Ny baiboly : fanekena ...
81. Veloo
(
31/08/2009 15:24)
Izy ity ry reto otrany mihinana voketsihetsy a ho hanina ny nofony dia ariana ny voniny. Rehefa tsy tianao ny voketsihetsy dia vokazo hafa hohanina... ny tiako lazaina dia raha misy zavatra mahasoa anao ianao fa tsara dia raiso ary raha itanao fa ratsy dia aza raisana na hamakina loha akory.. manjary lasa ilay satana no mibahana ny fiainan-tsika ka ratsy :wink: :wink:
82. ni81
(
31/08/2009 15:27)
Izy ity ry reto otrany mihinana voketsihetsy a ho hanina ny nofony dia ariana ny voniny. Rehefa tsy tianao ny voketsihetsy dia vokazo hafa hohanina... ny tiako lazaina dia raha misy zavatra mahasoa anao ianao fa tsara dia raiso ary raha itanao fa ratsy dia aza raisana na hamakina loha akory.. manjary lasa ilay satana no mibahana ny fiainan-tsika ka ratsytena ekena 100% mihitsy ny fahamarinan'io voalazanao io.
HS: zà dia tsy mba tia papay, tsy zakako ny mandre ny fofony, ka na afangaro atao anaty salade de fruits aza izy dia tonga dia fantatro foana dia ajanoko. :)
83. ikaretsaka
(
31/08/2009 19:54)
Io izany le hoe votsinefy sy voketsihetsy...samy mpanota ka nde hikaonfesy ve...lol
84. cutie
(
31/08/2009 21:10)
Mpandefa : rzakarivola [ Valio ] 31-08-2009 15:06:43
Lohateny : Re : Ny baiboly : fanekena ...
Hoy i Zina:
dia raiso ho Andriamanitra ilay maitre harahina fa tsy olombelona akory...
==> Marina izany, ny tongotr' Andriamanitra tsy hitako, fa @ i Jesoa no ahaizako Azy. Miverina
ahona koa ary zany ? :-D
85. ikaretsaka
(
31/08/2009 22:05)
efa hoe votavo monta sy voketsihetsy .. samy mpanota kia ndao hikonfesy
87. rzakarivola
(
04/09/2009 13:18)
ari.malala >>>
1- Mazava tsara!
2- Raha hoy ianao hoe ampy izay dia ampy. Nefa mamelà ahy hanazava ihany koa ny ataoko, mba hampahazava ny resaka.
a- Izaho resy lahatra @izao zavatra teneniko izao : raha teniko no lazaiko dia ho foana ho azy ary izaho tenako no homelohin\'izany. Raha tenin\'i Jesoa Kristy no ambarako, dia i Jesoa izany no miteny, ka na dia hangina aza i rzakarivola, mbola afaka hiteny aminao foana i Jesoa Kristy, @ alalan\'ny hafa, ary na dia amin\'ny alalan\'ny tenanao sy ny teny alefanao eto aza.
b- Ianao catholque confirmée, aminao dia Masina Maria Renin\' Andriamanitra ... ekeko tanteraka io fa anao, ary tsy misy fantatro ny amin\'izany akory, fa ny teninao ihany no averiko, sy ny an\'ny baiboly satria ianao milaza mino baiboly. Tiako hiray isika, satria hafatr\'i Kristy izany, ary naverin\'ireo Md. Apostoly, sy ireo Masina hafa, ka izany no hanadihadiako ny hevitra tsy mampiray rehetra, sao izaho no manao be mokondoha ka tokony hiala @izay efa tsifahamarinako.
d- Na dia tsy mazava @nao aza ny ataoko, mivavaka aho mba hampahazava aminao ny ato am-poko.

