Ny baiboly : fanekena ...
61. rzakarivola
(
27/08/2009 14:21)
cutie:
sarotra be ngamba ny manaja ny finoan'ny hafa
==> Jesosy nanaja mandrakariva ny finoan'ny hafa. Nanaja ny finoan'izay nino izy, ary nitaona ireo tsy mino mba hino kosa. Izay an'i Kristy dia mbola izany ihany no ataony. Mety ho tsy mitovy hevitra fotsiny ny rehetra @ hoe "inona no atao hoe manaja?" ... samy hiteny mantsy fa tena manaja ny finoan'ny hafa.
Ho ahy manokana, ny atao hoe manaja dia hoe : mametraka ny olona iray (na finoana iray) amin'ny toerana misy azy. Mety ho diso ny ahy, ary tsy ho haiko rahateo izany raha @ hevitro, fa iray no fitaratra ho ahy : Jesosy, ka ny fankatoavana ny teniNy dia heveriko fa fanajàna ny finoan'ny rehetra (satria Izy tsy miteny mba hanimba ny finoan'ny hafa, fa ny hahamarin-toerana ny rehetra eo @ finoana).
63. ikaretsaka
(
27/08/2009 15:09)
Ho ahy manokana dia ny tenin'ny Sadhu Sundar Singh no iombonako : "la vraie théologie, c'est aux pieds du Maître".
dia hoy ihany io zalahy io
"You think of Truth as if it were a
formula you can pick up from a book.
If you wish to follow Truth
you must learn to walk alone."
64. Zina
(
27/08/2009 19:26)
la vraie théologie, c'est aux pieds du Maître".
dia raiso ho Andriamanitra ilay maitre harahina fa tsy olombelona akory...
66. ari.malala
(
28/08/2009 06:34)
Ho ahy manokana, ny atao hoe manaja dia hoe : mametraka ny olona iray (na finoana iray) amin'ny toerana misy azy.hehehe d mba tanteraka v hono io sa ny anao iany no asesikao isak'izay misy olona mamaly zao? ts maints maita tenin'oul anaty quote fooona ah zay ary na amoronana dinika vaovao mitns lay tenin'olona! ny ts azoko d hoe ts maints mitovy tanteraka @ zay tinao ian v vao azo lazaina ho tena izy! aza manao mpitaribato vilambava e! ny tondroin'ny vava gauche nefa ny alehan'ny tongota droite :-P
68. Veloo
(
29/08/2009 04:00)
ikaretsaka [ Valio ] 27-08-2009 21:45:54
Lohateny : Re : Ny baiboly : fanekena ...
je crais l'homme d'un seul livre hoy i Md Thomas d'Aquin
tohizako ny an;i zina,
dia le seul livre ny baiboly :D
69. fidinirina
(
29/08/2009 06:22)
Ho ahy manokana, ny atao hoe manaja dia hoe : mametraka ny olona iray (na finoana iray) amin'ny toerana misy azy.
ari.malala:
hehehe d mba tanteraka v hono io sa ny anao iany no asesikao isak'izay misy olona mamaly zao? ts maints maita tenin'oul anaty quote fooona ah zay ary na amoronana dinika vaovao mitns lay tenin'olona! ny ts azoko d hoe ts maints mitovy tanteraka @ zay tinao ian v vao azo lazaina ho tena izy! aza manao mpitaribato vilambava e! ny tondroin'ny vava gauche nefa ny alehan'ny tongota droite
Zaho aloha mijoro vavolombelona aminao fa mahatanteraka ary manaja sy matahaotra an'Atra sy Jesoa Kristy zanany. Ary ny amin'ny hoe tsy maintsy mitovy ny hevitra, ngaha moa teto nisy nanery anao hamaky ireny hevitra ireny ary sao ianao mieritreritra fa @ maha-olona anay fotsiny no antony anoratana eto fa tsy mitondra ny voasoratra marina ato anaty soratra masina.(finoana arahina asa mitory ny filazantsara no ataonay)
Mba liana @ izay fandalinana any aminareo koa zahay dia tohano mafy hojerenay. Ny anareo anie manohitra izay voasoaratry ny hafa fotsiny e! Amin'izay, isaky izay manoaratra feno avonavona sy fahatezerana.
