Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère"

41. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:40)
ny hevitra avoaka fa tsy ny voadona sy ny petsa sy ny sisa letsy e....
répondu par ikaretsaka le 23/08/2010 22:04
42. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:43)
tsy baiboly ny apokalipsa fa sombim-boky mi constitueranaty baiboly letsy raha izay no tian'ialahy ho fantatra a
43. ouioui ( 23/08/2010 21:43)
Ka ialahy miolana hoe be loatra mitady roue de secours , ialahy no réponse à tout dia velaro ny hevitr'ialahy ary , mindry an'ialahy foana ny lohateny
44. ouioui ( 23/08/2010 21:45)
Baiboly = apokalipsy iny aloha tena izay vao reko e, ary ny sasany dia inona izany ??? azavao miaraka @ arguments fa tsy saim-patatr'ialahy fotsiny
45. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:48)
ohatran'ny hoe tsy kiraro ny lacets fa sombin-kavatra mahatonga ny kiraro. [izany hoe tsy midika akory fa manana lacets kory ialahy dia =manana kiraro]
Raha tsy tian'ialahy atao theologique be ilay izy
46. ouioui ( 23/08/2010 21:53)
Izay ilay filozofia olommbelana , tsotra ny fanontaniako dia izy no no lacets apokalipsy sa ny baiboy sa ialahy manao ilay kiraro izany inona ???? hirediredy indray ty bandy ty klé hihihi

Tsy mazava baiboly =apokalipsy omeo argumenteo tsara ny équation'ialahy , taiza no nahitan'ialahy an'io , afaka miteniteny fahatany mantsy hoe baiboly = Matio nefa tsy misy hevitra mitombina fa saimpatatr'ialahy fotsiny

Farito tsara e , sao tafiditra pataloha tery aza ialahy izany hihihi
47. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:59)

hevitra=>arakaraky ny nolazain'ialahy no nahatonga ahy nametraka io hoe raha zohina izany ve hoa ny lojikan'ialahy dia amin'ialahy [arak'ilay hoe tsy azo hanampiana sy tsy azo analana ao @ Apok 22 iny] ny atao baiboly izany = apokalipsa?

argument--> satria ao anaty apokalipsa no misy an'io teny io.. ary raha zohina tsara ny tantara dia ny voalazany ao @ apokalipsa no nolazain'i Md Joany hoe tsy azo ovaina io fa tsy ny baiboly mihitsy...

==> hevitrao (arosoy eo ambany) ;)

48. ikaretsaka ( 23/08/2010 22:04)

ouioui:

Izay ilay filozofia olommbelana , tsotra ny fanontaniako dia izy no no lacets apokalipsy sa ny baiboy sa ialahy manao ilay kiraro izany inona ???? hirediredy indray ty bandy ty klé hihihi

Tsy mazava baiboly =apokalipsy omeo argumenteo tsara ny équation'ialahy , taiza no nahitan'ialahy an'io , afaka miteniteny fahatany mantsy hoe baiboly = Matio nefa tsy misy hevitra mitombina fa saimpatatr'ialahy fotsiny

Farito tsara e , sao tafiditra pataloha tery aza ialahy izany hihihi

ahoana ihany ary ialahy ity??
atao theologie
-"ka i ouioui ange tsy nianatra izany ka tsy hainy izany e"
atao tsy theologie fa resaka terre a terre
-"ka filozofian'olombelona anie izany e"
:)
49. cyril ( 23/08/2010 22:06)
Oay leuleu nanaiza daholo ny resako teo e??? Nogafin'ikaretszka , nakaiza izy teo e, misy tsy mahavanon-doza ,naninona izao ika nasorina sa tsy mety aminao, manao didin'ny besandry koa kay rehefa sepotra , sepotra ve e, efa tsy izy intsony kosa raha izao admin leleu
50. ouioui ( 23/08/2010 22:06)
Tsy nanenjika an'ialahy en personne aho raha tsy nozombazobain'ialahy ny lohahevitro , ary ialahy no nanomboka fa tsy izaho
51. ouioui ( 23/08/2010 22:13)
hihihihi, vanjo gilasy hihihi, kakaoety hihihi, voahendin'i hery laisy fa tsy ika a, hevitry ikaretsaka seul mantsy izy iny ka saika izaho sy lery no dribla tao hihihi, sady lery betrohany daholo izay mandeha mijapy nefa nedala mijapy ny an'olona

ika
hevitra=>arakaraky ny nolazain'ialahy no nahatonga ahy nametraka io hoe raha zohina izany ve hoa ny lojikan'ialahy dia amin'ialahy [arak'ilay hoe tsy azo hanampiana sy tsy azo analana ao @ Apok 22 iny] ny atao baiboly izany = apokalipsa?

