La Bible et le téléphone portable

61. ari.malala ( 12/08/2009 14:33)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsitako mitns zay ifandraisan'ilay fanoharana amilay resaka amboletra! ary d mbola manao amboletra iany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d taiza hono no nisy an'izany oul nandrovitra baiboly d tafiditra tany anaty train zany ny feuille ny baiboly? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D comme par enchantement miditra eo ambaravarankelin'ny train lay feuille d comme par magie ilay misy hoe mankanesa aty amiko fa izaho no hanome fitsaharana no teo am fe anle oul :-D :-D :-D :-D :-D c trop beau pour étre vrai :-D :-D :-D :-D :-D
62. fahamarinana ( 12/08/2009 14:49)
:arrow: rzakarivola a: tsotra monja r'ise a! Tsy misy fady aloha fa resaka ifampizarana anie ny antsika e,ny ahy tsy voatery marina hatrany fa raha misy olon'ny fo dia za raika koa anisany hany ka ny tsikera ataoko koa tahaka izay ,zany hoe mety hivoana !
Ohatra no omeko ,raha handeha any am-piangonana aho dia miomana ara-panahy 1er indrindra mba handraisako izay Teny ho azoko any ,indrindra indrindra mba tsy handraisako vilana ! Fa indrindra indrindra koa miomana ny vatako,ny fitafiako ,na maika aho na tsy maika dia tsy ho ataoko ambanin-javatra izany ! Tsy ho voro-kitsay na ho mini-jupe no entiko any satria iny no voarain'ny tanako (he ! za io an )
Marina tanteraka fa "Ny tenin' Andriamanitra anie tsy ampidirina ao am-bava fa ao am-po e! "..nefa na izany aza tsy hanaonao foana koa aho ! za monja nefa izay an ! ary za olombelona be fahotana ( bobaka be ).
( ) ,nonina tany amoron-tsiraka aho ,efa hitako daholo na ny tinety na ny nakany amoron-dranomasina ,sns sns n...tsy dia voako ilay fanoharana noraisin'ise fa dia valiako arak'izay !
rzakarivola:
Itaomako ireo rahalahy sy anabaviko, aza kivy akory mitory an'i Kristy, fa @ hakelin'ny herintsika no hisehoan'ny fahalehibeazan' Andriamanitra.

:arrow: Tsara dia tsara ,tsy misy ho lazaiko,za ary tsy mahavita tokoa !
FA... na hitory hitatata ka tsy hisy hiheno sy handre,ho lasa ny ondry,hitsoaka satria monamonaina !..inona no varany ?
Apetrako ny fanontaniana ary :
Tsy ny hiparitahany ny Fitoriana ve no tanjona sy indrindra ny handraisan'ny olona any Jesoa ao aminy ? Raha fomba hafa no hanaovana ny fitoriana ,sans pour autant transformer ny Tenin'ny Soratra Masina !
Ny marina rahavako,ny tena marina dia raha tahaka ahy ny olona dia tsy tafiditra ao amiko ilay amboletra !...Za monja nefa izay an ! Mety misy afaka mandray ny hafa ! Za somary sampona izay ihany sy be fisalasalana sy fanontaniana rahateo ! akory atao baba ...wink: :) (l)
63. ni81 ( 12/08/2009 15:03)
Ny marina rahavako,ny tena marina dia raha tahaka ahy ny olona dia tsy tafiditra ao amiko ilay amboletra !
:D
64. ikaretsaka ( 12/08/2009 16:43)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsitako mitns zay ifandraisan'ilay fanoharana amilay resaka amboletra! ary d mbola manao amboletra iany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d taiza hono no nisy an'izany oul nandrovitra baiboly d tafiditra tany anaty train zany ny feuille ny baiboly? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D comme par enchantement miditra eo ambaravarankelin'ny train lay feuille d comme par magie ilay misy hoe mankanesa aty amiko fa izaho no hanome fitsaharana no teo am fe anle oul :-D :-D :-D :-D :-D c trop beau pour étre vrai :-D :-D :-D :-D :-D



