Fa maninona no ampandrona? ahoana izany ?

61. ikaretsaka ( 29/01/2010 21:40)
misaotra ra fijo
i Jean paul 2 no niteny an'io t@ 1995
62. niryna ( 30/01/2010 05:27)
ikaretsaka:

niryna:


raiso hoe fomba ilay izy fa aza raisina hoe fivavahana
marina izany fa ilay olona anie ry ika niteny hoe isika kristiana tsy manao izany e





si! manao isika kristianina ka fa samihafa ny fandraisana azy... isika izao araka io lazain'i soanja io de mino ny tso-drano ohatra!
io le lazaiko hoe velaro ihany ilay "lampihazom-pisainana"



:roll: :roll: =)) =))
63. niryna ( 30/01/2010 05:29)
fahamarinana:

:arrow: Miranirina :za koa tahaka any ni81,karazan'olona ahoana sisa no afaka miditra ao raha izany ? :o (l)



:D
64. niryna ( 30/01/2010 05:31)
ANARIM:

tantara lava tokoa ity resaka fomba fomba sy fivavahana ity an!



:D
65. niryna ( 30/01/2010 05:35)
fijo:

ka le izy wa aza terena hisaraka ny fomba fanao sy ny finoana.matoa ny katolika tafaparitaka manerana ny tany,dia tsapan'ny mopera,fa raha terena ny olona handa ny fombany ,dia handa ny finoana ampianarina azy koa(efa nandramana izany ka tsapa fa tsy nahomby)dia tonga saina ny mopera hoe aleo izy hampiantra ny fombany ,fa ny finoany no sarihina hivadika kristianina.de nanaiky tsotra ny olona



:roll: :roll:
66. niryna ( 30/01/2010 05:52)
niryna:

rzakarivola:

Ny fomba Malagasy tsy haiko, fa fantatro kosa fa mila mandro ny olona (ho afaka @ lotony) vao afaka hiditra ao amin'ny fanjakàn'ny lanitra.
mba azavao hoe azafady rzaka misaotra

==> "
3 Iza no hiakatra any an-tendrombohitr'i Jehovah? ary iza no hitoetra ao amin'ny fitoerany masina?
4 Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin'ny lainga, na mianiana hamitaka.
5 Handray fitahiana avy amin'i Jehovah izy, ary fahamarinana avy amin'Andriamanitry ny famonjena azy.
"

misaotra nizara
rzakarivola:

Ka iza no olona hadio tanana raha tsy efa nidio aloha ?
Mihevitra isika kristiana matetika hoe : "Efa nalatsak'i Kristy ny ràny hanadio antsika, koa efa madio isika". Raha mbola tadidinao ny fahotanao, na dia efa nifonanao aza, na dia mino aza ianao, dia mbola ao izy izany, fa tsy misy fahotana hitanao @ tenanao kanefa lazainao fa efa tsy hitan' Andriamanitra intsony, izay hitan' Andriamanitra aza tsy hitanao akory raha tsy asehon' Andriamanitra anao.
efa voavidin'ny ran'i kristy kosa isika e,ary raha toa ka mibebaka sy miaiky ny fahotantsika isika ary matoky azy koa ny amin'izany dia efa voadiony ny fahotntsika,ny lasa ,ny amin'izao fotoana izao sy ny ho avy sa tsy izany ary tsy ho tsaroany intsony hoy izy

Te hamerina ny fampitandreman'i Paoly aho @ kristiana ankehitriny hoe : tandremo, fa misy milaza fa efa vita sahady ny fitsanganana @ maty (inona ny fitsanganana @ maty raha tsy ny mahatonga ilay mangatrakatraka toy ny sily ho lasa fotsy tahaka ny oram-panala?). Fa fanantenana no amonjena antsika fa tsy fahitana! Koa hatr@izao dia mbola hitantsika fa misoratra ao ihany ny fahotantsika, satria manantena ny hovonjena isika ho afaka @ loto rehetra rehetra.
mitombona izany ka raha toa ka mibaboka sy mifona ary miaiky izany fahotana izany ka avy hifandahatra amiko hoy izy fa na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny olam-panala izany hoe rehefa miaiky tokoa isika fa mpanota ary mibebaka aminy dia tsy ho tsaroany intsony izany fa dia ho dioviny tanteraka ,ny baiboly no manambara izany amintsika

