Ny paradisa
21. rijadolly
(
15/02/2010 16:13)
Soanja:Ekeko Soanja ny tenin' se, ary tena marina tokoa raha mbola eto an -tany isika satria mbola manana adidy amin' izireo isika( izay mipetra ho mpaminaniny satria milaza ny zavatra ho avy aminy),rehefa vita ny eto an- tany dia samy miandry ny valin 'asany avy na koa mety tsy hanatsiny noho ilay MPISOLOVAVATSIKA. Misy tantara nolazain' Jesoa Kristy zay mikasika ilay mpanankarena iray sy ol malahelo atao hoe Lazarosy, izay manaporofo fa nisy avy any nidina tety mahalala ny any @ Paradisa sy izay tsy any.
Ahoana moa no ahitako Paradisa raha toa ka misy namako, olona hafa maro horingana ao anatin'izay lelafo miredareda izany???? ary mandrakizay ilay izy nefa ny tenako hisonenika ao anaty Paradisa na fahasambarana.
LIOKA 16 : 19 Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan-andro tamin'ny fahafinaretana.20 Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan'ny vavahadiny;21 ary naniry mba hihinana izay latsaka avy tamin'ny latabatr'ilay manan-karena izy, fa ny alika kosa no avyka nilelaka ny feriny.22 Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;23 ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hitaizy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.24 Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron'ny rantsan-tanany amin'ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin'ity lelafo ity.25 Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa hianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalina aty, ary hianao kosa no fadiranovana.26 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary tsy ho afa-mita hankety aminay izay eny.27 Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin'ny tranon'ny raiko28 (fa manana rahalahy dimy aho), mba hilaza tsara aminy, fandrao mba ho tonga aty amin'ity fijaliana ity koa izy.29 Fa hoy Abrahama taminy: Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino ireo izy.30 Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin'ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy.31 Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an'i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin'ny maty aza.
22. rijadolly
(
15/02/2010 16:35)
Fijo:Ekena raha amin' lafiny ara-panahy, Tokony miaina tahaka ny any amin' paradisa isika izay tsy hain' hafa tsapahitanana. Aiza ny Fanjakan' Andriamanitra? ao anatitsika. Raha iainatsika izany dia efa manomboka ety an-tany ny fiainana any an- danitra.
le paradisa anie ,efa eto amintsika e,aza mikaroka lavitra ,fa efa eto isika,ka izay hanatsarana azy aloha katsahana.
Fijo:Tsy saina no manamboatra azy ao anaty Fijo fa Finoanà, izay ny an' Mpino.
hafaka mahita azy eto isika amiko;resaka saina io
23. rijadolly
(
15/02/2010 16:40)
xxx:Azavao ny hevitr' se fa tsy mazava, misy tian' se apita.Misaotra mialoha.
PARAD +ISA
24. rakapy
(
16/02/2010 09:59)
Hoy Rijadoly
:-D :-D :-D Kivy @ ahoana ary ?
Ka izay famakina sy fandinihina ny tenin'ny hafa izay indrindra no fanajana voalohany ry Rijadoly a! Io mantsy dia anisan'ny lesoka lehibe eo @ mpino maro. Ny azy sy izay voasoratra ao anaty ny bokiny ary ireo mitovy hevitra aminy ihany no lazainy fa marina. Fa ireo hafa fijery sy tsy mitovy finoana aminy kosa dia heveriny fa ratsy.
Hoy Rijadoly
Amiko dia ny saina no tena mitondra azy io. Ny finoana dia baiko avy @ saina. Ny olona tsy salama saina dia mazana tsy afaka ny handalina finoana raha tsy hoe tsy marary saina ara-pinoana angaha izy ka dia ilay finoana no lasa parasites ao an-dohany. nefa matetika dia finoana tsy voalanjalanja no miloaka ny vavan'izy ireny.
Hita mihitsy Rakapy hoe tena mamaky sy mandinika izay lazainay rehetra, tsy kivy e!
:-D :-D :-D Kivy @ ahoana ary ?