Tena mauvaise foi leisy ty ialahy ty , marina e, eo indray dia miala
Tsisy hevitro izany eo fa ialahy no mitory fa ialahy mahay ny zavatra rehetra
Asio citation ny arguments fa aza atao resadresaka fotsiny e
52. ikaretsaka ( 23/08/2010 22:31)

Tsy nanenjika an'ialahy en personne aho raha tsy nozombazobain'ialahy ny lohahevitro , ary ialahy no nanomboka fa tsy izaho


niverenako nojerena aby tsirairay ny lohahevitra rehetra nosoratan'ialahy,, fa teneno ahy hoe lohahevitr'ialahy aiza sy manao ahoana no nosimbaiko?
afaka averina eto ve ho hitan'ny be sy ny bobaka?
tsrehefa nozohiko manko dia nosimbaiko ny lohahevitr'ialahy fa ny valiny namaliako azy no tsy takatr'ialahy, na tsy nampoizin'ialahy na ilay methodeko mi invite an'ialahy hilaza ny hevitr'ialahy no mety vaovao amin'ialahy...
53. ouioui ( 23/08/2010 22:43)
Sady tsy manokatra ialahy no manevateva ny an'olona koa aiza ialahy no tsy asian'olona vao hoe aty no tarainana hihihih
Ary mamaky ny hevitr'olona mipoitra rehetra any aho fa hay efa fanaon'ialahy mihitsy io manao tsinontsinon'olona io
Raha tsy azon'ialahy tsara ny fanontaniany dia mba diplomaty fa ny olona sasany anie matoa mametraka fanontaniana tsy hainy donko sarotra aminy ny mi-formuler correctement ny fanontaniany , misy anefa tary ao hotako mahazo avy hatrany ny resaka fa ny an'ialahy hitako ao , ilay forme foana fa tsy ny fond no tena hifanakalozan'ialahy hevitra , raha samy hanao an'izany ve tsy bordel be , izay ny lazaiko an'ialahy hoe polika serasera tsinjovy , fa ialahy moa tsy te halala an'izany akory , lasa kivy ny pokna , izay miditra dia betroan'ialahy fa mijapy , aoka fa lasa fananarana admin indray marina ty ataoko klé hihihi,
Tsisy rancune e, ialahy mahalala tsa ahy koa angamaba fa efa mifrole ny secret foana ny resak'ialahy teo hihihi, laingako leisy izany a
54. ikaretsaka ( 23/08/2010 23:13)

Sady tsy manokatra ialahy no manevateva ny an'olona koa aiza ialahy no tsy asian'olona vao hoe aty no tarainana hihihihka

angaha leity voatery hanokatra a
tsy hoe tsy manao tsinotsinona aho fa mamely mivantana hoe tsy zao io amiko fa zao .. raha zai izy aminao dia tsy avoahay ny hevitrao ...


ny olona sasany anie matoa mametraka fanontaniana tsy hainy

misy ary bobaka koa ato ny mametraka fanontaniana mody fanina ka .. izany hoe efa hainyaraka ny fahitany azy ny valiny .. ilay ramatoa nenifaranareo iny ohatra... kinanjo raha anticiper-n'ialahy @ iny tsy eritreretiny iny ny valiny dia eo izy no manahy petsa!

ny an'ialahy hitako ao , ilay forme foana fa tsy ny fond no tena hifanakalozan'ialahy hevitra

ny forme aza letsy betsaka no tsy mahatakatra ko fond an'ialahy ahoana .. dia izao koa satria hoe ny fond an'i anona na ranona mivaralila dia jerena fotsiny satria tsinjovina ny "politika serasera .. tsy izany ve aza leitsy ny mainka bordel.. inona no antony hifampidinihina sy hampiasaina itony fitaovana itony raha tsy hiadiana hevitra? hamohahana hevitra ?

tsisy rancune koa fa ny hevitra foana hoa no arosoy... dia aza asiana diplomatie izany
"Good breeding consists in concealing how much we think of ourselves and how little we think of the other person."