Efa niteny Izy fa sambatra ny ao an-danitra fa nazera ilay fahavalo mpiampanga, ho azy ireo dia efa iainana sy hita ny famonjena, fa loza kosa ny ety an-tany satria nazera tety ny fahavalo. Koa raha mbola ety, dia miambena fandrao ho voafitaka.
Misy ny mihevitra fa foana ny Didy folo sy ny Lalàn'i Mosesy. I Jesoa efa nilaza fa tsy hisy foana na dia yod anakiray aza ambaram-pahatanterak'izy rehetra.
izay indray no tsy fantatro fa ny fantatro dia tsy tonga izy handrava ny didy folo fa anantanteraka ny didy folo ary anome antsika fihavanana sy ampianatra antsika ho tia ny namana sy ny fahavalontsika knou :D
Raha mbola misy fijangajangana ao aminao dia mbola voaheloky ny fijangajangana ianao, raha mbola misy fangalarana na famonoana olona na tsy fanajana dia mbola misy fanamelohana amin'izany rehetra izany.
ka iza no hivavahana mba ahatohitra izany isika ary tsy vitantsika irery izany fa mila azy tanteraka amin'ny fiainana rehetra

Misy ny mihevitra fa efa voafafa tanteraka ny heloka ka "tsy tsarony intsony", raha tena tsy tsaroana intsony marina dia izay izany, fa raha misy mahatsiaro ihany nefa milaza fa efa voafafa, dia mamita-tena izy, ary ny marina tsy ao aminy.
:D ka izay no maha olona antsika kosa e satria isika tsy filamatra fa mitady ny ho filamatra ary mila miambina fa tsy avelan'ilay lava rambo hino azy isika raha tsy manana ampinga hiadiana aminy dia ny tenin'Atra izany sy ny fampiasana ary fampiharana izany amin'ny fiainana andavan'andro. Raha ny tenin'Atra no nanambara amintsika fa tsy ho tsaroany intsony dia tsy tsaroany intsony tokoa izany fa isika no mety mamerimberina an'iny ary tsarovy koa fa fantatry ny lavarambo ny fahalementsika ary averiny fotsiny ny oronantsary nalainy dia miverina daholo ny natao rehetra ary izay no tadiaviny :D

Koa aoka hiambina isika mba tsy hiala amin'ny marina, fa Andriamanitra marina ka tsy misy fitaka na fahadisoana na kely aza ao amiNy.
Na izany aza, izay nampanantenaiNy dia tsy maintsy hotanterahiNy, koa mahereza, mifampahereza, mifananara tahaka izay efa ataontsika eto.
misaotra anao
:-*
67. fijo ( 30/01/2010 22:23)
niryna,fa ahoana indray ity maso be ity?????ka zavatra misy izany .nahatsapa ry zareo fa tsy nety le tetika ,dia novaina.de lasa maro ny olona azo.
68. ikaretsaka ( 31/01/2010 17:10)
Izay mantsy ra fijo...
Niryna > ny hevitrao aroso azafady
69. fijo ( 31/01/2010 17:56)
ka namaly letsy izy an,
le izy anie ry niryna tsy hoe masina sy tsy mety diso daholo ny olona e,fa ny hafaka handroso,dia ireo mahatsapa ny lesoka nataon ary mihezaka manintsy izany;raha mihezaka manao toa izany isika trsy 11 aby,dia hilamina ny eto an tany.
70. ni81 ( 31/01/2010 19:41)
ny mba efa hitako dia ilay olona avy nigadra dia ampandroin'ny havany @ ranom-bola tsy vaky. Dia nisy olona koa nianjera tanaty lavaka feno maloto dia nampandroina t@ ranombolamena.
inona izany ranombolamena ? alaina ve ny volamena dia iny rano iny no ampandroina azy ? azafady raha mety manao fanontaniana adaladala aho an[/quote] Tsy maninona mihitsy ary tsy fanontaniana adaladala izany ka! Rehefa tsy mbola nandre na nahita dia aleo manontany.
Alainy ny vola tsy vaky, na ny volamena (kavina, peratra ohatra) dia alona ao anatin'ilay rano handroana iny.
hay ve e, dia ahoana hono no ataony amin'izany efa nahita ve ni
ie, entina ilay olona dia nampandroina @ ilay rano tao Andranoro (Ambohibao), toerana fanasinana io.
71. ni81 ( 31/01/2010 19:43)
hi,hi, ka tsy ilay hoe mandehana mandro anie io ry ni e,toa zavatra hafa mihitsy hono ka,asa aloha fa dia miandry izay mahalala isika izany fa fomban-drazana hono ilay izy izany ho an'izay manao ilay izy
azoko ka! :D
72. ni81 ( 31/01/2010 19:52)
raha ekonomia aloha dia mety hitombona ilay famadihana e,lany hatramin'ny taninketsa tokoa anie ny an'ny hafa e,olona firy no fahanana ary ny kristiana koa tsy mamadika izany intsony no tena betsaka,misy maty dia mamono lamba fa tsy mamadika na hoe mandeha any am-pasana manatitra voninkazo dia miresaka amin'ny razana tsy maheno eo intsony.Hevitro io fa avereno aty amiko raha t sy mifanaraka ny fomban'ny hafa an ,ok
hihi, mahazo eo koa i niryna hoe izay ahabotrabotra atao fa! :D :lol: :lol:
73. fijo ( 31/01/2010 21:23)
izay mihintsy le ranombolamena,io koa fampiasan'ny olona any mahajanga.atao anaty koveta ny volamena ,dia iny rano iny no hampandroana ilay olona "heverina"fa otafdy,na maloto.
74. soanja ( 01/02/2010 00:47)
ikaretsaka:

ho'zy le rangahy izay hoe
We despise all reverences and all the objects of reverence which are outside the pale of our own list of sacred things. And yet, with strange inconsistency, we are shocked when other people despise and defile the things which are holy to us.


