Hanao inona aty ary ?
121. cutie
(
30/09/2009 14:16)
St Francois d'assise
@ 4 oct zao ny fankalazana ny fahatsiarovana azy, de misy blessing for pets @ io, too bad tsy misy aty aminay :cry: :cry: :cry:
122. soanja
(
30/09/2009 14:42)
fahamarinana:
:arrow: soanja : fa ny tiako hanontaniana koa hoe fa Fiangonana tahaka ny any Xna ihany no andehananjy fa tsy hoe Fiangonana manokana kosa angamba ? Azo valiana akia na tsy valiana na ary amin'ny hafatra aza tsy manahy !Mba mahalasa ny saiko monja ! Misaotra raha afaka mamaly an ! :) (l)
Zah tsy mba mifidy fiangonana fa izay hitako fa misokatra ho ahy dia idirako rehefa mandeha mi-voyage aho ohatra. Ka na sinagoga na moske dia lasa ihany aho rehefa hitako fa mitory fitiavana an'Andriamanitra sy ny hafa dia afapo aho. Ny fiangonana tena mahazatra ahy dia ny Katolika saingy nanambady Protestanta aho dia mankany izahay rehefa mazoto hivavaka izy. Zany hoe tsy misy tena hoe ity ny fiangonako amin'izao fotoana izao fa rehefa mba miakatra iny aingam-panahiko ka te hiara midera an'Andriamanitra miaraka amin'ny hafa amin'ny toerana iray aho dia ny fiangonana Pantekotista izay isoratanay anarana no alehako eto an-tanana. Rehefa Krisimasy sy ny herinandro masina dia ny an'i Katolika. Raha bangoina izany dia fiangonana Kristianina no alehako sy hanaovako asa sns sns matetika fa tsy voafetran'ireo kosa ny finoana ao anatiko sy ny fahatsapako fa tsy ny finoana Xtianina irery no tena izy fa ny hafa tsy izy.
Amiko ny fitaritan'ny Fanahy no hitondra ahy lalandava amin'ny hazavana izay ahafahako manao ny iraka nanirahan'Andriamanitra ahy ho tonga eto an-tany dia ny fitoriana ny fitiavana am-pilaminana sy am-pandinihana.
123. ikaretsaka
(
30/09/2009 14:46)
cutie:
St Francois d'assise
@ 4 oct zao ny fankalazana ny fahatsiarovana azy, de misy blessing for pets @ io, too bad tsy misy aty aminay :cry: :cry: :cry:
eeeee voa mafy...
124. soanja
(
30/09/2009 14:48)
Mandefitra:
Amiko aloha tsy misy fanahy ny biby. Ary tsy hisy mitsy zany hoe fanahin'ny biby hiverina ka hiaina ny fianan'olombelona zany.
Satria tsy mino indry dia tsy misy izany. Ohatra ny tsy finoako ny Devoly ihany io, rehefa tsy mahatsapa aho ary tsy hitako ny hisian'izany dia hoy aho hoe Tsy Misy io.
125. soanja
(
30/09/2009 14:56)
Zah aloha mihevitra fa tsy Xtianina tanteraka aho raha toa ka ny voalaza rehetra ao anaty baboly no arahina sy hinoana antsakany sy andavany. Ka io fisainana sy fihevitra io no ilazana fa Xtianina ny olona iray. Tsia, tsy Xtianina aho raha izay.
Saingy Kristianina aho kosa ao ao an-tsaiko sy ao am-poko satria hitako tao anaty Fanahy miaina ato anatiko ny dian'i Kristy ary nanokatra ny masoko ny fandalovany teo amin'ny fiainako ary hoy aho hoe Misaotra ANAO aho izay naniraka Azy fa fantatro ny ataoko ary mazava ny alehako. Deraina lalandava ny alehiben'Andriamanitra manoloana ny fianako ary hitako fa mandaitra izany. ALLELUIA!

126. cutie
(
30/09/2009 15:27)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 30-09-2009 16:46:33
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
St Francois d'assise
@ 4 oct zao ny fankalazana ny fahatsiarovana azy, de misy blessing for pets @ io, too bad tsy misy aty aminay
eeeee voa mafy...
za ihany no hanome blessing ny pets raha zany :)
127. ikaretsaka
(
30/09/2009 23:53)
nen- jandrinay kely tsary tapaka mihitsy lery sy ny iguanes sy ny sokatrany ary ny snakes ny mankany
128. Mandefitra
(
01/10/2009 05:42)
Mety samihafa koa ilay fanahy resahina.
Raha ilay fanahy, ifandraisan' Andriamanitra @ olombelona, ilay "fofon'aina" fony namorona ny olona Andriamanitra, dia ny olombelona ihany no nomeny izany.
ARy raha nanolotra ny ainy i Kristy, dia ny hanavotana indrindra ny olombelona nohariaNy tahaka Azy zay Fanahy no nanaovaNy izany.
Ka mba omeo ohatra ary hoe fanahim-biby inona no nitsingerina tao @ olona iza, arak zay fahalalana i Soanja sy Ikaretsaka azy?

