Zaza kely tao anatin'ny lavaka .Fanehoana ny Voninahiny

21. rzakarivola ( 26/01/2010 14:09)
fijo:

mino azy aho rehefa ataon mahazo loto.fa za tsy manao loto an

==> Raha amin'ny fo no ilazanao izany dia hotanterahiNy aminao izany, mba hinoanao. Zavatra goavana lavitra noho izany aza notanterahiNy mba hinoanao, tonga tety an-tany Izy tao anaty nofo aman-drà, niteny, ary mbola miteny aminao koa ankehitriny.
22. ikaretsaka ( 26/01/2010 14:14)
Hafa koa zany Atra nareo sy zaka izany ry le fijo hahaha
23. ikaretsaka ( 26/01/2010 14:16)
Lasa Atra mpanao chantage be... ataoko an zao la de lasa mino ahy...daaaaaaaa
24. fijo ( 26/01/2010 20:07)
aza raran'ialahy kosa izy fa avelao aloha hanome loto ahy e,elahy ko
25. ikaretsaka ( 26/01/2010 20:35)
andremanitra sekta lety zany an.... andriamanitra klientelisme ..nisy sekta izay tary alakamisin'itenina ..... tongava fa nenay misy kaly rehefa avy miangona... kasa tany aby ny pokona... de niha antitra ramatoa moa ny zanaka vavin'i pasy lasa nanambady aby: de tsisy kaly tsony... fa ni dezerta ny olona hoa.. de nanao ankety tany za indray andro de hoe .. tsa noho razezo Raika ro nandehananay tagny fa noho ny kaly ho'zy le ramatoa 1...
26. rzakarivola ( 27/01/2010 14:51)
ikaretsaka:

Lasa Atra mpanao chantage be... ataoko an zao la de lasa mino ahy...daaaaaaaa

==> Tsy Andriamanitra mpanao chantage fa "Dieu de l'impossible", mahay ny zava-drehetra.

T@ herin-taona tahaka izao dia nisy antokon' olona anakiroa nivavaka teto Madagasikara : ny iray nitalaho mba ho rava ilay fitondrana nisy, ny iray nangataka mba ho rava ny grevin'ny ankilany. Ankehitriny : rava ny fitondrana nisy, rava koa ny grevin'ny ankilany.

Ka ianao mangataka harena hahazo @ loto nefa tsy manao loto, hainy omena anao izany.
Fantatro ilay Andriamanitra inoako fa tsy mba mandà ny tenaNy, Izy miteny hoe "izay rehetra mangataka aminareo dia omeo", koa Izy tenaNy dia manome izay rehetra mangataka amiNy.

Diniho fa nisy ny nangataka fahalalana be araka an'izao tontolo izao, nomeNy. Nisy ny nikatsaka harena, nomeNy, nisy koa ny nitady famonjena ho an'ny fanahiny, nomeNy. Izaho nangetaheta fahamarinana, novokisaNy, satria izay no teniNy : "Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa Izy no hovokisana".
27. rzakarivola ( 27/01/2010 14:56)
Ikaretsaka 24 >>> Andriamanitra tsy mila manao fanadihadiana dia mahalala ny ao am-pon'ny olona, satria Izy no mpandinika ny fo sy ny voa.
28. ikaretsaka ( 27/01/2010 21:29)
rzakarivola:

Ikaretsaka 24 >>> Andriamanitra tsy mila manao fanadihadiana dia mahalala ny ao am-pon'ny olona, satria Izy no mpandinika ny fo sy ny voa.


aiza no hifandraisan'ity @ le resaka nataoko tao @ laharana faha 24
29. fijo ( 27/01/2010 22:09)
ny mormon koa no efa nanao ahy an'izany hoe "tongava fa misy kaly rehefa avy mivavaka"fa nitsiko tamin'izay hoe "fa ngah za itanareo hoe tsy mihinankanina?????"
30. niryna ( 28/01/2010 06:13)
fijo:

ka za kosa aloh atsy hino tsaho e,tena marina izany ry niryna

tsy ho voatery hino hianao fa mizara fotsiny aho dia izay,toy hianao tsy mino ny teny izay efa nampitondrana ihany io kanefa efa toa tokoa no niala ka akory atao baba a :D

31. niryna ( 28/01/2010 06:17)
benkakely:

o RaKapy a,efa voasoratra ao anaty baiboly anie zany e!aza de manome tsiny an'Andriamanitra ianao fa hoy jesosy:ary handre horohorontany samihafa enareo etsetra.....)efa ho avy ny farany raKapy a,manaova zavatra fa aza ilaozanao manome tsiny eo



:roll: any am-parany any hihemotra an'Atra ny fon'ny olona,ho tia tena,hifankahala sns .Marina izany dieny mbola omeny fotoana dia aza variana fa manatona Azy amin'izay
32. niryna ( 28/01/2010 06:19)
rzakarivola:

==> Be voninahitra Andriamanitra, tompon'ny Fanjakàna sy ny hery ary ny Voninahitra mandrakizay. Saingy tsy hitan'ny olona izany voninahiNy izany araka ny voasoratra hoe :
"fa samy efa nanota ihany izy rehetra, ka tsy manana ny voninahitr'Andriamanitra," [Romana 3:23]
i Jesoa Kristy nidina tety no nahafahan'ny Voninahitr' Andriamanitra ho hitan'izay mino Azy.



