Ary natao batisa Jesoa rehefa feno 30taona ! ..fa tsy vao teraka akory !

1. andrywui ( 17/08/2010 10:46)
Jereo

- lioka 2 :22( rehefa feno havaloana izy dia natolotra ho an'ny Tompo fotsiny fa tsy natao Batisa)

- matio 3 :6 - 15

- marka 16:16

- lioka 3 : 6

- asan'ny Apostoly 2 :38 (ity no tena lehibe ...)

-asan'ny Apostoly 8 : 35 (Ilay Tandapa sy Filipo)





novalian'i ouioui ny 23/08/2010 12:13
2. andrywui ( 17/08/2010 10:48)
Porofo tena mitohoka amin'ny tenda izany ireo fa Tsisy zaza atao batisa izany fa "Fitsofandrano" no atao ho an'ny zazakely !
3. Miharena ( 17/08/2010 11:10)
Raha resaka Batisa dia lasa adihevitra be ary raha vao io no asiana "loupe" eo amin'ny finoana dia mampiteraka fifampitsarana be ihany.
Tsara anefa ny mandray ny Teny hoe aza mitsara dia tsy hotsaraina.

Misy teny izay ao amin'ny Apokalypsy ao rehefa tonga ny farany hoe: Indro foana ilay mpiampanga antsika.

Ny asan'ny maizina no miampanga raha tena zohina ny tantara. Izany akory tsy milaza hoe ra Andrywui no manaraka ny asan'ny maizina fa mila mahatsiaro tena tsara isika amin'ny fomba fitsikerana ny finoan'ny hafa tsy hahatonga antsika ho tafiditra ao anatin'ny adilahy noho ny fiampangana ary matetika moa izy io ny Baiboly hatrany no hatao referansa dia tsy hita intsony ny marina.
4. arialy ( 17/08/2010 12:09)
izaho manokana aloha dia nanao batisa ny zanako mbola 18mois tany izy, satria tiako ho zanak' Andriamanitra mbola kely izy, nisy olona nanohitra anio tao am ny fianakaviako fa nataoko foana satria izay no efa niriako, any aoriana izy raha te hiova finoana dia afaka mamerina ny batisa na batemy, fa nataoko ny adidiko aloha.
5. pikatti ( 17/08/2010 13:35)
"Fanoloran-tena" fa tsy hoe akory natolotra ny dikany batisa na batemy
Izany hoe nahatsapa izany izy hanolon-tena satria nisy zavatra naharesy lahatra azy , ka eto isika dia resaka finoana "dia nino izany izy dia natao batemy na batisa"ary dia naroboka tao anaty rano fa tsy ireny pitipitihana rano eo @ lohany fotsiny ireny akory, io naroboka ao anaty rano io dia midika ho olom-baovao izany izy manomboka hatreto raha hoarina @ fiainany teo aloha, tsy lojika izany raha ny zazakely

Io resaka ankizy natolotry ny RADny io dia resaka "famandrihana", "fanamarihana"'(@ izay mantsy raha tia saina karokaroka ka dia mety hiova fomba fijry dia lazaina fa hoe"nivadi-pinoana hono satria efa vita batisa t@ izao t@ mbola kely e!!nefa tsy ianao no nifidy an'io akory!) efa hita taratra foana izany t@ ireny ady t@ "croisades" nandoroin'ny kato velona ny tsy mitovy finoana taminy

Le baptéme (du verbe grec ancien Βάπτίζήιν baptizein, fréquentatif du verbe Βάπτήιν baptein, « plonger dans un liquide ») est un rite ou un sacrement symbolisant la nouvelle vie du croyant chrétien. Morts par rapport à leur ancienne vie caractérisée par le péché, les nouveaux chrétiens ressuscitent dans une nouvelle vie avec Christ. Cette cérémonie représente souvent un témoigne public de la conversion.
6. ikaretsaka ( 17/08/2010 14:14)
ny mba tiako anontaniana an'i andrywui fotsiny dia hoe aminy ve mitovy ny batisan'i Joany Batista sy ny ny an'i Jesoa

