Ny paradisa
61. bor2lais
(
01/03/2010 15:30)
ikaretsaka:
Eny sa Tsia ny valiny andrasako fa tsy jereo arokatra sy tetezo i babay sy lohavokatra sy blibli 1 140 andalana ka
--------
Ny tiana ampitaina aminao dia resaka efa natao no mbola haverimberinao ! Sa ianao mihitsy no tsy mamaky tsara ihany koa !
:D
62. ni81
(
01/03/2010 15:46)
Ny tiana ampitaina aminao dia resaka efa natao no mbola haverimberinao ! Sa ianao mihitsy no tsy mamaky tsara ihany koa !:lol: :lol:
63. ikaretsaka
(
01/03/2010 16:07)
bor2lais:
Eny sa Tsia ny valiny andrasako fa tsy jereo arokatra sy tetezo i babay sy lohavokatra sy blibli 1 140 andalana ka
--------
Ny tiana ampitaina aminao dia resaka efa natao no mbola haverimberinao ! Sa ianao mihitsy no tsy mamaky tsara ihany koa !
:D
Ka tsisy valiny mazava sy tsotra nivoaka tany aminao mihitsy teo ko fa ny hoe ..zany hoe...euh....ka.....
no valinteny niverimberina tany aminao ko...
de mamerina foana aho ny hoe de ahoana..aiza no tian-drangahy hahatongavana..de hozy rangahy hoe Vakio ary de mankany aho..de avy eo de hoe tsy any ndray fa ary.... ataovy serieux
64. bor2lais
(
01/03/2010 16:50)
Dia itovizana io izany Ra-Ika fa izaho koa ange sahirana be manaraka ny zavatra soratanao satria matetika sady tsy valinteny mazava no tsy valinteny tsotra (amiko) no omenao ! :D
65. ikaretsaka
(
01/03/2010 17:11)
Ny ahy ange tsotra ny valiny momba ilay resaka paradisa aloha e
fa avy eo ianao no namoaka ny resaka tsy levonao tarokatra nankato
de mody no borkevanao hoe
de hoy ahako hoe
Misy hevitra lalina azo tsoahina avy ao anatin'io hevitry i Fijo io..
Raha ny paradisa nasesika tao an-tsaintsika mantsy dia hoe toerana hafa any an-koatra izao tontolo izao izy io.Toerana iray izay mamirapiratra, feno fiadana,fitiavana, tsy misy fahoriana sns... Mety ho marina nefa mety ho diso koa.
Amiko ,ny paradisa dia azo koloina sy iainana na dia eto an-tany sy mbola velona ara-nofo aza ianao. Tsy hiandry ny zavatra tsy fantatra akory vao afaka ny ahazo sy miana ao am-paradisa ny olona iray.
Araka ny tenin'i Fijo io dia azao atao tsara ny manao paradisa eto an-tany.
Ny paradisa iray izay azonao iainana eto an-tany dia ny fizarana na fanampiana ny tsy manana sy ireo mitondra fahorina.
Amiko dia fahasambarana tanteraka ho ahy sy ho an' izay olona nampiako ny mahita fa tafavoaka tao anatin'ilay olana na fahoriana ilay olona. Samy faly ao am-po na izaho na izy. Efa paradisa izay.
Raha ny paradisa andrasan'ny maro mantsy dia ilay hoe mipetraka eo akaikin'i jesosy, tsy manana olana heritreretina, tsy mahatsiaro noana, sns... asa angamba mety mipetra-potsiny dia avy eo matory dia mifoha indray... Raha io karazana paradisa io aloha dia mitso-drano anareo izay mitady azy aho mba ho tonga soa aman-tsara any. Fa tandremo sao leo ka hanao toa an'i losifera satria diso niadana loatra
fa avy eo ianao no namoaka ny resaka tsy levonao tarokatra nankato
de mody no borkevanao hoe
Samy manana ny fomba fijeriny Azy io ry Ika a ! Izay no tsy naha katolika antsika jiaby ohatra !
de hoy ahako hoe
66. fijo
(
02/03/2010 22:52)
ok ra bord an,tsy itako indray izany adihevitra lava be izany ka.
fa tena mbola tsy misy hafaka milaza izay mety ho nisy isika,raha tsy namadika rajoda an.
fa tena mbola tsy misy hafaka milaza izay mety ho nisy isika,raha tsy namadika rajoda an.
70. bor2lais
(
03/03/2010 16:45)
rakapy:
Dia very nanjavona izany ilay PARADISA ??? :-D :-D :-D
------------
Tsy efa ela be moa ve no very izy io ! :D
73. rakapy
(
03/03/2010 18:38)
Andeha hanao sport kely aloha ..Ilay melefaka sa irony enjana? :-D :-D :-D
74. bor2lais
(
04/03/2010 07:35)
rakapy:
Andeha hanao sport kely aloha ..Ilay melefaka sa irony enjana? :-D :-D :-D
-----------
Ary inona njay moa no tian'i dadapasy lazaina amin'ity hoe "Ilay melefaka" sy amin'ny hoe "irony enjana" ity ? :D
75. rakapy
(
04/03/2010 08:17)
Hoy i Bor2lais
:-D :-D :-D Ilay mahatonga any am-paradisa e!!! :-D :-D :-D
Ary inona njay moa no tian'i dadapasy lazaina amin'ity hoe "Ilay melefaka" sy amin'ny hoe "irony enjana" ity ?
:-D :-D :-D Ilay mahatonga any am-paradisa e!!! :-D :-D :-D
77. ikaretsaka
(
04/03/2010 22:46)
moramora lefijo fa lasa any am"paradisa" eo koa ialahy raha ny zavatra hafa no tapaka eo a
78. bor2lais
(
05/03/2010 10:45)
ikaretsaka:
moramora lefijo fa lasa any am"paradisa" eo koa ialahy raha ny zavatra hafa no tapaka eo a
--------
-> tsy fantatro aloha ny tian-dry zalahy resahina eto fa tandremo fotsiny hono rafijo sao dia tapaka izany zavatra izany fa mbola tsy tian'i Ika ho any ianao an ! :D
-> Asa na mitovy ihany ny zavatra resahin-drakapy (ilay melefaka na irony enjana) sy Ika io fa tsy haiko ! :D
-> Na izany na tsy izany mba ratsy ihany kosa aloha ry zalahy fa tsy mba avelany hanao sport akory ianao rafijo an (raha tsy hoe angaha fantatry ry zalahy fa dispensé rafijo) ! :D
79. ikaretsaka
(
05/03/2010 15:24)
Aza mitady hanakatra lavitra ta bord a.. tsy azonao le "paradisan-dta krispijo" :idea: :idea: :idea:
80. fijo
(
07/03/2010 22:53)
hihihihi oka re zalahy fa tssss,avelaonareo i fijo hiaina moramora eto e