Ka izay famakina sy fandinihina ny tenin'ny hafa izay indrindra no fanajana voalohany ry Rijadoly a! Io mantsy dia anisan'ny lesoka lehibe eo @ mpino maro. Ny azy sy izay voasoratra ao anaty ny bokiny ary ireo mitovy hevitra aminy ihany no lazainy fa marina. Fa ireo hafa fijery sy tsy mitovy finoana aminy kosa dia heveriny fa ratsy.
Hoy Rijadoly
Tsy saina no manamboatra azy ao anaty Fijo fa Finoanà, izay ny an' Mpino
Amiko dia ny saina no tena mitondra azy io. Ny finoana dia baiko avy @ saina. Ny olona tsy salama saina dia mazana tsy afaka ny handalina finoana raha tsy hoe tsy marary saina ara-pinoana angaha izy ka dia ilay finoana no lasa parasites ao an-dohany. nefa matetika dia finoana tsy voalanjalanja no miloaka ny vavan'izy ireny.
25. bor2lais
(
16/02/2010 11:10)
Voalaza etsy ambony :
"Ny finoana dia baiko avy @ saina."
----
Io izany ilay hoe "te-hino ihany aho fa ny saiko no tsy mety !"
Amiko indray anefa dia ny finoana dia natao mba hampandry ny saina, hananana fahatokisana, hahafoana ny ahiahy, ... :D

26. rakapy
(
16/02/2010 15:27)
Hoy i Bor2lais
Ka rehefa tsy manaiky ny ahatoky sy hanafoana ny ahiahy ny saina dia tsy misy zavatra handeha eo e!
[Hoy i Bor2laisquote]Io izany ilay hoe "te-hino ihany aho fa ny saiko no tsy mety ![/quote]
Izay mihintsy. Ataonao ahoana ny hiino nefa ny sainao manda??? Izay ilay fiatsaram-belatsihy. Toy ny hoe tiako ianao ,tiako ianao nefa ny sainao any @ ilay olona hafa fa tsy ao @ ilay ilazanao hoe tiako ianao.
Amiko indray anefa dia ny finoana dia natao mba hampandry ny saina, hananana fahatokisana, hahafoana ny ahiahy, ...
Ka rehefa tsy manaiky ny ahatoky sy hanafoana ny ahiahy ny saina dia tsy misy zavatra handeha eo e!
[Hoy i Bor2laisquote]Io izany ilay hoe "te-hino ihany aho fa ny saiko no tsy mety ![/quote]
Izay mihintsy. Ataonao ahoana ny hiino nefa ny sainao manda??? Izay ilay fiatsaram-belatsihy. Toy ny hoe tiako ianao ,tiako ianao nefa ny sainao any @ ilay olona hafa fa tsy ao @ ilay ilazanao hoe tiako ianao.
28. fijo
(
17/02/2010 21:25)
saina io amiko.ka na manankarena ,na mahantra samy hafaka mahazo azy.ny pretra indianina,mitsipaka ny fananan rehetra nananany,ary mivelona ao anaty fahantrana "materialy tanteraka"nefa dia milaza ary mifaly fa efa miadana sy lavitra ny olana.
io dia miankina amin'ny tsirairay.
io dia miankina amin'ny tsirairay.
29. mandrindra
(
18/02/2010 12:32)
miombokevitra amin'i fijo. ety antany ny paradisa. ary na ianreo kristiana aza dia ùmilaza fa ety antany tahaka ny any andanitra.
30. fijo
(
19/02/2010 20:50)
izay mantsy,sady ahoana mo anohinoana ,fa olona tsy milamina ety an tany ,no ahazo filaminana any an danitra?????
31. rijadolly
(
20/02/2010 04:24)
izay mantsy,sady ahoana mo anohinoana ,fa olona tsy milamina ety an tany ,no ahazo filaminana any an danitra?????Marina, Misaotra an\' Zoky Fijo aho.
