Ny paradisa

81. Mpanazava ( 29/04/2010 06:07)
Voaresaka teo aloha daholo hoe, eto an-tany ny paradisa, ny sasany indray milaza fa ny an-danitra, ary nisy aza fitenenana hoe eo akaikin'ny Jesosy.

Raha amiko manokana aloha dia Eto an-tany io paradisa io ary mbola hovana ho toy ny tany edena ity tany ity, izany hoe tsy ahitana ratsy fanahy, fahafatesana, fitarainana, loza, ady sy ny maro hafa manahirana antsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073