Andry Rajoelina

61. pikatti ( 04/12/2009 15:28)
hin hin hin hin, moramora ianao ry antimpanahy fa mandalo "zone de turbulence" ange eto @ serasera raha tonga ny halatra pseudo sy ny fikafika rehetra e. hin hin hin, efa vita vakisina amin'izany izahay ka aza mora taitaitra fa lasa tapaka lalandrĂ . spesialista amin'izany ange ra-hery sy ra-pikatti fa tandremo an.

Resaka politika lesy ny eto fa tsy fitarainana a!!
Ary marenin'elah fa ho any Afrika atsimo ny bandy hijery fitokanana manetriketrika baolina kitra !! eo elah aloha raha hilalao saribakoly :-D :-D :-D
62. bazylou ( 04/12/2009 18:59)
vive tgv, :-P
63. pikatti ( 06/12/2009 18:57)
Elah ty koa raha hananiany an'io TGV io klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1905