Eo amin\'ilay saina sy Finoana dia averiko indramina indray ity toko sy andininy ity 30 Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin\'ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy.31 Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an\'i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin\'ny maty aza.Ekeko fa mila ampiasaina ny 5 sens aloa mba hitoeran\' izany ao an-tsaina. Ary io no mitarika fahalalanao ilay zavatra, tsindriko fa ilay zavatra.ary tsy ilaina akory avy eo ny finoana satria fantatra ny secret-ny.Raha mandinika tsara anefa isika dia tsy izany ny amin\' Andriamanitra.
Izany hoe ny Finoana no fototra fa tsy ny saina. Ny tiako ambara dia ny tsy fanekeko ny hevitr\' zoky Fijo satria
izy:Zavatra amboariboarina ho hisy ve izany ilay izy????? TSIA,TSIA,TSIA.Tsy azo atao kajikajy hanamarinana Azy Andriamanitra.Ny Finoanao no mitarika manamarina sy manazava ny sainao ny FisiaNy.Tsy azo tsapaitanana
hafaka mahita azy eto isika amiko;resaka saina io
32. rakapy
(
20/02/2010 07:41)
Hoy i Rijadoly
Midika izany fa ny saina aloha miasa vao afaka mino.
Zavatra amboariboarina ho hisy ve izany ilay izy????? TSIA,TSIA,TSIA.Tsy azo atao kajikajy hanamarinana Azy Andriamanitra.Ny Finoanao no mitarika manamarina sy manazava ny sainao ny FisiaNy.Tsy azo tsapaitanana
Ataonao ahoana ny hiino nefa ny sainao manda??? Izay ilay fiatsaram-belatsihy. Toy ny hoe tiako ianao ,tiako ianao nefa ny sainao any @ ilay olona hafa fa tsy ao @ ilay ilazanao hoe tiako ianao.
Midika izany fa ny saina aloha miasa vao afaka mino.
Ny olona tsy salama saina dia mazana tsy afaka ny handalina ny atao hoe finoana . Raha tsy hoe marary saina ara-pinoana angaha izy ka dia ilay finoana no lasa parasites ao an-dohany
33. ikaretsaka
(
20/02/2010 18:17)
Io le "manomboka ety antany ny paradisa" raha isika olombelona no mifankatia e
34. bor2lais
(
22/02/2010 14:49)
ikaretsaka:
Io le "manomboka ety antany ny paradisa" raha isika olombelona no mifankatia e
--------
Tena tsotra be tokoa an ! :D
36. ikaretsaka
(
23/02/2010 12:59)
Amiko manokana aloha zay no paradisa fa tsy le mitety rahona sy mitendry lyre ee..le mitety rahona sy mitendry lyre afaka atao ao anaty roplam...lol
38. ikaretsaka
(
23/02/2010 15:08)
ny fahafantaran'ny zavaboahary hoe misy lahasa sy antony ny nahariana ny zavaboahary tsirairay avy dia ny manaiky sy manantanteraka izay lahasany izay fa tsy midikina sy manao bodongerona "satria tsy ekeken'ny saina"
39. bor2lais
(
23/02/2010 15:29)
Tsy resaka bodongerona izany Ra-Ika fa "normal" a !
Ny finoana amiko no manome fiadanan-tsaina, noho izany rehefa misy zavatra tsy eken'ny saiko dia satria (mety) tsy araka ny finoako izay ! :D
Ny finoana amiko no manome fiadanan-tsaina, noho izany rehefa misy zavatra tsy eken'ny saiko dia satria (mety) tsy araka ny finoako izay ! :D
40. ikaretsaka
(
23/02/2010 16:09)
aza adino fa ny finoana koa indraindray mitarika fanatisme... fiadanantsainma ve ny fanatisme?
De ny tenanao no inoanao @ izay fa tsy Finoana an' Atra..
"Raha Izay metimety aminaomomban'Atra ihany no inoanao sy ekenao fa izay tsy metimety aminao de tsy inoanao sy odianao fanina dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao"
«If you believe what you like about God, , and reject what you don't like, it is not God anymore you believe, but yourself.» (St Augustin)
noho izany rehefa misy zavatra tsy eken'ny saiko dia satria (mety) tsy araka ny finoako izay !