55. cyril ( 24/08/2010 04:42)
Valio tokoa anie ny soratra nataonao tao fa raha tsy kijapijzpy , ary aza miteny ny biznako ! Tsy dinik'ialahy akory no nirako, tsisy saina, BORNÉ MARINA
Nafarako an'ny maman'ialahy any ny tena fanafody fanasitranana olona marary saina
56. andrywui ( 24/08/2010 07:47)
Mahamay be zany resak'i Ika sy i ouioui ato zany le !

- aleo tsy miditra fa mitazandavitra iany alou sao misy tanana miainga tampoka eo fa toa otran'ny efa misy feo miakatra be any ho any zany klee...

- ento mora iany alou e! ... resa- vavaka sy finoana ty sao misy mamoaka zavatra avy any ampaosy any ! PA ohatra na tatak'izay !! Ra-Ika manko itako toa efa miakatr'afo be ery ambony ery ! ...
57. hery ( 24/08/2010 07:59)
:-)

Ohatry ny hoe tsy hitako ny ip-n'i cyril sy ouioui sy xx.. sy andrywui tsss
58. andrywui ( 24/08/2010 08:23)
tsy azoko ny tian'i hery tenenina eo zany !! ... ka ra hita le ip de maninona e !? - tsy azoko ......
59. ouioui ( 24/08/2010 11:02)
ika
angaha leity voatery hanokatra a
tsy hoe tsy manao tsinotsinona aho fa mamely mivantana hoe tsy zao io amiko fa zao .. raha zai izy aminao dia tsy avoahay ny hevitrao ...

Ka leity tsy afaka mametra fanontaniana a? ialahy mahay ny zavatra rehetra dia valio , manontany anao mpampianatra izaho jentilisa kely fa aza mitady roe de secours hihihi

ika
misy ary bobaka koa ato ny mametraka fanontaniana mody fanina ka .. izany hoe efa hainyaraka ny fahitany azy ny valiny .. ilay ramatoa nenifaranareo iny ohatra... kinanjo raha anticiper-n'ialahy @ iny tsy eritreretiny iny ny valiny dia eo izy no manahy petsa!

Tsy hitakao izay olana , mety fomba azahoany mampita sy hizara ny heviny , hoatran'ialahy mihodikodina be ireny mitady roue de secours ireny rehefa lany pasy hihihi


ika
ny forme aza letsy betsaka no tsy mahatakatra ko fond an'ialahy ahoana .. dia izao koa satria hoe ny fond an'i anona na ranona mivaralila dia jerena fotsiny satria tsinjovina ny "politika serasera .. tsy izany ve aza leitsy ny mainka bordel.. inona no antony hifampidinihina sy hampiasaina itony fitaovana itony raha tsy hiadiana hevitra? hamohahana hevitra ?

Ny an'ialahy ry réponse à tout tsy adi-hevitra fa fialana bala fanontaniana foana, mamaly ialahy fa tsy argumenter no ohatra kely mapetipety an'ialahy fotsiny


hery
Ohatry ny hoe tsy hitako ny ip-n'i cyril sy ouioui sy xx.. sy andrywui tsss

Tsy any no olana rahery a, ny an'ika sy ny an'olona rehetra mazava ho azy fa fantatrao
Ny a-drahery koa aza fantako hihihi


andrywui
tsy azoko ny tian'i hery tenenina eo zany !! ... ka ra hita le ip de maninona e !? - tsy azoko ......

Izaho koa ary gaga , inona ny tian-drahery ho lazaina , manafntohana ve ny fanontaniana ? sa manindrona ny fahamarinana? na fahadisoana?
Vakio ny fitsipika fa forum normal izao e hihihi
60. ouioui ( 24/08/2010 11:49)


Ohatry ny hoe tsy hitako ny ip-n'i cyril sy ouioui sy xx.. sy andrywui tsss

Lasa mifangaro be e, manokafa loha hevitra vaovao hihihi,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087