tsisy hafa @ hoe le evanjeliste taratara amin'ny sipa obese io de "mankanesa aty amiko ianareo izay mavesatr'entana fa izaho hanamaivana anareo "no ambetin-teny e
65. fahamarinana ( 12/08/2009 16:55)
:arrow: Maditra mihintsy ari sy Ika an ! :-P ....
Fa aoka aloha aho hihomehy ! Mavesatra kosa anie ny ota e,enta-mavesatra na matavy na mahia ilay olona ,sa ? (l)
66. ikaretsaka ( 12/08/2009 17:47)
ary ny tavin le obese ry faha?
67. ari.malala ( 13/08/2009 06:59)
tsy resaka ditra akia ry Faha a! non franchement kosa fa tena mankaleo b le manao amboletra kosa e! marin e! nga refa ts manaraka izay blabla sy teny mankaleo sy disk goaka sy tantara foronina mampatory atoandro am 1sy fefany anazy eo d hoe tsmino e, manohitra e! sns sns... Ny ahy d averiko foana hoe enao ts mahalala ny any anaty fon'ny olona fa Andriamanitra irery no hany mahalala izay any anaty fo sy sain'ny olona tsirairay any. D aoka iany koa ts hizesta haka ny plasin'Andriamanitra ka hoe refa voan'ny direkta am fanontaniana sarobaliana satria niteniteny foana d hilaza tena ho Atra ka hoe voatohitra! Ataoko ity any anatin'ireny tsimpotsimpona bedabe reny misy anizany hoe Atra irery no mahalala ny any anaty fon'ny oul? mandàna klou miazakazaka raiso lay boky fitsimponana d jereo tsirairay ny toko sy andininy rehetra d ento eto ndray:
68. fahamarinana ( 13/08/2009 07:15)
:arrow: ari : eka ozy ! :wink: :-* (l)
69. rzakarivola ( 13/08/2009 07:34)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsitako mitns zay ifandraisan'ilay fanoharana amilay resaka amboletra! ary d mbola manao amboletra iany

==> Hoe toy ny nanao amboletra ilay mpitory ... tsy noraisin'ilay nitoriany ilay izy, saingy nisy olona hafa notendren' Andriamanitra handray ilay izy. Ny fanaovana amboletra @ fitoriana ho an'izay manao izany, izao fotsiny no fantatro : Raha manimba ny sitrapon' Andriamanitra tsy havelan' Andriamanitra ho tanteraka ny amboletran'ny olona iray.

ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d taiza hono no nisy an'izany oul nandrovitra baiboly d tafiditra tany anaty train zany ny feuille ny baiboly? ...

==> Tany Indes

ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D comme par enchantement miditra eo ambaravarankelin'ny train lay feuille d comme par magie ilay misy hoe mankanesa aty amiko fa izaho no hanome fitsaharana no teo am fe anle oul :-D :-D :-D :-D :-D

==> Mahay zavatra Andriamanitra ary mahagaga. Fa raha tsy hain' Andriamanitra no mahatanteraka zavatra toy izany dia tsy mbola ampy hery sy fahefana ho Andriamanitra izy izany. Fa raha Izy kosa no Andriamanitra dia hainy izany.

ari.malala:

c trop beau pour étre vrai :-D :-D :-D :-D :-D

==> C beau et c vrai. Eto @ forum eto izao toa karaha manao amboletra ihany aho @ fijoroako vavolombelona sy fitoriako an'i Jeosa KRISTY, ary maro @ireo mpamaky no mandrovitra ... kanefa @ireny rovidrovitra ireny inoako sy antenaiko fa misy sombiny voarain'izay hafa tsy nandefasako mihitsy akory ny hafatra, ary ahazoany famonjena.
70. rakapy ( 13/08/2009 07:40)

d taiza hono no nisy an'izany oul nandrovitra baiboly d tafiditra tany anaty train zany ny feuille ny baiboly? ...

==> Tany Indes

Sao dia film no hitanao dia noheverinao fa marina???/ :-D :-D :-D aoka marina sao dia mamafy lainga e!
71. fahamarinana ( 13/08/2009 07:49)
rzakarivola:
==> C beau et c vrai. Eto @ forum eto izao toa karaha manao amboletra ihany aho @ fijoroako vavolombelona sy fitoriako an'i Jeosa KRISTY, ary maro @ireo mpamaky no mandrovitra ... kanefa @ireny rovidrovitra ireny inoako sy antenaiko fa misy sombiny voarain'izay hafa tsy nandefasako mihitsy akory ny hafatra, ary ahazoany famonjena