=D> ^:^ ^:^
33. niryna ( 28/01/2010 06:24)
ikaretsaka:

Lasa Atra mpanao chantage be... ataoko an zao la de lasa mino ahy...daaaaaaaa
rzakarivola:

==> Tsy Andriamanitra mpanao chantage fa "Dieu de l'impossible", mahay ny zava-drehetra.

T@ herin-taona tahaka izao dia nisy antokon' olona anakiroa nivavaka teto Madagasikara : ny iray nitalaho mba ho rava ilay fitondrana nisy, ny iray nangataka mba ho rava ny grevin'ny ankilany. Ankehitriny : rava ny fitondrana nisy, rava koa ny grevin'ny ankilany.

Ka ianao mangataka harena hahazo @ loto nefa tsy manao loto, hainy omena anao izany.
Fantatro ilay Andriamanitra inoako fa tsy mba mandà ny tenaNy, Izy miteny hoe "izay rehetra mangataka aminareo dia omeo", koa Izy tenaNy dia manome izay rehetra mangataka amiNy.

Diniho fa nisy ny nangataka fahalalana be araka an'izao tontolo izao, nomeNy. Nisy ny nikatsaka harena, nomeNy, nisy koa ny nitady famonjena ho an'ny fanahiny, nomeNy. Izaho nangetaheta fahamarinana, novokisaNy, satria izay no teniNy : "Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa Izy no hovokisana".

misaotra anao fa mazava tsara tokoa

:-* :-*
34. fijo ( 28/01/2010 20:58)
mahay ny zavatra rehetra,fa aza ampidirina amin'izay rehetra atao koa e
35. ikaretsaka ( 28/01/2010 22:50)
izay ilay lazaiko foana hoe aza ahilika any aminy aby raha rehetr'io
36. rzakarivola ( 29/01/2010 13:35)
ikaretsaka:

[quote=rzakarivola]
Ikaretsaka 24 >>> Andriamanitra tsy mila manao fanadihadiana dia mahalala ny ao am-pon'ny olona, satria Izy no mpandinika ny fo sy ny voa.


aiza no hifandraisan'ity @ le resaka nataoko tao @ laharana faha 24


==> Hoy ianao hoe nanao fanadihadiana dia nivaky ireo olona fa ... Dia milaza aminao aho hoe : Andriamanitra tsy mila manao fanadihadiana dia mahafantatra ny ao am-pon'ny olona. Kanefa tsy izany no manakana an' Andriamanitra tsy hanao soa ny olona.
Ianao nilaza fa Andriamanitra sekta ilay Andriamanitra noteneniko. Fa i Jesoa nahafantatra ny fiatsaram-belatsihin'ny olona, kanefa nomeny azy ireo ihany izay notadiaviny.
37. rzakarivola ( 29/01/2010 13:42)
fijo:
mahay ny zavatra rehetra,fa aza ampidirina amin'izay rehetra atao koa e

==> Izaho tsy mampiditra Azy na aiza na aiza ka! Izy efa partout. nisy iray niaiky hoe "Ahoana no hiafenako ny tavanao? na dia ho any amin'ny fiainan-tsy hita aza aho dia mbola any koa ianao". Ianao sy ireo mitovy hevitra aminao kosa no miezaka manala Azy eo imasonareo.
Tsarovy fa ny masoandro akory tsy mihalavitra velively ny tany no mahatonga ny alina, fa ny tany no manafina ny tavany aminy ka tonga maizina.
Tahaka izany no tsy ahitan'ny olona ny Voninahitr' Andriamanitra, manome lamosina an' Andriamanitra izy, fa Andriamanitra kosa dia eo foana, mazava sady manazava satria ny teniNy efa nirahiNy tety mba ho ren'ny olona rehetra.
sambatra izay maniezaka ny hifanatrika amiNy dieny izao, fa rehefa tonga ny fotoana itsarana dia tsy ho menatra intsony izy. Fa ianao izay miezaka miala amiNy foana, ho avy ny fotoana tsy maintsy hifanatrika amiNy ianao ary amin'izay ho menatra mafy dia mafy, tahaka izay voasoratra ao amin'ny [Apokalypsy 6:16-17].
Tsy mampitahotra anao aho fa milaza aminao ny marina.
38. ikaretsaka ( 29/01/2010 17:10)
si mampiditra ianao ka.. ny havendrananao ohatra ahilikao any aminy (azafady)
39. fijo ( 29/01/2010 20:31)
hiihihihiii aoka marina fa tapaka ny tsianiko le
40. niryna ( 30/01/2010 06:08)
fijo:

mahay ny zavatra rehetra,fa aza ampidirina amin'izay rehetra atao koa e
eny tokoa ampidirana amin'ny zavatra rehetra izy satria izy no laharanom-piainana ,tsy nisy izao tontolo izao raha tsy nisy azy.
Tandremo kosa anefa fa sao manao an'i Adama a, ilay vehivavy nomenao ahy no nanome ahy an'i paoma io dia nihinana aho.
Safidy no omeny antsika ary tsy terena ny olona fa mahalala ny tsara sy ny ratsy,eny mahalala fa tsy nisy izao rehetra izao raha tsy nisy izy saingy nomena safidy tsy hino i zany koa i fijo na efa nampianarina aza fony kely ooops :D




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087