88. rzakarivola
(
04/09/2009 13:27)
cutie ah! Izao ilay teny hoe :
- "la vrai théologie c'est aux pieds du Maître", dia nisy nanamarika hoe :
- "Fa Andriamanitra ihany no aoka ho Maître"
Marina izay fanamarihana izay, izany hoe : "la vraie théologie, c'est aux pieds de DIEU" ... saingy ilay pieds de Dieu no tsy hay hoe ahoana satria Dieu aza tsy voafetra ... Fa i Jesoa kosa dia tonga nofo, ary mety sy takatra raha hoe "aux pieds de Jesus" ... Izy no Maître rahateo, satria tsy iza Izy fa YAHVEH qui sauve.
Izay no tiako nambara teo : "Aux pieds de Jesus"

90. ikaretsaka
(
04/09/2009 16:28)
Raha tenin'i Jesoa Kristy no ambarako, dia i Jesoa izany no miteny,namakafaka fiainana kosa i lafontaine
tsy i Jesoa no miteny fa i Razaka no manao tsianjery maimbo
raha manao la fontaine i Razaka fia tsy la fontaine mihitsy no miteny fa razaka
ho an'ny ankizy mpihaino pli vava de hoe mahay i Razaka fa tsianjery be.. fa ho an"ny olona lasa lalina @ literatiora kosa dia hoe nahita koa le lafontaine nikozy an zany...
fa ny hoe razaka lasa lafontaine tampoka ...pfffff
92. fidinirina
(
05/09/2009 09:45)
ikaretsaka:
namakafaka fiainana kosa i lafontaine
tsy i Jesoa no miteny fa i Razaka no manao tsianjery maimbo
raha manao la fontaine i Razaka fia tsy la fontaine mihitsy no miteny fa razaka
ho an'ny ankizy mpihaino pli vava de hoe mahay i Razaka fa tsianjery be.. fa ho an"ny olona lasa lalina @ literatiora kosa dia hoe nahita koa le lafontaine nikozy an zany...
fa ny hoe razaka lasa lafontaine tampoka ...pfffff
Tsy azoko ? Amin'ny kristianina rehefa mitory sy mitondra fampianarana, ohatry ny Apostoly fahizay, dia tsy ny teniny no toriany fa ny tenin'Andriamanitra. Raha mamoaka hevitra eto izahay tsy avy maha-olombelona tsotra anay fa ny fanekenay fa fitaovana ampiasain'Andriamanitra izahay hanambara ny teniny na @ iza na @ iza. Izany no mahatonga anay manoratra izay voalazan'ny soratra masina foana fa tsy izay ao anaty lohanay ao fotsiny no entina hitoriana. Izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no Marina ary zaraina eto na rahoviana na rahoviana.
93. cutie
(
05/09/2009 20:01)
Tsy azoko ? Amin'ny kristianina rehefa mitory sy mitondra fampianarana, ohatry ny Apostoly fahizay, dia tsy ny teniny no toriany fa ny tenin'Andriamanitra. Raha mamoaka hevitra eto izahay tsy avy maha-olombelona tsotra anay fa ny fanekenay fa fitaovana ampiasain'Andriamanitra izahay hanambara ny teniny na @ iza na @ iza. Izany no mahatonga anay manoratra izay voalazan'ny soratra masina foana fa tsy izay ao anaty lohanay ao fotsiny no entina hitoriana. Izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no Marina ary zaraina eto na rahoviana na rahoviana
marina zany :)
94. ari.malala
(
08/09/2009 12:04)
rzakarivola:
ari.malala >>>
1- Mazava tsara!
