Andry Rajoelina
22. ifiiona
(
02/12/2009 23:53)
Mangina enao ndenn be fialonana a,efa hita zao fa enao ihany io Andriambill io ,ary aza ny vadiko mitsy no tenitenenina eo an:twisted:
23. AndriambyII
(
02/12/2009 23:54)
MRifiona:
Soloy ny sarin' i toi eo à ps alou fa ôtry ny mampidegôba zany ny ny mijery azy , ôtry ny mahita kisoa vositra , marina mafy !!
euh! maninona an-drangah ny sariko,izao no izy fa hiareto ao e :lol:
Tena tsy amin'azy kouss aloha ilay izy fa sarotra ny mandainga ! soloy haingana fa sao mahazo surnom @ io ianao !!
:lol: :lol:
24. Andribe
(
03/12/2009 00:00)
ifiiona:
Mangina enao ndenn be fialonana a,efa hita zao fa enao ihany io Andriambill io ,ary aza ny vadiko mitsy no tenitenenina eo an:twisted:
Misy zavatra tsy mazava !! asio jiro kely azafady ifiona = Andriamby ,vadin' i ifiona =ndenn??=...
:-D :-D
26. Rajakoo
(
03/12/2009 00:03)
Mangina enao ndenn be fialonana a,efa hita zao fa enao ihany io Andriambill io ,ary aza ny vadiko mitsy no tenitenenina eo an :twisted:
zay ary nen'lah Andriambyll tonga madama ,ialao pà :-D :-D
27. wiwiwi
(
03/12/2009 00:08)
Misy zavatra tsy mazava !! asio jiro kely azafady ifiona = Andriamby ,vadin' i ifiona =ndenn??=...Aiza elah rapikany andihizan-dry zalahy ato ny dinik'elah,ataovy maimay ao reo lesy a!petsao ao daholo izy mianakavy !!!......
le Géant Vert zokin'ny extraterrestre wiwi
rajakoo,panète des singes no tokony misy anelà
Andriambill sarin-tava débil!!! :twisted:
28. ndenn
(
03/12/2009 00:10)
ndenn koa ve dia = Andriambyll ??? = mialoana an' iza ? Miala tsiny fa tena lasa mifandipatra be ilay resaka ifiona , diso soratanana kely aho teo ambony fa tsy Andriambyll mihintsy aho , ialako tsiny koa i ramosenao raha miditra eto .Nanaraka ilay dinika aho no sady nijery ny propos- ny olona manoratra ka ohatry ny manafangaro zavatra indraindray .
29. Rajakoo
(
03/12/2009 00:16)
Mampanonofy ratsy ny sarin-tavan'i wiwi :-D :-D :-D
ndenn =Andriabill tsisy fika fa tratra elah é :lol:
ndenn =Andriabill tsisy fika fa tratra elah é :lol:
30. AndriambyII
(
03/12/2009 00:22)
wiwiwi:
Misy zavatra tsy mazava !! asio jiro kely azafady ifiona = Andriamby ,vadin' i ifiona =ndenn??=...Aiza elah rapikany andihizan-dry zalahy ato ny dinik'elah,ataovy maimay ao reo lesy a!petsao ao daholo izy mianakavy !!!......
le Géant Vert zokin'ny extraterrestre wiwi
rajakoo,panète des singes no tokony misy anelà
Andriambill sarin-tava débil!!! :twisted:
Mora² sy mandry ra wui wui a ! resaka sary fotsiny iny fa tsy dia inona akory . Fantatra anie fa ianareo sy ry pikatti ary i ifiona sy ry ravato ary ry tess , sy ry hery , sy ry booboo , ikaretsaka , i no manao ny masoandro sy ny orana eto é ! sa ahoana ??ilazao i dadafara fa tsy misy olana .
32. AndriambyII
(
03/12/2009 00:56)
Rajakoo:
Mampanonofy ratsy ny sarin-tavan'i wiwi :-D :-D :-D
ndenn =Andriabill tsisy fika fa tratra elah é :lol:
Enfin du compte je pourrai étre tout le monde ,n' en deplait a quiconque , be or not to be, çà a tjs de valeur a nos jours je crois .
