Zaza kely tao anatin'ny lavaka .Fanehoana ny Voninahiny

81. rijadolly ( 27/02/2010 22:16)
Miainga any @ ny fahafantaranao sy ny fahafehezanao tanteraka ilay zavatra anananao aloha io, dia
ny fahafantaranao ny hoe ilain'ny hafa "nasaina hizaranao azy" ve io zavatra io
Marina tanteraka
Fanotanina:
-Ahoana no ahalalana fa voa fehinao Ilay zavatra zaraina?
-Tsy azo atolotra an 'ilay olona ve ilay zavatra ho zaraina?

amiko io ry ika dia afafy am-pitiavana tahaka ny vary a! ny karazana tany sisa no mampaniry azy na tsy. Misy natao ho jamba sy marenina, Misy voatefy mba ho masaka, Misy miverina ho an' izay nanadino, Misy manamafy izay efa tao anaty. Izay ny hitovizan' ny Pilipitra sy ny forum

"Fa na iza na iza no ho menatra ....... sy ny teniko amin'ity .............................. ity, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjely masina."
82. ikaretsaka ( 28/02/2010 01:16)
amiko io ry ika dia afafy am-pitiavana tahaka ny vary a! ny karazana tany sisa no mampaniry azy na tsy.

De eo ilay maha "mpiasa tany" antsika ry RD, isika efa tsy mamafimafy fahatany an-tany efitra intsony sy manipy vatosoa eo an-damosin'ny kisoa intsony, rehefa fantatsika fa tsy azo atao de tsy azo atao , naau moins amboarina aloha ho azo atao (izay le mahatonga ilay hoe support ara materialy sns aloha no atao satria raha "voa ny vatana mivenjivenjy ny fanahy" (na ny ntaolo aza nahay izany... mahagaga)

"nasaina niasa ilay tanimbary aloha" ,,, vao namafy
Izay ilay miara miasa @ Jesoa manomana tany sy lanitra vao
83. rijadolly ( 28/02/2010 03:16)
De eo ilay maha "mpiasa tany" antsika ry RD, isika efa tsy mamafimafy fahatany an-tany efitra intsony sy manipy vatosoa eo an-damosin'ny kisoa intsony, rehefa fantatsika fa tsy azo atao de tsy azo atao , naau moins amboarina aloha ho azo atao (izay le mahatonga ilay hoe support ara materialy sns aloha no atao satria raha "voa ny vatana mivenjivenjy ny fanahy" (na ny ntaolo aza nahay izany... mahagaga)
Ka ny forum se aza nge tsy azo anaovana pilipitra e!Aona no ahafahana mampianatra ny olona tsy naheno sy tsy miraharaha izay fivavahana, rahatsy alaina amin' Ilay mamy mihoatra noho ny tantely aloha izy. Dia tsapany avy eo raha vao manandrana izy hoe Mmmmm! Mamy tokoa.
84. niryna ( 28/02/2010 04:36)
ikaretsaka:

Ny atao hoe "mizara" ry niryna de tsy ny famerenana fahatany ny efa voasoratra (io le hoe manao boloky)
eny re tompoko o,misaotra re tompoko o :D

Fa ny mampiseho zavatra tsy mbola fantatry ny olona ka ianao irery no manana azy (ataoko fa ny olona gasy manao internet ato de mahafantatra aby ny baiboly sy jesoa sy Atra aby... fa ny fomba nahafantarany azy no samihafa... tsy midika izany fa rehefa tsy ny fomba nahafantaranao azy sy ny nahitanao azy dia tsy izy ny azy)
hay va re e,misaotra tompoko o

Miainga any @ ny fahafantaranao sy ny fahafehezanao tanteraka ilay zavatra anananao aloha io, dia [/quote ] dia zarao eto ho fantatry ny amban'ny lanitra aza ny fahahafahana ny zavatra nomeny anao re tompoko o
[quote]
ny fahafantaranao ny hoe ilain'ny hafa "nasaina hizaranao azy" ve io zavatra io
hay ve izany izy ity ,misaotra indrindra re tompoko o

