatra ara pinoana lazaiko ato dia miady hevitra be eto koa izahay mitsam ka... fantany izany

3) efa nohazavaiko an'ialahy atsy ny momban'io hoe "tsy azo hanapiana sy hanalana ny tenin'Atra io" hoe vakio par context le izy ... dia no inviteko ialahy haneho ny hevitr'ialahy @ hoe ahoana ilay hoe "na izao tontolo izoa aza tsy ampy" sy hoe maninona no tsy voalaza ao anaty baiboly hoe "ity baiboly ity ihany no boky mirakitra ny tenin"Atra"? .... tsy novalian'ialahy anie...
miandry aho ka miandry... tsy i paoly ity no andrasana fa i ouioui!
36. ouioui ( 23/08/2010 21:06)
Nefa tena tsy any mihitsy ny faminanian'ialahy izany , resaka marabout ny an'ialahy hihihi mpanompo sampy

Hay ve hitory teny ihany ialahy enfin ka izao ary
Hazavao ahy ary ny dikana @ fomba ahoana ny mety hanalana na hanampiana , tsy haingon-teny fotsiny mantsy izany
Asio ohatra fa ialahy mahay azy
37. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:10)
tsy faminaniana izany letsy a.. resaka realite izany
hazavao amiko ny dikan'ny hoe "aminao ny sombinteny kely ao @ apokalipsa = baiboly" aloha ary hahafahantsika manazava io tsy azo hanapiana sy hanalana io
38. ouioui ( 23/08/2010 21:13)
Za ry elity tsy niatra sy tsy mahalala ny zavatra rehetra hoatran'ialahy fa raha tsy izany inona no hanontaniako eto
Aza miala pasy eo ialahy e, inona no dikan'izany lazain'ialahy izany apokalipsy =baiboly azavao ny hevitry mompra fa mety mahaliana ahy
39. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:16)
ka ialahy asaina mamoaka hevitra sy hazavaina.. tsy hay be ihany ny momban la...
40. ouioui ( 23/08/2010 21:19)
Tena izay vao hoita fa misy voadona kely ihany ialahy ty klé, jereo daholo ny olona namoaka loahevitra , ny hevitra navoakako fa tsy araka ny hevitr'ialahy mi-affirmer izany hihihi, ialahy efa rangahy lehibe no niatra baiboly nefa mora very tadidy na minia na menatra ny mamaly ,
azavao e, aza hatahorana mihitsy apokalipsy=baiboly ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0841