Ny baiboly : fanekena ...

41. rakapy ( 25/08/2009 09:10)
Nathie86
fa ra misy tokoa aza d aôna?????
:-D :-D :-D :-D Ianao aza mbola mihaotra ko!!!:-D :-D :-D
Iza izany ilay mpahary izao tontolo izao eh????

Izay ilay atao hoe ILAY NAHARY e! Ilay saro-jahavina tsy takatry ny saina, namorona ny tontolo.

42. tywa68 ( 25/08/2009 09:20)
Nathie86 > tsy afaka hiafina aorianan'i Rakapy njy fa aza be calcul eo :-D :-D
43. ni81 ( 25/08/2009 09:31)
Nathie86 > tsy afaka hiafina aorianan'i Rakapy njy fa aza be calcul eo
:-D :-D :-D samy mamonjy ny tenany ve ry tywa?
44. tywa68 ( 25/08/2009 09:39)
samy mi-assume ny nataony zany e :-D
45. rakapy ( 25/08/2009 09:43)
Izay mihintsy angamba no fahendrena mba tsy hifanomezana tsiny raha sanatry an'izany ka tsy hita ilay vavahady. Nefa ny olona dia efa nanantena be mihintsy.
46. ni81 ( 25/08/2009 09:48)
samy mi-assume ny nataony zany e
marina tokoa io ka!
47. ni81 ( 25/08/2009 10:11)
samy mi-assume ny nataony zany e

http://www.dailymotion.com/relevance/search/domoina/video/x39yfp_raha-ho-any-andanitra-domoina_music (l)
48. rzakarivola ( 25/08/2009 12:17)
rakapy:
Amiko ny fanajana azy voalohany dia ny tsy fanaovana interpretation be fahatany izay voalazany

==> Tokony ho interpretena toy ny ahoana ary izay nolazaiNy hoy ianao ? Izy mantsy milaza fa tokony horaisina, tahaka ny fandraisan'ny zaza (izany hoe, tsy misy interpretation fa tonga dia @iny lazainy iny).

rakapy:
Asa aloha e! samy mbola tsy nisy nahita izay tany isika ,ary izay lasa dia tsy niverina intsony, na dia hafatra aza tsy napetrany

==> Sao dia mba nisy ihany ireo efa tany dia niverina saingy ny olona no tsy mino ? Tahaka ilay voasoratra mikasika an'ilay mpanan-karena sy Lazarosy. "Na dia hisy aza ny avy @ maty, dia tsy hino izy, rehefa tsy nino ny Baiboly".

rakapy:
Izay ilay atao hoe ILAY NAHARY e! Ilay saro-jahavina tsy takatry ny saina, namorona ny tontolo.

==> Raha tsy takatry ny saina ILAY MPAHARY, ary ny olombelona kosa tsy mahatakatra. Misy fomba anakiroa no ahafahaNY mifandray amin'ireo olombelona :
1- ny olombelona no tonga tsy takatry ny saina tahaka Azy
2- Izy no tonga tahaka ny olona
Ary io faharoa io Izy ao @ i Jesoa Kristy. I Jesoa Kristy no milaza an'izany.
49. rakapy ( 25/08/2009 12:36)
Hoy Rzakarivola
Hoy i rakapy:
Amiko ny fanajana azy voalohany dia ny tsy fanaovana interpretation be fahatany izay voalazany

==> Tokony ho interpretena toy ny ahoana ary izay nolazaiNy hoy ianao ? Izy mantsy milaza fa tokony horaisina, tahaka ny fandraisan'ny zaza (izany hoe, tsy misy interpretation fa tonga dia @iny lazainy iny).

Angamba tsaratsara kokoa raha olona hafa izay mino an'i jesosy no manazava azy aminao satria fantatro fa sarotra be ho anao ny handray ny fanazavako nohon'ny tsy finoako an'i jesosy.
Misy namana efa mahazo ny tiako ambara ao.
50. ikaretsaka ( 25/08/2009 15:28)
Hoy i rakapy:
Amiko ny fanajana azy voalohany dia ny tsy fanaovana interpretation be fahatany izay voalazany

==> Tokony ho interpretena toy ny ahoana ary izay nolazaiNy hoy ianao ? Izy mantsy milaza fa tokony horaisina, tahaka ny fandraisan'ny zaza (izany hoe, tsy misy interpretation fa tonga dia @iny lazainy iny).

