Ny paradisa
41. bor2lais
(
23/02/2010 17:39)
Samy manana ny fomba fijeriny Azy io ry Ika a ! Izay no tsy naha katolika antsika jiaby ohatra ! :D
42. ikaretsaka
(
23/02/2010 21:19)
Tsy ny maha katolika sns no resaka eto ra bord fa ny finoana an'Atra a
43. bor2lais
(
24/02/2010 08:46)
Hoy i Ika etsy ambony :
"Raha Izay metimety aminao momban'Atra ihany no inoanao sy ekenao fa izay tsy metimety aminao de tsy inoanao sy odianao fanina dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao"
-------------
Mba efa navadiky Ika amin'i Ika ve io voasoratra io ? Ny zava-boalazan'ny namana rehetra momba an'Andriamanitra teto ve nisy tsy netinety tamin'i Ika saingy nekena sy ninoan'i Ika ihany ?
:D

44. ikaretsaka
(
24/02/2010 12:36)
Ie...izay no nahatonga ahako hoe tsy nihonona. @ "fotsiny sy ihany" fa mbola mikaroka hatr@ zao..nahatonga ahy nanao hoe tsy ny baiboly ihany no moyen. Fifampiresahan'Atra @ zanany fa ny zava boahariny rehetra
Na resaka tenin'atra io
Na ny fijerin'olona samihafa momban'Atra
Na ny filozofia @ fijery ny sehon-javatra 1..fa tsy hoe voalaza ao @ zao fa zao de zay ihany

45. fijo
(
24/02/2010 23:04)
io miankina amin'ny tsirairay e,raha lazaina hoe "maty" vao tonga any amin'ny paradisa,dia ny zaza kely ihany ngamba no lasa any.
rah asahala amiko izay misaina,fa ety an tany dia efa hafaka mikatsaka azy,dia azo ezahina sahady ny fikarohana azy.
fa ny fototra dia ny saina ihany.na maty vao ahita azy,na ety an tany ,dia saina aby io e

48. bor2lais
(
26/02/2010 15:21)
ikaretsaka:
Izay
Fa misy mampiasa ny saina hanaovana action
De misy ny mandrevirevy fotsiny
---------
Ka lahatra tsinona io koa ! Sa ahoana ? :D
50. fijo
(
26/02/2010 22:13)
izay mihintsy.aza atsipy any amin'ny lahatra ny zavatra atao,fa fialana bala izany
51. bor2lais
(
27/02/2010 10:05)
fijo:
izay mihintsy.aza atsipy any amin'ny lahatra ny zavatra atao,fa fialana bala izany
------------
Io lazainao io mihitsy no nolazaiko an'i Ika ange Ra-fijo e : izay no mahatonga ahy mivazivazy azy satria izy manizingizina fa ny safidy dia lahatra !
:D
52. ikaretsaka
(
27/02/2010 14:15)
ary afangaron-drabord ny action, safidy,ary ny lahatra kle nefa zavatra 3 na mifampiankina aza de samihafa
53. fijo
(
27/02/2010 22:38)
bor2lais an,izahay sy ry ika efa ela nifankahalala fomba fijery eto.tsy mitovy fijery izahay ,nefa mifankahalala ny hevitry ny tsirairay.ary rah aio lazainao ,fa manafangaro io??????
54. bor2lais
(
28/02/2010 12:42)
fijo:
bor2lais an,izahay sy ry ika efa ela nifankahalala fomba fijery eto.tsy mitovy fijery izahay ,nefa mifankahalala ny hevitry ny tsirairay.ary rah aio lazainao ,fa manafangaro io??????
--------
Tsy resaka hoe fantatrao na tsia i Ika fa fanaovako "parallèle" amin'ny resaka nifanaovanay ary amin'ny dinika iray (lavabe) ary io nataoko io !
Raha te-aharaka ilay resakay ianao dia vakio tsara ny fifanakalozana nataonay ... Samy namoaka ny heviny dia farany ny conclusion dia hoe : "lahatra ny safidy" hoy i Ika ! Ny ahy kosa dia ny hoe : matoa misy ny safidy dia tsy lahatra izay !
Asa na azon'i fijo amin'izay ny nahatonga ahy nanoratra io ! :D
Miala tsiny fa mety "parenthèses" kely fotsiny ny ahy iny fa tohizo ny resakareo ! :D
55. ikaretsaka
(
28/02/2010 17:35)
Fa ity fanontaniako sy arguments ity anie ra bord mbola miandry ny contre arguments anao e.
Le resaka manafangaro action sy safidy sy lahatra io
Raha ni"safidy" ny tsy hanao "action" I Jodasy... hotanteraka ve ny voa"lahatra" momban-drazezo?

56. Mandefitra
(
01/03/2010 10:28)
Ika:
Raha ni"safidy" ny tsy hanao "action" I Jodasy... hotanteraka ve ny voa"lahatra" momban-drazezo?
Ny jiosy efa vonona foana ny hamono an'i Jesosy. na namadika Jodasy na tsia.
"Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, fa lozan'izay nihavin'izany!"
57. rakapy
(
01/03/2010 11:03)
Hoy i Mandefitra
Raha tsy namadika azy i jodasy dia maro ny zavatra mety nitranga fa tsy ho voatery hovonoin'ny jiosy izy. Mety namono tena aza?
Fa nahoana no tsy maintsy ho avy ny fanafinothinana? ary iza ilay nihaviany?
Ny jiosy efa vonona foana ny hamono an'i Jesosy. na namadika Jodasy na tsia.
Raha tsy namadika azy i jodasy dia maro ny zavatra mety nitranga fa tsy ho voatery hovonoin'ny jiosy izy. Mety namono tena aza?
"Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, fa lozan'izay nihavin'izany!"
Fa nahoana no tsy maintsy ho avy ny fanafinothinana? ary iza ilay nihaviany?
58. ikaretsaka
(
01/03/2010 14:07)
Ary raha novaina mihitsy ny script hoe tena nisafidy ny tsy hamono an Razezo koa ny jiosy... tsy nety le zavatra "voalahatra" de ahoana?
59. bor2lais
(
01/03/2010 14:40)
ikaretsaka:
Fa ity fanontaniako sy arguments ity anie ra bord mbola miandry ny contre arguments anao e.
Le resaka manafangaro action sy safidy sy lahatra io
Raha ni"safidy" ny tsy hanao "action" I Jodasy... hotanteraka ve ny voa"lahatra" momban-drazezo?
-----------------------------
Jereo ny fanontaniana n°1 ary amin'ny valinteny 140 nomeko anao ao amin'ilay lohateny nosoratako ary ! :D
60. ikaretsaka
(
01/03/2010 15:18)
Eny sa Tsia ny valiny andrasako fa tsy jereo arokatra sy tetezo i babay sy lohavokatra sy blibli 1 140 andalana ka