Ary natao batisa Jesoa rehefa feno 30taona ! ..fa tsy vao teraka akory !

41. fijo ( 19/08/2010 21:12)
ery - 19/08/2010 01:04
Decision-n'ny ray amandreny io.

Raha tiany omena sakafo ny zaza dia omeny. Tsy andrasany hahalala hoe noana vao omena sakafo.
izay mihitsy le ratsy rahery.lasa sesika ilay zaza.

aleoko izy manontany hoe "naninona aho no tsy nataonareo batisa?"hamaliako ahy hoe "miandry ny safidin'ialahy aho."tsapany amin'izay fa mikasika azy io ka izy no manapakevitra momba izay tiany.
42. mandefitra ( 20/08/2010 07:01)
fanontaniana tsotra, ara Baiboly, inona no soa azo avy @ Batisa? misaotra
43. ikaretsaka ( 20/08/2010 15:18)

andrywui:

Ika - hery ...

Teny avy ao anaty baiboly daholo ny ahy no alefako sy akako porofo eto fa tsy miteniteny foana aho ka raha mba voaporofonareo toy izay koa le lazainareo de tena tsara !!!

--ohatra porofoy ao anaty Baiboly na andalana tokana aza fa " natao Batisa" ny zazakely !! na andalana tokana aza ozy aho !

.

tsy misy manda hoe teny avy ao anaty baiboly no notsimponinao fa kosa ny voamarika de hoe toa "izay teny metimety aminao sy le revirevinao ihany no notsimponinao" ka nahatonga ahy manontany anao foana hoe rehefa inona tokoa le izy no tsimponina izany dia rehefa inona ilay izy no tsy tsimponina fa odiana fanina?

'le resaka tsofina rano.. sy avelao ny zaza hanatona ahy"(Luke 18:15–16). maninona no odianao fanina ilay tso-drano na in 3 aza aho no nangataka fanazavana aminao hoe maninona kay no misy hoe "Rano" ao anatin'ny hoe tso -drano dy hoe fa maninoan ny teny Frantsay sy Latinina hoe "Beni", dia iray fototra @ ny teny hoe "Bain"?

Ilay resaka Lydia (efa nisy nitatitra teto ihany) (Asa 16:15) maninona no izy mianakavy 1 trano [anisan'izany ny zaza] no indray natao batisa?
maninoan i paoly nony nanoratra ho an'ny Korintianina dia hoe ny tao an-tranon'i Stefano 1 manontolo no nolazainy fa nataony batisa fa tsy izany mino ihany?(1 Cor. 1:16).
44. ikaretsaka ( 20/08/2010 15:19)

45. ikaretsaka ( 20/08/2010 15:20)

46. infiny ( 20/08/2010 16:05)
Rehefa misy batisa karazany maro dia ilay batisa inona izany no natao tamin'ny mbola kely? Raha ilay rano ilay izy dia tsy tokony ho zaza izany, Fanahy ve zany ilay izy nefa toa mampiasa rano tokoa?!

Mba handray anjara amin'ny resakareo aho e! ny batisa mbola kely dia hoe fidirana ho isan'ny vahoakan'A/tra,ka raha io no averina in-droa dia mifamono noho izany anareo ny mieritreritra

Ny dikan'ny teny hoe batisa kosa angamba tsy hoe fidirana ho vahoakan'Atra fa fanadiovana (raha tsy diso za dia izany no hoe batisan'ny rano). Ny tena gravy aza dia "plonger" no fandikana ilay teny hoe batisa fa tsy hoe kasihina amin'ny rano.