Misy antony kosa angamba matoa hoe nila mianatra theology sns elabe ireny olona mandalina io fa tsy le mi interpreter "be fahatany" ny ki- tsimpotsimpona araka izay metimety aminy sy azoazony de manao "diska goaka" an'iny ...sa ahoana hoy ianao?
51. cutie ( 25/08/2009 19:51)
Raha mbola tsy namaky baiboly mihitsy ny olona dia tsara kokoa raha ny filazantsaran’i Lioka no anombohany azy

fa manin no any no vakiana aloha?? :roll: :roll: :roll: :roll:
52. soanja ( 25/08/2009 19:56)
Zah indray mahatsapa hoe raha te hanaraka io fivavahana Xtianina io dia ny hira Krsitianina isan-karazany , ny antsam-panahy, ny Taize, no henoana satria ireo manentanentana tokoa sady mameno Fitiavana tsy misy ohatr;izany. Ny ankoatr'izay azo alaina miadana.
53. cutie ( 25/08/2009 19:57)
Voalaza teo :
Ay v i Rakapy tsy mino eh. Za aloha miteny anao rakapy fa tsy maty antoka enao na mino an'Atra aza. Ny antony d satria ra misy Atra d refa tonga ny fitsarana d ho very any @ afobe any enao satria tsy mino azy, hanenina arak'ilay tenin'i JK nolazain'i Zaka io eh. Fa nefa ra tsy misy iz na nino azy aza enao tsy ho very maina, ny lalàna napetraka ao @ Baiboly anie aro fanina ho anao tsy anaovanao zvt ratsy eh, miaro anao tsy ho any an-davaka

ka ny eto nge matetika ry rakapy refa tsy xstiana le oul de lazaina foana fa we tsy mino e, de mandeha @ zay ny famptahorana helo sy ny tariny, sarotra be ngamba ny manaja ny finoan'ny hafa :-D :-D :-D :-D
54. niryna ( 25/08/2009 20:15)
Hoy Nathie
Ay v i Rakapy tsy mino eh. Za aloha miteny anao rakapy fa tsy maty antoka enao na mino an'Atra aza. Ny antony d satria ra misy Atra d refa tonga ny fitsarana d ho very any @ afobe any enao satria tsy mino azy, hanenina arak'ilay tenin'i JK nolazain'i Zaka io eh. Fa nefa ra tsy misy iz na nino azy aza enao tsy ho very maina, ny lalàna napetraka ao @ Baiboly anie aro fanina ho anao tsy anaovanao zvt ratsy eh, miaro anao tsy ho any an-davaka.

antsonale e ,misaotra nizara fa anjarany ny mino azy ,safidy io e
rakapy:

Ilay hoe TSY MINO @ fijery maha kristianina no tsy hitovizantsika. Izaho tsy mino fa i jesosy dia A/tra fa mino kosa fa nisy MPAHARY izao tontolo izao.
Ny antony d satria ra misy Atra d refa tonga ny fitsarana d ho very any @ afobe any enao
ka na kristy aza efa nanao fanoharana tamin'ilay mpanankarena sy Lazarosy kanefa ve moa nandray izany ny olona? fanoharana maro no nomeny antsika ary miankina ny tsi11 io ,izay mitady azy dia ahita avokoa na iza izany na izany,manatona ahy dia anatona anao ahy hoy ny teniny "come close to me and I will close to you"

Asa aloha e! samy mbola tsy nisy nahita izay tany isika ,ary izay lasa dia tsy niverina intsony, na dia hafatra aza tsy napetrany :-D :-D :-D
ka efa woe mba tantarao anay hoe izany hinoanao izany kou raha tsy mino ny Atra ny kristiana rakapy ? tsy maninona anefa raha tsy mamaly hianao

ny rivotra ve nisy nahita,kanefa miteny isika fa mangatsika na mafana ,sokafy io varavarana io fa sempotra aho? finoana io e,tsy voatery hino fa mizara fotsiny ny olona ,rehefa manamafy ny fontsika isika dia vao maika ho mafy tokoa izany ary dia ho avy ilay fahavalon'Atra anoro ny lalany amintsika amin''izay ooopss
Baiboly anie aro fanina ho anao tsy anaovanao zvt ratsy eh, miaro anao tsy ho any an-davaka

Tsy manda an'izany aho nefa tsy ny baiboly irery ihany no aro fanina azo hitondrana ny fiainana mba tsy hanaovana ratsy. Misy zavatra maro hafa koa.
fanampiny tokoa ny hafa fa na inona manjo antsika dia voavaha avokoa ny olana rehefa ho an'izay mino sy manaiky azu ary efa voasorotra ho antsika izany ary dia ho vonona sy ankatoa izay rehetra araka ny herin'ny fanahy miaraka amintsika tokoa isika satria ny fanahy no mbitsika antsika mangina

:-*
55. ikaretsaka ( 25/08/2009 20:44)
soanja:

Zah indray mahatsapa hoe raha te hanaraka io fivavahana Xtianina io dia ny hira Krsitianina isan-karazany , ny antsam-panahy, ny Taize, no henoana satria ireo manentanentana tokoa sady mameno Fitiavana tsy misy ohatr;izany. Ny ankoatr'izay azo alaina miadana.

+1
56. Veloo ( 26/08/2009 00:09)
ity dia manazava tsara ny atao hoe BAIBOLY. Ary ny Testamenta taloha sy Testamenta vao2 dia mitohy marihina fa betsaka mihitsy ny verset ao testamenta vao2 nalaina av any @ testamenta taloha...