70. ikaretsaka
(
29/08/2009 12:23)
Tena tsy hitako ny ifandraisan'ilay fijoroana vavlmbel eto sy ny fanontanian'i ari
71. ari.malala
(
31/08/2009 06:29)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aleo zà meme fotsiny sisa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D resaka fanajana finoan'olona anie no resahiko fa tsy fanajana an'i Jesoa e! samy manaja Azy fa chacun à sa façon
72. rzakarivola
(
31/08/2009 13:04)
ikaretsaka:
dia hoy ihany io zalahy io
"You think of Truth as if it were a
formula you can pick up from a book.
If you wish to follow Truth
you must learn to walk alone."
==> Ny Sadhu Sundar Singh amiko dia olo-masina sy rahalahy ao @ Tompo. Ary miombona aminy aho. Fa raha ny hevitro no andraisako ny teniny dia tsy hiombona izahay, fa raha ny hevitr'i Kristy kosa, dia izany no tena fiombonana.
73. rzakarivola
(
31/08/2009 13:06)
Zina:
dia raiso ho Andriamanitra ilay maitre harahina fa tsy olombelona akory...
==> Marina izany, ny tongotr' Andriamanitra tsy hitako, fa @ i Jesoa no ahaizako Azy.
74. rzakarivola
(
31/08/2009 13:19)
ari.malala:
hehehe d mba tanteraka v hono io sa ny anao iany no asesikao isak'izay misy olona mamaly zao? ts maints maita tenin'oul anaty quote fooona ah zay ary na amoronana dinika vaovao mitns lay tenin'olona! ny ts azoko d hoe ts maints mitovy tanteraka @ zay tinao ian v vao azo lazaina ho tena izy! aza manao mpitaribato vilambava e! ny tondroin'ny vava gauche nefa ny alehan'ny tongota droite :-P
==> Rehefa mankato an'i Jesoa aho dia azoko antoka fa tanteraka io. Ireto misy zavatra maharesy lahatra ahy ry ari.malala :
1- "ny fisainan'ny fo an'ny olona, fa fa ny teny mivoaka dia an' Andriamanitra".
2- "Fa ny teninao no hanamelohana anao ary ny teninao no hanamarinana anao".
Ireny teniko ireny, manameloka ahy (rehefa tsy arahiko), ary manamarina ahy raha tanterako. Ho ahy manokana, teny iray no mendrika hotenenina : Jesoa Kristy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana.
Ny mikasika ny fanambaran'ny hafa, dia hadihadiako ny finoany mba hahafantarako mazava izay inoany. Izy tenany koa mety mba ho afaka mijery mazava.
75. rzakarivola
(
31/08/2009 13:26)
Ikaretsaka, ari.malala, fidinirina >>> Hoy i rzakarivola tery ambony hoe :
- "i Jesoa Kristy dia manaja mandrakariva ny finoan'ny olona. Koa ny fankatoavana ny tenin'i Kristy dia fanajàna ny finoan'ny hafa", dia hoy i fidinirina hoe :
- "Izaho mankato tanteraka ny tenin'i Jesoa"
Ny fahazoako ny ifandraisany dia hoe : miombona @itsy hevitr'i rzakarivola itsy i fidinirina, ary manatanteraka rahateo, koa aza heverinareo ho tsi-fanajana ny finoan'ny hafa ny teny entin'izay mino an'i Kristy eto, fa ny mifanohitra aza. Ny mpianatr'i Kristy dia fitoeran-jiro iposahan'ny fahazavan'i Kristy, ka mampiseho miariary ny zava-miafin'ny fanahy, voafono ao @ tenin'ny tsirairay, mampiseho ny tena finoan'ny tsirairay, izany hoe "manaja ny finoany".