Dia ny fahaizana mamaly sy maka lesona @ ny feedback omen'izay nizarana koa zava dehibe; izay no maha samihafa ny forum sy ny pilipitra

hay va re e ka mba efa nisy lesona nalainao ve teto,sa izay rehetra mitory ny tenin'Atra dia avy hianao amin'ny angady sy ny harona ?
miombonkevitra aho fa izay nomen'izay nizara dia zava-dehibe ho an'izay rehetra mandray aza raha mahasoa azy izany.Tadidio fa satana tsy kely lalana ary ny fanahin'ny dia mihaohao eny rehetra eny toy ny liona masika mitady izay arapany. ka anjaranao no mamafy na voa tsara io na voa ratsy fa tsy maintsy hivaly any aminao daholo na tsara na mahasoa olona ny voa hafafinao eto,tafiditra amin'izany koa ny tenako

85. niryna ( 28/02/2010 04:58)
ikaretsaka:
Miainga any @ ny fahafantaranao sy ny fahafehezanao tanteraka ilay zavatra anananao aloha io, dia
ny fahafantaranao ny hoe ilain'ny hafa "nasaina hizaranao azy" ve io zavatra io
rijadolly:
Marina tanteraka
Fanotanina:
-Ahoana no ahalalana fa voa fehinao Ilay zavatra zaraina?
-Tsy azo atolotra an 'ilay olona ve ilay zavatra ho zaraina?
ahoana tokoa ry ika ?
rijadolly:

amiko io ry ika dia afafy am-pitiavana tahaka ny vary a! ny karazana tany sisa no mampaniry azy na tsy. Misy natao ho jamba sy marenina, Misy voatefy mba ho masaka, Misy miverina ho an' izay nanadino, Misy manamafy izay efa tao anaty. Izay ny hitovizan' ny Pilipitra sy ny forum
ie ,misaotra anao nanazava anay,mazava tanteraka toy ny masoandro mibaliaka,misaotra rija a :D
rijadolly:

"Fa na iza na iza no ho menatra ....... sy ny teniko amin'ity .............................. ity, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjely masina."

marina izany ,saingy bedin'ika isika ,tsy mahazo mitsimpona,tsy mahazo mizara ny tenin'Atra amin'ny forum,tsy mahazo ,bediny ary toheriny avokoa izany rehetra izany,indrisy anefa ,maro no tonga nizara teto fa tsenainy amin'ny angady sy harona dia lasa avokoa,izay ilay izy.fisaka ny marina ary ny fizarana ny tenin'Atra eto no anafaka ireo izay mbola tsy nandray azy ho amin'ny fanangejan'ny satana.Io koa mbola olana be satria nampianariny fa tsy misy satana,aiza ary ny olona no tsy hivalaketraka sy andositra fa maheno fampianarana diso?
Tsimpona Lioka 4 1 Ary Jesosy feno ny Fanahy Masina dia niverina avy tany Jordana, ary nentiny'ny Fanahy tany an-efitra efa-polo andro Izy

2 ka nalain'ny devoly fanany. Ary tsy nihinan-kanina akory Izy tamin'izany andro izany, ka rehefa tapitra izany, dia noana Izy.

3 Ary hoy ny devoly taminy: raha Zanak'Andriamanitra Hianao, teneno io vato io mba ho tonga mofo.

4 Fa Jesosy namaly azy ka nanao hoe:
Voasoratra hoe: "Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona" (Deo. 8. 3).

5 Ary ny devoly nitondra Azy niakatra, dia naneho Azy indray mipi-maso ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao.

6 Diy hoy ny devoly taminy: Homeko Anao izao fanapahana rehetra izao mbamin'ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany, ka izay tiako no homeko azy;
7 koa raha hiankohoka eto anatrehako Hianao, dia ho Anao avokoa izany rehetra izany

.8 Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe:
Voasoratra hoe: "Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao" (Deo. 6. 13; 10. 20).p.