2- Raha hoy ianao hoe ampy izay dia ampy. Nefa mamelà ahy hanazava ihany koa ny ataoko, mba hampahazava ny resaka.
ny ataonao? manao commentaire manafintohina isak'izay miteny izao! tsy maintsy ahitanao kihana dool ny tenin'olona! otran'ny hoe ny anao iany no tena marian, otran we enao irery no tena zanak'Andriamanitra, otran'ny hoe enao iany no tena izy lay @ fahaizna tenin'Andriamanitra fa ny sisa d bado, dondrona ary nandra dool... misy ray zay ts tadidiko tsony moa izay misy anazy fa nisy teniko zay hoe ny tena tia ts mametraka conditions, d iny d'efa nahitana comment hafa ndray koa... zay le lazaiko we ts manaiky mints ra tsmametraka commentaire... otran'ny hoe ts afapo @ fiaianao zany enao d tinao hitan'ny oul hoe iny enao fa mi existe.. ts haiko, mety hoe ts misy mihaino angamba any @ fiaianna réel d eto am virtuel no manovokovoka satria eto tsis maita no illimité ny fandefasana commentaire... nefa tsarovy ary aza adinoina hoa fa loza hoanizay iavian'ny fanafintohinana! (d commenteo ndray)
rzakarivola:tena sur v enao fa tenin'Andriamanitra ireny fanoharana vinaninany entinao reny? mba omeo kely anà hoe azafady hoe aizahoaiza ao anaty baiboly no misy an'ilay resaka gouter sy iza ho voakapoka moa fa ts nahazo moyenne??? omeo eto ny mpanoratra, ny toko sy andininy? Izay le lazaiko foana hoe aza manoratena toa voatango ary aza mampandainga ny baiboly. te ho jesoa loatra mantsy satria hoe Jesoa nanao fanoharana d ts maints manao fanoharana iany koa zany razakarivola...
a- Izaho resy lahatra @izao zavatra teneniko izao : raha teniko no lazaiko dia ho foana ho azy ary izaho tenako no homelohin\'izany. Raha tenin\'i Jesoa Kristy no ambarako, dia i Jesoa izany no miteny, ka na dia hangina aza i rzakarivola, mbola afaka hiteny aminao foana i Jesoa Kristy, @ alalan\'ny hafa, ary na dia amin\'ny alalan\'ny tenanao sy ny teny alefanao eto aza.
rzakarivola:iee, mamerina ny teniko enao saingy arahana commentaire mandaginina hoa! specialité anao mint mants zay... tena sur v enao fa tena te ho iray finoana amiko na aminay katolika? aoka marina e! aza manao mpitaribato vilambava hoa! ny zavatra tiana izany na tiana hidirana io na tiana hoazo d fanontaniana manadihady no apetraka fa tsy critique à tout bout de champ otran'ny fataonao, d refaveo tsaraina le oul fa mpanohitra an'Andriamanitra, ts kristianina d in kou... izao karazana etiquettes négatives rehetra izao... d miverina iany ny teniko hoe refa ny teninao, na izay mitovy fanao aminao no toheriko satria blabla tsy mitondra mankaiza fa misavoandanitra ftsn d teninareo zany fa raha sanatria ka teny ao anaty baiboly (izay mbola angatahako ian hoe aiza ny verset tao anaty baiboly, iza no mpanoratra, toko fahafiry andininy fahafiry d oviana koa ny daty) zay vao manontany tena sy mandinitena ah ary hifona avetrany mints fa tena nanohitra.
b- Ianao catholque confirmée, aminao dia Masina Maria Renin\' Andriamanitra ... ekeko tanteraka io fa anao, ary tsy misy fantatro ny amin\'izany akory, fa ny teninao ihany no averiko, sy ny an\'ny baiboly satria ianao milaza mino baiboly. Tiako hiray isika, satria hafatr\'i Kristy izany, ary naverin\'ireo Md. Apostoly, sy ireo Masina hafa, ka izany no hanadihadiako ny hevitra tsy mampiray rehetra, sao izaho no manao be mokondoha ka tokony hiala @izay efa tsifahamarinako.
d- Na dia tsy mazava @nao aza ny ataoko, mivavaka aho mba hampahazava aminao ny ato am-poko.
D ento eo ndray lay teny mahazatra hoe ahitsano ny vovoka, ie, ndana ahitsano tsara ny vovoka @ tongotrao fa zà ts handray zay lazainao na rovina na rovina... d lazao mpanohitra an'Atra ah fa ts raharahako ts Atra enao k hahalala izay anya ntsaiko.