:arrow: ^:^
Tsy dia hoe ilay fijoroana vavolombelona no olana r'ise (za tsy tahaka any Ika an ,mbola ise no ampiasaiko fa efa nahazatra sy tsy hitako izay maharatsy azy ),amiko aloha ,satria tsara sy ankasitrahako fa misy androny monja mila moderer-na kely dia tsy mampaninona ny miverina amin'iny amin'ny fotoanany sy ny androny !Azon'ny razaka ve ? :wink:
Kay manina any prime tokoa za ry reto zany !Amin'ilay fotoana tahaka izao dia mahatsiaro manokana ilay namantsika iray iny aho ! :( (l)
72. rzakarivola ( 13/08/2009 07:50)
fahamarinana:

Ohatra no omeko ,raha handeha any am-piangonana aho dia miomana ara-panahy 1er indrindra mba handraisako izay Teny ho azoko any ,indrindra indrindra mba tsy handraisako vilana !

==> Mila miomana mandrakariva ny Fanahy @ fiverenan'i Jesoa Kristy ilay Tenin' Andriamanitra velona, sao ianao tsy hahay handray azy fa handray vilana, ka tsy ny Anjely ho eo an-tratran'i Abrahama no harahinao fa ny hijaly any @ fiainan-tsy hita.

fahamarinana:

Fa indrindra indrindra koa miomana ny vatako, ny fitafiako , na maika aho na tsy maika dia tsy ho ataoko ambanin-javatra izany ! Tsy ho voro-kitsay na ho mini-jupe no entiko any satria iny no voarain'ny tanako (he ! za io an )
Marina tanteraka fa "Ny tenin' Andriamanitra anie tsy ampidirina ao am-bava fa ao am-po e! "..nefa na izany aza tsy hanaonao foana koa aho ! za monja nefa izay an ! ary za olombelona be fahotana ( bobaka be ).

==> Marina ity teninao ity, raha mety ianao, ataovy ho "indrindra indrindra" ilay voalohany. Ary tahaka izay fikarakaranao ny vatanao rehefa ho any am-piangonana, vérifeo tsara mba tsy ho vorokitsay na ho mini-jupe (mampiseho ny fitanjahanao) no hiakanjoan'ny fanahinao, fa hoy ny Tompo "Indro avy toy ny mpangalatra aho, sambatra izay mitandrina ny fitafiany mba tsy hiseho ny fahamenarany"

fahamarinana:

( ) ,nonina tany amoron-tsiraka aho ,efa hitako daholo na ny tinety na ny nakany amoron-dranomasina ,sns sns n...tsy dia voako ilay fanoharana noraisin'ise fa dia valiako arak'izay !

==> Misaotra anao nitondra fanaazvana. "Izay nataonareo tamin'ireto madinika mino ahy ireto no efa nataonareo tamiko koa" hoy ny Tompo.


fahamarinana:

[quote=rzakarivola]Itaomako ireo rahalahy sy anabaviko, aza kivy akory mitory an'i Kristy, fa @ hakelin'ny herintsika no hisehoan'ny fahalehibeazan' Andriamanitra.

:arrow: Tsara dia tsara ,tsy misy ho lazaiko, za ary tsy mahavita tokoa !
FA... na hitory hitatata ka tsy hisy hiheno sy handre, ho lasa ny ondry, hitsoaka satria monamonaina !..inona no varany ?

==> Indraindray aho lasa saina ihany mahita an'ireny pub ireny @ télé na petadrindrina hoe "d mba misy miraharaha ary ve itony?". Nefa tsy kivy ny olona manao an'izany fa manana ny tanjony izy. @ ireny aza ny olona tsy kivy, ahoana no hahakivy amin'izay zavatra tokana tena ilaina indrindra, satria mieritreritra hoe "tsy hisy hihaino akory" ? Ny Apostoly Paoly nanao hoe "Fa lozako raha tsy mitory ny Filazantsara aho"


fahamarinana:

Apetrako ny fanontaniana ary :
Tsy ny hiparitahany ny Fitoriana ve no tanjona sy indrindra ny handraisan'ny olona any Jesoa ao aminy ? Raha fomba hafa no hanaovana ny fitoriana ,sans pour autant transformer ny Tenin'ny Soratra Masina !