ka na dia mivandravandra eo aza ny tsimpona dia e,e ,ny ataony ihany no ataony ary ny finoany ihany no inoany fa tsy misy ny devoly na satana e ,mampalahelo fa izay,izay voasoratra dia voasoratra fa samy nomena safidy isika rehetra ka samy maka ny tandrifiny avy
86. ikaretsaka ( 28/02/2010 06:15)
Ho an rd
-Ny ahalalana hoe voafehinao ny zavatra zarainao. Dia ny fahaizanao mamaly sy manala izay fanontaniana sy eritreritra mety hapetraky ny olona manodidina iny zavatra iny
- tsy atolotolo poana io ary zarajaraim poana koa... toy ny hoe @ fomba ahoana no hanazavanao fa kapoaka nestle no atao jirona posy sy hizaranao ny experience mombana mpitari posy @ olona tsy mahalala akory hoe inona izany posy?...probleme ko tany atsimo io..collants no don azo avy tany andafy hatao don ho an'ny olona..de hoe satria azo maimaimpoana de donc hozaraina? Ataon'ny olona any Androy sy Bara inona collant @ temperature any sy ny olana rano any? Ngamba fofona tsy fofona ao ampiangonana
87. niryna ( 28/02/2010 20:19)
ikaretsaka:

Ho an rd
-Ny ahalalana hoe voafehinao ny zavatra zarainao. Dia ny fahaizanao mamaly sy manala izay fanontaniana sy eritreritra mety hapetraky ny olona manodidina iny zavatra iny
izany ve ! ,tsy ho voatery ka:Valio amin'ny adalany ny adala amin'izay izy mihevitra ny tenany ho hendry.Ary ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany.
Mizara ny olona fa tsy afaka anome fahafahampo ny rehetra indrindra raha toheriny foana ny hevitry ny hafa.Toa izao ataon'ika izao,izay tonga eto ka mizara ny tenin'Atra dia avy foana hianao amin'ny zavatra nonsenses.Tsy mijoro amin'izay tena izay fa maka soapapa etsy sy eroa,ooops

- tsy atolotolo poana io ary zarajaraim poana koa... toy ny hoe @ fomba ahoana no hanazavanao fa kapoaka nestle no atao jirona posy sy hizaranao ny experience mombana mpitari posy @ olona tsy mahalala akory hoe inona izany posy?...probleme ko tany atsimo io..collants no don azo avy tany andafy hatao don ho an'ny olona..de hoe satria azo maimaimpoana de donc hozaraina?
ngaha. nomena maimaimpoana hianareo hoy ny voasoratra ao anatin'ny boky volamena ka dia mizara maimaimpoana. dia mizara tokoa ny olona na tsy avelanao aza

Ataon'ny olona any Androy sy Bara inona collant @ temperature any sy ny olana rano any? Ngamba fofona tsy fofona ao ampiangonana
tsy itako izay idiran'izany ,mijoro amin'ny teny moa e,rehefa ho eny dia eny rehefa tsia dia tohano ny hevitrao fa aza avilivily e,tsy misy azo raisina oops

88. ikaretsaka ( 01/03/2010 00:01)
tsy azonao mihitsy le tiana ahatongavana satria saratsarahinao be le hevi dehibe
89. rijadolly ( 01/03/2010 20:10)
-Ny ahalalana hoe voafehinao ny zavatra zarainao. Dia ny fahaizanao mamaly sy manala izay fanontaniana sy eritreritra mety hapetraky ny olona manodidina iny zavatra iny
Marina, nefa dia ahoana no ahafahan' ilay olona manoNtany zavatra tsy nomenao azy?
- tsy atolotolo poana io ary zarajaraim poana koa... toy ny hoe @ fomba ahoana no hanazavanao fa kapoaka nestle no atao jirona posy sy hizaranao ny experience mombana mpitari posy @ olona tsy mahalala akory hoe inona izany posy?...probleme ko tany atsimo io..collants no don azo avy tany andafy hatao don ho an'ny olona..de hoe satria azo maimaimpoana de donc hozaraina? Ataon'ny olona any Androy sy Bara inona collant @ temperature any sy ny olana rano any? Ngamba fofona tsy fofona ao ampiangonana
Tsy azonao fihinina ny zavatr'olona fa omeo an 'izay tiany omena azy fa ny anjaranao dia mipetraka ho iraka na inona vokany na inona vokany, Tsy azo alevina ny tanleta na dia mila voatsiary aza ny Tompony. Ho inonao na dia ataoNy hitoetra mandra-piaviny aza izay heverinao fa tsy mendrika izany, fa ny anjaranao dia manatanteraka izay tiaNY atao.
90. ikaretsaka ( 01/03/2010 22:10)
Marina, nefa dia ahoana no ahafahan' ilay olona manoNtany zavatra tsy nomenao azy?