95. niryna
(
10/09/2009 04:56)
rzakarivola:
ari.malala >>>
1- Mazava tsara!
2- Raha hoy ianao hoe ampy izay dia ampy. Nefa mamelà ahy hanazava ihany koa ny ataoko, mba hampahazava ny resaka.
ari.malala:
ny ataonao? manao commentaire manafintohina isak'izay miteny izao! tsy maintsy ahitanao kihana dool ny tenin'olona! otran'ny hoe ny anao iany no tena marian, otran we enao irery no tena zanak'Andriamanitra, otran'ny hoe enao iany no tena izy lay @ fahaizna tenin'Andriamanitra fa ny sisa d bado, dondrona ary nandra dool...
an
ari-malala::D
misy ray zay ts tadidiko tsony moa izay misy anazy fa nisy teniko zay hoe ny tena tia ts mametraka conditions, d iny d'efa nahitana comment hafa ndray koa... zay le lazaiko we ts manaiky mints ra tsmametraka commentaire... otran'ny hoe ts afapo @ fiaianao zany enao d tinao hitan'ny oul hoe iny enao fa mi existe.. ts haiko, mety hoe ts misy mihaino angamba any @ fiaianna réel d eto am virtuel no manovokovoka satria eto tsis maita no illimité ny fandefasana commentaire... nefa tsarovy ary aza adinoina hoa fa loza hoanizay iavian'ny fanafintohinana! (d commenteo ndray)
rzakarivola:
a- Izaho resy lahatra @izao zavatra teneniko izao : raha teniko no lazaiko dia ho foana ho azy ary izaho tenako no homelohin'izany. Raha tenin'i Jesoa Kristy no ambarako, dia i Jesoa izany no miteny, ka na dia hangina aza i rzakarivola, mbola afaka hiteny aminao foana i Jesoa Kristy, @ alalan'ny hafa, ary na dia amin'ny alalan'ny tenanao sy ny teny alefanao eto aza.
Izaho koa vao niteny izany ary ambadika ary e.
tena sur v enao fa tenin'Andriamanitra ireny fanoharana vinaninany entinao reny? mba omeo kely anà hoe azafady hoe aizahoaiza ao anaty baiboly no misy an'ilay resaka gouter sy iza ho voakapoka moa fa ts nahazo moyenne???
hay ve tsy ao amin'ny sujet-ko ihany ari no manontany hoe aiza ao amin'ny baiboly e,izay anie ilay hoe ilaina ny mamaky an'io boky masina io e ary mangataha amin'Atra "tonga ato am-poko fa mangetaheta ny teninao aho" mila miaiky isika fa mitady azy,mino tanteraka aho fa ho tonga ao am-pontsika izy rehefa tena mino an'ilay kristy tokoa isika,ho antsika rehetra izy ary izay mitady azy ka mino ny teniNy dia omeny ny fanahy masina tokoa .Ataovy ari ny fanandramana ,mivavaha ary mangataha aminy mba omeny anao ny fanahy masina anazava aminao.
ari-malala:valio hono io rzaka a!
omeo eto ny mpanoratra, ny toko sy andininy? Izay le lazaiko foana hoe aza manoratena toa voatango ary aza mampandainga ny baiboly. te ho jesoa loatra mantsy satria hoe Jesoa nanao fanoharana d ts maints manao fanoharana iany koa zany razakarivola...
rehefa mino izay teny nomena antsika isika dia afaka mikaroka kosa e,fa tsy hoe omeo eto ny mpanoratra ny toko sy ny andininy,omena anefa ny olona milaza mitsimpona sy mi blabla.