129. rakapy
(
01/10/2009 10:02)
Hoy mandefitra
Io dia resaka finoana, izay midika fa mety ho marina ary mety tsy ho marina koa. Azo hinoana ny hoe fanahim-biby mitsingerina @ olombelona nefa azo tsy hinoana ihany koa satria tsy misy mahalala ny tena momba izany. Mitovy tsy misy valaka @ ilay hoe rehefa maty ny olombelona dia mankany am-paradisa na helo sns... ihany io.
Samy afaka milaza izay fanatany sy hinoany ny olombelona momba ny fanahy rehefa maty ny vatana satria tsy mbola nisy tany ka niverina ka nitantara ho lainga izany na marina izany.
Ka mba omeo ohatra ary hoe fanahim-biby inona no nitsingerina tao @ olona iza, arak zay fahalalana i Soanja sy Ikaretsaka azy?Tamin'i Soanja sy Ika no napetrakao ny fanotaniana ka ialako tsiny raha izaho Rakapy no mamaly satria mba manak'amabara kely aho.
Io dia resaka finoana, izay midika fa mety ho marina ary mety tsy ho marina koa. Azo hinoana ny hoe fanahim-biby mitsingerina @ olombelona nefa azo tsy hinoana ihany koa satria tsy misy mahalala ny tena momba izany. Mitovy tsy misy valaka @ ilay hoe rehefa maty ny olombelona dia mankany am-paradisa na helo sns... ihany io.
Samy afaka milaza izay fanatany sy hinoany ny olombelona momba ny fanahy rehefa maty ny vatana satria tsy mbola nisy tany ka niverina ka nitantara ho lainga izany na marina izany.
130. ikaretsaka
(
01/10/2009 12:18)
mandefitra> maninona kay no hoe zanak"ONDRY" no niantsoan'i Jesoa ny tenany aza? ankoatran'ny zanak'olona? hazavao aloha hoe ny eritreritrao @ io?
de valio hoe misy fanahy ve i Jesoa sa tsisy?

131. xxx
(
01/10/2009 14:20)
hery:
Amiko ny fisiana dia fanombohana fa ny fahafatesana dia tsy fiafarana
Io ve tsy mitovy amin'ny hoe :
"aleoko ny vary no betsaka toy izay ny laoka no kely" ????
133. soanja
(
01/10/2009 15:55)
Mandefitra:
Ka mba omeo ohatra ary hoe fanahim-biby inona no nitsingerina tao @ olona iza, arak zay fahalalana i Soanja sy Ikaretsaka azy?
Mitondra antsika mankaiza moa ny hanazavana izany aminao. Ianao aza efa tsy mino sy tsy hino. Aza manahy ny amin'izany.
:-* :-*
134. ikaretsaka
(
01/10/2009 21:16)
mandefitra>fa nahoana tokoa ary I jesoa no nilaza ny tenany hoe zanak'ONDRIn' Atra?
De maninona ny fanahy masina no naka endrika voromailala?
Tsisy fanahy izanyrazezo sy le voromelala eto satria biby?

135. cutie
(
01/10/2009 22:04)
126. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-10-2009 01:53:54:D
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
nen- jandrinay kely tsary tapaka mihitsy lery sy ny iguanes sy ny sokatrany ary ny snakes ny mankany
136. Mandefitra
(
02/10/2009 04:36)
Ny raisonnement ny Ika zany dia toy izao :
De maninona ny fanahy masina no naka endrika voromailala?
Ika => satria misy fanahy ny voromailala
De maninona ny fanahy masina no naka endrika lelafo
=> satria misy fanahy ny lelafo
fa nahoana tokoa ary I jesoa no nilaza ny tenany hoe zanak'ONDRIn' Atra?
ika=> satria misy fanahy n yzanak ondry ...
Zany ve ny Katesizy nampianarina anareo ra Ika?
Dia Kristianina lalim-pandinihana hono ny tovolahy!
Marina zany raSoanja, tsy mitondra mankaiza koa ny fanazavana an le izy fa aleo hadihadian zay te hino an izany.
:D

138. Mandefitra
(
02/10/2009 10:12)
:D
Maninona Jesoa no voaloboka?
satria ...
Maninona Jesoa no vatolampy?
satria ...
Aleo "Ika" manohy azy .. sa tohizan' "Ise" ve?
:wink:

139. ikaretsaka
(
02/10/2009 14:15)
Mandefitra:
Ny raisonnement ny Ika zany dia toy izao :
De maninona ny fanahy masina no naka endrika voromailala?
Ika => satria misy fanahy ny voromailala
De maninona ny fanahy masina no naka endrika lelafo
=> satria misy fanahy ny lelafo
fa nahoana tokoa ary I jesoa no nilaza ny tenany hoe zanak'ONDRIn' Atra?
ika=> satria misy fanahy n yzanak ondry ...
Zany ve ny Katesizy nampianarina anareo ra Ika?
Dia Kristianina lalim-pandinihana hono ny tovolahy!
Marina zany raSoanja, tsy mitondra mankaiza koa ny fanazavana an le izy fa aleo hadihadian zay te hino an izany.
:D
Izay le "interpretation fahatany" n'ny mpitsimpona... mandiso sy mamery anareo hatrany hatray.. toy ny hoe "Ento aty aty ny kapaotiko" (2Tim 4:13) de hoe manao kapoty izany i Paoly rehefa.... de hoe azo atao ny manao kapaoty satria izay no nolazaina
ny conclusion tsotran'ny lojika anefa dia satria zavaboarin'Atra aby ireny (Atra no nahary azy) ka afaka hidirany sy asiany fanahy raha tiany!
140. Mandefitra
(
05/10/2009 04:52)
sao dia "Ise" no nanao "interpretation fahatany"? :D
Vakio nge ty valin-tenin Ika ty e :
De hono ho aho : i Jesoa tonga taty zany, tsy fanahin'olona ihany no navotaNy fa ny fanahim-biby o?
Vakio nge ty valin-tenin Ika ty e :
ika: