Ary natao batisa Jesoa rehefa feno 30taona ! ..fa tsy vao teraka akory !

21. pikatti ( 18/08/2010 09:22)
Tsara leis bainn a, forum ny eto , izay tonga eto dia zaza sahala aby, tsy ranon'ny Betsiboka akory ka tongava-namana indray vao mavomavo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/applaudissements-185.gif[/IMG]

Tiako fantarina fotsiny hoe ahoana no hilazan'ny malimalina fa mifamono ilay batisa , nefa azoko lazaina koa hoe mifameno na tsy valeur-ny mihitsy , hitanao fa mora be ny maneho hevitra tsy arahina fototra , misy ohatra na fiteny mikasika an'izany ve ao @ baiboly??

Vakio tsara aloha ny resaka nifanaovanay hoe inona ny batemy fa manjary mandray an-tendrony fotsiny
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
22. arialy ( 18/08/2010 09:59)
le izy aloha samy manana ny finoany sy ny eritreriny é, fa rehefa ray aman-dreny dia mijery ny fahasoavan'ny zanaka foana, tsy tokony hanome tsiny ny ray sy reniny ny zanaka vita batisa satria adidy ny an'i ray sy reny, ao koa ny resaka transmission de la foi sy ny resaka éducation...
efa 10taona aho no natao batemy, izaho no nangataka, fa ny zanako tsy navelako ho ela vao ho zanak' Andriamanitra, adidiko izany.
23. pikatti ( 18/08/2010 11:07)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Fifanakalozan-kevitra anie ny eto ry arialy e, tsisy manery hoe aza manao an'izao ianao na izao ,samy mamaky sy mitondra ny fomba fijeriny fotsiny ihany
Tsy manery anao tsy hino aho ary tsy nandray ny hevitrao na ny hevitry hafa koa hoe handresy lahatra ahy
Avereno daholo indray ny resaka e, dia hihodikondina hotran'ny tandrimo eto isika [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]

Adidinao izany kah, fa hoan'ny tsy mpino dia afaka hilaza koa izy fa adidiny ny tsy mino, nefa hoy ianao hoe mba ilazao famonjena ireo izay tsy manantena....
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]

Mba reviko fotsiny le mihirahira azy e, tsy ao anaty haizina na hazavana akory fa arakaraka ihany io
24. ikaretsaka ( 18/08/2010 17:51)

arialy:

le izy aloha samy manana ny finoany sy ny eritreriny é, fa rehefa ray aman-dreny dia mijery ny fahasoavan'ny zanaka foana, tsy tokony hanome tsiny ny ray sy reniny ny zanaka vita batisa satria adidy ny an'i ray sy reny, ao koa ny resaka transmission de la foi sy ny resaka éducation...
efa 10taona aho no natao batemy, izaho no nangataka, fa ny zanako tsy navelako ho ela vao ho zanak' Andriamanitra, adidiko izany.

izay mantsy
25. fijo ( 18/08/2010 20:35)
tsy hoe adidy,ny fanaovana batisa ny zaza,fa safidy.te hampiseho amin'ny olna hoe ity ny zanako hoatolotro ny finoana .
aza hadino anefa fa olona io zaza io ary mety hanana ny heviny koa momba izay hoatao azy
26. ouioui ( 18/08/2010 21:36)
Marina ny kôzin'i fijo ,miombon-kevitra aminao
27. ikaretsaka ( 18/08/2010 22:04)

fijo:

tsy hoe adidy,ny fanaovana batisa ny zaza,fa safidy.te hampiseho amin'ny olna hoe ity ny zanako hoatolotro ny finoana .
aza hadino anefa fa olona io zaza io ary mety hanana ny heviny koa momba izay hoatao azy


de eo no manahirana @ le mitaiza: raha tsy natao izy mety hiteny hoe maninoan aho no tsy nataonareo t@ mbola kely->mahazo tsiny ny RAD

raha natao izy mety hiteny koa naninona aho no natao nefa zavatra tsy tiako?


