La Bible et le téléphone portable

21. rijadolly ( 09/08/2009 02:49)
rakapy:
Ity resaka ity indray toa tena fanatisme be ko? Dia raha misy sary porno ve ato anaty portable dia asiko sary porno koa ao anaty baiboly? :-D :-D :-D
rakapy:
Hay ve i salomon koa manana tono-kira X e? nataoko hoe kalon'ny fahiny no tena reven'i lery? interessant be izany sady vaovao!
vohizina mankaiza izy ty??????? AOKA HANDINIKA NY ts11 soa voatarika,hamerina ny tanjona fa fatandremo!
22. niryna ( 09/08/2009 04:34)
rakapy:
Ity resaka ity indray toa tena fanatisme be ko? Dia raha misy sary porno ve ato anaty portable dia asiko sary porno koa ao anaty baiboly? :-D :-D :-D
rakapy:
Hay ve i salomon koa manana tono-kira X e? nataoko hoe kalon'ny fahiny no tena reven'i lery? interessant be izany sady vaovao!
rijadolly:
vohizina mankaiza izy ty??????? AOKA HANDINIKA NY ts11 soa voatarika,hamerina ny tanjona fa fatandremo!


tsy azoko ny tian'i ni tenenina mba valio kely raha tsy manahirana raha tsy afaka mamaly moa dia tsy maninona koa :D
23. ni81 ( 09/08/2009 06:45)
tsy azoko ny tian'i ni tenenina mba valio kely raha tsy manahirana raha tsy afaka mamaly moa dia tsy maninona koa
"ni" iza no anontanian'i niryna? i faha no niresaka teo aloha teo mantsy. Sa sao dia izaho koa no diso famaky! :lol:
24. rakapy ( 09/08/2009 16:36)


Mbola azo atao anty mp3 na mp4 koa aza dia iny no henoina paharivan'ny andro sady miasa ihany. Dia atao fwd raha tsy mazava. vetivety dia any am-paradisa ianao amin'izay


izany ahay ry rakapy

Dia soratana eny @ plafond sy ny rindrin'ny kabone koa dia @zay hay tsianjery tsara mihintsy. Malalaka be ny vavahadin'ny lanitra :-D :-D :-D
25. ikaretsaka ( 09/08/2009 17:44)
Izany ve letsy ko raha tsy rapiera aza rehefa ery @ varavaran lanitra tsy ho leo rehefa miala any ny pli vava

Za mo practical be ity fa mba hahamora ny fahazoana ilay tiako ambara hoe tsy mahavita azy ny pli vava andramo ange hoe sakanan'ny zandarma enao dia code de la route atao pli vava e.... de jereo ny fihetsik'ilay zandarma karaha zany izy io
26. niryna ( 10/08/2009 04:55)

rakapy:
Ity resaka ity indray toa tena fanatisme be ko? Dia raha misy sary porno ve ato anaty portable dia asiko sary porno koa ao anaty baiboly? :-D :-D :-D
rakapy:
Hay ve i salomon koa manana tono-kira X e? nataoko hoe kalon'ny fahiny no tena reven'i lery? interessant be izany sady vaovao!
rijadolly:
vohizina mankaiza izy ty??????? AOKA HANDINIKA NY ts11 soa voatarika,hamerina ny tanjona fa fatandremo!

ni a> ilay teninao hoe vohizina mankaiza izy ity ........ soa voatarika hamerina ny tanjona fa tandremo. ....tsy azoko ny tianao ho tenenina :D


27. ari.malala ( 10/08/2009 07:17)
1/ refa mitsimpona d tsimpony tsara araka ny tokony ho izy, fa i rijadolly no miresaka d i ni ts manints manin ary no voakitika =)) =)) =))

2/ manohitra manohitra, fa refa ts manaiky ny blabla nareo d manohitra e? :D ts manin.

3/ hamafisin'Andriamanitra ny fony... :roll: tena efa niresaka mivantana t@ Atra mitns v niryna d niteny Izy hoe (raisiko ohatra zà) i ari.malala iny ry niryna hamafisoko ny fony fa loza lôtra raha hanohitra Anao? (misy dikany le A io an :P) :roll: :-w =)) =)) =))
28. ikaretsaka ( 10/08/2009 10:25)
Ary misy bouton zany ny bebolin niryna de misy bluetotth de. Camera integre de iphone sa blackberry?
29. ari.malala ( 10/08/2009 10:30)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. ni81 ( 10/08/2009 11:00)
Hoy i rijadolly:
vohizina mankaiza izy ty??????? AOKA HANDINIKA NY ts11 soa voatarika,hamerina ny tanjona fa fatandremo!


ni a> ilay teninao hoe vohizina mankaiza izy ity ........ soa voatarika hamerina ny tanjona fa tandremo. ....tsy azoko ny tianao ho tenenina
i rijadolly kay no i "ni" lazain'i niryna eto! :) zà mantsy gaga :D
31. ari.malala ( 10/08/2009 11:26)
:-D :-D :-D :-D :-D zany refa loza loatra raha hitsimpona e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. ikaretsaka ( 10/08/2009 11:34)
Io kitsimpotsimponareo io e
33. rakapy ( 10/08/2009 12:24)
ALLO, ALLO , JESOSY? MAHENO VE? ALLO. ALLO? tsss..... lany credit angamba i lery.
34. ikaretsaka ( 10/08/2009 14:49)
Lol
35. rakaroka ( 10/08/2009 19:40)
rakapy:

ALLO, ALLO , JESOSY? MAHENO VE? ALLO. ALLO? tsss..... lany credit angamba i lery.