Raha averina in-droa indray ilay izy dia mifamono ve? sa voa may miampy? koa raha mifamono izy in-droa, dia averina in-telo dia miverina amin'ny laoniny :). Raha miampy ilay izy dia mety ho tsara raha atao batisa amin'ny karazam-piangonana loatra :).
novalian'i hery ny 22/08/2010 18:38
47. ikaretsaka ( 20/08/2010 21:32)
tsy le plonger sy kasihina angamba no inmportant fa ilay heo inona no fonosiny sy ny hoe samy mahakasika rano ilay izy
48. ouioui ( 20/08/2010 22:13)
Efa hoe nateraka ho olom-baovao ko, nateraka, ny natreka ny reninao ve ianao dia tany an-kibo tanteraka izany e, tsy nisy tapakan'ny lohanao nivoaka nandritra ny vohoka ny reninao hihihi, dia izay ilay miroboka fanoharana fa nateraka hi olom-baovao nama a, mba jereo ihany ny andinin-teny nomen'i wiwi fa aza atao ara-pahalalanao manaokana e hihihi
49. ikaretsaka ( 20/08/2010 23:00)
de hoe izaky ny miplonge ao anaty piscine ve ra ouioui izany dia nateraka ny dikany? dia olom-baovao?
ataovy serieux
50. ouioui ( 20/08/2010 23:27)
Mandray vilana ndray leity klé, fa angaha ny batisan'ialahy tsy nisy vavaka tao na seremonia , tssss, dia rehefa pitihin-dranopotaka ve ialahy dia vita batisa tena ataovy sérieux fa aza atao resaka babakoto moa e
51. ikaretsaka ( 21/08/2010 09:05)
Ka io hazavain dra ouioui io ange efa resaka vitan'i hery ary ambony be ary e.. tsy ny importancen'ny 'mitsoboka' sy 'mitondraka' io fa ny hevitra fonosiny (le lazain'ialahy hoe sermonina sns)

Ary mora koppy ihany kay lety rehefa zavatra tsy serieux no hitaritana azy ho serieux
52. ouioui ( 21/08/2010 12:49)

hoy andrywui
lioka 2 :22( rehefa feno havaloana izy dia natolotra ho an'ny Tompo fotsiny fa tsy natao Batisa)

- matio 3 :6 - 15

- marka 16:16

- lioka 3 : 6

- asan'ny Apostoly 2 :38 (ity no tena lehibe ...)

-asan'ny Apostoly 8 : 35 (Ilay Tandapa sy Filipo)

mba mamaky ve ialahy io aloha ry ika ?? vao manomboka dia teny avy ao @ baiboly no fanokafana, ataovy sérieux e hihihi
Tsy resaky hery na rakoto na rabe leisy no referansa a! ny tenin'Andriamanitra , ny baiboly no arahina fa raha te hanao simbola hafa ialahy manaova , na kapohina rantsam-paiso ny fitombenan'ialahy ka izay no ataon'ilahy simbola maninona moa , hihihi,fa ny ao @ baiboly dia nalentika tao anaty rano
ataovy sérieux e hihihi
53. ikaretsaka ( 21/08/2010 17:29)
De namaky ny setrin'io ialahy?
Le hoe notsofina rano nahapetsa an'i andrywui sy ny batisan-dry lydia sns... izay notsimponiko...sa rehefa le mety @ nareo dia averina fa rehefa tsy mety de odiana fanina?
Ataovy serieux
54. cyril ( 21/08/2010 17:47)
Mazava kosa ny voalazan' i ouioui e
Vanjo , mofogasy ,kafé aleo hibizna e
55. ouioui ( 21/08/2010 20:16)
Na averin'ialahy in-jato azy ny fabnazavana , efa firy leisy ny olona mazava aminy fa tsisy miditra ny lohany aza, mety bandy midepra koa angamba le tary hihihi
56. ikaretsaka ( 22/08/2010 00:15)

ouioui:

Na averin'ialahy in-jato azy ny fabnazavana , efa firy leisy ny olona mazava aminy fa tsisy miditra ny lohany aza, mety bandy midepra koa angamba le tary hihihi

ny hevitra sy ny arguments hjoa aroso fa tsy ny fisintonana kil
57. ikaretsaka ( 22/08/2010 03:42)
ka tsy ny olona no jerena leity @ zavatra ohatran'izao a fa ny hevitra a
58. xxxw ( 22/08/2010 05:19)
Aza manao dika vilàna e, FANAZAVANA no tian' i ouioui apoitra fa tsy ny olona, amiko dia mazava ny tiany hampitaina fa i mompera no BE doika
59. ikaretsaka ( 22/08/2010 18:09)
aiza ze fanazavan'i ouioui eo fa olona no napoitrany bedebe :)
60. cyril ( 22/08/2010 18:24)
Vanjo pop corn glace menakely routssss valiio ouioui a
Ikaretsaka mitrisy lany pasy rouutssssskk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085