==> Toa efa voavalinao sahady ilay fanontanianao ko! Ny Fiangonana ry Fahamarinana an, tsy voatery ho any ny olona. Mahafantatra olona vitsivitsy aho tsy mety ho any am-piangonana mihitsy. Fa ao @ WC kosa tsy maintsy handehanany! Raha ity izy ka misy zavatra mahazo azy ao @ WC ao, mila vonjy izy nefa tsy mahateny ohatra, fa hitany misoratra etsy kosa ilay tenin'i Jesoa Kristy izay manolotra azy ny vahaolana. Tsy mety mba hanandrana hikatsaka @ fony ve io olona io hivavaka hoe "raha misy marina enao Jesosy dia vahao izao olako izao" ... Ary Jesosy ve tsy hamonjy azy mila vonjy ?


fahamarinana:

Ny marina rahavako,ny tena marina dia raha tahaka ahy ny olona dia tsy tafiditra ao amiko ilay amboletra !...Za monja nefa izay an ! Mety misy afaka mandray ny hafa ! Za somary sampona izay ihany sy be fisalasalana sy fanontaniana rahateo ! akory atao baba ...wink: :) (l)

==> Eny, tsy ho tafiditra aminao sy ny maro hafa koa ny amboletra, fa aoka horaisin'izay afaka handray azy izy. Izaho tsy hanery anao hino tahaka izay tsy naneren'i Jesoa ahy hino hatrizay, fa manao izay asain'ny Tompoko atao aho.
73. rzakarivola ( 13/08/2009 07:52)
ikaretsaka:
tsisy hafa @ hoe le evanjeliste taratara amin'ny sipa obese io de "mankanesa aty amiko ianareo izay mavesatr'entana fa izaho hanamaivana anareo "no ambetin-teny e

==> Ny nahasamy hafa kely azy dia izao : eto @ tantara tsy nisy olona niteny, fa soratra mirakitra ny tenin'i Jesoa Kristy no hitan'ilay olona. Ka asa i Jesoa na taratara @ilay olona (izay tsy haiko na lahy na vavy), na tena famaliany ny hetahetan'ilay mila vonjy.
74. rzakarivola ( 13/08/2009 07:56)
fahamarinana:

:arrow: Maditra mihintsy ari sy Ika an ! :-P ....
Fa aoka aloha aho hihomehy ! Mavesatra kosa anie ny ota e,enta-mavesatra na matavy na mahia ilay olona ,sa ? (l)

==> Mahatsiaro tantara iray aho @ izany. Indray andro nisotro divay be loatra i Noah ka mamo, dia niboridana. Nahita an'izany ny zanany anakiray dia nihomehy sady nitantara tany @ ireo hafa ... ozona no azony.
75. rakapy ( 13/08/2009 08:00)
hoy rzakarivola
"Indro avy toy ny mpangalatra aho, sambatra izay mitandrina ny fitafiany mba tsy hiseho ny fahamenarany"

Dia hoy ianao indray hoe
Raha ity izy ka misy zavatra mahazo azy ao @ WC ao, mila vonjy izy nefa tsy mahateny ohatra, fa hitany misoratra etsy kosa ilay tenin'i Jesoa Kristy izay manolotra azy ny vahaolana. Tsy mety mba hanandrana hikatsaka @ fony ve io olona io hivavaka hoe "raha misy marina enao Jesosy dia vahao izao olako izao" ... Ary Jesosy ve tsy hamonjy azy mila vonjy ?

Dia ahoana no hitandremana mba tsy hisehoan'ny fahamenarana nefa ny olombelona dia mila mandro sy mivoaka nefa izy ho avy toy ny mpangalatra??? misy lojika tsy mitombina ao.
76. fahamarinana ( 13/08/2009 08:04)
:arrow: zany hoe ahazo hozona koa ve zany za r'ise ? Sa inona no hifandraisany amin'ilay za mihomehy sy io voalazan'ise io sy ilay tantara !
Za oah tsa tia kitantara sy fanoharana lasa mibilioka any amin'ny tsy haiko any !Ny antony ? Satria lasa miala amin'ny heviny ny Teniny ,lasa manao fandikana vilana isika Olombelona ! Izay voalaza anaty Baiboly no voizina fa tsy avadika tel portable na tantaram-pitiavana anaty boky no anaovana comparaison !
Fanazavana misimisy koakoa hoe rzaka !!...Na ampiana tsimpona aza tsy olana an ! :) (l)
77. fidinirina ( 13/08/2009 08:05)
Andriamanitra tsy hamela heloka ny devoly na oviana na oviana
ari.malala:
efa niresaka anizany nga nareo?

efa tena niresaka tokoa izahay ary ambarany mazava tsara ao bokin'ny Apokalypsy ny hanjo ny devoly @ andro farany.

