Andry Rajoelina
41. maryline
(
03/12/2009 10:37)
MRifiona:
Soloy ny sarin' i toi eo à ps alou fa ôtry ny mampidegôba zany ny ny mijery azy , ôtry ny mahita kisoa vositra , marina mafy !!
euh! maninona an-drangah ny sariko,izao no izy fa hiareto ao e :lol:
i ifiona ary tia azy kou enao no sahirana, miondankondana ery i ifiona rehefa eo an-tratram_badiny e!
42. pikatti
(
03/12/2009 10:46)
Slt mary :-* :-* :-* :-*
Very fanahy hoa ty Andry ty no hiafarany , misy milaza fa voan'ny tromba lery nefa tsy mety manamarina na manipaka lay resaka nedala , tokony avokany ny bulletin de santé-ny( lalam-panorenana olona salama ara-tsaina sy tsy olona mararirary) fa raha olona hotr'izao tena tsy avotra

45. kidoropamba
(
03/12/2009 12:17)
Ié! avo lenta loatra ny ady hevitra aroson'i pikatti ka lasa manonofy an'ilay "imminence" hiverenan-dra8 ny oul. Ny ahy aloha dia mba falifaly fa mba nangina iny mpamaky banky centrale nitsaoka any sudaf iny. Fa raha vao miteny eo iny dia tonga dia antsoiko Noel sy André.
46. kiidoropamba
(
03/12/2009 12:44)
Efa volabe tsy toko tsy forohana zao no nampidirinay ao @ io bankibe io , ny bois de roses ihany no ady eo e :lol:
47. pikatti
(
03/12/2009 13:06)
Tsy mahazaka adi-hevitra @ pikatti i kidoro:lol:
Efa volabe tsy toko tsy forohana zao no nampidirinay ao @ io bankibe io , ny bois de roses ihany no ady eo emazava be ny @iny lesy a
48. kidoropamba
(
03/12/2009 13:30)
hin hin hin hin!!!!!Nanome bois de rose ihany le8 mba hanakanana ny fitakian'ilay devoly an'i Sarah fa tsy nanaiky ity farany.
49. pikatti
(
03/12/2009 13:39)
ary elah rakidor toa ilay antimpanahy ihany fa resaka devoly daholy ny ao an-dohan'elah isany :-D :-D :-D :-D
50. antimpanahy
(
03/12/2009 14:03)
Antimpanahy dia olona tokana tsy misy fifangaroana amin'ny hafa fa ny zavatra marina no lazaina eto!
52. antimpanahy
(
03/12/2009 14:39)
Antimpanahy dia olona tokana tsy misy fifangaroana amin'ny hafa fa ny zavatra marina no lazaina eto! ny ody ratsy sy ny pactes satanique nataondravalomanana no hopongariko ho fantabahoaka eto
55. esserra
(
03/12/2009 15:33)
Na ho any na tsy ho any MaputoIII i Rajoelina dia tsy maintsy milaza izy ny fifanarahana tiany hatao,izany filoha izany dia tsy vitan'ny dongin'ankizy lava zao akory
56. Rajakoo
(
03/12/2009 23:01)
Antimpanahy dia olona tokana tsy misy fifangaroana amin'ny hafa fa ny zavatra marina no lazaina eto!
Tokana @ hafokana :!:
57. Rajakoo
(
03/12/2009 23:03)
kobo elah rawix fa aza be sermona eo
Le vendran-dahy iny mitsy io ,tena izao ny firesak'ilay zalahy refa mamon-drongony,tsisy raisina
:@ :@
58. pikatti
(
04/12/2009 14:01)
Efa hatram'omaly lery no nikôzy an'io ,hoe nedala fa avelao aloha ozy hampiesona :-D :-D ,efa nahitsoko atsy ambony atsy nedala fa efa tsisy mihaino ntsony :-D :-D
59. Rajakoo
(
04/12/2009 14:13)
Efa hatram'omaly lery no nikôzy an'io
Zà efa tsy nanisy sira ny resak'lery ntsony fa efa tazako fa tsisy afa tsy wiwi io midelira io,efa mivika !!!tsy mahazaka resaka politika
60. kidoropamba
(
04/12/2009 14:50)
hin hin hin hin, moramora ianao ry antimpanahy fa mandalo "zone de turbulence" ange eto @ serasera raha tonga ny halatra pseudo sy ny fikafika rehetra e. hin hin hin, efa vita vakisina amin'izany izahay ka aza mora taitaitra fa lasa tapaka lalandrà. spesialista amin'izany ange ra-hery sy ra-pikatti fa tandremo an.
Kanefa efa hita ny "detantan-dry zalahy" ka dia tsy maha taitra anay loatra satria tsy manimba motera mihitsy e.
Resaka politika avo lenta nage ny eto ka raha tsy mahatanty dia lasa mandositra any afrika atsimo ka miantso sadeky. hin hin hin hin