Mova tsy namaste tokoa izany!!!


:-* :-*
75. niryna ( 01/02/2010 02:28)
rijadolly:



Niryna >>>> Raha ny hevitro dia tsy mbola nisy aloha hatramin\' izao hoe atao mariazy dia tsy mandro fa tonga dia mampiditra ny ankanjo fotsiny e, Izay maha fomba azy, tsy mhalala fomba ianao raha vao tsy mandro ihihihih! sa ahoana hoy se?
membo helika eo raha tsy mandro an.hi,hi.ilay izy fandroana any an-kafa miaraka mihitsy koa


76. niryna ( 01/02/2010 05:28)
benkakely:

fijo=halanao mihitsy aho an,sa ilay baiboly no tsy zakanao?tadidio fa eto amin'ny rubrique fivavahana isika ,ka ilay fandroana lazain'ilay olona eto ange tsy le ao am douche fa le any ANKARATRA e!
izay indrindra ,tsy hoe andeha hatsaka ,na andeha isiton-drano na mila mandro fa maloto,[/quote] misaotra anao,io indrindra no tiako tenenina

tamizaho mbola niaina tao anatin'ny tsy fahalalana de le jeune fille kely 16ans voan'ny desespoir mandeha mijery mpimasy de nentiny nandro teny anosy avaratra on etait une bande de copines mbola zaza adala fa nony tonga ny alina voakenda; voatsindry etsetra.....ndana mandro fa ao am salle de bain de aza manaiky ampandroana fa mahay mandro irery
misaotra anao nizara


77. niryna ( 01/02/2010 05:42)
fijo:
ka le izy wa aza terena hisaraka ny fomba fanao sy ny finoana.matoa ny katolika tafaparitaka manerana ny tany,dia tsapan'ny mopera,fa raha terena ny olona handa ny fombany ,dia handa ny finoana ampianarina azy koa(efa nandramana izany ka tsapa fa tsy nahomby)dia tonga saina ny mopera hoe aleo izy hampiantra ny fombany ,fa ny finoany no sarihina hivadika kristianina.de nanaiky tsotra ny olona
rzakarivola:

fijo >>> Toa tsy izany loatra no hitako. Ny hitako dia izao, lasa nanaraka fomban'ny fiangonana kristiana ny olona fa ny finoany tsy niova mihitsy.
Raha nino an'i Kristy marina ny gasy (na ny hafa koa), dia izy tenany no ho nanary ny fomba tsy mety. Saingy ankehitriny (hatr@ taloha ka), ny fomba kristiana no entiny manompo sampy, ny anaran'i Kristy no solon'ny Mithra, ny terme rehetra ao @ Baiboly, izay manana ny fahamasinany no lasa ampiasaina @ fitaka sy lainga isan-karazany.
Loza ny manjo ny olona toy izany.
78. niryna ( 01/02/2010 05:43)
fijo:

izay mihintsy le ranombolamena,io koa fampiasan'ny olona any mahajanga.atao anaty koveta ny volamena ,dia iny rano iny no hampandroana ilay olona "heverina"fa otafdy,na maloto.

hay ve ,misaotra fijo

79. niryna ( 01/02/2010 05:48)
ikaretsaka:

Tsy ianao angamba no halan'i fijo fa ny hakelezan-tsainao sy ny fandavanao hamela ny tenanao hivelatra kokoa hijery ny realite sy ny perspective hafa fa tsy le vo misy tranga kely de metimety aminao de Atra fa rehefa tsy metimety aminao de tsarainao ho devoly aavy hatrany..
hi,hi .Velaro ary hoe ny sainao ry ika,raha tsy mivelatra ny sainy ?


=)) =))
80. niryna ( 01/02/2010 05:50)
fahamarinana:

Ika : Tsy hoe hakelezan-tsainy kosa angamba ,iza moa isika no afaka handrefy na hitsara ny momba izay ? Fa izay ny Finoany sy Fivavahany dia izay no zarainy rahateo !Azontsika raisina na tsia ihany koa tahaka ny fizarana mety ho ataon' Ika ihany koa ! Afaka mifampifampizara daholo ny rehetra fa ilay resaka saina sy lavage de cerveau no tsy tokony hipetraka e! :) (l)



=D> =D> :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082