Mba azonao ambara ahy hoe inona no hiafaran'izao tontolo izao araka izay fantatrao.
78. rzakarivola ( 13/08/2009 08:05)
[quoteari.malala]non franchement kosa fa tena mankaleo b le manao amboletra kosa e!
[/quote]
==> Jesoa Kristy ve tsy inoanao manana fahefana hampangina an'izay mpanao amboletra e? Asaivo ampangininy izay mpanao amboletra. Efa nisy teolojiana nanao an'izany.


[quoteari.malala]
marin e! nga refa ts manaraka izay blabla sy teny mankaleo sy disk goaka sy tantara foronina mampatory atoandro am 1 sy fefany anazy eo d hoe tsmino e, manohitra e! sns sns...
[/quote]
==> Le tantara @ 1h15 iny aza mety mbola mampino ny olona ko. Ny fanoharana nataon'i Jesoa sy ireo tantara notantarainy (Lazara sy le mpanankarena, le zanaka adala ...) ... blabla nankaleo ny jiosy sy ny mpahay baiboly (hébraïque) ireny (angamba).
Izay tsy mino ahy tsy ho very, fa izay tsy mino an'i Jesoa KRISTY tsy hahita fiainana fa ny fanamelohana no mitoetra eo aminy. Ny teniko zava-poana ary tsy manan-kery, ny tenin'i Jesoa Kristy kosa no hitsara ny olona.


[quoteari.malala]
Ny ahy d averiko foana hoe enao ts mahalala ny any anaty fon'ny olona fa Andriamanitra irery no hany mahalala izay any anaty fo sy sain'ny olona tsirairay any. D aoka iany koa ts hizesta haka ny plasin'Andriamanitra ka hoe refa voan'ny direkta am fanontaniana sarobaliana satria niteniteny foana d hilaza tena ho Atra ka hoe voatohitra! Ataoko ity any anatin'ireny tsimpotsimpona bedabe reny misy anizany hoe Atra irery no mahalala ny any anaty fon'ny oul? mandàna klou miazakazaka raiso lay boky fitsimponana d jereo tsirairay ny toko sy andininy rehetra d ento eto ndray: [/quote]
==> Hoy Md. Paoly "Tsy misy mahalala ny ao am-pon'ny olona raha tsy ny fanahiny ihany. Toy izany, tsy misy mahalala izay momba an' Andriamanitra raha tsy ny Fanahin' Andriamanitra ihany".
Tsy fantatro velively ny ao am-pon'ny olona ka, efa impiry aho no voafitak'io maminany zavatra tsy haiko io. Fa ny ao am-poko kosa no fantatro, ny faharatsiako sy ny fandavako no fantatro ary ambarako. Ary tsy ho haiko sy sahiko nambara izany, raha tsy misy izay mahery noho izaho mampiteny ahy. Ary i Jesoa Kristy izany.
79. rakapy ( 13/08/2009 08:05)
Hoy rzakarivola

==> Mahatsiaro tantara iray aho @ izany. Indray andro nisotro divay be loatra i Noah ka mamo, dia niboridana. Nahita an'izany ny zanany anakiray dia nihomehy sady nitantara tany @ ireo hafa ... ozona no azony

Mba mahagaga ahy mihintsy anie ity fahaizanareo ity e! io izao voatantaranao @ antsipirihiny ny tantaran'i Noah mamo? nefa efa taon-jati firy talohan'ny niavian'i jesosy. Nefa rehefa anotaniana ianareo hoe taiza i jesosy t@ fialany sakana sy fahatanorany dia tsy misy mahalala.
80. rakapy ( 13/08/2009 08:13)
Hoy i Fidinirina
Mba azonao ambara ahy hoe inona no hiafaran'izao tontolo izao araka izay fantatrao

Tsy misy mahafantatra izay hiafaran'izao tontolo izao na izaho na ianao. telephoneo A/tra fa izy no mahalala azy.

Si vous étes inquiet, composez * Matthieu 6, 19-24.
Si vous étes en danger, composez * Psaume 91.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505