MIla mianatra manetritena tanteraka tokoa anie isika e,tsy mora hoy aho ny manaraka an'i kristy saingy ho faly lalandava sy mizara izay fiainana nandalovana isika nahatonga antsika hoe inona no nahatonga ahy hino Azy,inona no fiovana misy eo amin'ny fiainako ka nahafahako sahy mijoro vavolombelona eto anatrehan'ny olona aman'arivony aman'alina?
rzakarivola:
b- Ianao catholque confirmée, aminao dia Masina Maria Renin' Andriamanitra ... ekeko tanteraka io fa anao, ary tsy misy fantatro ny amin'izany akory, fa ny teninao ihany no averiko, sy ny an'ny baiboly satria ianao milaza mino baiboly. Tiako hiray isika, satria hafatr'i Kristy izany, ary naverin'ireo Md. Apostoly, sy ireo Masina hafa, ka izany no hanadihadiako ny hevitra tsy mampiray rehetra, sao izaho no manao be mokondoha ka tokony hiala @izay efa tsifahamarinako.
d- Na dia tsy mazava @nao aza ny ataoko, mivavaka aho mba hampahazava aminao ny ato am-poko.
tiako be ilay teninao hoe tiako hiray isika satria hafatr'i kristy izany
Atra dia fitiavana ka izany fitiavana nomeny antsika izany koa no zaraintsika amin'ny olona manodidina antsika sy ny namana rehetra na inona finoany na inona tsy finoany an'Atra.Anjarantsika no mizara ny tenin'Atra fa izy irery ihany no mahalala ny ao ampon'ny tsirairay.Ny fantatro dia hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao ary iray ao amin'i kristy isika satria samy mino Azy ary manaiky azy ho tompo ny tompo rehetra sy mpanavotra antsika ho afaka amin'ny ziogan'ny fahotana rehetra.
ari-malala:
]iee, mamerina ny teniko enao saingy arahana commentaire mandaginina hoa! specialité anao mint mants zay... tena sur v enao fa tena te ho iray finoana amiko na aminay katolika? aoka marina e! aza manao mpitaribato vilambava hoa! ny zavatra tiana izany na tiana hidirana io na tiana hoazo d fanontaniana manadihady no apetraka fa tsy critique à tout bout de champ otran'ny fataonao, d refaveo tsaraina le oul fa mpanohitra an'Andriamanitra, ts kristianina d in kou... izao karazana etiquettes négatives rehetra izao...
gaga be aho fa mitovy io tenen'i ari io ihany koa no tenenao ahy
ari a,amin'ny foko madio no itenenako anao an: indraindray tokoa toa hoe isika no resahina na hoe mandreraka ny valintenin'ny olona.Nandalovako izany fony izaho nanomboka niditra teto ary mbola misy eny ihany ,saingy tsy mampaninona izany satria ny fahalalantsika ny tenin'ny olona izay manohitra na tsy mifanaraka ny eritreritsika no mampianatra antsika zavatra maro.Inona avy izany,fandeferana,fialana amin'ny fahatezerana( inona no antony ? ) satria tsy fantatro ilay olona miresaka ato,eny fa na mahafantatra ahy aza izy ,tenin'ny olona ilay izy ary tsy mifanatry maso ahy,misy koa aza mananihany fotsiny,misy tsy ainy ny mametraka fanontaniana na koa tsy aiko ny mamaly izay eritreriny,betsaka e.Ny fantatro fotsiny dia miezaka mitia ny namana rehetra eto aho na mino izy na tsia,satria ahoana tokoa moa no ilazako hoe Atra dia fitiavana raha toa aho ka tsy mizara izany fitiavana izany? ahoana tokoa moa no itiavako ny hafa izay tsy itan'ny masoko eto raha tsy mitia ny tenako aloha aho ary mamela ny tenako mba ho tia izay rehetra miresaka amiko eto?