izany heo ny "Rano" ve izany = "fanahy masina" ihany?
7. arialy ( 17/08/2010 14:32)
resaka transmission koa anie ny batisa hoan'ny zanaka é, adidy ny ray sy reny ny manao izany ,
mampahalala ny zanany ny fisian' Andriamanitra sy ny fahasoavany.
fa an'ilay zanaka avy eo no manohy na miova araka izay tiany .
Ilay rano na fanahy masina ndray dia arakaraky ny finoana io ...
8. pikatti ( 17/08/2010 14:43)
Ny olona efa tonga saina nahatsapa ny fiorenan'ny finoany no mivoady manolontena no atao batisa , tsy mitombina raha zazakely no mivoady, io tahaka anao mivoady eo anoloan'ny HCC fa hanaraka ny lalam-panorenana (afa tsy Rajoelina angamba )
Azavao hoe ika ny fahazahoanao an'izany rano =fanahy masina izany
9. ikaretsaka ( 17/08/2010 15:01)
Voasoratra ao amin'ilay boky iondanana sy fitsimpona kosa hoe Razambatista nilaza hoe lery hono manao batemy @ ny rano fa le rangahy ao afarany @ Fanahy Masina...
dia ny an'i Andrywui nefa toa ampitoviany ihany ..
10. pikatti ( 17/08/2010 15:16)
Tsy mitovy ny fahazahoako azy satria ilay t@ pentekôty toa batisa afo, tsy tena afo arabakiteny fa fanahy masina ,tsy rano no nanoharany azy teo anefa fa afo, efa elabe leisy aho no tsy nivavaka fa tena adinoko daholo hoe inona tao @ katesisy moa ireny zavatra ireny, mbola bandy kely t@ izay dia nianatra tsianjery maimbo fotsiny fa ny tena nahamaika dia le mijerijery sipakely sy ilay ramatoa nampianatra[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
rawix anie bainn manao vary amin'anana foana ny kôziny e, coq à l'âne!!
11. ikaretsaka ( 17/08/2010 15:19)
ok.. soa izay fa hay ary kay efa voamarikareo tany ho any izay fombany izay .. misaotra nampahafantatra e
12. pikatti ( 17/08/2010 15:35)
Mivoaha tao elah rawix fa aza mitazatazana eo fotsiny bainn a!!!

Ary elah io moa aiza ry ika fa toa tsy hitanay foana klé, malaza mpanao kanety be nefa tsy hita hoe aiza ao @ dinika fanatanjahatena ao akory , t@ ireny mondial ireny ve leisy dia tena moana klé ,ahonganay ao anie toi e, tsetratsetra tsy aritra fotsiny iny bainn , eto ihany no tena ahitako an-drangahy mantsy dia nampitaiko fotsiny ilay hafatra avy @ rawix

Izay fa tafa izany ny kôzin'elah rawix a

Fa hono hoa rawix elah io izany vita batemy indroa???
Siora mihitsy aho fa t@ lah mbola kely tsy tompon'ny fanapahan-kevitra elah no nataon'ny RADnela batemy voalohany dia ny faharoa ???
13. pikatti ( 17/08/2010 16:08)
rawix:

Jereo
- lioka 2 :22( rehefa feno havaloana izy dia natolotra ho an'ny Tompo fotsiny fa tsy natao Batisa)
- matio 3 :6 - 15
- marka 16:16
- lioka 3 : 6
- asan'ny Apostoly 2 :38 (ity no tena lehibe ...)
-asan'ny Apostoly 8 : 35 (Ilay Tandapa sy Filipo)

Tsy manana baiboly leity a!!! Sao mba misy any bainn a!! Tsy le baibolin'elah feno tsipitsipika mainty !mena! mavo! iny akory fa le mifono hoditra tsara ireny mbola tsisy dika vilana leisy a, le tena bible dôrizine e @ teny Grika sy Armenie ireny farafaharatsiny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]
14. arialy ( 17/08/2010 16:14)
ny an'i pikatti kosa famazivaziana fotsony an
15. pikatti ( 17/08/2010 16:22)
Slt Arialy o, elaela indray tsika no tsy nifanoratra o [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]Misy aloha dinika azo asiana mampihomehy kely e, tsy izany fa hitako misy ihany ny mitohany mantsy e
16. ikaretsaka ( 17/08/2010 18:14)

pikatti:

Mivoaha tao elah rawix fa aza mitazatazana eo fotsiny bainn a!!!

Ary elah io moa aiza ry ika fa toa tsy hitanay foana klé, malaza mpanao kanety be nefa tsy hita hoe aiza ao @ dinika fanatanjahatena ao akory , t@ ireny mondial ireny ve leisy dia tena moana klé ,ahonganay ao anie toi e, tsetratsetra tsy aritra fotsiny iny bainn , eto ihany no tena ahitako an-drangahy mantsy dia nampitaiko fotsiny ilay hafatra avy @ rawix

Izay fa tafa izany ny kôzin'elah rawix a

Fa hono hoa rawix elah io izany vita batemy indroa???
Siora mihitsy aho fa t@ lah mbola kely tsy tompon'ny fanapahan-kevitra elah no nataon'ny RADnela batemy voalohany dia ny faharoa ???


mbola variana ato @ "fanatanjaham-panahy " ato lesy a, rehefa milamina tsara ny Ligue any dia mankiany isika ka
17. fijo ( 17/08/2010 19:28)
za koa natao batis ambola kely,nefa amiko io dia tsy mety satria tokony ahazo ny faneken'ilay olona hoatao azy ilay batisa.za izao tsy mila azy io akory,ka amiko izany tsy misy dikany fa rano fotsiny no natao ahy
18. marcus11 ( 17/08/2010 19:53)
cool :)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
19. pikatti ( 17/08/2010 20:00)
Ela kotsa fotsiny nefa , izay hoa ny kôziko , efa mahatsapa ny engagement n'elah vao manapa-kevitra raha handroso na hijanona[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
20. malimalina ( 18/08/2010 06:25)
Mba handray anjara amin'ny resakareo aho e! ny batisa mbola kely dia hoe fidirana ho isan'ny vahoakan'A/tra,ka raha io no averina in-droa dia mifamono noho izany anareo ny mieritreritra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0865