- "i Jesoa Kristy dia manaja mandrakariva ny finoan'ny olona. Koa ny fankatoavana ny tenin'i Kristy dia fanajàna ny finoan'ny hafa", dia hoy i fidinirina hoe :
- "Izaho mankato tanteraka ny tenin'i Jesoa"
Ny fahazoako ny ifandraisany dia hoe : miombona @itsy hevitr'i rzakarivola itsy i fidinirina, ary manatanteraka rahateo, koa aza heverinareo ho tsi-fanajana ny finoan'ny hafa ny teny entin'izay mino an'i Kristy eto, fa ny mifanohitra aza. Ny mpianatr'i Kristy dia fitoeran-jiro iposahan'ny fahazavan'i Kristy, ka mampiseho miariary ny zava-miafin'ny fanahy, voafono ao @ tenin'ny tsirairay, mampiseho ny tena finoan'ny tsirairay, izany hoe "manaja ny finoany".
76. ari.malala
(
31/08/2009 13:30)
D hadihadio anao samy rery any fa aza asiana commentaire à tout bout de champ ny zavatra lazaiko fa manjary manafintohina! zà tena tsoriko franchement fa tena lasa allergique ilay ps razakarivola! sincèrement je suis désolée! otran'ny hoe enao iany no tena izy lay am fahaizana tenin'Andriamanitra fa ny sisa d bado sy dondrona sy nandra dool tsin... aiza ko tsmaints maita tenin'ol anaty quote fooona ah! ny anà surtout! efa mazava aminao fa zà katolika confirmée, efa hainao tsara fa zà d mino sy mankatoa fa i Maria dia Reny Masin'Andriamanitra satria nofidian'Andriamanitra ho Renin'ny Zanany, (voasoratra any anaty baiboly zany satria baiboly no basen'ny dinika eto) d aza tsikeraina fa zay ny anà, zay no inoako. Efa in 100 kely ah miteny aminao fa anà sy Andriamanitra ny finoako, Izy rery no hany mahalala izay ao anaty saiko sy foko satria na mipetraka ah na mitsangana na d tsmbola miteny akory aza d efa fantany ny ao anaty saiko. D zay. Aza idirana tsony. Ampy ngamba izay? mazava tsara?
77. pisou206
(
31/08/2009 13:42)
fidinirina; ni81
avelao any izay maneso re, fa ataovy ny fizaran-tsika ary zao no tadidio
\" Aza manome toerana an\'ny devoly eo amin\'ny fiainana\".
Tsy maintsy misy foana ny devoly,ary izay ny asany, hanelingelina sy hanatsatso. Fa izany akory tsy atao mahakivy
Teny kely fampaherezana:
\"Aza matahotra ianao fa homba anao Aho, ary aza miherikerika fa izaho no A/nitrao, mampahery anao Aho sady mamonjy anao, eny mitantana anao @ tanana an-kavananny fahamarinako Aho\"
Maztou, de mahereza hatrany
avelao any izay maneso re, fa ataovy ny fizaran-tsika ary zao no tadidio
\" Aza manome toerana an\'ny devoly eo amin\'ny fiainana\".
Tsy maintsy misy foana ny devoly,ary izay ny asany, hanelingelina sy hanatsatso. Fa izany akory tsy atao mahakivy
Teny kely fampaherezana:
\"Aza matahotra ianao fa homba anao Aho, ary aza miherikerika fa izaho no A/nitrao, mampahery anao Aho sady mamonjy anao, eny mitantana anao @ tanana an-kavananny fahamarinako Aho\"
Maztou, de mahereza hatrany
78. ni81
(
31/08/2009 14:39)
Teny kely fampaherezana:^:^ misaotra e!
"Aza matahotra ianao fa homba anao Aho, ary aza miherikerika fa izaho no A/nitrao, mampahery anao Aho sady mamonjy anao, eny mitantana anao @ tanana an-kavananny fahamarinako Aho
79. tywa68
(
31/08/2009 15:16)
Tsy haiko aloha r'izareo fa zah rhf manafitohina olona d manontany tena hoe maninn ? mba miezaka hitady ny fomba handrosoan'ilay resaka ... fa tsy manao dodoria be hoe asesiko eto ihany ty d zay lalany any satria tenin'Atra misoratra anaty baiboly :lol: efa fantatra fa tsy maintsy hi-protester ny "protestants" :-D, ny tao aza nisy namorona fiangonana hafa fa nisy teboka na faingo na ny andro sabata tsy nety taminy... :lol: mahereza dhl d ny Tompo anie homba antsika mianakavy ! Amen :-*