Tsotra.. ohatran'ny hoe iny ianao any ambanivohitra be tsy haiko any dia misy rangahy manontany anao hoe ohatran'ny ahoana izany any Antananarivo izany?

tsy nilaza taminy ny momban'Antananarivo ahako talohan'io , ary tsy nanome azy brochure na zavatra hatrany Tana fa dia "tahaka izay fotsiny"
-> izay ianao vao mipetraka miaraka aminy de manazava!

Tsy azonao fihinina ny zavatr'olona fa omeo an 'izay tiany omena azy fa ny anjaranao dia mipetraka ho iraka na inona vokany na inona vokany, Tsy azo alevina ny tanleta na dia mila voatsiary aza ny Tompony. Ho inonao na dia ataoNy hitoetra mandra-piaviny aza izay heverinao fa tsy mendrika izany, fa ny anjaranao dia manatanteraka izay tiaNY atao.

misy fanorahana mikasika an'io ihany ao @ Evanjily ao na hoe tsy mitovy aza dia sahala: le resaka hoe fantaro aloha ny isan'ny miaramilanao vao mandeha miantafika
eto dia tsy mamihina zavatr'olona aho (ataoko inona koa moa izay bas collant?no hoe hakepoko... fa natakaloko produit fandiovana rano t@ congregation hafa mety hampiasa izany... toy ny any Ikongo sy Vakinankaratra mangitsy lava ohatra)
eritreretin'i RD fa na hisorta sy hisalaka aza any mafana.... ko hibas collant satria nahazo don? aoka letsy marina!
Fa rehefa nandinika koa aho dia io no mahatonga ny asa fitorian'ny olona sasany hibolila.. zavatra tsy mifandraika aminy no omena azy!
91. niryna ( 09/03/2010 05:25)
-Ny ahalalana hoe voafehinao ny zavatra zarainao. Dia ny fahaizanao mamaly sy manala izay fanontaniana sy eritreritra mety hapetraky ny olona manodidina iny zavatra iny
rijadolly:
Marina, nefa dia ahoana no ahafahan' ilay olona manoNtany zavatra tsy nomenao azy?
-tsy atolotolo poana io ary zarajaraim poana koa... toy ny hoe @ fomba ahoana no hanazavanao fa kapoaka nestle no atao jirona posy sy hizaranao ny experience mombana mpitari posy @ olona tsy mahalala akory hoe inona izany posy?...probleme ko tany atsimo io..collants no don azo avy tany andafy hatao don ho an'ny olona..de hoe satria azo maimaimpoana de donc hozaraina? Ataon'ny olona any Androy sy Bara inona collant @ temperature any sy ny olana rano any? Ngamba fofona tsy fofona ao ampiangonana
rijadolly:
Tsy azonao fihinina ny zavatr'olona fa omeo an 'izay tiany omena azy fa ny anjaranao dia mipetraka ho iraka na inona vokany na inona vokany, Tsy azo alevina ny tanleta na dia mila voatsiary aza ny Tompony. Ho inonao na dia ataoNy hitoetra mandra-piaviny aza izay heverinao fa tsy mendrika izany, fa ny anjaranao dia manatanteraka izay tiaNY atao.
izaho koa mba gaga

92. ikaretsaka ( 09/03/2010 15:57)
Izaho nga namihina.. za aza nitady fika hoe inona mety mahasoa an"ireto olona ireto kokoa nohon'ny bas collant @ hafanana mampi te hanala salaka?

niryna--> mba vakio hatr@ farany ahay ny fizotran le ady hevitra vao mitsimpona fa ny hevitra efa voavaly eo ambony no copy pastevanao aty ambany
93. niryna ( 15/03/2010 16:24)

hi,hi ka maninona no tsy mba manao copy koa hianao sa mahafinaritra foana ny manohatra ny hevitry ny mpino .ooops

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008