Andry Rajoelina

1. pikatti ( 02/12/2009 19:54)
Zao vao tena misy ampamoaka fa le Ralavanify irery ihany no fototron'ny fikatsoana,miharihary toa ny kary an'efitra ty lay osilahy mainty ,ny mouvances 3dia milaza an'io fanambarana io daholo, ary tena marina io satria hitam-bahoaka ihany koa fa mbola lery ihany koa no tsy te hifandamina any Maputo
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 18:57
2. Papoose ( 02/12/2009 20:03)
:-D dia ahoana koa? oziza aloha ee?? mba tohizo ny tantara pikatti a!
3. pikatti ( 02/12/2009 20:15)
papoose :-*:-*

Ny fianakaviambe iraisam-pirenena no hiantoka ny lany rehefa fa resaka fotsiny ny hoe mandany volam-panjakana ny fandehanana any.Sao mba antonym hafa?
Kelifingotra ihany zao no nitonatonana t@ jet privé iny nankany Addis Abeba ny retra anefa nandeha avion niatohan'ny GIC


«Anjaran’i Andry Rajoelina na handeha izy na tsia fa isika ve dia hihinana poizina miaraka aminy» hoy i Emmanuel Rakotovahiny. Mbola manana fanantenana ny fiovan-kevitr’i Andry Rajoelina kosa Ing. Ange Andrianarisoa. «Ohatran’izany foana izy rehefa misy zavatra atao tahaka izao fa miova hevitra izy amin’ny ora farany» hoy izy
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=8885 :-*
4. Rajakoo ( 02/12/2009 20:23)
« L’on sait très bien que la crise ne peut pas étre résolue à Madagascar, à la manière malgache, alors pourquoi refuser l’évidence? » a déclaré le député Hery Raharisaina.

Rehefa tsy mahavita azy dia aleo ny hafa no hanao azy fa za gafiny fotsiny fa tsy an'ny anadahin-drenin'elah akory Madagasikara :twisted: :twisted:
5. vitamatavy ( 02/12/2009 20:32)
i lery aloha tsy maintsy midinika e ,fa ilaozany mandany fotoana aloha dia avy eo izy hilaza fa ny fitiavako ny fireneko no handehanako any,efa nandefitra be izahay ...)
6. fijo ( 02/12/2009 20:37)
manahirana anie ny miresaka amin'ny zaza e,tssss jereo fotsiny wiwi sy rapa eto e
7. ifiona ( 02/12/2009 20:52)
fijo:

manahirana anie ny miresaka amin'ny zaza e,tssss jereo fotsiny wiwi sy rapa eto e



:-D :-D :-D
8. fijo ( 02/12/2009 21:03)
ko marina izany ko
9. Rajakoo ( 02/12/2009 21:21)
«Anjaran’i Andry Rajoelina na handeha izy na tsia fa isika ve dia hihinana poizina miaraka aminy»
:lol:
Mandeha tsy miaraka @ rams ndray ifiona an :roll:
Kay petsa wiwi lé,zay ny an'lah !!!ataovy ihany io resa-jaza io fa ho lasa lavitra marina elah sy rapa2002 =)) =)) =))
10. MRifiona ( 02/12/2009 22:01)
Mitaky olona madio sy tsy hiara-hiasa amin’ny maloto tanana Ingahy Andry Rajoelina, mitaky ny fitantana mangarahara sy fanjakana tsara tantana izy hoy ny filoha Zafy Albert. Ireto misy antotan-taratasy mikasika ny fanondranana ny bois de rose tsy ara-dalana amin’izao fitondrana tetezamita izao, tafiditra amin’izany raharaha maloto izany ny FAT sy Andry Rajoelina hoy ny Filoha Zafy Albert teny @ hotely Carlton
11. AndriambyII ( 02/12/2009 22:08)
MRifiona:

Mitaky olona madio sy tsy hiara-hiasa amin’ny maloto tanana Ingahy Andry Rajoelina, mitaky ny fitantana mangarahara sy fanjakana tsara tantana izy hoy ny filoha Zafy Albert. Ireto misy antotan-taratasy mikasika ny fanondranana ny bois de rose tsy ara-dalana amin’izao fitondrana tetezamita izao, tafiditra amin’izany raharaha maloto izany ny FAT sy Andry Rajoelina hoy ny Filoha Zafy Albert teny @ hotely Carlton


Soloy ny sarin' i toi eo à ps alou fa ôtry ny mampidegôba zany ny ny mijery azy , ôtry ny mahita kisoa vositra , marina mafy !!

12. wxxx ( 02/12/2009 22:36)
Soloy ny sarin' i toi eo à ps alou fa ôtry ny mampidegôba zany ny ny mijery azy , ôtry ny mahita kisoa vositra , marina mafy !!

Dry ary toa saro-piaro be rey olona o!Hay ve ifiona ihany no AndriambyII
:roll: :roll: :roll: :roll:
13. ndenn ( 02/12/2009 23:21)
An an an izaho izaho ihany tokana eto @ sera² .Tena ilay sary no ohatry ny marikoriko be zany sa ahoana hoy i wxxx ??
14. ndenn ( 02/12/2009 23:24)
Sa ahoana AndriambyII ?? :lol: :lol:
15. Andribe ( 02/12/2009 23:30)
Sarivongana avy tany @ planete mars ireny é !!
16. wxxx ( 02/12/2009 23:33)
12. Mpandefa : ndenn [ Valio ] 03-12-2009 00:21:13
Lohateny : Re : Andry Rajoelina
An an an izaho izaho ihany tokana eto @ sera²

:arrow: :arrow: :arrow: ndenn=Andriambill ,adino ny nanova ps :lol:

sa ahoana hoy i wxxx ??

Araho ny tantara fa samy tsy kisoa lahy na kisoa vavy reo e :*
17. AndriambyII ( 02/12/2009 23:35)
Tena degollaaasss be le portrait ouzzz zra simplex zay !!! ha ha ha ha ha ;ôtry ny oul mpina- paraky tsarasotra :-D :-D
18. Andriambyl ( 02/12/2009 23:36)

ndenn=Andriambill ,adino ny nanova ps
:-D :-D :-D :-D
19. MRifiona ( 02/12/2009 23:39)
Soloy ny sarin' i toi eo à ps alou fa ôtry ny mampidegôba zany ny ny mijery azy , ôtry ny mahita kisoa vositra , marina mafy !!

euh! maninona an-drangah ny sariko,izao no izy fa hiareto ao e :lol:
20. ndenn ( 02/12/2009 23:43)
Tena impregné t@ ilay resaka tampoka aho fa tsy dia izay loatra akory , tonga dia lasa ny soratro fa izaho koa mahita fa hafa be ilay sary entin' i ifiona , nonn , i MRifiona niraikitra t@ i ny andriamby , azadiso indrindra . :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398