:-D :-D :-D Azon-Drakapy mihitsy ny "blem" !:-w :-w :-$
Hoe ilay recepteur ve micapte ny message? Ary manoina ve izy sa
'reto mpitory no manao kilalao tsindrindriana dia mampiteny ny "eritreriny?
:?: :roll: :roll: :roll: 8O 8O
36. ikaretsaka ( 10/08/2009 20:53)
ary miha betsaka ny kopy le blem a
37. ari.malala ( 11/08/2009 07:22)
:-D :-D :-D
38. fidinirina ( 11/08/2009 10:27)
Hoy [rakapy]
Ity resaka ity indray toa tena fanatisme be ko? Dia raha misy sary porno ve ato anaty portable dia asiko sary porno koa ao anaty baiboly?

Fa maninona moa no « interpréter-na négatif » foana lay izy e !
Sarotra be mihitsy ve ny mandray azy amin’ny heviny tokony ahasoa.

Ny hevitra tiana zaraina nge hoe : RAHA mba ny baiboly tokoa moa no ataon’ny olona tahaka ny finday ka ampiasainy sy jereny isaky ny mahatsiaro eo amin’ny fiainany andavan’andro.
Tsy midika akory fa ampiasaina tahaka ny fampiasan’izay finday amin’ny fomba ratsy fa ho amin’ny tsara indrindra no anton’izany mba ahaizana ny soratra masina.
Hoy [fahamarinana]
za oah ,tsa tiko loàtra manao fanoharana karaha io atao io sy ilay hoe bokim-pitiavana taroktra !Mahala hs tanteraka ilay Finoana ilay izy

Ny zavatra nosoratako dia mitovitovy ny amin’ny ao @ Baiboly atao hoe fanoharana, izay nampiasaina mba ampianarana sy ampitana hevitra :

Oh : Na dia kely toy ny voan-tsinampy aza ny finoanareo (finoana ve moa ho voan-javatra)
Na dia mena tahaka ny jaky aza ny fahotanareo (fahotana ve moa hisy loko) sns.

Saingy nampiasaina ireny fanoharana ireny mba ahazoana tsara ny fampianarana indrindra ho an’ireo sahirana @ fandraisana ny hevitry ny baiboly sy ny fampiorenam-pinoana mihitsy.

Marka 4.11 Ary hoy Izy taminy: Hianareo no efa nomena ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; fa amin'ireny izay any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin'ny fanoharana;
4.12 "mba hijery mandrakariva ihany izy, fa tsy hahita; ary mba handre mandrakariva ihany izy, fa tsy hahafantatra; fandrao hibebaka izy, ka havela ny helony"(Isa.6.9.10).
4.13 Ary hoy Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? Koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra?
4.14 Ny mpamafy dia mamafy ny teny.
4.15 Ary ireto no ilay teo amoron-dalana, dia izay amafazana ny teny, fa rehefa nandre izy, dia avy miaraka amin'izay Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy.
4.16 Ary tahaka izany koa, ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin'ny hafaliana;
4.17 nefa tsy manam-paka ao anatiny ireny, fa maharitra vetivety foana; koa rehefa afaka izany, ka tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia tafintohina miaraka amin'izay izy.
4.18 Ary misy hafa koa izay voafafy teny amin'ny tsilo; dia ireo no ilay nandre ny teny,
4.19 fa ny fiahiahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena ary ny filana ny zavatra hafa miditra, dia mangeja ny teny, ka tsy mamoa izy.
4.20 Ary ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany tsara, dia izay mandre ny teny ka mandray azy, dia mamoa: ny sasany avy telo-polo heny, ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy zato heny.
39. Ilo ( 11/08/2009 12:17)
Misaotra an'i Fidi @ fizarana. Mila mamaky sy mandikina ny Tenin'ny Tompo tokoa isika ahafahantsika mankato izany.
(l)(l)(l)"Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman-alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny làlanao hianao sady hambinina." Josoa 1:8 (l)(l)(l)
(l)(l)(l)"Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny làlako ny Teninao " Sal 119:105 (l)(l)(l)
Mila malina koa isika fa be ny mamitaka sy ny manome fampianaran-diso, ny devoly fahavalontsika koa mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany... Soa fa manana ny Fanahy Masina isika manazava sy mananatra antsika ary Kristy ao anatintsika.
:D
40. ari.malala ( 11/08/2009 13:01)
hehehe fidinirina, d azavao aza hoe in no tiany ambara @ le hoe ambara @ fanoharana fandrao mibebaka izy ka havela ny helony :P nga ndray mou ts hoe tonga mba hamonjy ny very?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009