Indraindray mandratra e,fomban-javatra izany ary tsy ho tazomiko ato am-poko akory satria samy manana ny fantany sy inoany ary nitaizana azy ny rehetra .
d miverina iany ny teniko hoe refa ny teninao, na izay mitovy fanao aminao no toheriko satria blabla tsy mitondra mankaiza fa misavoandanitra ftsn d teninareo zany fa raha sanatria ka teny ao anaty baiboly (izay mbola angatahako ian hoe aiza ny verset tao anaty baiboly, iza no mpanoratra, toko fahafiry andininy fahafiry d oviana koa ny daty) zay vao manontany tena sy mandinitena ah ary hifona avetrany mints fa tena nanohitra.an !
D ento eo ndray lay teny mahazatra hoe ahitsano ny vovoka, ie, ndana ahitsano tsara ny vovoka @ tongotrao fa zà ts handray zay lazainao na rovina na rovina... d lazao mpanohitra an'Atra ah fa ts raharahako ts Atra enao k hahalala izay anya ntsaiko.
:-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-*
96. ari.malala
(
10/09/2009 11:36)
niryna, ny antony itenenako hoe aiza hoaiza ao @ baiboly, ilay teny lazainareo lalandava fa toheriko. Iny no angatahako hoentinareo eto ho porofo fa zà d tena nanohitra ny tenin'Andriamanitra. Ilay tena verset tao anaty baiboly, ny mpanoratra, ny toko ny andininy, ny daty hoe oviana no nitenenako hoe io teny io d laviko. D averiko iany, nareo @ maha niryna, @ maha razakarivola no toheriko sady tsy raisiko zay lazainareo satria amiko d resaka misavoandanitra ftsn iany ny entinareo. Tsitako zay hahagaga an'i niryna, toy izany ah refa tena tezitra sy tohina @ ataonareo. Ary tsy miova ny zavatra teneniko.
Momba ilay remarque hoe mila mamela sns, refa ts zakako nenà d teneniko hoe ts zakako e! refa ts tiko d ts tiko d teneniko hoe ts tiko, d tokony ajaina izany lay filazana hoe ts tianle oul le commentaire à tout bout de champ plus étiquette négative.
niryna, mba jereo tsara hoe in no antony itenenako an'io. Indry moa zany tena mpamaky baiboly à 100% d teneno anà kely hoe aiza no misy anizany naina sy antonio sy resaka gouter zany ao anaty baiboly, fa ts mbola naita anizany tao zà na in 1 aza!
hay ve tsy ao amin'ny sujet-ko ihany ari no manontany hoe aiza ao amin'ny baiboly e
Ataovy ari ny fanandramana ,mivavaha ary mangataha aminy mba omeny anao ny fanahy masina anazava aminao.ts mila andry haniraka akory ah sady tsy indry no hitantarako izay ataoko. Zay lay voasoratra hoe aleo ny Ray mahita ao @ mangingina no hanome ny valisoa sahaza. OK?
MIla mianatra manetritena tanteraka tokoa anie isika ek tanterakao, tanterakareo v io? fanetrentena v ny fitsarana olona 1 sy fanomezana étiquette négative azy?
mijoro vavolombelona eto anatrehan'ny olona aman'arivony aman'alina?Amik manokana, ts ilaina akory ny mitabataba hoe zà taloha ka izao ka izao ka izao, fa ilay tenin'i Jesoa hoe 'mandehana ka manaova toy izay koa', io no filamatra amiko. Zany hoe ts mila mitabataba hoe za nanao anizao talou d nanao anizao amizao fotoana, fa aseho @ alalan'ny fihetsika sy fiteny ary fiainana andavanandro ny fitoriana. Raisiko ohatra ihany iny tantaran'ny samaritana tsara fanahy iny, raha niteny Jesoa hoe mandehana ka manaova toy izany, ts midika mits akory znay hoe mandehana d mitabatabà hoe zà nisy namono d aveo zà nisy namonjy, fa ny dikany d hoe mandehana k vonjeo izay tojo ny sarotra, satria efa nahazo vonjy maimaimpoana ianao.