33. ndenn
(
03/12/2009 01:23)
Mba asio fanajana ihany aloha Ravymafonja ny resaka atao ato a ! tsy vady tsy rahalahy tsy anabavy tsy ray be tsy reny tsy raibe , dia ahoana no hisalovanina ny fiainan' olona @ zavatra tsy dia hitondra hankaiza ??
34. nancy
(
03/12/2009 05:46)
Tsy nisy idiran'ilay sujet intsony ilay resaka no niafarany ....sao dia tokony asiana fiheverana?
35. nancy
(
03/12/2009 05:50)
Manomboka any amin'ny faha-10 ngamba de efa zavatra hafa mitsy no ifamaliana....
nefa aho mba faly ery hoe be mpiady hevitra ity sujet ity izany...(32 talohan'ny nidirako namaky...)
nefa aho mba faly ery hoe be mpiady hevitra ity sujet ity izany...(32 talohan'ny nidirako namaky...)
nancy:
Tsy nisy idiran'ilay sujet intsony ilay resaka no niafarany ....sao dia tokony asiana fiheverana?
36. ifiona
(
03/12/2009 05:54)
inn ndray re ty kozy ty e!! :evil: :evil:
zay tsy faly @ sarin-tavanay mivady dia MIBOTSINA fa aza mandaginina eo !!!
MRifiona :*
zay tsy faly @ sarin-tavanay mivady dia MIBOTSINA fa aza mandaginina eo !!!
MRifiona :*
37. pikatti
(
03/12/2009 09:46)
Soloy ny sarin' i toi eo à ps alou fa ôtry ny mampidegôba zany ny ny mijery azy , ôtry ny mahita kisoa vositra , marina mafy !!
Mitady hanao kôzy tsisy valera ndray elah zany raBilly
:roll:
38. esserra
(
03/12/2009 09:53)
Louis Michel, co-Président de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE
« Nous saluons les efforts de médiation du GIC qui a permis de signer les accords d’Addis Abeba mais nous regrettons le comportement d’Andry Rajoelina et de son équipe qui bloquent l’application des divers accords signés ».
« La crise politique est loin d’étre terminée à Madagascar ».
-Sao dia mihevitra ary Ralavasanga fa raha tsy mandeha any MaputoIII dia mandeha ho azy ny tantara :?:
-Sao aza mihevitra Ralavasanga fa nony nekena ho prez ny transition tany Addis Abeba dia raikitra zay
:?:
39. kidoropamba
(
03/12/2009 10:10)
Tadidiko tsara le8 tezitra t@ fandoran'ny vahoaka ny halatra nataon'ny Tiko t@ 31 janoary 2009: Niteny frantsay aloha le8 dia tonga dia nivadika teny anglisy tampoka ka avy eo kenda tsy natafavaoka hevitra. naverina teny gasy ihany rehefa avy eo fa tsy nisy nipaoka ny bala "frantsay" sy "anglisy" notifirin'ny lery. hin!hin!hin!hin!hin!
Izaho raha mahita an'izao sari'ny Louis Michel izao dia mazava be fa tena "olona very vola" lery é. Tapitra ilay famahanan-dra8 azy tao anatin'ny 7 taona ka tapaka koa ny fanakaramana isaky ny hariva "koksa" ao Bruxelles ao. Fantako tsara io Louis Michel io fa tena bandy mpanelina ny haren'ny Congo izy io. Olona zatra fahanana @ haren'ny firenena mahantra lery io, ka rariny raha tezitra satria tapaka ny "saosy". Jerevo tsara ny tarehiny fa hitanao fa "kivy lany vola lery".

40. pikatti
(
03/12/2009 10:17)
Fantako tsara io Louis Michel io fa tena bandy mpanelina ny haren'ny Congo izy io.:idea:
alefaso hoe ny rohy milaza an'izany fa mora be mantsy no manamaimbo olona ,ary ny tarehin'elah io ve tsy olona mpandainga sady bandy very finanana