Ahoana no Itadiavana an'Andriamanitra? Efa ao anatinao Izy

81. vonynive ( 07/10/2010 12:33)

vonynive:


Bhiou:

"Betsaka ny olona no manao zavatra maro mba Hitadiavana an'Izany A/tra izany" Matetika dia Rehefa misy olana Be mianjady @olona iray vao tena mipopopopo mivavaka ny olona. Antsoina mpiandry ka mila délivrance, ka mila fametraha-tanana mihintsy aza. Azo porofoina araka ny baiboly fa Andriaùanitra dia Ao anatinao, Ny miracle sy ny fanasitranana rehetra dia ao anatinao, ohatra tokana no ho lazaiko dia ilay vehivavy nikasika ny akanjon'i Kristy dia nahazo fanasitranana satria fantany fa io no fanasitranana ka raha mahatratra an'io izy Dia ho sitrana. Toy izay koa Isika. Raha fantatsika fa ao anatintsika A/tra dia ataontsika izay ahatratrarana ny ao anatintsika na dia sombiny ihany aza dia ho hitantsika izany Atra izany.

le Andriamanitra resehinao eto ve le Trinité

tsy novalianao le fanontaniako
- raha le Trinité Izy
vakio lio 21 Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! Na ery! Fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo.
- Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy.
JAONA 14 23 - 23
"ny miracle & ny fanasitranana oy enao d ao anatinao, ... satria ao A/tra de ao le mpanasitrana sy le Imahagaga...
tokony ho fantatsika tokoa tsy lavitra Atra fa ao ampo ao, nahoana isika no mandeha lavitra ? satria tsy sûr v? heverina fa manana fahamasinana ambonimbony kokoa v ny mpanompon'Atra ? akaiky an'Atra kokoa v izy ireo,
toa ilaharana ny mankany @ mpanompon'Atra rehefa misy olana, ary dia faly ery ny mpanompon'Atra @ zany
Fa moa tsy samy manana an'Atra iany e?
aoka isika kristiania ho olon-dehibe misoka-panahy fa tsy ho zaza foana ka hiankina lava @ mpanompon'Atra eny,ary reo mpanompon'Atra koa hitaiza ny zanany arapanahy hiantso an Atra fa mihaino antsika Izy.
82. vonynive ( 07/10/2010 12:46)

Bhiou:

"Betsaka ny olona no manao zavatra maro mba Hitadiavana an'Izany A/tra izany" Matetika dia Rehefa misy olana Be mianjady @olona iray vao tena mipopopopo mivavaka ny olona. Antsoina mpiandry ka mila délivrance, ka mila fametraha-tanana mihintsy aza. Azo porofoina araka ny baiboly fa Andriaùanitra dia Ao anatinao, Ny miracle sy ny fanasitranana rehetra dia ao anatinao, ohatra tokana no ho lazaiko dia ilay vehivavy nikasika ny akanjon'i Kristy dia nahazo fanasitranana satria fantany fa io no fanasitranana ka raha mahatratra an'io izy Dia ho sitrana. Toy izay koa Isika. Raha fantatsika fa ao anatintsika A/tra dia ataontsika izay ahatratrarana ny ao anatintsika na dia sombiny ihany aza dia ho hitantsika izany Atra izany.

tsy fantatro ianao na mipetraka eto gasikara na tsia fa raha ny ankamaroan'ny fiangonana zandriny aty dia tsy tia miresaka izany oe "ao anatintsika Atra izany"
ilaina ny fanentanana toy izao fa tsy oe avia aty fa aty misy fanasitranana, de oy in1 ny hafa oe avia ko aty fa aty aminay misy miracle.. de fanina ny olona...nefa ao anatiny Atra raha raisiny...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141