Tenin'ny olona izay mahay teny gasy noho izaho ity, fa nampiako kely fotsiny...

Nosoratan'olombelona tokoa ny baiboly kanefa tsarovy fa tsindrimandrin'Andriamanitra no tao @ ireny olona ireny, ko dia A/tra iany zany no nanoratra ny baiboly fa fitaovana fotsiny le mpanoratra bedabe ao. Koa tokony harahina an-tsakany sy an-davany zay rehetra ao raha te-ho sambatra enao. Tsy terena ianao fa safidy malalaka omen'A/tra io: manaraka enao de hiadana, tsy hanaraka enao de zakao ny valiny.

Izay mihevitra fa misy contradiction ao @ baiboly dia normale satria tsy ho takatry ny sain'olombelona mihitsy ze tin'A/tra holazaina, fa tsy maintsy mangataka ny Fanahin'A/tra ianao hanazava zay vao hotakatrao ze voalaza ao.

Fa io no boky mahagaga indrindra satria épôk samihafa no nisian'n tantara rehetra ao nefa dia mifandrindra sy voamarina daholo: ny voalaza taloha elabe dia tanteraka aty aoriana na voamarina aty aoriana elabe, tsy mahagaga ve izany? ary iza no boky naharitra indridra teto ambonin'ny tany sy voadika @ teny maro indrindra eran-tany???? tsy misy afatsy ny baiboly.

Sokafy ny masom-panahinao izay mamaky ity post ity fa hahita fahasoavana ianao

soa iany fa tsara ny Tompo ka tsy manery na iza na iza hino fa manaja ny safidintsika, tsarovy fa talentan'ny devoly ny mampisalasala ny olmbelona tsy hino an'A/tra @ fomba rehetra.
Indrindra tsy azo tsaingotsaingohana ny teny sy ny tantara tsirairay ao @ baiboly fa mifampiankina sy mifanazava daholo.
ohatra mba vakio anie e ny 2Tim.3:16 dia jereo ko ny Isa.28:10, Isa 34:16, Isaia 40:8, IPet 1:25, Mat 24:35, Apok. 1: 3, Apok 2:18,19 dia hazava anao ny dikany...
Averiko indray fa tsy hazava aminao mihitsy io na docteur en théologie aza ianao raha tsy ny fanahin'A/tra mihitsy no mitarika anao
57. niryna ( 26/08/2009 03:24)
Veloo:

^:^ =D> =D>
58. ari.malala ( 26/08/2009 09:52)
razakarivola:
==> Tokony ho interpretena toy ny ahoana ary izay nolazaiNy hoy ianao ? Izy mantsy milaza fa tokony horaisina, tahaka ny fandraisan'ny zaza (izany hoe, tsy misy interpretation fa tonga dia @iny lazainy iny).

Ôtran'ireny fataonao reny mints k! reny le mi interpreter @ n'importe comment et n'importe quoi...

razakarivola:
==> Sao dia mba nisy ihany ireo efa tany dia niverina saingy ny olona no tsy mino ? Tahaka ilay voasoratra mikasika an'ilay mpanan-karena sy Lazarosy. "Na dia hisy aza ny avy @ maty, dia tsy hino izy, rehefa tsy nino ny Baiboly".
f'anga enao efa avy tany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D mba tantarao hoe zay itanao tany azafady! :-D :-D :-D :-D :-D :-D

cutie:
sarotra be ngamba ny manaja ny finoan'ny hafa
asa mintsy! mahavariana!

veloo:
tsy azo tsaingotsaingohana ny teny sy ny tantara tsirairay ao @ baiboly fa mifampiankina sy mifanazava daholo.
+1
59. ikaretsaka ( 26/08/2009 14:25)
eshy e rzakarivola e
60. rzakarivola ( 27/08/2009 14:00)
ikaretsaka:
Misy antony kosa angamba matoa hoe nila mianatra theology sns elabe ireny olona mandalina io fa tsy le mi interpreter "be fahatany" ny ki- tsimpotsimpona araka izay metimety aminy sy azoazony de manao "diska goaka" an'iny ...sa ahoana hoy ianao?

==>
1- Inoako aloha fa misy antony e, na dia tsy fantatro aza ho an'ny tsirairay ny antony.
2- Mety tsy mitovy ny mpampianatra théologie. Ho ahy manokana dia ny tenin'ny Sadhu Sundar Singh no iombonako : "la vraie théologie, c'est aux pieds du Maître".
3- Misy ny fianarana ataon'ny olona, misy ny tenin'i Jesoa, ary izao no teniNy : "Rehefa tonga ny Fanahin'ny fahamarinana, dia Izy no hitarika anareo ho amin'ny marina rehetra".
Ilaina ny fianarana, fa ny Fanahy Masina no mitarika @ fahamarinana rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081