Zaza kely tao anatin'ny lavaka .Fanehoana ny Voninahiny

41. niryna ( 30/01/2010 06:13)
rzakarivola:


[quote=ikaretsaka]Ikaretsaka 24 >>> Andriamanitra tsy mila manao fanadihadiana dia mahalala ny ao am-pon'ny olona, satria Izy no mpandinika ny fo sy ny voa.

aiza no hifandraisan'ity @ le resaka nataoko tao @ laharana faha 24

rzakarivola:

==> Hoy ianao hoe nanao fanadihadiana dia nivaky ireo olona fa ... Dia milaza aminao aho hoe : Andriamanitra tsy mila manao fanadihadiana dia mahafantatra ny ao am-pon'ny olona. Kanefa tsy izany no manakana an' Andriamanitra tsy hanao soa ny olona.
Ianao nilaza fa Andriamanitra sekta ilay Andriamanitra noteneniko. Fa i Jesoa nahafantatra ny fiatsaram-belatsihin'ny olona, kanefa nomeny azy ireo ihany izay notadiaviny.


hmm!
42. fijo ( 30/01/2010 22:29)
eny tokoa ampidirana amin'ny zavatra rehetra izy satria izy no laharanom-piainana ,tsy nisy izao tontolo izao raha tsy nisy azy."

izany hoe izy koa no nanao ny ady rehetra????loza ity marina
43. ikaretsaka ( 31/01/2010 17:45)
De izy koa no nahatonga anao ho bornee sy matin'ny tendanao sy ny sisa izany raha jerena le lojikan I niryna syy razaka?
44. fijo ( 31/01/2010 18:00)
loza wa,fa aleo mba fintinina ny sehatra hiasany na hampiasana azy.sao votsotra hatramin'ny dahalo
45. niryna ( 01/02/2010 05:55)
fijo:

eny tokoa ampidirana amin'ny zavatra rehetra izy satria izy no laharanom-piainana ,tsy nisy izao tontolo izao raha tsy nisy azy."

izany hoe izy koa no nanao ny ady rehetra????loza ity marina

metay itombona ny teninao satria ny tantaran'ny baiboly izao dia milaza fa nivadika taminy ny olony ary lasa nino an'Atra hafa ary nanoa fady ka naringana sodoma sy gomora

46. niryna ( 01/02/2010 05:57)
ikaretsaka:

De izy koa no nahatonga anao ho bornee sy matin'ny tendanao sy ny sisa izany raha jerena le lojikan I niryna syy razaka?

fa maninona no manona anaran'olona foana ika

=)) =)) =)) te ho HS indray izy io an =))
47. fijo ( 01/02/2010 23:26)
niryna,de tsy mitombona izay eto,satria ny ao irland ,dia samy mpino an'i jesoa no mifampitifitra.sa avy dia tsorina hoe tsy mpino an'andriamanitra ny ao?????

48. rzakarivola ( 02/02/2010 13:29)
ikaretsaka:

si mampiditra ianao ka.. ny havendrananao ohatra ahilikao any aminy (azafady)

==> Misy ny vendrana araka ny fijerin'ny olona, misy kosa ny ataon' Andriamanitra fa tsy misaina. Ary ny tsy misaina laazin'ny Tenin' Andriamanitra dia ireo tsy matahotra an' Andriamanitra. Tsy avy amin' Andriamanitra mihitsy no mahatonga ny olona tsy matahotra an' Andriamanitra, fa safidim-pony.
Iza no tsy matahotra an' Andriamanitra fa tsy izay tsy mino Azy sy ny mihevitra fa tsy misy idiraNy amin'ny zava-drehetra ?
Ireo no lazain'ny ao amin'ny Apokalypsy hoe : "miteny ratsy an' Andriamanitra".