raha izahako manokana no omena safidy: aleoko miharitra ilay hoe naninona aho no nataonareo, amin'izay dia tsotra no avaliko azy hoe " tsy ialahy ve ny sambatra indrindra? izao lety nandraman'ialahy aby ny fiainana a, na ny tian'ialahy na tian'ialahy"
28. ikaretsaka ( 18/08/2010 22:12)
fijo> manahirana ny mitaiza

fa ny ahy @ io tsotra fotsiny:
misy cas 2 tsy maintsy mitranga
cas 1: raha nataon'ialahy batisa mbola kely ilay zaza dia tsy maintsy hiteny hoe "fa maninona aho no nataonareo batisa nefa zavatra tsy tiako izany"? tsy maintsy mivoaka izay fanontaniana izay na tiana na tsy tiana

cas 2 raha tsy nataon'ialahy batisa ilay zaza dia tsy maintsy hahazo koa ialahy karazana fitenenana hoe "fa maninona zahako no tsy nataonareo batisa t@ mbola kely"?

_> n'inona n'inona ataon'ialahy izany dia voa foana ialahy fa raha izaho no misafidy dia aleoko kokoa miharitra ilay cas voalohany sy mamaly azy hoe "tsy ialahy ve leity izany no sambatra indrindra fa tapitra nataon'ialahy aby na ny nosafidian'ialahy na ny tsy nosafidian'ialahy"?
29. ouioui ( 18/08/2010 22:17)
Nonnnn , raha izaho tsy mpino dia tsy hanontany mihitsy hanontany mihitsy izaho hoe nahoana aho no tsy nataonareo batisa
30. ikaretsaka ( 18/08/2010 22:24)
ka raha efa nataony ialahy ? talohan'ny ni decider'ialahy hoe "tsy mpino" ialahy?
31. ouioui ( 18/08/2010 22:34)
Mbola tsy azonareo foana ve , ny fanontaniana aza ary apetrak'ialahy @ fijo nefa efa fantatr'ialahy tsara fa tsy mpino lery koa hoe n'inona atao dia hipetraka ahoana ny fanontaniana
32. hery ( 18/08/2010 23:04)
Decision-n'ny ray amandreny io.

Raha tiany omena sakafo ny zaza dia omeny. Tsy andrasany hahalala hoe noana vao omena sakafo.

Dia apetrako foana ilay resaka hoe raha tsy ao anatin'ilay finoana ianao dia lany hery eo fotsiny mandresy lahatra satria tsy fantatrao akory ny zavatra tena inoany. Ho an'ny Katolika dia tahaka io sakafo io koa ny batisa. Noho izany ny ray amandreny katolika dia manana adidy manao batisa ny zanany dieny mbola kely izy. Mety tsy tahaka izany any amin'ny finoana hafa.

Ho an'ny Katolika dia tsy andrasana ho lehibe ny zaza dia efa omena izay heverin'ny ray amandreniny fa mahasoa azy, na sakafom-batana io, na sakafom-panahy. Nahasoa sy nahabotrabotra ny ray amandreny ny batisa, maha-zanak'Andriamanitra, ka hafaliana ho azy koa ny mizara izany ho an'ny zanany.

Toa izany koa, ho an'ny katolika. Ny resaka hoe rano be sy rano kely. Ny symbole ho an'ny Katolika no tena zava-dehibe. Tsy voarara ny mampiasa rano be ho an'ny Katolika fa ny fomba amam-panao mahazatra koa dia ny rano kely. Tsy ny habetsaky ny rano no tena zava-dehibe fa ny hevitra fonosiny... averiko indray, ho an'ny Katolika izay.
33. andrywui ( 19/08/2010 08:27)
ayayayayà !! hery ___)

- Ninia tsy namaly mihitsy aho fa niandry ny zavatra ho teneninareo ! hery = Ozy enao hoe hevitry ny Kato ny manao symbole fotsiny na rano be na rano kely ? - tena efa manakaiky ny blasfemia anie zany ry hery e!! .. "" angaha ny hevitry ny Katolika sy izay tiatiany hatao no hampihariny amin'ny olona fa izay voalaza ao anaty Baiboly sy didiany ihany e """"... tena tsy izy mihitsy io lazain'i hery io !
hoy hery :

Toa izany koa, ho an'ny katolika. Ny resaka hoe rano be sy rano kely. Ny symbole ho an'ny Katolika no tena zava-dehibe. Tsy voarara ny mampiasa rano be ho an'ny Katolika fa ny fomba amam-panao mahazatra koa dia ny rano kely. Tsy ny habetsaky ny rano no tena zava-dehibe fa ny hevitra fonosiny... averiko indray, ho an'ny Katolika izay.


-- Faharoa: pikatti = ) tena zay letsy isika roalahy hatramin'izay vao mba nitovy hevitra sy mahalala ny tena marina amin'ity resaka batemy kah !! ....


-- IKA = ) -- Isaky ny miteny IKA dia hoe ozy i Andrywui foana !!!!! - tsy izaho anie no namorona an'ireo versets biblique ireo r'Ika raha ireo nalefako ireo no lazainareo e !... Tenin'Andriamanitra avy ao anaty Baiboly direct ireo ary tsy mifangaro Test Taloha (andron'ny lalàna ) mihitsy aza fa Test vaovao daholo no nakako an'ireo !!

-- HERY & IKA = ) efa nampanantena anareo roalahy an'ireo versets Biblique ireo mba hanaporofoako aminareo fa efa hitako tao anaty Baiboly hoa io resaka Batisa io..... fa ny olon-dehibe efa mahalala ota no alevina (rano) amin'ny ota atsangana ho vaovao ao amin'i Kristy !! -


-- ARIALY == ) tsy hoe tsy atao ninoninona akory ny zaza amin'izy mbola kely fa jereo amin'ireo versets -ko ireo fa izao no lazain'i Baiboly : "Dia nandray azy Izy (jesoa)ka nitso-drano azy""- (dia nitso-drano azy(zaza)= tsofina rano ny zazakely rehefa mbola kely izy ! -

IKA =) - tsofina rano = hametrahan'ny Mompera na Pastera na ny mpisorona tanana (hivavahana ,hirariana soa !...) - fa rehefa lehibe mahalala ota izy vao atao Batisa ho alevina nohon'ny fahotany ary ho olom-baovao ! ( vakio ny voalazan'i pikatti eo ambony io ..)


.
34. marcus11 ( 19/08/2010 10:02)
interesting :D[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
35. xxwx ( 19/08/2010 12:54)
andrywui:

- Ninia tsy namaly mihitsy aho fa niandry ny zavatra ho teneninareo ! hery = Ozy enao hoe hevitry ny Kato ny manao symbole fotsiny na rano be na rano kely ? - tena efa manakaiky ny blasfemia anie zany ry hery e!! .. "" angaha ny hevitry ny Katolika sy izay tiatiany hatao no hampihariny amin'ny olona fa izay voalaza ao anaty Baiboly sy didiany ihany e """"... tena tsy izy mihitsy io lazain'i hery io !

Mamely mafy anie ingama ato izany e!
36. ikaretsaka ( 19/08/2010 14:17)
andrywui:

-- IKA = ) -- Isaky ny miteny IKA dia hoe ozy i Andrywui foana !!!!! - tsy izaho anie no namorona an'ireo versets biblique ireo r'Ika raha ireo nalefako ireo no lazainareo e !... Tenin'Andriamanitra avy ao anaty Baiboly direct ireo ary tsy mifangaro Test Taloha (andron'ny lalàna ) mihitsy aza fa Test vaovao daholo no nakako an'ireo !!

za ange tsy manda hoe teny avy ao anaty baiboly ireo em fa hoy aho hoe fa nahoana no izay mety aminao ihany no tsimponinao sy amborinao araka izay mampety azy aminao sy averinao ato ho'a fa ny sisa odianao fanina!
izay ny mahatonga ahy miteny hoe lasa tsy ilay izy intsony no tsimponinao fa ianao satria "raha izay metimety aminao ihany no tsimponinao sy taterinao fatratra fa izay tsy metimety aminao dia inianao tsy fantatra sy odianao fanina; dia tsy Atra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao,
andrywui:

IKA =) - tsofina rano = hametrahan'ny Mompera na Pastera na ny mpisorona tanana (hivavahana ,hirariana soa !...) - fa rehefa lehibe mahalala ota izy vao atao Batisa ho alevina nohon'ny fahotany ary ho olom-baovao ! ( vakio ny voalazan'i pikatti eo ambony io ..)

dia raisiko ihany ny lojikanao ary, ianao moa efa tia mitsimpotsimpona sy manasamatsamaka ihany
ny hoe "tsofina rano" dia teny 2 hoe "tsofina" + "rano".. ok hatreo?
toy izany ny hoe ""ametrahana tanana" dia teny 2 hoe "apetrahana"+"tanana"
dia izao ary:
ny hoe "mitsoka" ve izany = "mipetraka" ... dia ny "rano"= "tanana"

Ataovy serieux
37. ikaretsaka ( 19/08/2010 14:21)
voalaza teo:

Ozy enao hoe hevitry ny Kato ny manao symbole fotsiny na rano be na rano kely ? - tena efa manakaiky ny blasfemia anie zany ry hery e!! .. "" angaha ny hevitry ny Katolika sy izay tiatiany hatao no hampihariny amin'ny olona fa izay voalaza ao anaty Baiboly sy didiany ihany e """"... tena tsy izy mihitsy io lazain'i hery io !

porofoy ny tsy maha izy azy aza

tsy nisy nilaza mihitsy mantsy ao @ baiboly heo rano firy litatra ilay izy na firy renirano e, ary tsy nisy nanoro koa hoe ohatran'izao ny fika fanaovana batisa... ny fantatra fotsiny dia ny hoe misy rano ao..
ranobe sa rano kely? tsy voalaza fa aza foronina!
38. andrywui ( 19/08/2010 15:49)
IKA ---) tena voalaza mihitsy fa ranobe no nanaovana Batisa ao amin'ny Baiboly kah !! ... ozy ny teny hoe rehefa "tao anaty rano Jesoa avy natao Batisa dia nisy fanahy masina miendrika voromailala nanomba tambon'ny lohany ..."""

--- tena nisy ra-IKA a!! ary nareo tena tsy mamaky baiboly mitsy a! ...

-- Dia ny tenanay koa lazain'Ikaretsaka fa "mitsimpona "teny zay mampetipety anay ozy nareo !! - ka alefaso ary raha mahita "TENY HAFA" noho ireo i Ika ...! fa ny tao anaty Baiboly momba ny Batisa tsisy nanesorana ireo nalefako ireo !! (verstes complets reo r'Ika a) nefa hoy ah raha mahita hafa mahavaly an'ireo hianao de alefaso eto ary mba ho jeren'ny be sy ny maro hoe : ity nisy "zaza natao Batemy" tamin'ny piti-drano ! ....

-- Raha misy zany na mahita an'izany ao anaty baiboly Ika ! na iray fotsiny aza de ekeko le resakareo sy i Hery !! fa raha tsy mahita kosa Ika de ekeo amizay nenah fa aza faly hanohitra foana !! hihihihih ... tsiky dia ampy
39. andrywui ( 19/08/2010 15:52)
Ika - hery ...

Teny avy ao anaty baiboly daholo ny ahy no alefako sy akako porofo eto fa tsy miteniteny foana aho ka raha mba voaporofonareo toy izay koa le lazainareo de tena tsara !!!

--ohatra porofoy ao anaty Baiboly na andalana tokana aza fa " natao Batisa" ny zazakely !! na andalana tokana aza ozy aho !


.
40. andrywui ( 19/08/2010 15:54)
NY AHY EFA IRETO NO POROFO ARA BAIBOLY NENTIKO .....



- lioka 2 :22( rehefa feno havaloana izy dia natolotra ho an'ny Tompo fotsiny fa tsy natao Batisa)

- matio 3 :6 - 15

- marka 16:16

- lioka 3 : 6

- asan'ny Apostoly 2 :38 (ity no tena lehibe ...)

-asan'ny Apostoly 8 : 35 (Ilay Tandapa sy Filipo)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464