Ity tenin'i Eliho tamin'i Joba :
Toi dont les habits sont trop chauds, lorsque languit la terre sous le vent du midi,
peux-tu aider Dieu à étendre la voûte des nuéeset la rendre solide pareille à un miroir coulé dans le métal ?
Pourrais-tu nous faire savoir ce que nous lui dirons ? Nous n'avons rien à lui apprendre : tout est obscur pour nous.
Quand je prends la parole, doit-on l'en avertir ? Faut-il qu'on le mette au courant pour qu'il soit informé ?
Soudain disparaît la lumière, cachée par les nuages, mais, dès qu'un vent se lève, ceux-ci sont balayés.
Du septentrion vient une lueur dorée, autour de Dieu rayonne un éclat redoutable.
Il est le Tout-Puissant, nous ne pouvons l'atteindre. Il est grand en puissance et par son équité, car il n'opprime pas celui qui est pleinement juste.
Voilà pourquoi les hommes doivent le révérer, mais lui ne tient pas compte de ceux qui se croient sages.
49. rzakarivola ( 02/02/2010 13:58)
fijo:

loza wa,fa aleo mba fintinina ny sehatra hiasany na hampiasana azy.sao votsotra hatramin'ny dahalo

==> Raha hainao mamintina tokoa moa Izy dia fintino araka izay itiavanao. Kanefa ao @ fisainanao ihany no mifintina Izy, ianao no mifintina no tena marina fa tsy Izy.

Mety ho antsoinao hoe adaladala izay milaza hoe : "tsy misy ilàna an'izany atome izany foana", nefa ianao izao no mahalala fa ny tenan'ny olombelona aza dia fitambarana atomes be dia be.
Fa mba fantatrao ve hoe vita amin'ny inona ny atome ? inona no constituants-ny ?
Raha mahita valiny ianao (ohatra hoe : électrons sy noyau) dia fantaro indray hoe : inona no constituants ny noyau, d inona no constituant ny électron ... ezaho fantarina raha hiezaka ianao, hoe, avy aiza ny énergie mahatonga ny électron hiodinkodina manodidina ny noyau fa tsy mipatitaka, maninona no voafaritra mazava isaka ny karazana atome ny isany ('ohatra hoe Oxygène : 8, Carbone 12, Azote : 14, ... sns). Tokana ihany nefa dia ampy hahafantarana ny zava-drehetra : izao rehetra izao dia noforonin' Andriamanitra tamin'ny teniNy, ary raha tsy ny teniNy dia tsy nisy nahariana izany.
Izy no loharanon'ny fiainana, Izy no source de vie (énergie et intelligence).
Ka tsy misy an' Andriamanitra izany sans vie izany.
50. rzakarivola ( 02/02/2010 14:22)
ikaretsaka:

De izy koa no nahatonga anao ho bornee sy matin'ny tendanao sy ny sisa izany raha jerena le lojikan niryna syy razaka?

==> Ny fisarahana amin' Andriamanitra no fahafatesana.
Ny tsi-fiheverana an' Andriamanitra no bornage sy nonsense.
51. rzakarivola ( 02/02/2010 14:24)
fijo:
ny ao irland ,dia samy mpino an'i jesoa no mifampitifitra.

==> "Izay mino ahy ny asa ataoko no hataony koa, ary hanao lehibe lavitra noho izany aza izy".
Jesoa tsy namono olona fa au contraire, tonga mba hamonjy ny oloNy Izy. Tonga mba hananan'izay mino Azy fiainana, ary hananany be dia be.
52. rakapy ( 02/02/2010 14:44)
Hoy Rzakarivola
Hoy i fijo:
ny ao irland ,dia samy mpino an'i jesoa no mifampitifitra.

==> "Izay mino ahy ny asa ataoko no hataony koa, ary hanao lehibe lavitra noho izany aza izy".
Jesoa tsy namono olona fa au contraire, tonga mba hamonjy ny oloNy Izy. Tonga mba hananan'izay mino Azy fiainana, ary hananany be dia be.

Miderapy be any @ tallu mihintsy anie izany resaky Rzaka izany e! :-D :-D :-D
53. ikaretsaka ( 02/02/2010 16:11)
ka io le miforcer ny zavatra tsy misy hotsimponina @ tsimpona e
54. fijo ( 02/02/2010 21:20)
razaka,i jeso arehefa nahita fa nisy nivarotra tao an tempoly,dia niditra ary nandrava izany.satria tsy natao hivarotana hozy io toerana io.
ka mba ndana koa manao toa izany fa izay nataony no araho.
55. rzakarivola ( 03/02/2010 13:20)
rakapy:

Hoy Rzakarivola
Hoy i fijo:
ny ao irland ,dia samy mpino an'i jesoa no mifampitifitra.

==> "Izay mino ahy ny asa ataoko no hataony koa, ary hanao lehibe lavitra noho izany aza izy".
Jesoa tsy namono olona fa au contraire, tonga mba hamonjy ny oloNy Izy. Tonga mba hananan'izay mino Azy fiainana, ary hananany be dia be.

Miderapy be any @ tallu mihintsy anie izany resaky Rzaka izany e! :-D :-D :-D

==> Raha amin'ny référence-nao dia mi-dérape ny resaka lazaiko. Fa eo anatrehan' Andriamanitra, Izy no référence fa tsy olona, ary i Jesoa izany.
Hoy ianao hoe : samy mpino an'i Jesoa mifampitifitra. Dia hoy i Jesoa hoe : "izay mino ahy, ny asa ataoko no hataony koa". Noho izany, mahaiza mamantatra izay mino marina an'i Jesoa, fa tsy izay mitonona ho mino an'i Jesoa dia mino avokoa, fa izay manao ny asaNy no mino Azy.
Mba tsy hahadiso hevitra anao, dia fantaro koa ny hoe "asaNy", ary tsy misy mahalala izany mihoatra Azy, koa anontanio Izy dia ho fantatrao.
56. rzakarivola ( 03/02/2010 13:22)
fijo >>> Tsy izay manao izay nataoNy no lasa mino Azy, fa izay mino azy no hanao izay nataoNy. Ny mino azy no mila ataoko dia manao ho azy izay nataoNy aho.
Fantaro anefa izay antsoiny hoe : Tempoly.
Fantaro ny antony nandravany ireo entana sy fivarotana ireo.
Raha fantatrao Izy dia ho fantatrao koa izany rehetra izany, fa raha tsy fantatrao Izy, dia tsy afaka ny ho marina ny fijerinao.
57. ikaretsaka ( 03/02/2010 14:24)
lasa kokalane be le anao razaka kozy e... de aza ahilika any @ jesoa hoa ny stupidite anao
58. fijo ( 03/02/2010 20:50)
fanontaniana kely hoan'i razaka,jesoa ve andriamanitra???
59. rzakarivola ( 04/02/2010 12:27)
Ikaretsaka >>> tsy azoko ilay lazainao hoe manilika. Ny fantatro dia izao, taloha aho nolazain'ny olona fa intelligent, fa rehefa nifanena tamin'i Jesoa aho dia mahatsapa hoe : conbien stupide je suis. Ka ny fahalalaNy no raisiko.

Fijo >>> Hatrizay aho na dia nino fa nisy Andriamanitra aza dia tsy nahafantatra Azy. Rehefa nangetaheta fahamarinana momba ny fiainako aho, dia i Jesoa no namaly ahy, ary fantatro fa Izy no Tenin' Andriamanitra velona. Ka raha Izy no milaza ny tenany ho Andriamanitra, dia ekeko izany.
Fantatro fa miteny aminao koa Izy na dia tsy mihaino Azy aza ianao. Fa raha manontany amin'ny fonao ianao hahalala an' Andriamanitra, dia hamaly anao Izy.
60. ikaretsaka ( 04/02/2010 15:51)
rzaka> ka aza ailika any @ jesosy ny niaiseries fictifs anao e..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084